katolika sy ny fahavetavetana
41. xxx
(
22/02/2010 20:10)
ary ianareo toa tsy misy misaotra an'i stylo akory! sa tsy ao anaty lisitra indaray izy io satria mba nampiseho ny heviny? ka izay ange no mahavoan'ireo vondron'olona rhf mifampitantana hoatran'ny jamba e! hoy izy izay oe! ATAOVY ALOHA NY KAREMY fa tssss! :-P :-P
42. soanja
(
23/02/2010 04:41)
Mandefitra:
soanja:
Fa normal aminao ve raha ianao no mametaveta zaza be dia be dia ok zany satria ianao TSY mpitondra fivavahana????
Tsy azo ekena avy hatrany. ARy misy dia misy tokoa ny sazy tandrify izany : fanodikondinana zaza tsy ampy taona sy ny fametavetana zaza tsy ampy taona.
Noho izany, tsy tokony harovana ny mpanao meloka ... tokony hampiharina aminy ny sazy sahaza ny heloka nataony.
Io tsisy resaka fanaratsiana fa filazana ny zava-misy ...
Fanontaniana dia hoe : nizorana ve zay lalan'ny famaizana zay, sa mbola nitadiavana alternative satria olom-piangonana?
Hitanao mazava tsara izy eo, hoe n'iza n'iza manao heloka bevava toy izany dia tsy misy atakandro ny fanamelohana azy na eo anivon'ny fiaraha-monina misy azy ary indrindra ny fikambanana/ na asa misy azy.
Ny fanaratsiana/ fanamelohana dia tsy manahy raha toa ka eo amin'ny mahaolombelona isanisany antsika avy sy ny asa tandrify antsika isanisany avy, izay sarobidy tokoa ka nanomezan'olona fitokisana antsika ka nanimbantsika izany. Saingy tsy tafiditra ao anatin'izany kosa ny fanaratsiana bontolo ny finoana misy azy iray manontolo sy ny mombamomba rehetra amin'ny ankapobeny satria mbola betsaka noho izany ny zavatsoa vitan'io finoana iray io ohatra ary mino aho fa tsy miraviravy tanana sy jambena akory ny fikambanana iasany ka tsy hanameloka azy amin'izany.
Ny tsara dia mikaroka lalandava hoe inona avy no famaizana azony mba tsy hisian'ny fitsarana fahatany ny finoan'ny sasany. Ny vetin-kevitra dia ao avokoa saingy ny lohateny no heveriko fa diso fiantefa sy manana hevitra ambadika. Aoka handinin-tena tokoa satria karemy ny andro!
43. ikaretsaka
(
23/02/2010 12:47)
xxx:
Ny antony tena hitako mahatonga io fijangajangana io betsaka ao @ ry zareo ireo dia ny tsy famelana azy ireo hanambady, hany ka mangala-pinana izy fa tsy afaka maneho ara-dalàna ny faniriany. 8O
Faux probl sy faux solution...
Firifiry ny pasitera manambady fa mitsaingoka atsy sy aroa koa...fa zany hoe"anaovana maso be tsy mahita" sy "tokantrano tsy ahahaka" fotsiny...
Ip tsy misy hafa @ hoe rehefa single ianao no mijangajanga farak ze kely aza de malaza beee hoe lasafoana fa raha vadin'olona de..chuuuut mahamenatra fa aza aparitaka no mandeha aloha
44. xxx
(
23/02/2010 21:31)
fa hono oa! ary toa lasa resaka pasitera indray izy ity e! marivo be izany hoy ny sasany izay! :P :P
45. xxx
(
23/02/2010 21:55)
Faux probl sy faux solution...Zà tsy milaza hoe tena 100 isanjato mahatoky ny pasitera sy ny presbitera sy ireo anarana hafa maro, fa ny tiako ambara dia araka io teninao eo ambony ihany no hanohizako azy: manana fahalalahana hanambady aza izy izany dia ireo no zavatra miseho ka maika fa ho gejaina sy ferana? Ianao ihany no nanome ny valinteny eto
Firifiry ny pasitera manambady fa mitsaingoka atsy sy aroa koa...fa zany hoe"anaovana maso be tsy mahita" sy "tokantrano tsy ahahaka" fotsiny...
