katolika sy ny fahavetavetana

61. fijo ( 26/02/2010 22:12)
ka atero aty aby ny hena rah ahanao karemy nareo e
62. ikaretsaka ( 27/02/2010 15:42)
EFA LANY T@ MARDI GRAS :-D
63. fijo ( 27/02/2010 22:35)
ahhhhhhhhh izay le tsy mety
64. xxx ( 01/03/2010 21:19)
karetsaka! dia aza mandany andro @ fitsikèràna ny finoan'ny hafa fa ataovy aloha zay mampa_matotra anao kokoa. ;-) ;-)
65. ikaretsaka ( 01/03/2010 21:49)
Haiko ny mihafy haiko ny manambe...haiko ny mivazivazy haiko ny manao serieux
66. Ratoa ( 01/03/2010 23:07)
Haiko ny mihafy haiko ny manambe...haiko ny mivazivazy haiko ny manao serieux Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra
dia aza midera tena fa karemy ny andro :D :D :D :D
67. ikaretsaka ( 01/03/2010 23:17)
anisas'ny jerena @ karemy koa ny hoe aiza aby ny zavatra hay ka ;-) ao @ fandinihin-tena aby izay
68. ikaretsaka ( 01/03/2010 23:18)
za zao efa nandini-tena ihany ohatra fa mba nianatra ihany fa tsy nety haiko ny nanao bolokim-baiboly le manao copy paste tsimpona de atao couleur be ato ireny
69. xxx ( 02/03/2010 18:23)
ka sao dia izay fandinihi-tena nataon'ela zay indrindra no nahatonga an'éla niala tsy ho ???? intsony! :-D :-D
70. ikaretsaka ( 02/03/2010 21:34)
De sao ny tsy fahampian'izay faninihin-tena izay koa no nahatonga anfra xx ho sarimbikotra ao ambadika xxx sy tsy maharitra ahy?
71. xxx ( 04/03/2010 20:32)
aza midera tena oa fa mba mahaiza manetri-tena fa tsss! : :D ary vitao tsara aloha ny asa soa ao amin-dry MPR zay èla vao misarigaigy toa izao. :-P :-P
72. ikaretsaka ( 04/03/2010 21:08)
ny sujet valina e
73. fijo ( 04/03/2010 22:08)
nivilana sujet ve ny sasany?
74. ikaretsaka ( 04/03/2010 22:53)
katolika ny resaka fa tsy mompera sy ny asa soany koa
75. xxx ( 05/03/2010 08:24)
ny sujet eto dia oe NY KATOLIKA SY NY FAHAVETAVETANA dia éla anisany voalohany,ary tsy ny asa soa ataon'ny mompera no resahina fa ela andevozin'ny mompera.andàna indray aloha mikaofesy fa karemy ny andro :-P :-P :-P
76. ikaretsaka ( 05/03/2010 15:15)
Ny kato ve ny resaka sa za e? Doniho tsara :wink:
77. sitlo ( 05/03/2010 19:52)
Tena lasa lava be ilay dinika dia tsy hitako intsony izay ho valiana. Aleo angaha ilay an'Ikaretsaka sy Mirananirina.

Raha nitondra ity dinika ity teto aho, dia tsy miezaka milaza hoe tsy milay ny katolika. Na hoe tsy milay noho ny hafa.

Fa ny tiako tenenina dia hoe, ho an'ny samy katolika. Raha tsy mijery ny finoana hafa isika fa ny katolika samy katolika ihany. Ahoana no fietseham-ponareo maheno fa ny pretra na ny rev. sy ny tsy haiko ny ambaratonga ambonimbony ao?

Jesoa aza niteny hoe: "Ianareo no fanasin'ny tany" ... "raha ny fanasina no tonga matsatso"

Manaraka izay, anisan'ny tena namonoana an'i Jesoa dia ny fanoherany ny fariseo sy ny mpanora-dalàna. Ka tsy hitanareo ve fa toa miverina ihany ireo amin'ny endriky ny ambaratonga isan-karazany amin'ny finoana katolika.

Ireo olona ireo dia tsy miasa mafy tahaka ny vahoaka tsotra, tsy very asa raha vao ambany ny toekarena, sns. Ny antony dia ny mba hironany tanteraka amin'ny asa maha-mpitondra fivavahana azy. Kanefa raha tsy azo ekena tahaka izao ve ny ataony dia ho vitaina fotsiny amin'ny hoe: mamela ny helony, sy mivavaha ho azy...
78. ikaretsaka ( 05/03/2010 22:16)
efa voavaly teny atsefatsefany teny aby io remarks an'i sitlo io
ny tiako tenenina dia hoe, ho an'ny samy katolika. Raha tsy mijery ny finoana hafa isika fa ny katolika samy katolika ihany. Ahoana no fietseham-ponareo maheno fa ny pretra na ny rev. sy ny tsy haiko ny ambaratonga ambonimbony ao?

