katolika sy ny fahavetavetana

81. ikaretsaka ( 06/03/2010 16:43)
misy fahamarinany koa izay an-dratoa izay raha ilay hevi dehibe
82. fijo ( 07/03/2010 22:49)
raha efa zatra tsy hiova ka,vitsy no hiova.dia izay mihaiky ny zavatra ratsy vitany,nefa vitsy no hiaiky izany ireo
83. Ratoa ( 08/03/2010 00:13)
raha efa zatra tsy hiova ka,vitsy no hiova.dia izay mihaiky ny zavatra ratsy vitany,nefa vitsy no hiaiky izany ireo
dia aiza izany ny herin'ny vavka sy ny herin'ny Fanahy masina ry fijo,
84. ikaretsaka ( 08/03/2010 02:00)
dia aiza izany ny herin'ny vavka sy ny herin'ny Fanahy masina ry fijo,

rehefa mby eo @ le fahatsapan tena sy fahatongavana saina hiaiky hoe tena tsy mety izany raha ataony izany ...

eo @ le hoe tratra mantsy samy tratra fa ny 1 tratra de mihaiky de miala na nalaina de mipetraka tsara

fa ny 1 tratra fa mbola izy ihany avy eo no mangataka appeal hivoaka sy hoe innocent sy convaincu hono fa i Jesoa no nampanao azy ireny act ireny--> ireo le tsy hiova!
85. Mirananirina ( 09/03/2010 12:54)
Tena lasa lava be ilay dinika dia tsy hitako intsony izay ho valiana. Aleo angaha ilay an'Ikaretsaka sy Mirananirina.

Raha nitondra ity dinika ity teto aho, dia tsy miezaka milaza hoe tsy milay ny katolika. Na hoe tsy milay noho ny hafa.

Fa ny tiako tenenina dia hoe, ho an'ny samy katolika. Raha tsy mijery ny finoana hafa isika fa ny katolika samy katolika ihany. Ahoana no fietseham-ponareo maheno fa ny pretra na ny rev. sy ny tsy haiko ny ambaratonga ambonimbony ao
tong dia disoako avy hatrany raha mopera na iza no mametaveta zaza,tokony ho vonoina ho faty aza :x tsy mendrika ny hitondra fivavahana.Ary misy atoko mpivavahana reko fa hoe miboridana sns...ao ampiangonana..asa aloha.

hoan'i xxx mpitsikera sy mpanenjika an' Ikaretsaka io.Avohay ny anaranao raha tena sahy ianao fa aza miafina dia manenjika olona no atao.
86. ikaretsaka ( 09/03/2010 14:34)
mirananirina>tsy olana re izany e.. mpanenjika toujours afara ho"zy le hiran ilay akama hatrany tolozy zay
sady tsy manana hevitra mazava haroso izy raha za no henjehany fa tsy hevitro.. tsotra be..
zay le mbole toe tsain'ny gasy sasany e. vokatr'ilay .mifanakaiky ny loha sy ny fo sy ny Vo hono... de mifangaro ao aby dia tsy hay intsony ny manavaka ny hoe eto ity no ampiasaina
87. xxx ( 09/03/2010 19:04)
:-D :-D :-D :-D :-D misy maka-pofina be mihintsy ato izany a! fa vadin'i mirana nirina angaha io karetsaka io??? sa raha tian'i mirananirina dia ny IP an'i mirananirina no avoakantsika eto! na koa ny an'i karetsaka :} :} dinika no atao eto ary samy miarao izay harovany(finoana sns) ka raha tsy mahantaty ny sasany dia aleo mangina tsy mivolana intsony.Ary aza asiana teny ratsy kely aloha ilay resaka rakaretsaka fa sao hiampy trotraka iray indray lay fahafaham-barakanareo ao amin-draMOPR ao e. :evil: :evil:
88. ikaretsaka ( 09/03/2010 19:16)
lasa misy IP mivoaka @ resaka fivavahana sy finoana koa le... ataovy serieux ra xxx a
89. ikaretsaka ( 09/03/2010 19:19)
ny hevitra hoa aroso sy ny tohana @ zany .. ary tsy misy resaka teny ratsy io sa tsy misy anananao ireo zavatyra anankitelo nolazaiko ireo ra xxx?
90. xxx ( 09/03/2010 21:52)
fa iza moa no nanontany oe avohay eto ny anaranao aloha e! de dia mba averiko aminareo ihany koa io fanontanianan io! ka inona no nampiaktra be tapoka ny karaotin-drakaretsaka ny amin'io!!! :roll: :roll:
91. xxx ( 09/03/2010 22:00)
ary éla koa angaha tsy manana an'ireo fika anakitelo ireo? sa ela beesex! iza tokoa moa no mahalala e. ra za ela letia mitsabo saina kely mihintsy aloha fa toa tsy zakan'ny sain'ela mihintsy ity resaka fivavahana ity.raha ela aloha no mandeha mikaofesy amzao! dia waina be amin-ndraMOPR mintsy e. :-D :-D
92. ikaretsaka ( 09/03/2010 22:45)
manana aho fa ny ahy au moins mba haiko hoe rehefa ohatran'izao no ampiasaina an'ito de rehefa iza0 no ampiasaina itsy

