katolika sy ny fahavetavetana

101. ikaretsaka ( 10/03/2010 23:25)
xxx:

miranirina sy karetsaka, niataky ahy ianareo dia mba niataky koa zà.ohatra iray noteneninao ra mirananirina( raha sahy ianao dia avhay ny anaranao manaratsy an'i karetsaka io) dia mba namaly koa izaho. karetsaka! nanopa ahy ianao mba nopaiko koa,ohatra oe(NY LOHA NY VODY NY FO) dia mba novaliko koa ny hopa nataon'éla.tsy misy reska perso mihintsy eto fa ohatra akaiky sy mazava tsara ny opa navaliko an'ialahy. diamba ataovy exemple ny voalazan'iRatoa eo ambony raha tsy tianareo intsony ny fitsikeràna isankarazany.

Niataky ahoana moa izany?
ny nahatonga anahy niteny anao an'io hoe afangaronao io aby (resaka katolika le izy fa tsy i P maciel fotsiny irery ohatra na zahako fotsiny irery na i mirananirina fotsiny irery) dia izay no nanaovako io remark io rehefa sarotra be ny nampipasy ilay resaka hoe tsy mikofesy @ mompera anie ny kato sns , izay tsy nety azonao na nohazavaina aza, dia gaga aho hoe inona no tsy nety nahazoanao azy, dia io no hitako fa mety ho antony 1 de nolazaiko mivantana...
vakio tsara anie e
iza no nivoana niala voalohany namadika ny sujet ho tsy resaka finoana sy tsy nety nahazo ny resaka teo? za na manindro-paingotra aza nocardeko tany @ sujet foana ny valinteniko fa tsy hoe voaompa za de hanompa koa fa mijery aloha hoe inona no antony

tsindrona hampiverina resaka fivavahana ny

102. xxx ( 11/03/2010 20:54)
Nanompa ahy ve ianao dia tsy tokony hamaly koa izaho??? na koa Niataky ahy ianao dia tsy tokony hamaly koa izaho??? (va au diable) tokony hataon'ialahy hanatra hoan'ialahy amin'izay ny tsy fanajàna olona toy izao,fa tsy ho @ alalan'ny ompa na izao teny vulguaire rehetra izao akory vao afaka mampità ny hevitr'ela ialahy.au contraire! ambany be, ary tsy ny fahalàlàna zavatra betsaka koa akory no atao hoe fahaizà-miaina.Tsindrona hampiverina resaka fivavahana iny hoy elà dia mba hoy ary zà hoe mivadiha ao ambadika kely ao ny resaka momba ilay mompera sy ny fahavetavetany izay fata-daza tao FIANARANTSOA dia omeko an'ialahy indray ny fitenenana(ny tenako ihany no nampiditra an'io resaka io fa tsy olonkafa akory dia mazotoa mamaky, ary avelako ho an'ialahy ny tohiny.
103. ikaretsaka ( 11/03/2010 21:30)
xxx> niataky ve ny filaza ny hoe ? raha izahay sy i mirananirina ohatra no miresaka hoe fa maninona no tsy mety azon-dra xxx ny zavatra ohatran'izao? dia mamaly an'i Mirananirina aho hoe ka tsy mety azony satria mifangaro sy tsy hain'i xxx ny manavaka ny hoe ity (loha) sy irokatra( Fo) ary izatsy (ny Fitombenana) no ampiasaina rehefa cas ohatran'izao fa ny zavatra tokony ilaina ampiasana ny loha ohatra dia ny fo no entiny mamaly an'iny!
Izay no lojika hitako fa tsy mety ahazoan'i xxx mihitsy ny fanazavana! dia izay no nolazaiko an'i Mirananirina de hay ve ho'zy (jereo ao ambony ao)


Raha niteny mazava aho hoe "Foka ialahy" (sanatria!!) dia amiko dia izay no manompa! saingy tsy mbola niteny izanytaminao aho raha tsy teto ary ny antony hitenenako azy aza tsy intention mihitsy hoe hanompa fa mba hanazavana ny exemple

