Iza no tompon'antoka?

81. fijo ( 21/01/2010 22:12)
kay kay kay mahery letsy izany ry ika

hihihih elahy ity letsy rakapy
82. rakapy ( 25/01/2010 12:50)
Hoy Fijo

hihihih elahy ity letsy rakapy
:-D :-D :-D manin letsy aho???
83. ikaretsaka ( 25/01/2010 13:40)
ka izay lety no izy ra fijo a.. lasa fanilihana izao rehetra izao le Atra ho an-jareo
84. fijo ( 25/01/2010 22:21)
aoka letsy,bedy eo ialahy fa ,ireo anie ka mpamaky boky e
85. ANARIM ( 28/01/2010 07:35)
ravonjison:

Io indray ilay zavatra manorisory ahy mihitsy ao Dago.
Efa hita fa tsy voakojakoja tsara ilay fiara, ary izay no nahatonga ilay loza, ka tsy hikato mihitsy izay andaniana andro @ fanalána devoly sy fiitadiavana sampy @ izany.


oui oui dia manaraka akaiky ny fizotry ny tribonaly moa izany izao ny tenako!!!
86. fijo ( 28/01/2010 21:03)
ka ampidirina indray izany zanahary nefa nytena no kamo hikoja fiara
87. soanja ( 03/02/2010 01:32)
rakapy:



Raha voalaza fa A/tra no namorona ny zavatra rehetra ary manana fahefana tanteraka eo @ asa-tanany.
Ny xana koa anefa etsy andaniny dia milaza fa A/tra dia tsy namorona ny ratsy.
Asa moa na tsara na ratsy ny zava-misy any Haiti @ izao fotoana izao raha fijery xana no ijerevana azy fa ny fanotaniana manitikitika ny saiko dia hoe: Iza no heverinao fa tompon'antoka @ izao zava-misy any izao ry xana? Ary nahoana no izy ireo no nofidina hiaran'ny loza, izay mariahana etona fa toerana anisan'ny feno fahantrana sy mpino xana maro be tokoa raha jerena?



Izao aho vao afaka namaky ny lohahevitra. Miala tsiny fa tsy nahavaky ny an'ny hafa fa dia valiako hoe hafa koa zany fanontaniana izany fa na izany aza dia ezahiko valiako hoe :

Andriamanitra no tompon'antoka satria izy no nanao ny tany sy lanitra ary ny zavaboary ao anatiny. Izay ratsy eo amintsika akory tsy voatery ho ratsy eo imason'Andriamanitra fa ny azy dia efa misy planina ary izay misy dia satria nohon'ny fahefany.

Matoa misy ny tranga iray dia satria manana fandaharana Andriamanitra amin'izany ary ny fitiavany no hiarihary hanome hery ireo izay mino azy!


88. rzakarivola ( 03/02/2010 14:19)
ikaretsaka:

ny havendrananao sy ny tsy fahatongavanao saina aza ahilika amin'Atra

==> Ny antsoin' Andriamanitra hoe : insensé, dia ireo tsy mihevitra an' Andriamanitra. Satria ny sens tokony handehanana dia mankany @ Andriamanitra, fa ny insensé mandeha @ sens inverse.
Tsy tonga saina tokoa aho, tsy nanilika tamin' Andriamanitra aho, kanefa nahazoako lesona koa izany.
89. rzakarivola ( 03/02/2010 14:28)
rakapy:

Zavatra tsotra anie izany ry Rzakarivola e! raha misy miteny hoe misy vaky ny tuyau n'ny gasoil-nao dia mijanona aho ary hijery hanamarina fa tena vaky marina ilay tuyau. Tsy hitako izay idiran'ny resaka finoana @ zany.

==> Tsy misy idirany, fa misy fianarana azo raisina : rehefa misy miteny aminao mikasika ny finoana hoe itsy no marina, jereo mihitsy aloha, hamarino, fa aza maika mitsipaka fandrao ho loza lavitra noho ilay t@iny voyage iny ny hiafarany.

rakapy:

Iny indray moa dia izay fijerinao sy fitsaranao azy tsy dia misy olana fa amiko dia tsy dia zavatra ohatra izany no andehanako hivakisana loha hoe avy @ A/tra ve ity sa tsia. Ataoko fa manana zavatra maro lehibe lavitra noho izany sahanina izy ka tsy ho ndeha ho kotabaiko @ izay resaka tuyau-na gasoil vaky.

==> Ny fahendren' Andriamanitra sy fitiavaNy dia mampiseho fa na dia ny zavatra heverintsika olombelona ho bitika indrindra aza dia sahaniNy avokoa.
"ny tsintsina, tsy mamafy na mijinja, kanefa tsy misy milatsaka amin'ny tany na dia iray amin'ireny aza raha tsy efa nahazo alalana avy tamin'ny Raiko izay any an-danitra".
"Na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa".

Izay rehetra noforonin' Andriamanitra dia nataoNy ho amin'ny asa iray avokoa, koa na dia izay farany bitika indrindra aza dia iadidiaNy.
Raha handeha hi-voyage ve ianao ka mahita fa misy gougeon anakiray tsy mipetaka eo, dia avelanao ho any satria ny fiara mandeha tsinona ? Moa na ny pneu de secours aza, izay zavatra tsy miasa fa natao fiandry fotsiny ihany tsy assurer-nao mba tsy vaky sy azo ampiasaina amin'ny fotoana ilàna azy ?

Ianao olombelona aza misaina toy izany, moa ve Andriamanitra tsy hisaina izay bitika indrindra ?

