Aleo tsoriko fa ao @ fiangonana misy anao dia ny lalana ao dia tsy mahazo manambady ny pretra , tsy avy @ hevitry ny tsirairay izany fa lalana ao @ ilay eglizy , tsy misy maharatsy azy nefa lalan'olombelona izany . Ary eto aho dia manambara @ ao fa marina ny faminaniana voalaza ao @ baiboly ao dia ny manao hoe : voapetaky ny vy mahamay ny feon'ny fieritreretany ka mandrara ny tsy hanambady sy mampifady ny haninana izay nataon'Atra ho madio ....