katolika sy ny fahavetavetana
1. sitlo
(
17/02/2010 15:59)
Ahoana marina aloha ireto mopera sy ambonimbony ao amin'ny fiangonana katolika ireto amin'ity resaka vetaveta ity eh? Mba nijery tele aho omaly dia nahita ny resaky ny Papa tamin'ny monseniera avy ao Irland dia gaga fa ankizy efa ho 300 be izao ve rangaha.
Tsy ao Irland ihany fa efa in-3 koa aho naheno ohatra an'io tany ambanivohitra.
Nefa raha atao hoe ny ampahafolony fotsiny no heno, dia mety ho firy izany no tranga?
Mazotoa aloha manao karemy fa tssss!

répondu par fijo le 18/03/2010 22:06
3. ikaretsaka
(
17/02/2010 19:30)
Ny katolika vokatr'ilay rafitra delicat (hoe tsy manam,bady sns). Sy hoe tsy de partisan an'ilay resaka ankiafinafina hatr@ JP2, dia lasa fataon'ny olona sensationel be rehefa misy cas bizarre. Nefa le izy de tranga miseho matetika @ fiangonana hafa (@ mormons izao ohatra ny polygamies...ry maihol firy ny vadiny?)
Fa zany hoe ny @ reny Efa lasa "zaka normaly" le izy de lasa tsy mahataitra loatra intsony.
Fa ataovy nge hoe nisy pastera anjatony tonga de nanapa kevitra ny tsy hanambady tsony de hanao fiainana ohatran dry mopre hoe misy monastere sns...fa tonga de sensationel be e! Satria tsy ao anaty rafitra pastera le izy ...de zarbi de a la une...
Io le hoe ny zavatra hafahafa ihany no hita sy aparitaka na efa samy zaka normaly aza le izy..nahatonga le hoe ze tsy nanota taminareo.....

4. fijo
(
17/02/2010 21:05)
krispijo tsy ao ry ika an,hihihhi
io ry zalahy tsy ny kanto ihany an,ny silamo dia be ny koa ny toa io,fa afenina,ny pros dia tsy vitsy ny rapasy manaony ataony amin'ireo tanora ao ampiangonana.ka io tsy hoe "ny kanto sy ny vetaveta"no tokony atao resaka fa hoe "ny mpitarika fivavahana sy ny vetaveta"

5. soanja
(
17/02/2010 22:43)
sitlo:
Ahoana marina aloha ireto mopera sy ambonimbony ao amin'ny fiangonana katolika ireto amin'ity resaka vetaveta ity eh? Mba nijery tele aho omaly dia nahita ny resaky ny Papa tamin'ny monseniera avy ao Irland dia gaga fa ankizy efa ho 300 be izao ve rangaha.
Tsy ao Irland ihany fa efa in-3 koa aho naheno ohatra an'io tany ambanivohitra.
Nefa raha atao hoe ny ampahafolony fotsiny no heno, dia mety ho firy izany no tranga?
Mazotoa aloha manao karemy fa tssss!
Samy vetaveta aby raha samy olombelona. Resaka tsiraidray io fa tsy atao safobe mantsina!
6. xxx
(
17/02/2010 22:58)
Any azia , dia misy fomba nentin-drazana tsy maintsy atao eo @ fiarahamonina raha nahavita fihetsika mamoafady manoloana ny natiora voajanahary !!
Toy ny enuque ,any inde ,vontsirina ny lehilahy nanana firaisana contre nature . Mazàna dia ny lehilahy foana no tsy maintsy hitambesaran' ny heloka bevava miseho eto antany ,

7. ikaretsaka
(
18/02/2010 00:18)
Manampy sy mamintina ny voalaza: samy veta rehefa samy olona fa ny kanto ngamba no hoe na:
1-fenomene be le izy rehefa ry kanto any fa normal le izy any ankafa
2-satria ny kanto ve no sahy maneho ampahibemaso aloha hatr@ zao hoe misy an'io tsy mety ao aminy. De miangavy izay mahita fika izy (resaka honetette)
3-fa ny sisa de na efa mahazatra de tsy mahataitra intsony..na afenina sy tsy atao hita le izy nohon'ny antony maro samihafa (tahotra ny fiaraha monina sy tsy fahasahiana mandray andraikitra sy ny vokany. Na tsy mbola. Fisian'ny fanapaha kevitra @ fiekena heloka? Ataon reo mpitarika sasany?