Momba ilay tsindrona: teneno izy, teneno ny fiangonana, teneno ny ambony.. sns sns (misy hafatr'i Paoly momba izay ao @ fitsimponana ao)
Ny tsy ekena fotsiny de aza atao hoe ny Kanto fotsiny na ny prot fotsiny araka ny nolazain'ndry hinagasy sy ry fijo sns... fa ze manondrana rehetra lazao aby!
De mitonia de jereo ambony jereo ambany de hianaro ny mampiasa an'izatsy sy zarokatra!
:wink:
Izay an! Vade in Pace @ izay ary!
104. Ratoa ( 11/03/2010 22:08)
O.K. saingy hoy i fijo
dia hafenina,na zarany aza hafenina,dia manararaotra izy
Ka tsy milaza anie izany fa tsy manara maso azy ny lehibeny é!!!
fa le ray amandreninn'y mpianatra indray ,no niaro ilay pretra.
ka nety nahita vaha olona mandaitra kokoa izy na efa vonona hanara-maso sy hanampy an'i mompr hibebaka sy hiova izy?
105. ikaretsaka ( 11/03/2010 22:32)
ratoa> izay no antony anisan'ny itondrana azy eto raha ny fijeriko azy, sy hoe mainka mahatsara ny adihevitra ny fahitana cas maro isankarazany: ao ny nandray andraikitra, ao ny tsy nandray andraikitra, ao ny nanao azy tantely afa-drakotra, ao ny mainka nandrakotra azy, ao ny nampiakatra azy any @ sehatra isan-tsokajiny, ao ny nanakotankona azy!
ny iraisana dia hoe samy tsy nety ilay izy na resaka ethics na resaka maha finoana sns anazy...
fa ny mbola hafahafa de le hoe rehefa inona izy ( na ara pinoana io na ara-piaraha monina) de zao no de inona ny dispositions raisin'ny olona
106. Ratoa ( 11/03/2010 22:42)
ka ilay resaka ery ambony anie ry ikaretsaka fitsikerana fotsiny . Ao ny manao hoe "avoahay, avoahay" dia raha mivaoka dia maninona? Ny fitsikerana tsy misy soso-kevitra hanitsy na hanatsara dia fanasoketana amiko; dia tsy ilaina tanisaina koa na misy inona na misy inona fa hoe: izay no nisy ka inona no vaha olana na ndeha hitady vaha olana, izay no misy dikany amiko.
107. fijo ( 11/03/2010 23:04)
asa aloha ratoa,fa manahirana be io resaka io,satria misy resaka voninahitra harovan akoa ao.
toa ny polisy io e,rah apolisy no manao afera,dia ezahina afenina iny ,na dia hanasazy aza,atao izay tsy ahalalan'ny pokona azy,satria tsy i julien ,na rakoto no voasoketa eo fa ny polisy iray manontolo.de toa izay koa ny resaka finoana
108. ikaretsaka ( 11/03/2010 23:46)
Ratoa> nisy ihany nge tao hoe nisy an zao de zao no efa dispo noraisina ....fa ireo nanao an zao inona no noraisina?
de zay vo nandeha ny hoe zahay antoko zao sy zao ....
109. fijo ( 12/03/2010 23:36)
izay,io resaka manahirana be.le izy amiko,tsara ny hanasaziana izay nanao ny tsy nety.na iza na iza,fa ilaina koa ny fiarovana ilay rafitra,satria na dia tsy mpino aza ny tenako,dia mahatsapa fa ilaina ny fiangonana.
satria maro ny olona no mila azy,ary tsy lavina koa,fa maro ny tsara vitany.na kanto io na pros.na jihad
110. sitlo ( 13/03/2010 02:09)
Nisy fahadisoako kely angamba nampiditra ilay resaka katolika. Fa io an-dRatoa io mihitsy no tokony ho nitondrana azy.

Ny antony nilazako ny katolika mantsy dia io no fivavahana kristianina matanjaka indrindra raha ny isan'ny mpivavaka ao aminy no jerena. Manana anjara toerana lehibe ato an-tany mihitsy ny finoana katolika. Ary ny mopera sy ny pretra isankarazany dia efa samy nivoady tsy hiraharaha zavatra ankoatra ny finoana sy ny fiangonana.

Raha ny pasitera mantsy dia manambady, mahazo misara-panambadiana sns. Raisina ho toy ny olona rehetra ihany. Jesoa koa manohana ny fisaraham-panambadiana vokatry ny fijangana...

