Iza no tompon'antoka?
41. ravonjison
(
20/01/2010 09:42)
ANARIM:
ndraso klou!!!!
d iteny koa ve zà zao ohatra hoe : "iza no tompon'antoka amin'ny tsy fisian'ny la neige mirotsaka eto madagasikara?????"
iza no tompon'antoka tany Haiti : ny horohoron-tany!!!!
efa napetrk'Andriamanitra hiaina ety ambonin'ny tany isika, dia miaina, ary rehefa hoe maty isika dia maty!!! d misy ndray teraka, d velona, d aveo maty!!!
fa raha ny fahotana misy erank'izao tontolo izao ve tsy tokony efa babangoana ny univers?????
ny maty lasa vovoka, fa anjaran'ny velona ny miezaka ho tsara, fa izay ihany no ahitana filaminana ao anaty! au moins niezaka, na tsy nahavita 100% aza, satria tsy misy tonga lafatra...
ANARIM a , efa nozaraiko roa ilay fanontaniana atsy ambony atsy : ny hoe tao Haiti nisy horohorontany dia zavatra voajanahary , ka tsy misy tompon' antoka ny amin' iny ( toy ilay neige voalzanao . Fa ny olana dia ny hoe tsy misy zavatra mi- fonctionne - mihitsy ao Haiti, noho izany dia betsaka ny maty , ary korontana no betsaka . Raha mba nandeha ara-dalána mantsy ny zavatra rehetra tao , dia mba vitsivitsy ihany ireo maty. Izay ilay olana , ary izay ilay hilána valimpanontaniana hoe : iza no tompon' antoka @ izay ?
42. rakapy
(
20/01/2010 09:55)
Hoy Ravonjison
Raha atao ve ny kajy tsy ilay Zanahary ve izany no tompon'antoka t@ horohorotany e??? sa tsy misy tompon'antoka satria tsy misy zanahary???
Raha ity indray no dinihina dia misy andraikitr'isika olomelona eto.
, efa nozaraiko roa ilay fanontaniana atsy ambony atsy : ny hoe tao Haiti nisy horohorontany dia zavatra voajanahary , ka tsy misy tompon' antoka ny amin' iny
Raha atao ve ny kajy tsy ilay Zanahary ve izany no tompon'antoka t@ horohorotany e??? sa tsy misy tompon'antoka satria tsy misy zanahary???
Fa ny olana dia ny hoe tsy misy zavatra mi- fonctionne - mihitsy ao Haiti, noho izany dia betsaka ny maty , ary korontana no betsaka . Raha mba nandeha ara-dalána mantsy ny zavatra rehetra tao , dia mba vitsivitsy ihany ireo maty. Izay ilay olana , ary izay ilay hilána valimpanontaniana hoe : iza no tompon' antoka @ izay
Raha ity indray no dinihina dia misy andraikitr'isika olomelona eto.
43. ikaretsaka
(
20/01/2010 13:14)
de ze andraikitra @ maha olombelona antsika no ataovy fa ze zavatra nitranga any rehefa tsapanao fa tsy ianao sy ny namanao no nahatonga azy... aza hivakiana loha akory
44. rzakarivola
(
20/01/2010 13:36)
rakapy:
Hoy Rzakarivola1- Valiny ara-teknika siantifika (izay heveriko fa théorie ihany) no nomen-dravonjison, fa ny fanontaniana hoe "Iza" (izay tena fanontaniana mendrika valiana), dia spirituel no valiNy.
2- Raha ekena fa olombelona no tompon' antoka, iza kosa no tompon'antoka namorona ny olombelona
Raha io valiteninao farany io no raisina dia lasa borobory vetaveta ilay resaka ka A/tra ihany no ho tompon'antoka @ zavatra rehetra satria izy no voalaza fa nahary ny zavatra rehetra.
==> Cercle vicieux hoy ianao, fa ngah tsy valim-panontaniana no notadiavinao ? Sa hamorona valiny mety aminao aho na dia tsy marina aza ?
Ny fanontaniana tiako apetraka aminao dia ity : azonao antoka ve fa izay heverinao fa fandripahana no atao hoe fandripahana?
Moa ve tsy azo heverina fa ny antsointsika eto hoe "fandripahana", dia simulation ataon' Andriamanitra hampisehoana @ olombelona ny carnage spirituel mitranga ?