8. Mandefitra
(
18/02/2010 08:49)
ika:
2-satria ny kanto ve no sahy maneho ampahibemaso aloha hatr@ zao hoe misy an'io tsy mety ao aminy. De miangavy izay mahita fika izy
de inn no vahaolana na fepetra noraisin'i Vatican aza @ io resaka pedophilie io?
satria tena manimba taranaka ilay izy. Raha mpivaron tena na masera no amboarin dry zalahy, samy olon-dehibe io ka zay ifanarahany eo, ny Ao AMbony no mahita ... fa raha ankizy kosa aloha simba ko.
9. Mirananirina
(
18/02/2010 14:26)
katolika sy ny fahavetavetanatsy ny katolika ihany fa ny rehetra io eh!!samy veta daholo.ary tsy hoe tratra ny sasany dia ny rehetra no voa.Sa ilay katolika mihitsy no tsy revenao :)
10. ikaretsaka
(
18/02/2010 14:39)
Mandefitra:
2-satria ny kanto ve no sahy maneho ampahibemaso aloha hatr@ zao hoe misy an'io tsy mety ao aminy. De miangavy izay mahita fika izy
de inn no vahaolana na fepetra noraisin'i Vatican aza @ io resaka pedophilie io?
satria tena manimba taranaka ilay izy. Raha mpivaron tena na masera no amboarin dry zalahy, samy olon-dehibe io ka zay ifanarahany eo, ny Ao AMbony no mahita ... fa raha ankizy kosa aloha simba ko.
a)Ny ao USA de betsaka koa no tratra ary mbola mandoa onitra amin'io hatr@ zaony diosezy lehibe sasany toy an-dry Californie, Boston.. Betsaka koa ny pretra ka voaporofo fa nanao no nahato t@ asany,
b)ary ny formation sy ny fepetra tadiavina any @ vocation dia natao henjakenjana kokoa ny "commitment", Indrindra ho an'ireo "Diosezianina"
manimba taranaka tokoa le izy fa bedebe ko ny pasitera manao ary bedebe ny miakatra fitsarana tamin'iny taon-dasa iny ( singaniko manokana ny mormons fondamentaliste ohatra dia forceny ho vadin'ilay pasitera mpitarika -izay efa polygame- ny sipakely 14 taona devadiany ankitsirano izao)
Ny maha samihafa azy kely fotsiny (contraire @ ndry kanto) dia ry zareo rehefa tratra de tsy manaiky hoe tsy mety io ataony io fa dia mandeha ny tsimpona sns.. hanamarinany fa "sitrak'Atra hono io"!
Dia ilaina toritenyve ny sain'ny olona de ho :^)
11. ikaretsaka
(
18/02/2010 14:43)
(azafady fa lasa tsy nahy)
dia mila toriana teny sy tsimpona @ le metimety sy mahamarina le cause ve ny olona mba ho sadaikatra na zavatra efa tsy mety be izao no lazaina fa mety?
zay le lazaiko foana hoe
"@ io resaka fivavahana io ka raha izay metimety aminao ihany no tsimponinao sy ekenao fa izay tsy metimety aminao de odianao fanina na dinganinao.. dia tsy Atra intsony no inoanao fa ny tenanao"

12. tywa68
(
19/02/2010 09:08)
Sitlo sy Mandefitra > ireo mpijangajanga hivavaho mba hisokatra ny masony fa tsy ho jamban'ny filàn'ny nofo !
Samy manana adidy daholo isika na ny entina na ny mpitondra, ary tsy maintsy hi rendre compte, ka samy hijinja zay nafafiny :wink:
Avereno vakiana ny valinten'i Ika sy Soanja d hazava b :D

