katolika sy ny fahavetavetana
21. rijadolly
(
20/02/2010 05:25)
Za hatramin\'izao dia tsy misy mahalala ny atokom-pinoako satria tsy any no resaka sy aha-voavonjy.Tsy any amin\' hoe iry secte,zaroa Jiosy fa ny zavatra atao no maha secte-anao.Ianao hoy aho fa tsy ny atoko rehetra ao aminao.
Ny zavatra tsara tokony atao dia ny fanalana ny fa-na-ma-ri-nan-te-na na iza izy na iza.Aratsiko itsy , hamariniko zaroa mba ahafahako manambara fa ny anay no izy; tsy any fa Kristy jerena, Aleo samy manetritena avokoa fa tsy misy iray izay marina isika fa ho hamarinina.
Mialatsiny an\' ika manokana aho raha andefa an\' ty Kitsipona ity sy ny hoe tsy an\'tsika no nanoratana ity fa an\' zaroa, dia aoka isika hino fa ho antsika no nanoratana azy
TIMOTY FAHAROA 2 : 19 Kanefa ny fanorenana mafy nataon\'Andriamanitra dia miorina tsara sady manana izao tombo-kase izao: \"Ny Tompo mahalala ny azy,\" ary koa: \"Aoka ny olona rehetra izay manonona ny anaran\'ny Tompo hiala amin\'ny ratsy.\"20 Fa ao an-trano lehibe, tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tany koa, ny sasany homem-boninahitra, ary ny sasany halam-baraka.21 Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin\'ireny, dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an\'ny Tompon voavoatra ho amin\'ny asa tsara rehetra.

22. xxx
(
20/02/2010 20:31)
jereo fotsiny ireny mopera mody mandray ankizy ho tezainy ao @ dorkasiny ireny e! sady tsy omena karama no sady ampiasaina sahala amin'inona! mandeha ny andro! mandeha ny volana! ireny zaza ireny matetika no hiaràn'ny fahavetavetan'ny mopera sasany.tsy sahy manohitra ilay zaza satria mahantra no sady anaovana lavage de cerveaux hoe ny ato aminaya an! ca se passe comme ça sy patati patàtà. mbola hitohy...
23. ikaretsaka
(
20/02/2010 21:07)
xxx:

Hono hoa..nga mo any @ mopre misy "dorkasy"
24. soanja
(
20/02/2010 21:51)
Kotio fotsiny hoe firy no isan'ny olona eto ambonin'ny tany nahazo fanabeazana mahomby avy amind-ry Mopera sy ry Frera ary ry Masera. Mino aho fa ny manam-pahaizana sy ny mpitondra firenena maro ary ny manam-pahendrena dia maro no notaizan'ireny ary tafita nahaova firenana.
Zava-dehibe ny fiainan-drelijiozy ary indrindra ny fiatrehany ny fanabezana olom-pirenena vanona eran-tany, izay ataony mission mihitsy. Tsy hanontany aho hoe ary ny an'i protestanta ahoana??? firy raha ny eto ambonin'ny tany no resahina? tsy hanao izany aho satria fantatro fa matetika tsy izay no mission, koa tsy hanome tsiny olona aho fa mba misaina lalina ihany!
Aza dia variana loatra manenjika ny be sy ny maro ao anaty vondron'olona, fa n'iza n'iza nametaveta zaza be dia be dia mendrika azy ny fanameloana ho faty fa tsy hoe satria mopera izy na masera sns sns.... raha ianao ve dia tsy mendrika ny fo faty raha nanao izany???? Jereo akaiky ny fifandanjan-tsaina hitsara ny hafa!