Ndao eritreretintsika ny vehivavy iray niteraka kambana 8, à la fois, anakivalo izany ny ahitra tsy maintsy ripaka.
Ny vatan'ny olombelona dia tahaka ny placenta ifonosan'ny fanahiny eto @ izao tontolo izao. Rehefa @ fotoana voatendry dia ateraka ao @ monde spirituel ny fanahiny, koa ariana miaraka @izay koa ny nofony.
Ny vadiko tsy maintsy natao césarienne, ny dokotera no tompon' antoka tamin' izany, izy no ni-insiste ary izy no nanao ny fandidiana. nandripaka ny placenta ve ny dokotera nandidy azy ?
Nandripaka ve Andriamanitra ?
45. diamondra27
(
20/01/2010 13:46)
ika: marina mihintsy izany ,
rakapy samy manao mission araka izay tandrifiny sy misy azy , raha manana vola ianao dia afak manampy azy , raha tsy misy moa dia afaka mivavaka
ny tiako marihina dia hoy ny voasoratra ao @ baiboly: ny fihevitro tsy fihevitrareo, raha te-hila valiny ianao dia hangataho ny Fanahy Masina hanazava aminao ny antony sy izay tokony atao fa hahazo valiny tokoa ianao.
Naninona nisy tsunami, naninona nisy ny horohoron-tany, Tsy efa voaasoratra ve fa hoe Izaho irery ihany no Jehovah Atrareo , aza manana Andriamani-kafa hafa-tsy Izaho ihany. Matoa ringana izany dia mila fanadiovana amiko ary izany izao no projet ho atao hoe: hodiovina ireo gravats dia tsy atao fonenana intsony le toerana satria tsy en norme fa hitadiavana toeran-kafa hametrahana ireo olona ireo .
Tu vois que on n'a pas besoin de Dieu pour resoudre le probleme fa isika olombelona ihany dia manome ny solution, saingy dommage hoe hiandry zavatra toy ireny vao mihazakazaka manome dons sns ny olona, soa ihany anefa.

46. rzakarivola
(
20/01/2010 13:50)
ikaretsaka:
Materialy mihitsy fa tsy misavoana ohatran'ny anao...finoana azo tsapain-tsanana ren'ny vatana ary mihatra @ mpiara monina tokoa no izy razakafa tsy miditra atsy de mivoaka arokatra
==> Nefa ho avy ny andro handaozanao ny materialy, dia manantena ve ianao fa hahita Jesoa materialy ? Sa eokaristia any ankoatra ? Ny teny izay nolazain'i Kristy no mbola ho hitanao any ary hahafantaranao an'i Kristy, kanefa raha izao ianao no tsy mino ny teniNy fa mionona @ materialy, hino Azy ve ianao any ka hiaraka amiNY ?
ikaretsaka:
aza adino fa:
Ny Teny Tonga Nofo hoy i Joany Rzaka.... (materialy izany)
==> izany indrindra no voasoratra ary inoako.
ikaretsaka:
ary nony alakamisy Masina sy nony nafarany ny Mpianany hoe "ataovy izao" dia ny Nofo tonga Mofo
==> Ity interprétation anao fa tsy voasoratra, ary tsy henoko nambaran'i Jesoa. Hoy izy : "Ity no vatako, izay omena ho anareo", raha iny nolazain'i Jesoa ka voasoratra iny no vataNy, inona intsony no nofantsihana teo ambony hazo fijaliana ? Ary moa ve fa tsy efa lanin'izy rehetra izany ka tsy nisy tavela intsony ? Raha iny no izy, ahoana indray no mahatonga ny mofo kirakirain'i mompera hivadika ho ilay efa t@ ilay alina izay namadihana ny Tompo ?
Mety misavoan-danitra ny resako, fa marina ary voasoratra ny fanambarako, fa ny anao tsy hita any an-danitra no sady tsy misy liaison matériel akory aza.