Tsy manakotaba an' Andriamanitra ianao raha manontany Azy hoe "maninona no nitranga tamiko iny tantara iny?", au contraire, azoNy natao nilamina ny dianao, tsy nisy olana, fa ianao no nokotabaiNy ... mba hitodihanao amiNy, hahafantaranao fa miteny Izy, fa ny teniNy no anomezaNy anao ny fiadanana sy izay ilainao rehetra. Koa meteza hitodika amiNy ary hihaino Azy.
90. rzakarivola ( 03/02/2010 14:30)
ikaretsaka:

ka izay lety no izy ra fijo a.. lasa fanilihana izao rehetra izao le Atra ho an-jareo

==> Mety manilika zavatra amin' Andriamanitra ihany aho, fa iza no tsy manao an'izany? Kanefa eto, tsy fanilihana, fa je vois combien IL est grand et puissant qu'on ne peut rien faire sans qu'IL donne son consentement, et Il donne son consentement pour une raison.
91. ikaretsaka ( 03/02/2010 14:32)
misy zavatra noharian'Atra ao aminao ..saina st fahafahana miheritreritra no anarany.. natao ho ampiasaina koa io aloha..maroa nohariny sy nomeny anao ..
izay vao ahilika any ny raha fa tsy hoe vao koba kely de....
anisan'ny fahotana ny tsy fampiasanao ny zavatra nomena anao ho ampiasaina
92. rakapy ( 03/02/2010 14:37)
Rzakarivola> resaka efa t@ tapa-bola izany e! efa nivadika ny kalandrier
93. ikaretsaka ( 03/02/2010 15:15)
ka aza omena tsiny letsy lery Rakapy fa "mbola nanontany an'i Jesosy" hono a
94. rakapy ( 03/02/2010 15:21)
Hoy i Soanja
Andriamanitra no tompon'antoka satria izy no nanao ny tany sy lanitra ary ny zavaboary ao anatiny

Izay vao nisy nanana courage nilaza fa A/tra no nanao ny zavatra rehetra.
Izaho akory tsy milaza fa izay no marina fa kosa raha raisina @ fihevitry ny xana fa A/tra no nanao ny zavatra rehetra eny fa ny bitika.

Ny fomba fisainan'ireo xana maro mantsy dia hoe mampalahelo sy mampihorikoditra ny zava-niseho tany Haiti iny,maro ny maty noho izany dia tsy sazy avy A/tra fa A/tra kosa dia tsy tompon'antoka t@ iny. Hany ka raha vao misy miteny hoe A/tra no tompon'antoka dia tonga dia lazaina fa manenjika an'A/tra ilay olona.

Vitsy no afaka miheritreritra hoe izany tompon'antoka izany anie ka tsy voatery ho @ ratsy foana fa mety ho @ tsara koa .
95. rakapy ( 03/02/2010 15:52)
Hoy Ikaretsaka
ka aza omena tsiny letsy lery Rakapy fa "mbola nanontany an'i Jesosy" hono a

Na dia hikapa aza ve i lery dia mbola manotany an'i jesosy? De hafiriana vao mivaly ny hafatra? tsy kaonstipe ve ny andro-pianana kle?
96. xxx ( 03/02/2010 16:36)
ikaretsaka:

misy zavatra noharian'Atra ao aminao ..saina st fahafahana miheritreritra no anarany.. natao ho ampiasaina koa io aloha..maroa nohariny sy nomeny anao ..
izay vao ahilika any ny raha fa tsy hoe vao koba kely de....
anisan'ny fahotana ny tsy fampiasanao ny zavatra nomena anao ho ampiasaina


Ay koa raha izay kosa ny hevitringahy dia nahoana ary ny mopera no tsy avela manambady
:-D
97. ikaretsaka ( 03/02/2010 17:56)
satria nampiasainy ny sainy hahalala fa tsy mety amin\'ny asany ny manambady
98. ikaretsaka ( 03/02/2010 18:01)
sady tsy nanilaka izy hoe "ahoana ny hevitr'i jesosy" de na namaly tsara izao aza i Jesosy t@ alalan'i paoly hoe tsy mety @ mpanao ny raharahan'Atra ny manambady..dia somary tsy azoazony le kozy de nodiany nodinganina tsotra izao :wink:
99. xxx ( 04/02/2010 13:07)
Tsara angamba mba omenao eto ny toko sy andininy milaza io lazainy paoly io fa tsy hitako . Zaho manokana aloha tsy nahita izay fandrarana ny olona tsy hanambady ao @ baiboly , fa ny hitako dia ny hoe : voapetakybny vy mahamay ny feon'ny fieritreretany ka mandrara ny olona tsy hanambady ... fa raha avy @ ilay olona manokana na ilay mpitandrina no tsy hanambady dia tena tsra tokoa fa tsy hoe amoahana lalana ny tsy hanambadianizy rehetra
100. ikaretsaka ( 04/02/2010 15:38)
tsy namaky izany i xxx ko.. tsy nandrara ny olona rehetra tsy hanambady fa ny olona manao rahararhan'Atra sy raharaham-piangonana
andraso hitsimponiko ho an'ireo "mpitsimpona fa tsy mpamaky 1 kor 7 24-35 aza e :wink:
de miverina ary @ teniko (hafatra 96) hoe satria takatry ny sainy koa le izy hoe tsy mety ary hanampy azy hahavita tsaratsara kokoa...
fa tsy hoe voasoratra de atao loi betement
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0881