13. Mandefitra
(
19/02/2010 09:43)
tywa68>
Normaly aminareo ve zany le fahavetavetan'ny mpitondra fivavahana?
Amiko zany no zavatra tsy azo leferina indrindra, hoe mpitondra fivavahana no manimba ny taranaka @ fahavetavetana.
Raha misy fanamelohana ho faty, dia ireny no mendrika ho faty voalohany indrindra ngamba.
soanja:
Samy vetaveta aby raha samy olombelona. Resaka tsiraidray io fa tsy atao safobe mantsina!
ika:
Io le hoe ny zavatra hafahafa ihany no hita sy aparitaka na efa samy zaka normaly aza le izy..nahatonga le hoe ze tsy nanota taminareo.....
Normaly aminareo ve zany le fahavetavetan'ny mpitondra fivavahana?
Amiko zany no zavatra tsy azo leferina indrindra, hoe mpitondra fivavahana no manimba ny taranaka @ fahavetavetana.
Raha misy fanamelohana ho faty, dia ireny no mendrika ho faty voalohany indrindra ngamba.
14. Mandefitra
(
19/02/2010 09:54)
Vakio ty : http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IKorintiana&Toko=5
1 Efa re marina fa misy fijangajangana aty aminareo, eny, dia fijangajangana izay tsy misy tahaka azy na dia amin'ny jentilisa aza, fa misy anankiray manambady ny vadin-drainy.
2 Ary hianareo indray va no mirehareha, ka tsy nampalahelo anareo akory izany, mba hesorina tsy ho ao aminareo ilay nanao izany zavatra izany?
.........
9 Nanoratra taminareo teo amin'ny epistily aho, mba tsy hiharoharoanareo amin'izay mpijangajanga;
10 nefa tsy ny mpijangajanga rehetra amin'izao tontolo izao, na ny mpierina sy ny mpanao an-keriny, na ny mpanompo sampy; fa raha izany, dia tsy maintsy miala amin'izao tontolo izao hianareo.
11 Fa ny nanoratako taminareo dia ny mba tsy hiharoharoanareo aminy, raha misy atao hoe rahalahy, nefa mpijangajanga, na mpierina, na mpanompo sampy, na mpanaratsy, na mpimamo, na mpanao an-keriny, dia aza miara-mihinana akory amin'ny toy izany hianareo.
12 Fa ahoako ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?
13 Fa ny any ivelany dia tsarain'Andriamanitra. Esory aminareo ilay mpanao ratsy.