Tadidiko fa ny gâteau de mariagen'i dadanay sy neninay hono nisy notehirizina ka 10 ans après mbola tavela, afaka nohanina tsara. Iny dia azoko inoana ihany fa tena ilay gâteau t@ voalohany, fa rehefa lany iny dia na izaho aza tsy nahatratra satria lany, fa tsy hoe isaka ny nanao gâteau dia mbola heverina fa ilay t@ mariage ihany iny.
ikaretsaka:
Ao anatin'ny Eokaristia Isan'andro isan'Andro izy fa tsy ao anaty soratra atao pli vava intsony
==> Raha toa ka ao anatin'ny eokaristia isanandro i Jesoa fa tsy ao anatinao dia voa mafy ianao, ny tenin'i Jesoa dia mitoetra ao am-pon'izay mihaino sy mino Azy, fa ny eokaristia dia hanina materialy, ary izao no ambaran'i Jesoa mikasika ny sakafo hanina : "tsy izay miditra @ vava no mahaloto ny olona, fa izay mivoaka ny vava".
Ny mofo materialy noho izany no miditra sy mivoaka, fa ny teny kosa tsy mba toy izany.
47. ikaretsaka
(
20/01/2010 13:57)
Hoy i ikaretsaka:
ary nony alakamisy Masina sy nony nafarany ny Mpianany hoe "ataovy izao" dia ny Nofo tonga Mofo
==> Ity interprétation anao fa tsy voasoratra, ary tsy henoko nambaran'i Jesoa
satria fanahy inianao tsy notsimponina...
tena fihinana ny nofoko ho'zy ... ary tsy adaka izy nanao ny eokaristia sy nandray nofo ary niteny hoe ity no nofoko...avy eo izy nandidy hoe ataovy izao!
lazaivo fa tsy voasoratra indray!
le izy hoa aza ze metimety aminao ihany no tsimponina... manjary tsy ilay niteny intsony no inoanao fa ny tenanao
48. rakapy
(
20/01/2010 14:16)
Hoy Diamondra 27
Eny e! Mora ny mteny rehefa tonga ny tsy mety nefa ny zavatra tsy tokony ho adino dia ity:
Tsy satrin'ireny olona ireny ve ny hiaina ao anaty trano sy tanana misy securite sy confort sns... fa nohon'ny tsy fananany dia voatery izy ireny mialokaloka ao antin'ireny trano tsy zarizary ireny.
Dia mbola mipetraka ihany ny fanotaniana hoe iza no tompon'antoka?
hodiovina ireo gravats dia tsy atao fonenana intsony le toerana satria tsy en norme fa hitadiavana toeran-kafa hametrahana ireo olona ireo .
Tu vois que on n'a pas besoin de Dieu pour resoudre le probleme fa isika olombelona ihany dia manome ny solution, saingy dommage hoe hiandry zavatra toy ireny vao mihazakazaka manome dons sns ny olona, soa ihany anefa
Eny e! Mora ny mteny rehefa tonga ny tsy mety nefa ny zavatra tsy tokony ho adino dia ity:
Tsy satrin'ireny olona ireny ve ny hiaina ao anaty trano sy tanana misy securite sy confort sns... fa nohon'ny tsy fananany dia voatery izy ireny mialokaloka ao antin'ireny trano tsy zarizary ireny.
Dia mbola mipetraka ihany ny fanotaniana hoe iza no tompon'antoka?
49. rzakarivola
(
20/01/2010 14:20)
rakapy:
Toy izao resakao izao mihintsy no nampifamaly ahy ... t@ nitondra antoko-na mpivavaka indray andro.
Nisy vaky ny tuyau-na gasoil .... Tsy hitako anefa izy io raha tsy efa ambany be ny temoin. ...
Tonga ity Ray amandreny am-panahy nilaza tamiko fa i Jesosy hono no miaraka amin'izy ireo ka maninona raha mandeha fa tsy maintsy ahatonga any @ ilay toerana halehanany ny ambinny gasoil ao anaty reservoir. "I jesosy mahay fahagagana anaka sns....".
==> Marina tokoa fa mampifamaly ilay tantara @ saina maha olombelona. Ankehitriny aho no te hanontany anao hoe, fantatrao ve ny lalan'ny fiainanao ? Sao dia mba efa vaky ny tuyau na gasoil saingy mbola tsy miseho ny témoin, na efa miseho ka misy miteny aminao ?
Sao dia eto (ankehitriny) no efa tokony hieritreritra raha ampy hahatonga anao any @ destination finale ny solikao na tokony hitady solika ampy ?
