FANEKENA TALOHA SY NY FANEKENA VAOVAO
21. RBNIR
(
02/02/2015 09:13)
Strong3:
:-) misy fanotaniana mila valiny io ka asa raha mba afaka valian'isé ihany.
Raha io tokoa moa no marina dia hoy ny soratra; ninia tsy nijery ny andron'ny tsy fahalalana Izy.
Sambatra izay tsy nahalala angamba. nefa tsy sambatra izy fa tsaraina amin'ny tsy fahalalany. Indrisy mahonena izany; miangatra angamba Atra tsy nampahalala mialoha ireo mpivavaka nandrindra izay 2000 taona izay fa rehefa tonga ny lehilahy iray izay aty amin'ny taon-jato faha 21 vao hita ny marina.
oz le athée izay hoe cruel atra !!! __
Ny fampianarana tsy misy kilema dia ilay nentin'i JEsosy 2000 taona lasa....
Niainan'ireo kristianina tany amboalohany;
Nisy fotoana tsy hita intsony ilay tena tsy misy kilema
Ny zava-misy ankehitriny dia famerenan'i Jesosy mampianatra indray izany fampianarana izany....
Mat.24:14 Ary hotorina amin’ izao tontolo izao ity filazantsaran’ ny fanjakana ity ho vavolombelona amin’ ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.
Fahatanterahan'io teny io ry namana:
Famantarana fa ho tonga ny farany dia averina hotoriana indray ilay filazan-tsara notoriany fahiny fa tsy hafa akory (satria hoy IZY hoe ity filazantsara ity).....
Samia ho tahin'ny Tompo namana...
22. RBNIR
(
02/02/2015 09:18)
Fanampiny namana strong3, tsy anjaran-tsika no maminavina izay mety ho anjaran'ny olona tsi11 avy, fa marina foana iny teny nolazain'Andriamanitra iny hoe ninia tsy nijery....
Tsy manameloka olona zavatra tsy fantany Andriamanitra, Izay no maha MPITSARA MARINA AZY,
Fa ankehitriny kosa n'iza n'iza mandre izao fitoriana izao dia mandidy ny olona Izy hibebaka ka hanaraka ny tena Marina....
Samia ho tahin'ny Tompo namana...
Tsy manameloka olona zavatra tsy fantany Andriamanitra, Izay no maha MPITSARA MARINA AZY,
Fa ankehitriny kosa n'iza n'iza mandre izao fitoriana izao dia mandidy ny olona Izy hibebaka ka hanaraka ny tena Marina....
Samia ho tahin'ny Tompo namana...
23. RBNIR
(
02/02/2015 11:16)
Strong3:
mitady ahay ka hihihih)
Aza ho isan'izay tsy hino ry stong3 a!
Jesosy ange no nampianatra fa tsy olona e.
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
24. endriny
(
02/02/2015 14:15)
RBNIR:
endriny:
Hono ho'a izany: Dia aiza amin'io ilay Atra dia Fitiavana ary be famindram-po? Ny olombelona mpanota aza mahalala ny hoe heloky ny Ray tsy heloky ny zanaka... sa ity ilay Atra tsy manotosa sy mpanao fo lentika sanatria?
Faly misera namana,
Jao.3:16 Fa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
1 Jao.3:16 Izao no ahafantarantsika ny fitiavana, satria Izy no nanolotra ny ainy hamonjy antsika; ary isika kosa mba tokony hanolotra ny aintsika hamonjy ny rahalahy.
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
Aza mampihomehy ho'a... Vao tery ambony ianao no nilaza fa nandova ota ny olombelona, dia ilay fahotana tamin'ny fototra... Dia nanontaniako hoe hay ve Atra tsy misy indrafo sy famelan-keloka akory ity Atrareo ity e?
Dia valinao ireto Jaonina sy Matio sy Marika ireto... ka raha marina ireo diatokony tsy hanana fahotana intsony ny zaza vao teraka araka ny nolazain' i Sytlo... fa ity moa izay mampetipety ilay fiangonana no ataony... Mampitahotra izy: Ianao dia misy fahotana tamin'ny fototra... manambitamby izy fa lasa ny kil: Atra dia fitiavana, ary tsy manam-pahataperana ny fitiavany...
koa raha tsy manam-pahataperana ny fitiavany, inona no mbola anarahany anay tamin'ny fahotana nataon'i Adama sy Eva?
Izahay tokoa moa no adala ka, hay Atra tsy milaza aminay hoe manana heloka tamin'ny fototra ianareo, fa ilay mpamaky baiboly no nilza taminay izany...