Ohatra ny marina ihany ny an'ny tsy mpino indraindray.
111. ikaretsaka ( 13/03/2010 03:55)
sitlo:

Raha ny pasitera mantsy dia manambady, mahazo misara-panambadiana sns. Raisina ho toy ny olona rehetra ihany. Jesoa koa manohana ny fisaraham-panambadiana vokatry ny fijangana...



tsy azoko le nataoko bold sy notsipihiko fa afaka velabelarina misimisy ve ra sitl azafady?

sa araka ilay tenin'i dadasy tarokatra hoe i mopr ve izany tsy nataho hokasihindralitra fa i pasy tsy olana raha feno takopery aza
vahavahao misimisy hoe?


112. Ratoa ( 13/03/2010 23:51)
hoy i sitlo
mahazo misara-panambadiana sns

Hatrin'ny oviana no mahazo manao izany i rapasy? Izaho mantsy manana dadatoa pasitera. Raha nangata-bady ho azy ny fianakams dia tonga dia izay ny teny :"haharitra toka-trano ve ianao ramatoa fa ny anay pasitera, tsy misao-bady?" izany hoe tsy mahazo misaraka.
Jesoa koa manohana ny fisaraham-panambadiana vokatry ny fijangana
raha olo-tsotra fa tsy mpitondra fiangonana. rapasy natao hitandrina ka ny azy aloha no tandremany voalohany indrindra.
Ary izao koa é!
Averiko indray: "nofo sy rà ihany izy ireny" mety ho diso. manaraka yzany, araky ny efa nalazako atsy am-badika, sarotra dia sarora anie ny mitondra olona sy mifehy tena é!!! Ny mpitondra fiangonana dia mpampianatra, sarotra dia sarotra ny asan'ny mpampianatra satria tsy maintsy mahita vali-mpanontaniana eo ny eo, ary tsy maintsy mizaka na manohitra hery samihafa sy betsak izay maha vaky loha ka betsak ohatra ny mpampianatra no voa amin'ny sainy, misy mihitsy ny lasa adala;
Toa izany koa ny mpitondra fiangonana. Mila araha-maso isan'andro ny fahasalamany ara-batana sy ara-tsaina (bilan médico-psychologique).
Ary izay voa mila fitsaboana, tasboina, fa tsy tsy roahina na tonga dia aterina eny Anjaramasina é!

Izay ilay fiarovana ilay rafitra ra-fijo â!
113. fijo ( 17/03/2010 22:47)
ny rafitra kosa aloha mila harovana e,mbola hafaka miasa izy izao.
ary jereo ny ataon'ireo evanjelika ao amerika atsimo,fa tena efa miha mahazo vahana be,nefa sahiko ny milaza eto,fa rah aireo no matanjaka be,dia zavadoza no hisy eto an tany.
114. Mandefitra ( 18/03/2010 05:54)
Toa tsy ankijanona izy zany ry zalahy a : maneran-tany ilay fahavetavetana!

(AFP) – Il y a 1 jour

SAO PAULO — Les scandales de pédophilie impliquant l'Eglise ont éclaboussé mardi le plus grand pays catholique du monde, le Brésil, où le Vatican a reconnu l'existence d'accusations contre des prétres pour abus sexuels.

Les cas ont été révélés au grand jour par des images tournées en caméra cachée par une des victimes montrant le père Luiz Marques Barbosa, 82 ans, faisant l'objet d'une fellation de la part d'un enfant de choeur devant un autel, dans le petit Etat pauvre d'Alagoas (nord-est du Brésil) à quelque 2.500 km de Sao Paulo.
115. ikaretsaka ( 18/03/2010 13:00)
tsy ankijanona mihitsy e


March 15, 2010
BY ROSE FRENCH

NASHVILLE, Tenn. -- The three companies that insure the majority of Protestant churches in America say they typically receive upward of 260 reports each year of young people under 18 being sexually abused by clergy, church staff, volunteers or congregation members.

The figures offer a glimpse into what has long been an extremely difficult phenomenon to pin down -- the frequency of sex abuse in Protestant congregations.


Protestant numbers have been harder to come by because the denominations are less centralized than the Catholic church. Some of the only numbers come from three insurance companies -- Church Mutual Insurance Co., GuideOne Insurance Co. and Brotherhood Mutual Insurance Co. Together, they represent a large chunk of all U.S. Protestant churches.

Logic has always suggested that the numbers would be fairly equal, given that those who have studied pedophilia and ephebophilia find that 1-2% of all men are involved.
116. fijo ( 18/03/2010 22:06)
io wa tsy hitsahatra vetivety,satria ireo efa amperinasa mbola eo,ny fanantenana dia ny hoe ,efa misy ny sivana be atao any ampandraisana ireo tanora hoavy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2763