Choque aloha fa avy eo tonga de nisava nony nahalala hoe tsy ela ny fiangonana de naka fanapahankevitra ho an'ireo izay tratra nanao... hoe mbola mandray andraikitra sy mandeha tsara ny hierarchie

Manaraka izay, anisan'ny tena namonoana an'i Jesoa dia ny fanoherany ny fariseo sy ny mpanora-dalàna. Ka tsy hitanareo ve fa toa miverina ihany ireo amin'ny endriky ny ambaratonga isan-karazany amin'ny finoana katolika

nanohitra ahoana moa le izy ra sitl? afaka velabelarina misimisy ve ny hevitrao?
nony excommunie ry zalahy nanao toa tonga de lasa ary plutot obedience aza no nataony
Ireo olona ireo dia tsy miasa mafy tahaka ny vahoaka tsotra, tsy very asa raha vao ambany ny toekarena, sns. Ny antony dia ny mba hironany tanteraka amin'ny asa maha-mpitondra fivavahana azy. Kanefa raha tsy azo ekena tahaka izao ve ny ataony dia ho vitaina fotsiny amin'ny hoe: mamela ny helony, sy mivavaha ho azy...

tsy miasa mafy tahaka ny vahoaka tsotra @ ahoana ra sitl? mampianatra ireo, mitana sekoly ireo, mamokatra any @ "tanim-boaloboka" ireo. manampy 4mi ireo,mizara kaly ho an'ny gadra sns ireo... fa tsy hoe rehefa alahady (toan'i dadapasy) ihany vao tena kandra!
tsy misy hoe mamela ny helonyfotsiny ihany teo.. fa namela ny helony spiritually , fa ara tsosialy izy niuzaka ny nataony ihany ka.. io nolazaiko anao io hoe nesorina t@ asany sns...

ny katolika

@ kanto dia anisan'ny fomba iray hijerevany sy handinihiny ny maha izy azy ny fijerevana sy ny fisaina'ny olona aty ivelany (tsy kanto) ny kato fa tsy hoe kato zahay de mihidy ao @ maha kato anay ao.. ka izany no mahatonga anay hanao fampitahana foana hoe ary ahoana kosa no mitranga any @ hafa... hijerenenay izaymety ho lesoka sy tsy mety ao aminay koa sy hijerenay hoe aleo ihany aty fa ny any kay mainka pire!
io ilay hoe "ny eto an-tany hiandrandrana ny lanitra"
79. ikaretsaka ( 05/03/2010 22:46)
De averiko @ sitl sy ny sisa ary ny fanontaniana sy ny adihevitra hoe
Izay izany ny an'ny katolika de renareo koa ny an-dry pasy nanondrana sy ny decisions noraisina momba azy ireny koa...de ahoana ny hevitrareo?
80. Ratoa ( 05/03/2010 23:59)
rehefa alahady (toan'i dadapasy) ihany vao tena kandra
Tsy marina io

ny ahy tsy hoe kato sy prost sy hindou sns fa hoe: ny mpitondra fiangonana (antsoina ho fiangonana daholo ny toerana sy ny vondron'olona natao hiantsoina Atra sy ivavahana aminy fa tsy hoe église, temple ets...) sy ny fahavetavetana.
Olona tsongoi-mbolo izy ireo satria olom-boafidin'Atra kanefa dia olona nofo sy rà ihany koa. Olona nanolo-tena ihany koa izy ireo. Tsy tonga lafatra izy satria nofo sy rà.
Manaitra ny vahoaka raha izy ireo no solafaka noho ireo antony ireo a ry koa nohon'ny fanadinoin'ny vahoaka fa nofo sy rà izy ireo.

amin'ny maha olom-belona azy dia ilaina ho sazin'ny olom-belona izy ireo ary amin'ny maha olom-boafidin'Atra azy (tsy izay rehetra manolo-tena no voatokana sy maharitra hatramin'ny farany) dia azy sy Atra indray ny fitsarana ara-panahy.
Raha eto an-tany aloha, dia tsy ambony noho ny lalàna mihefy ny vahoaka izy ireo.

Raha mino an'Andriamanitra anefa aho dia hangataka amin'Atra aho mba hidiran'ny fahazavana izy ireo ka hiova ho tsara indrindra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3348