Fa misaotra e
25. rhaj0
(
02/02/2015 15:22)
ka "mpanota" daholo daholo izany ny olb, h@ zazakely... ao @ "imagination"-n'i RBNIR ao kouh... (araka ny finoany)
Rahefa ao @ "imagination"-nao ao ianao TSY mpanota dia ... hi hi hi... dia haninona koa anefa ny "imagination"-n'i RBNIR ? Raha hoz'i RBNIR hoe, ato @ "imagination"-ndRBNIR, dia mpanota nareo, ary dia migorisa any @ afobe daholo nareo rehetra ireo... hi hi hi ho'a.. TSY mahakitika antsika izany ao @ "imagination"-ntsika eeee :-)

26. rhaj0
(
02/02/2015 15:25)
Dia raha tsisy indra-fo ny A.tr'i RBIR ao @ "imagination"-ny ao... dia nefa ny A.trao, ao @ "imagination"-nao ao, be indra-fo... dia ifalio ny anao eee... haninona anao (sy ny imagination-nao) moa ny A.tra any @ imagination-ndRBNIR ??? :-)
27. RBNIR
(
02/02/2015 16:22)
rhaj0:
Dia raha tsisy indra-fo ny A.tr'i RBIR ao @ "imagination"-ny ao... dia nefa ny A.trao, ao @ "imagination"-nao ao, be indra-fo... dia ifalio ny anao eee... haninona anao (sy ny imagination-nao) moa ny A.tra any @ imagination-ndRBNIR ??? :-)
Fa inona ny olana ry stilo, endriny ary rhajo, ilay zaza v?
Manana adidy ny ray aman-dreny, raha mino ny ray na ny reny dia ho avotra ilay zaza...
Raha tianao ny zanakao dia minoa (mialatsiny adinoko ny toko sy andininy.....)
Samia ho tahin'ny Tompo
28. rhaj0
(
02/02/2015 16:28)
ao @ imagination-n'i RBNIR ao izany, dia rahefa "mino" i RBNIR, dia "avotra" hatr@ zanany.
gooood for yououou...
ao @ imagination-n'ny hafa, dia ... "avotra" tsisy conditions ny zanany e... gooood.
Samy faly samy sambatra eeee...
gooood for yououou...
ao @ imagination-n'ny hafa, dia ... "avotra" tsisy conditions ny zanany e... gooood.
Samy faly samy sambatra eeee...
29. RBNIR
(
02/02/2015 17:12)
Tsy imagination ny ahy ry rhajo fa réel a! ianao koa raha mino dia afaka hiseho aminao ny voninahitr'Andriamanitra.
30. rhaj0
(
02/02/2015 17:20)
Raha "réel" aminao ny "tsy-hita-maso", fa tsy hoe "imagination", dia ... hi hi hi ...
ieeee.. "réel" ao @ "imagination"-nao ilay izy.. :-)
ieeee.. "réel" ao @ "imagination"-nao ilay izy.. :-)
31. gasy1zay
(
02/02/2015 18:23)
RBNIR:
Efa mba mazava ngamba izay,
Fanekena taloha,
1- lalàna nosoratana sy novakiana tety ivelan'ny olona
2- Ny ota ao anatiny
3- Andevozin'ny ota tsy mahay manao ny tsara
Fanekena vaovao,
1 Nesorina ny ota
2- Nilatsaka ny fahasoavana (Fanahy Masina) dia nosoratana ao am-pony ny lalàna fa tsy ety ivelany intsony ary novonoina ilay soratanana tety ivelany)
3 -Lasa mpanompon'ny fahamarinana mahatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra.
Ianao io ry namana RBNIR milaza ary miaiky fa ny Fanahy Masina no mampianatra antsika ny tenin'Andriamanitra @ ilay hoe nosoratana ao am-pony ny lalàna koa ahoana no mbola anekenao ny voalazan'ny pasitera Herinirina hoe tsy misy mahay ilay fampianarana nandritry ny 2000 taona? Dia sahinao matahotra ny blasfemia io ve ny hilaza hoe tsy niasa ny Fanahy Masina nanitsy ny diso raha tena nisy diso hatrizay? Mba manaova diniho kely izay fa tsy mety hoy aho ny manaiky be fahatany ny lazain'ny mpitondra fivavahana fa diniho tena mitombina araky ny voalazan'ny baiboly ve.
32. rhaj0
(
02/02/2015 18:26)
gasy1zay:
tsy mety hoy aho ny manaiky be fahatany ny lazain'ny mpitondra fivavahana fa diniho tena mitombina araky ny voalazan'ny baiboly ve.
Fijerinao io... Fijerin'ny hafa izao nefa dia 'mpitondra fivavahana' koa no 'nanoratra ny Baiboly'...
F'angaha tsy mihodinkodina eo ihany e.. :-)
33. gasy1zay
(
02/02/2015 18:37)
Ny batisa no mariky ny fahateraham-baovao sy manala ny fahotana fototra ry zareo a!
Izay no antony hanaovana batisa ny zaza dieny mbola zaza :)
Izay no antony hanaovana batisa ny zaza dieny mbola zaza :)
34. gasy1zay
(
02/02/2015 18:45)
rhaj0:
gasy1zay:
tsy mety hoy aho ny manaiky be fahatany ny lazain'ny mpitondra fivavahana fa diniho tena mitombina araky ny voalazan'ny baiboly ve.
Fijerinao io... Fijerin'ny hafa izao nefa dia 'mpitondra fivavahana' koa no 'nanoratra ny Baiboly'...