Ny hanoanana sy hafanana nitranga tany ankodahoda lazainao io 1 andro sy 1 alina sy tapany, fa raha @ fanahinao no tratran'ny toy izany ianao, tsy ho fohy tahaka izany ary ho mafy lavitra.
Nefa mivavaka aho mba tsy holazainao fa fampitahorana izany lazaiko izany, fa fampieritreretana, tahaka ny tsy naha fampitahorana izay nolazainao t@ ireo voyageurs.
50. rzakarivola
(
20/01/2010 14:26)
xxx:
Ataoko fa tsy misy idiran'ny finoana sy Andriamanitra ny antony naha tonga an'io loza io. Lalana mifehy ny tontolo misy no nahatonga ny loza, ary azo hazavaina ara-tsiansa izany. Ireo mpandinika amerikana ohatra de efa nahalala mialoha ny fisian'iny loza iny, ary efa nampafantatra ny mpitondra tany an-toerana.
==> Moa ve nisy lalàna raha tsy nisy mpanao lalàna ?
Raha nahafantatra izany ny amerikana ary nampahafantatra, efa fantatr'i Jesoa Kristy ary nampahafantariny ny mpianaNy koa ny horohoro hitranga @ fiverenany hitsara ny velona sy ny maty. Koa Indro efa mampitandrina mialoha Izy, dia ho hainareo ny hamaly any aoriana hoe : "iza no tompon' antoka" raha hisy olona maro ho tratry ny tampoka.
xxx:
Ny fanontaniana tokony hipetraka angamba dia hoe: amin'ny maha kristiana antsika (izay kristiana ato) ahoana ny hiantrehana an'izao zava-misy izao?
==> Kristiana ianao ary naposakao ny hevitrao. Inona kosa ny hevitr'i Kristy.
51. rakapy
(
20/01/2010 14:35)
Hoy Rzakarivola
Asa na mazava aminao ny atao hoe panne mecanique? Ny solika dia tokony ho ampy fa araka ny maha zavatra vitan'olombelona ny fiara dia mety hiisy fahasimba, zavatra voa-janhary aza mety misy fahasimbana.
Ny tiako nasongadina t@ ilay tantara dia hoe "tsy vitan'ny finoana fotsiny ity fiainana eto an-tany ity ary na feno finoana aza ny fanahinao dia tsy tokony hitompo teny fantatra ianao fa handeha araka ny finoanao avokoa ny zava-drehetra"

52. rzakarivola
(
20/01/2010 14:39)
ravonjison:
Dia mipetraka izany ny fanontaniana : iza no tompon' antoka @ hoe naratra ilay saka ? Nanota ve io saka io sa nanadino ny fisian ' Adriamanitra ? izay no nahatonga azy naratra . Tokony handray an' i Jesoa kristy ve io saka io mba hahalalany fa Andriamanitra dia manao ny tsara ? Tsy miraharaha an' Andriamanitra ilay saka , ary izay no nahavoa azy ? Tokony hifona ve izy ? @ fomba ahoana .....
Betsaka ny fanontaniana ilána valiny ao, ka anjaran' ny tsirairay no manohy sy mamaly .
==> Ary raha toa ka izao no valiny momba ilay saka hoe : "Tsy ny fahadisoan'ny tompon'ny saka na ny hadalan'ny saka, fa tian' Andriamanitra haseho @ olona ny asanao mitsabo ilay saka ka hahasitrana avy eo".
Moa ve Andriamanitra azo sakanana raha te hampiseho ny heriNy (sy ny fitiavaNy) manasitrana ny maratra, mihoatra lavitra, manangana ny maty ?
Izao no azo antoka, raha tsy nentin'ilay tompony tany aminao ilay saka dia tsy ho afaka notsaboinao, na dia nahay nitsabo aza ianao.
Ny fibebahana dia fanatonana an' Andriamanitra. Sambatra ny firenena izay manana an'Iaveh ho Andriamaniny, fa hitondra Azy ho amin'i Jesoa Kristy izy, ary ny ràn'i Kristy no hananganana azy amin'ny maty, hanasitrana azy amin'ny aretina, ary dia tsy haninona intsony mandrakizay izy.