fa tsy afangaroko voraka ohatran'ny anao.. misy resaka IP.... de misy resaka karaoty , de misy resaka tsy sahy mivoaka anarana, tsy lazaina intsony moa ny fanohanana hevitra @ fivavahana sy finoana: tsy suggestion sy ny vaovao sy ny zavatra noraisin'ny foibem- piangonana misy anao momba izay tsy mety nasongadin'ny namana no lazaina fa zavatra hafa mihitsy

za raha mi kritika na kritikena ny momban'ny fiangonako de mi addmettre za rehefa diso le izy de izao no heveriko ( de miseho za au moins fa tsy manao xxx) sy noheverinay (olona 2 na 3 na marobe ankoatrako) fa nahatonga ilay olona nanao an'iny... miteny za hoe izao no efa natao. izay aho vao miteny hoe ary ny anareo le cas ohatran zao kosa, nanao ahoana ny fandehany?
de tsy hainao angamba ny mamaly an'io? fa ouainina raha tsy mahita avaly.. de aleo miteniteny foana sy mody afindra le sobjektra?
Rehefa tsy hay de aza midina ambany fa tsory fotsiny hoe tsy hainao le raha! na mangina!
sao mainka miha mifanakaiky any le zavatra telo nolazaiko tarokatra io !
93. fijo ( 10/03/2010 00:28)
ratoa,jereo ao amin'ny tahiry ao,fa misy loahevitra efa nalefako teto.nisy pretra taty fransta izay ,niteny tamin'ny lehibean'ny izy,hoe sazio aho,fa nanao ny tsy mety tamin'ny ankizy.
nasitrika nefa le resaka,io rangahy io ihany,(le pretra) nanantona ny tribonaly ary nitolobatana ,noho ny zavatra vitany,ary mbola saika ahilika indray ilay fiampangany tena,raha tsy ny mpanoa gazety no namoaka ilay resaka.
izany hoe misy olona efa mihaiky ny tsy mety nataony,fa ny finiavana mihintsy ,no tsy misy amin'ny lehibeany.
94. xxx ( 10/03/2010 10:18)
aza mangala-tahaka ny tenin'i Hinagasy atsy ambadika atsy ianao rakaretsaka a! hita mihintsy izao ny maha ambany saina anao! ka mody milaza hotry ny sasany hoe zà mihaiky rhf tsy mety ny ataon'ny kato, nefa dia hita be izao ny tsy faneken'ialahy ny fahavetavetan'ireo pitondra ireo!fa ny protestanta foana no nharatsiana eto.manetreha tena fotsiny dia ampy e!Rehefa tsy zakan'ny lohan'elahy koa ny fananana an'ireo fika anakitelo ireo dia tiako aloha ny mirassurer an'ela fa raha ilay fika 1(loha) indray dia tsy mbola nisy panina ny aty na koa oe efa "comat" ka mety mahatonga ny firediredèna indraindray.moa raha i la sy vo indray dia azon'ialahy omena an-dry mopera gratuit sy ambongadiny ao ny an'ialahy.mazava angamba izay.
95. xxx ( 10/03/2010 10:53)
aza mangala-tahaka ny tenin'i Hinagasy atsy ambadika atsy ianao rakaretsaka a! hita mihintsy izao ny maha ambany saina anao! ka mody milaza hotry ny sasany hoe zà mihaiky rhf tsy mety ny ataon'ny kato, nefa dia hita be izao ny tsy faneken'ialahy ny fahavetavetan'ireo pitondra ireo!fa ny protestanta foana no nharatsiana eto.manetreha tena fotsiny dia ampy e!Rehefa tsy zakan'ny lohan'elahy koa ny fananana an'ireo fika anakitelo ireo dia tiako aloha ny mirassurer an'ela fa raha ilay fika 1(loha) indray dia tsy mbola nisy panina ny aty na koa oe efa "comat" ka mety mahatonga ny firediredèna indraindray.moa raha i la sy vo indray dia azon'ialahy omena an-dry mopera gratuit sy ambongadiny ao ny an'ialahy.mazava angamba izay.