25. xxx
(
20/02/2010 22:52)
ny lohateny eto dia hoe :NY KATOLIKA SY NY FAHAVETAVETANY ka avelao ny olona hilaza izay hitany sy zay fantany fa aza tapenam-bava.
26. xxx
(
20/02/2010 22:55)
karetsaka! tsy ny fitsiponàna zay teny diso akory no zava_dehibe! fa ny fandalinàna sy ny fihaikiana ny fahadisoan'ireo pitondra fivavahana zay nanao ny tsy nety ireo.
27. soanja
(
20/02/2010 23:28)
xxx:
ny lohateny eto dia hoe :NY KATOLIKA SY NY FAHAVETAVETANY ka avelao ny olona hilaza izay hitany sy zay fantany fa aza tapenam-bava.
Dia hoy aho hoe Tsy ny katolika no vetaveta fa ny olombelona no manana ny fahalemeny avy! anao indray...
:D 8)
28. xxx
(
21/02/2010 08:05)
Ie! ko raha mihaiky amin'izay ary ianao fa ny katolika dia manana fahalemena tokoa @ lafin 'io ZAVATRA (sexe) io! ka inona no tokony mbola hitaritàna lava be an'ilay resaka e! miandry ny point à la ligne sy ny virgule-nao ndray izahay. :P :P
29. xxx
(
21/02/2010 08:43)
Ny antony tena hitako mahatonga io fijangajangana io betsaka ao @ ry zareo ireo dia ny tsy famelana azy ireo hanambady, hany ka mangala-pinana izy fa tsy afaka maneho ara-dalàna ny faniriany. 8O
30. soanja
(
21/02/2010 14:02)
xxx:
Ie! ko raha mihaiky amin'izay ary ianao fa ny katolika dia manana fahalemena tokoa @ lafin 'io ZAVATRA (sexe) io! ka inona no tokony mbola hitaritàna lava be an'ilay resaka e! miandry ny point à la ligne sy ny virgule-nao ndray izahay. :P :P
Ka raha izay no andrasan'i xxx dia tsy hisy izay avy aty amiko. Ny hafa mpankahala vondron'olona no mpanao izany sy hiaky izany fa ny tenako kosa dia aoka hitsinjo lalandava ny tena olana amin'ny mahaolombelona tsirairay antsika sao mba misy azoko hanampiana ny isanisany indray andro any!
:-* :-* :-*
31. ikaretsaka
(
21/02/2010 14:23)
xxx:
karetsaka! tsy ny fitsiponàna zay teny diso akory no zava_dehibe! fa ny fandalinàna sy ny fihaikiana ny fahadisoan'ireo pitondra fivavahana zay nanao ny tsy nety ireo.
Tsy fitsimponana ny teny diso izany fa hanehoana aminao hoe ny zavatra resahinao sy hiadianao hevitra aza kay tsy voafehinao akory..
Faharoa, ireo nge niaiky fa nanao matoa nahasahy nampiseho t@ media sy fantatry ny foibeny e... contrairement @ sasany le manao izao fa tsy mivoaka ankoatran ilay nanao sy ilay fianakavian'ny victime ihany
32. rijadolly
(
21/02/2010 14:55)
Aoka reto izay a! :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
Miangavy tena miangavy aho,aoka izay fa tsinjoko ny hiafaran' izao resaka izao.
Raha tena Kristianina nareo dia aoka izay! :cry:Izaho tsy miteny hoe fafao fa Farano ity dinika ity fa tsy ho antsika Kristianina, Ampy izay , afaka mandinitena ny tsirairay. :-* :-* :-*