Ip tsy misy hafa @ hoe rehefa single ianao no mijangajanga farak ze kely aza de malaza beee hoe lasafoana fa raha vadin'olona de..chuuuut mahamenatra fa aza aparitaka no mandeha aloha
46. ikaretsaka
(
23/02/2010 22:23)
Ireo nomena fahalalahana nanambady aza izany tsy atokisanao sy lazainao fa misy manondrana ihany ary tsy sahinao ny mitsotra mazava fa nahasitrana sy nampihena ny 'fanolanana sy ny janga misy any" ny nanambadian'i pasy fa mainka aza misy. saingy "tokatrano tsy ahahaka" sy afenina fatratra ny fisiany
->donc tsy solution ny hoe manambady
->donc tsy solution ny hoe manambady
47. Mandefitra
(
24/02/2010 04:31)
ika:
saingy "tokatrano tsy ahahaka" sy afenina fatratra ny fisiany
Tsy de inoako hoe afaka hanafina izany ny protestanta.
Tsy manana rafitra, tsy manambola, tsy manana avocat akory izy ka iza no nde hanarona ny hadalany?
Oh fotsiny Pt Lala filohan ny fjkm .. iza no mba niaro azy? na teo antoerana na tany ivelany?
DOnky raha misy pasitera manao ny tsy mety .. tsy maintsy hihanjahanja toy ny vay an kandrina ny ratsy nataony.
Fa sao ilay fiangonana matanjaka be, tsara rafitra sy maro rantsana no afaka manao an' izany hoe tokan-trano tsy ahahaka zany hatrizay ... saingy mpams mivoaka alina azamoa misy mahita ihany .. "sady tsy misy takona zay tsy hiseho" rahateo.
48. ikaretsaka
(
24/02/2010 04:56)
Tsy voatery ho resaka vola sy harena sy organization io ry mandefitra fa resaka tahotra fotsiny ny hampiakatra azy @ sehatra avo kokoa dia aleo tonga de any @ samy mpiara miangona no alamindamina rehefa misy ny fanondranana.
Fa ny kanto sy ny tsara rindra moa..nany nanitsaka tain'akoho aza d'efa sensationel be ....
Raha nasolifatry ny hoditr'akondro zao ohatra I obama d'efa ze magazine rehetra mamoaka an'iny avokoa na ny akanjony aza no zara fa nisy tasy
Fa na nigorisa 100 m. Tany anaty ravin aza ny filohampokontanin'i Manaingazipo tsa hisy gazety hilaza ao afa tsy ny tary any ihany

49. xxx
(
24/02/2010 13:26)
karetsaka! blà!blàblà daholo zany! milazà ary elà fa tsy anisan'ny nahazo tombotsoa @ io resaka fahavetavetana io! rehefa niala tsy ho ?????? intsony sa mety diso zà!asa! :-D :-D :evil: :evil:
50. ikaretsaka
(
24/02/2010 13:44)
Na ny nanambady na tsy nanambady samy manana ny tombony ka ary na nanambady na tsy nanambady samy nananona aby na au moins nieritreritra momba izay....aleo tonga de tsorina...tsy resaka blabla io
51. fijo
(
24/02/2010 22:58)
le hoe vetaveta io koa aloha hazavao ny tena dikany.zavatra ratsy ve izany vetaveta izany sa zavatra tsara.