Aza manambany tena lesy ry xxx fa manalabaraka antsika protestanta ity vavan'elah.
96. Mirananirina ( 10/03/2010 11:14)
misy maka-pofina be mihintsy ato izany a! fa vadin'i mirana nirina angaha io karetsaka io??? sa raha tian'i mirananirina dia ny IP an'i mirananirina no avoakantsika eto
hihihihihi........
fa admin angaha ianao???sa manala baraka azy ireo.na izany aza efa hita atsy aminy karajia ny IP hihihi.
tsy miaro an'i Ika aho fa milaza aminao hoe ajanony re ny fitsikerana olona eto,fa ny fivavahana tsikerana :(
97. ikaretsaka ( 10/03/2010 13:56)
Mbola misy ry Mirananirina karazan'olona tsy mahay manavaka anzany. Hoe miady hevitra @ na lohahevitra 1izany (finoana le izy eto..fa mety @ rehetra io) ka hoe mbola mahavita mifantoka @ iny ny adihevitra arosony rehefa tena voa loatra ilay firehany. Fa lasa milatsaka perso le izy fe miha midina hatrany...
Ohatra fotsiny ity mitranga ity. Fa de fombany io e, fa de tsy mandeha manaraka ny ady atangany fotsiny no atao..
Sady raha lehilahy (na vehivavy)milaza ho manan~kevitra tokoa izy dia mba sahy mijoro @ maha izy azy sy ny heviny fa tsy miafina sy manao zazakely ao ambadiky ny rideau ao fotsiny.
98. Ratoa ( 10/03/2010 20:06)
ka ianao anie ry fijo nilaza fa misy tsy miova mihitsy no nahagaga ahy é! Efa niova izany ilay mpitondra fivavahana (mompra moa izy io?) satria nibebaka sy nanolo-tena teo amin'ny lehibeny aloha. Ny tsy fanasaziana koa anie ka sazy é! Midika izany amiko hoe: 'eo ianao sy ny conscience -nao ka dia ataovy izay azahoanao ny fahatokisako indra. Raha miteny fotsiny ny filohany hoe:" mivavaha ka mibebaha" dia efa sazy izay satria efa nahalala sy nino ny lehibe fa diso sy mibebaka izy. Raha mbola mitondra azy amim-bavaka koa izy, izany hoe tsy manonona ny anarany, ka miaraha-mivavaka amin'ny hafa, dia mbola sazy koa izanyho an'ny mana-panahy.
Momba ny fitsarana indray, imbetsaka ny fitsarana noho efa nanana izany hetsika izany: tsy mampihino satria :
1° vitsy ny meloka no mibaboka ka manantona ny fanjakana;
2° mompra ity manantona.
Tsy miombo-kevira main'ireo mpanao gazety aho.
Ary taiza moa no nahalalan'ny mpanao gazety ity raharaha? Ilay diso ve no nilaza sa ny fitasarana no namoaka azy? Maha variana
99. xxx ( 10/03/2010 21:29)
miranirina sy karetsaka, niataky ahy ianareo dia mba niataky koa zà.ohatra iray noteneninao ra mirananirina( raha sahy ianao dia avhay ny anaranao manaratsy an'i karetsaka io) dia mba namaly koa izaho. karetsaka! nanopa ahy ianao mba nopaiko koa,ohatra oe(NY LOHA NY VODY NY FO) dia mba novaliko koa ny hopa nataon'éla.tsy misy reska perso mihintsy eto fa ohatra akaiky sy mazava tsara ny opa navaliko an'ialahy. diamba ataovy exemple ny voalazan'iRatoa eo ambony raha tsy tianareo intsony ny fitsikeràna isankarazany.
100. fijo ( 10/03/2010 22:14)
ratoa,tsy hoe tsy hisy hiova mihintsy,diso aho tafateny an'izay,fa ny tiako lazaina ,dia vitsy no hiova satria,na izy te hiova,dia hafenina,na zarany aza hafenina,dia manararaotra izy.

ary ny tena loza ary,raha ny nisy teto frantsa,dia efa nitaraina daholo ireo mpianatra tao amin'ny kilasimandrin'i mopera,ary efa nihaiky sy vonona hanasazy azy ny tao roma,fa le ray amandreninn'y mpianatra indray ,no niaro ilay pretra.tany avaratra tany no nisian'izy io,fa tsy tsaroako tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1573