33. soanja
(
21/02/2010 16:01)
rijadolly:
Aoka reto izay a! :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
Miangavy tena miangavy aho,aoka izay fa tsinjoko ny hiafaran' izao resaka izao.
Raha tena Kristianina nareo dia aoka izay! :cry:Izaho tsy miteny hoe fafao fa Farano ity dinika ity fa tsy ho antsika Kristianina, Ampy izay , afaka mandinitena ny tsirairay. :-* :-* :-*
Rija o, tsy mahita ny maharatsy ny zavamisy eto misy mihitsy aho. Normal be ny zavatra tsapan'i xxx satria tsy manaiky ny heviny aho. Tokony samy halalaka hilaza ny heviny ny rehetra. Izay ny mampanakerana hevitra antsika. Ny tenako anefa dia tsy hanaiky fanabatiana sy fanaritsaratsiana antokonolona mihitsy. Fanimbana taranaka izany amiko ary fanitrihana azy ireo hiditra andavaka tsy natokana ho azy ireo velively. Nahoana isika Xtianina no hangina manoloana izany! Inona moa ny adidintsika Xtianina?? Mila fanabeazana ny tanorantsika, na ny tena izy angamba mandrapikinin'ny masoko dia tsy afaka hijery fotsiny ny fanesesehana hevi-diso amin'ny be sy maro aho fa manana andraikitra aho Xtianina na tsia miezaka milaza izay fahendrena, sao mba misy hafa any afaka mandray rehefa tsy izy. Ifampizarantsika ny forum aoka hitohy ny adihevitra na dia mibilabila aza indraindray. Izay no mahaolombelona antsika. Misaotra Ranadahy!
:-* :-* :-*
34. rijadolly
(
22/02/2010 01:57)
Misaotra soanja !
Ny tanjontsika dia samy IRAY ao amin\\\' Kristy. Ekeko raha vahaolana no aroso fa tsy fitanisana ireo hadisoan\\\' ny Mpiray lova amin\\\' tena ho ren\\\' hafa, na hanakonakonana ny hadisoan\\\' rahalahy ka hanamarinantenany , izay samy mitarika fisarahambazana ny samy Kristianina .Malaelo Ianao, Malaelo Aho , Malahelo Kristy raha ny tsy mpino no mitsara antsika.
GALATIANA 6 : 1 Ry rahalahy, raha misy olona azon\\\'ny ota tsy nahy aza [azo olan-tànana amin\\\'izay fahadisoana aza], dia atsanganonareo izay manana ny Fanahy amin\\\'ny fahamorana izy, ka mihevera ny tenanao, fandrao hianao koa mba halaim-panahy ihany.

35. Mandefitra
(
22/02/2010 04:58)
soanja:
Fa normal aminao ve raha ianao no mametaveta zaza be dia be dia ok zany satria ianao TSY mpitondra fivavahana????
Tsy azo ekena avy hatrany. ARy misy dia misy tokoa ny sazy tandrify izany : fanodikondinana zaza tsy ampy taona sy ny fametavetana zaza tsy ampy taona.
Noho izany, tsy tokony harovana ny mpanao meloka ... tokony hampiharina aminy ny sazy sahaza ny heloka nataony.
Io tsisy resaka fanaratsiana fa filazana ny zava-misy ... ary ny Baiboly efa nanome soso-kevitra mazava : "Esory aminareo ilay mpanao ratsy!"
Zay no tokony nataon'i Vatican hatrizay .. satria efa am polon taonany maro no nisian io zavatra io fa tsy hoe vao izao.
Fanontaniana dia hoe : nizorana ve zay lalan'ny famaizana zay, sa mbola nitadiavana alternative satria olom-piangonana?
36. Mirananirina
(
22/02/2010 13:49)
katolika :( :( sy ny fahavetavetanany mahagaga dia ilay fanononana ny mahakatolika ny katolika.Hita hoe tsy fitiavana katolika ,nefa samy kristianina ihany..avy tamin'ny jiosy.
37. Mirananirina
(
22/02/2010 13:50)
misy adino kely,diso tokoa io mopera io,fa tsy ny katolika no diso aoka hazava
38. rakapy
(
22/02/2010 13:59)
:-D :-D :-D Iza ihany ary no tena ahazo ity lanitra ity ? Ry mpoera sa ry pasitera? tena PMU be izy ity ry zalahy :-D :-D :-D
39. Mirananirina
(
22/02/2010 14:47)
Iza ihany ary no tena ahazo ity lanitra ity ? Ry mpoera sa ry pasitera? tena PMU be izy ity ry zalahyangamba ireo tsy mino ,fa isika mino ity toa tsy mitsahatra ny mifanenjika dia miodikodina eo tsy misy hiakatra any andanitra na 1 aza
40. soanja
(
22/02/2010 15:33)
Mirananirina:
katolika :( :( sy ny fahavetavetanany mahagaga dia ilay fanononana ny mahakatolika ny katolika.Hita hoe tsy fitiavana katolika ,nefa samy kristianina ihany..avy tamin'ny jiosy.
Voalazandry tokoa! Aoka mba hifankatia isika na dia sarantsarahan'ny anaram-piangonana aza!
Mendrika ny ho faty tokoa amiko ilay mopera mpanimba zaza saingy tsy izay akory no ilazako fa vetaveta ny fiangonana Katolika. Zavatra samihafa ireo!