raha ratsy izany dia aoka hanatsahatra azy daholo ny rehetra.raha tsara ,dia ndao aby lehiretsy fa tsara e,
ilay resaka wa aza atao hoe hamelezako an'iry na iry fotsiny,fa rah ahifanaratsy anie ianareo samy "mpiangona "ireo ,samy tsy misy hafabela eto e.na kanto na pros ,na silamo.samy petsa ao nareo.
izay nanao azy resahina.
rah ahanaratsy papae ohatra dia tsy mety fa fahobe izay,satria misy olona tsy tia ny papa hafa fa tia ny hafa.i zampoly ohatra dia saika ny rehetra no tia azy,na ny silamo aza nihaiky fa in dia tena papa hendry sy mendrika,ankoatra ny fahadisoana kely eny ananona eny.resaka kapoty ohatra.
ny silamo ,moa dia efa hiaraha mahita io ny laza ratsy entiny,nefa misy dia misy ny silamo tsy manaraka izany fomba ratsy izany.
ny pros koa ,dia tsy vitsy ny rapasy manao ny ataony ary mampihaiky volana ny olona,ohatra ilay malama vava ao mada io.ka hoatao bango tokana ve sa atao bango saritaka le fanaratsiana????

52. xxx
(
25/02/2010 19:26)
fijo! tsy misy maharatsy ny vetaveta ,tena marina izany! fa ny hany tsy hekena fotsiny dia ireo mpitondra fivavahana mandoto hasina ny finoan'ny tsirairay.aza avadika resaka tsy loabody izy ity fa aoka handinika tsra ny fahadisoany ireo pitondra fivavahana izay nanao ny tsy mety ireo.
53. ikaretsaka
(
25/02/2010 22:23)
ka maninona no carder-na hoe mpitonfra fivavaha ireto ihany ry xxx? fa ry zarokatra tsy koi na veta laaaavitra aza?
54. fijo
(
25/02/2010 22:25)
tsy milaza mihintsy aho fa miaro ny mpitondra fivavahana manao izany,tsy mbola nisy fiarovako izany mihintsy,fa ny lazaiko ,dia samy ahitana izany aby ny finoana rehetra
55. xxx
(
26/02/2010 12:24)
karetsaka! blà!blàblà daholo zany! milazà ary elà fa tsy anisan'ny nahazo tombotsoa @ io resaka fahavetavetana io! rehefa niala tsy ho ?????? intsony sa mety diso zà!asa!:D
56. ikaretsaka
(
26/02/2010 13:04)
xxx:
karetsaka! blà!blàblà daholo zany! milazà ary elà fa tsy anisan'ny nahazo tombotsoa @ io resaka fahavetavetana io! rehefa niala tsy ho ?????? intsony sa mety diso zà!asa! :-D :-D :evil: :evil:
afaka faritana misimisy kokoa ve le hoe tombotsoa eto?
57. Mirananirina
(
26/02/2010 14:14)
Hoy i xxx:niala tsy ho inona.......??
karetsaka! blà!blàblà daholo zany! milazà ary elà fa tsy anisan'ny nahazo tombotsoa @ io resaka fahavetavetana io! rehefa niala tsy ho ?????? intsony sa mety diso zà!asa!
afaka faritana misimisy kokoa ve le hoe tombotsoa eto?
58. xxx
(
26/02/2010 17:14)
karetsaka! aleo aloha elà hametrahan'i Rijadolly tanana vao tohizantsika indray ny dinika fa ny journaliste rehetra ireto efa liana te hahalala ny tohiny. :roll: :roll:
60. ikaretsaka
(
26/02/2010 21:04)
xxx:
karetsaka! aleo aloha elà hametrahan'i Rijadolly tanana vao tohizantsika indray ny dinika fa ny journaliste rehetra ireto efa liana te hahalala ny tohiny. :roll: :roll:
tanana tsy fanta-pihaviana iny akory letsy .. apetrapetraka aty aminakahy aty :-D tsy mba sasany @ rano voahasina akory au moins!
de aza mamorondainga fa karemy ny andro :-D