15. ikaretsaka
(
19/02/2010 15:10)
Mandefitra:
Io le hoe ny zavatra hafahafa ihany no hita sy aparitaka na efa samy zaka normaly aza le izy..nahatonga le hoe ze tsy nanota taminareo.....
Normaly aminareo ve zany le fahavetavetan'ny mpitondra fivavahana?
tsy hoe izay no tiana lazaina ka.. azafady! fa hoe ny an'ny hafa manao koa fa afenina sy takonana be tahaka ny inona ary raha sanatria afa_drakotra de arovana par tsimpona sy hoe tsy fahotana ange ny polygamie sns... de lasa zaka normaly le izy eo @ fiaraha monina! firifiry ny tra tehaka fantampoko fantam-pirenena moa ireny pasy ireny...fa de pasy ihany no anarany, satria de alamindamina vinany eo, de "ra tsimpontsimpona" no mody hanamarinana azy
Fa ny an'ny kanto le izy
1) notefena be aloha ny perception an'ny Fiaraha monina hoe tsy natao hokasihin-dalitra ireo olona ireo (ce qui est faux! Olona koa ireo na nandeha tany @ asa fahamasinana aza... nahatonga le fanamarihako miharo sangisangy indray andro izay nanao hoe aoka tsy ho adino fa na ny Olomasina sy i Jesoa aza anie ka nitazona ny filahiany sy nanainga zipo rehefa poritra e)
2)tsy afeniny fa lazainy... ka somary manafintohina ilay fijery nataoko 1) io!
16. ikaretsaka
(
19/02/2010 15:16)
Mandefitra:
1 Efa re marina fa misy fijangajangana aty aminareo, eny, dia fijangajangana izay tsy misy tahaka azy na dia amin'ny jentilisa aza, fa misy anankiray manambady ny vadin-drainy.
2 Ary hianareo indray va no mirehareha, ka tsy nampalahelo anareo akory izany, mba hesorina tsy ho ao aminareo ilay nanao izany zavatra izany?
.........
9 Nanoratra taminareo teo amin'ny epistily aho, mba tsy hiharoharoanareo amin'izay mpijangajanga;
10 nefa tsy ny mpijangajanga rehetra amin'izao tontolo izao, na ny mpierina sy ny mpanao an-keriny, na ny mpanompo sampy; fa raha izany, dia tsy maintsy miala amin'izao tontolo izao hianareo.
11 Fa ny nanoratako taminareo dia ny mba tsy hiharoharoanareo aminy, raha misy atao hoe rahalahy, nefa mpijangajanga, na mpierina, na mpanompo sampy, na mpanaratsy, na mpimamo, na mpanao an-keriny, dia aza miara-mihinana akory amin'ny toy izany hianareo.
12 Fa ahoako ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?
13 Fa ny any ivelany dia tsarain'Andriamanitra. Esory aminareo ilay mpanao ratsy.
de naka disposition ny kanto @ io.. nolazainy mivantana le izy,betsaka niala tsy ho mompera. betsaka no noesorina eveka sns ireo tratra sy nenjehin'ny eritreriny fa nanao, nisy aza ny nigadra!
ary navoaka media be sns eran-tany eran-danitra le izy hoe tsy milay ireo!
Fa ny an-drapasy:n rehefa tratra de mandeha aloha ny Bizna izy samy izy (izy sy ny fianakams ilay zaza tsy ampy taona) de izy rehetra 1 fiangonana... rehefa mafy ny ataky dia ny tsimpona no io avadika hiarovana tena .. de rare no mankany @ foibe.. ny any koa mainka voa bizna de taveeela ihany ra pasy de manao ny asa ratsiny!
17. soanja
(
19/02/2010 17:25)
Mandefitra:
tywa68>
soanja:
Samy vetaveta aby raha samy olombelona. Resaka tsiraidray io fa tsy atao safobe mantsina!
ika:
Io le hoe ny zavatra hafahafa ihany no hita sy aparitaka na efa samy zaka normaly aza le izy..nahatonga le hoe ze tsy nanota taminareo.....
Normaly aminareo ve zany le fahavetavetan'ny mpitondra fivavahana?
Amiko zany no zavatra tsy azo leferina indrindra, hoe mpitondra fivavahana no manimba ny taranaka @ fahavetavetana.
Raha misy fanamelohana ho faty, dia ireny no mendrika ho faty voalohany indrindra ngamba.
Fa normal aminao ve raha ianao no mametaveta zaza be dia be dia ok zany satria ianao TSY mpitondra fivavahana????
18. fijo
(
19/02/2010 20:49)
aza ferana hoe ny atsy ihany le resaka e,ankoatran'ny krispijo aloha,dia ahitana azy io aby ny finoana rehetra.
19. xxx
(
19/02/2010 22:30)
:-D :-D EISHY OE RY KATOLIKA SY NY FAHAVETAVETANY EH ! toa miakatrakàtra be daholo ry zalahy matsiaro voadoana ato izany. samy vetaveta ny olombelona ekena fa tsy raisina amin'ilay sense oe na mopera izao az dia handeha hametaveta zanak'olona tsy ampy taona etsy sy eroa!
20. soanja
(
19/02/2010 23:41)
xxx:
:-D :-D EISHY OE RY KATOLIKA SY NY FAHAVETAVETANY EH ! toa miakatrakàtra be daholo ry zalahy matsiaro voadoana ato izany. samy vetaveta ny olombelona ekena fa tsy raisina amin'ilay sense oe na mopera izao az dia handeha hametaveta zanak'olona tsy ampy taona etsy sy eroa!
Iza moa no hahatsiaro diso (voadona) amin'ny fahalemen'ny hafa???? Ny fahalemen'ny tena tsirairay ihany no azoko antsaina fa tokony ho banjinina akaiky sy atao izay hampatanjaka azy tsy hivarilavo.