F'angaha tsy mihodinkodina eo ihany e.. :-)
Fa i RBNIR ao anatin'ireo mino sy manaiky fa tenin'Andriamanitra ny baiboly ka.
35. rhaj0
(
02/02/2015 18:59)
Dia efa 'samy mino' ve izany nareo nefa dia mbola mifanipa-kevitra ihany?
Tena samy TSY no-'inspirer'-ny marina angamba izany ianareo roaroa, fa raha tsy izany ve tsy efa nilamina... :-)
Tena samy TSY no-'inspirer'-ny marina angamba izany ianareo roaroa, fa raha tsy izany ve tsy efa nilamina... :-)
36. gasy1zay
(
02/02/2015 19:29)
rhaj0:
Dia efa 'samy mino' ve izany nareo nefa dia mbola mifanipa-kevitra ihany?
Tena samy TSY no-'inspirer'-ny marina angamba izany ianareo roaroa, fa raha tsy izany ve tsy efa nilamina... :-)
Ka ny athé ve izany mitovy fijery @ zava-drehetra koa? i rhaj0 ve izany izao mitovy hevitra @ hitler ohatra?
37. rhaj0
(
02/02/2015 20:33)
hi hi hi .. i Hitler mpivavaka.. ny KKK mpivavaka... etsetra...
Fa ny Athee anie TSY nilaza mihintsy hoe mifototra amina verite absolue tokana, na hoe pensée unique, izy rehetra e... Ny Athee, sahala @ Siantista, dia rahefa mipetraka ny porofo, dia mety hiova hevitra. Ary ny Athee TSY sahala @ katolika ohatra, ka izao heloky ny namany taloha rehetra izao dia mbola arovana foana.
Ka nareo roaroa izany efa mino fa 'dictated' ilay ao @ baiboly... fanefa dia tena mbola mampifanipa-kevitra anareo... ka aiza azany ny olana eee ?

38. RBNIR
(
02/02/2015 22:57)
rhaj0:
Raha "réel" aminao ny "tsy-hita-maso", fa tsy hoe "imagination", dia ... hi hi hi ...
ieeee.. "réel" ao @ "imagination"-nao ilay izy.. :-)
Raha miteny aho hoe réel ny fisiany dia tena réel toy ny fisiako sy ny fisianao namana (zava-miafina aminao izany namana). Minoa fa ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra.......
39. RBNIR
(
02/02/2015 23:00)
gasy1zay:
RBNIR:
Efa mba mazava ngamba izay,
Fanekena taloha,
1- lalàna nosoratana sy novakiana tety ivelan'ny olona
2- Ny ota ao anatiny
3- Andevozin'ny ota tsy mahay manao ny tsara
Fanekena vaovao,
1 Nesorina ny ota
2- Nilatsaka ny fahasoavana (Fanahy Masina) dia nosoratana ao am-pony ny lalàna fa tsy ety ivelany intsony ary novonoina ilay soratanana tety ivelany)
3 -Lasa mpanompon'ny fahamarinana mahatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra.
Ianao io ry namana RBNIR milaza ary miaiky fa ny Fanahy Masina no mampianatra antsika ny tenin'Andriamanitra @ ilay hoe nosoratana ao am-pony ny lalàna koa ahoana no mbola anekenao ny voalazan'ny pasitera Herinirina hoe tsy misy mahay ilay fampianarana nandritry ny 2000 taona? Dia sahinao matahotra ny blasfemia io ve ny hilaza hoe tsy niasa ny Fanahy Masina nanitsy ny diso raha tena nisy diso hatrizay? Mba manaova diniho kely izay fa tsy mety hoy aho ny manaiky be fahatany ny lazain'ny mpitondra fivavahana fa diniho tena mitombina araky ny voalazan'ny baiboly ve.
Tsy mitovy ny hoe Jesosy tonga mampianatra mivantana ny baiboly sy ny hoe Fanahy Masina miasa amin'ny tsi11 (efa nazavaiko io namana) i petera dia efa niasan'ny Fanahy Masina na dia mbola tsy nilatsaka tao aminy aza ny Fanahin'Andriamanitra........Jesosy tonga mivantana mampianatra kosa dia otran'ilay fahatongavany tamin'i Paoly ary tena mampianatra mivantana Izy fa tsy hoe ny saina no lasa manao immagianation......
40. RBNIR
(
02/02/2015 23:04)
gasy1zay:
Mba manaova diniho kely izay fa tsy mety hoy aho ny manaiky be fahatany ny lazain'ny mpitondra fivavahana fa diniho tena mitombina araky ny voalazan'ny baiboly ve.
Marina izany fa saingy tsy namaky tsara ny fizarana nataoko hatramin'izay ngamba ianao ry namana gasy1zay fa hoy aho hoe "izaho tsy nahita azy nisehoan'i Jesosy mivantana fa ny azoko hijoroana vavolombelona dia voaporofony 100% ara-baiboly ny fampianarany"......