53. rzakarivola
(
20/01/2010 14:52)
rakapy .41 >>>
Voalazanao. Misy andraikitr'olombelona na dia tsy tompon' antoka aza izy :
1- Misy ny nasaina nampahafantatra ny tsy mahafantatra
2- Ireo izay nampahafantarina dia mila mandray ny famahafantarana ho sérieux ... fa tsy hilaza hoe "sss! Izany ve tsy fampitahorana fotsiny".
Mikasika ny nofo, samy ho faty daholo na ireo tao @ horohoron-tany, na ireo izay nampahafantatra na ireo izay nampahafantarina. Fa mikasika ny fanahy, loza ny amin'ireo izay maty, indrindra ireo nampahafantarina nefa tsy nivaky loha, tandindomin-doza koa izay nasaina nampahafantatra nefa tsy nanao izany.

54. rzakarivola
(
20/01/2010 15:00)
diamondra27:
Tu vois que on n'a pas besoin de Dieu pour resoudre le probleme fa isika olombelona ihany dia manome ny solution, saingy dommage hoe hiandry zavatra toy ireny vao mihazakazaka manome dons sns ny olona, soa ihany anefa.
==> Mahagaga ity famarananao resaka ity.
Si nous n'avons pas besoin de Dieu, pourquoi nous n'avons pas fait celà depuis longtemps ? C'est justement ça l'erreur, c'est ce que j'ai dit à propos de vision géocentrique du monde et vision héliocentrique.
55. rzakarivola
(
20/01/2010 15:17)
rakapy:
Eny e! Mora ny mteny rehefa tonga ny tsy mety nefa ny zavatra tsy tokony ho adino dia ity:
Tsy satrin'ireny olona ireny ve ny hiaina ao anaty trano sy tanana misy securite sy confort sns... fa nohon'ny tsy fananany dia voatery izy ireny mialokaloka ao antin'ireny trano tsy zarizary ireny.
Dia mbola mipetraka ihany ny fanotaniana hoe iza no tompon'antoka?
==> Te hipetraka amin'ny tsara sy en sécurité ihany izy ireny, saingy mbola tsy hitanao ve ireo mandà ny sécurité atolotra azy?
- Tadidiko ilay ramatoa be fandalovako, niteny taminy i mopera Pedro hono (izy no nitantara) hoe "ndao hipetraka eny @ akamasoa", nandefasana 4x4 manokana, nomeny soso-kevitra koa hoe haterina mody any @ tanindrazany, fa tsy nety ramatoabe fa naleony ihany nangataka. Gaga aho!
- Tadidiko ireo olona nipetraka an-joridira fitondrako sakafo sns, nilaza nahita tany hanamboarana trano, nandeha tany aho nijery ilay tany, nividianako fitaovana izy ireo hanamboarany ny trano, saingy ... very fotsiny e! Nomeko sakafo mahavoky sady mahasoa izy ireo rehefa nilaza fa noana nandritra ny 3 andro tsy nihinana, saingy toa tsy noraharahiany akory, ny toaka gasy no nosafidiany, ka indraindray aza hono naleony namidy izay fananana sasany nomena azy (fitafiana, sakafo) mba hahafahana mividy toaka gasy.
Ekenao ve fa indraindray ny olona no tsy mety handray ny fanomezana atolotra azy ? Ny olona no tsy mety manaiky ny sécurité omena azy ? Fa na ireo en sécurité teto an-tany na tsy en sécurité, dia samy ho faty ihany ary samy hiatrika ny fitsaràn' Andriamanitra! Ankehitriny dia efa mizara ny sécurisation Andriamanitra @ alalan'ny Filazantsara, kanefa moa ve mandray ny olona ? Aleony amin'izao. Tsy hisy intsony afaka hilaza fa tsy nandre.
56. rzakarivola
(
20/01/2010 15:22)
ikaretsaka:
satria fanahy inianao tsy notsimponina...
tena fihinana ny nofoko ho'zy ... ary tsy adaka izy nanao ny eokaristia sy nandray nofo ary niteny hoe ity no nofoko...avy eo izy nandidy hoe ataovy izao!
lazaivo fa tsy voasoratra indray!
le izy hoa aza ze metimety aminao ihany no tsimponina... manjary tsy ilay niteny intsony no inoanao fa ny tenanao
==> Notsimponinao ny hoe "ny nofoko no tena fihinana", ao @ io toko io ihany no ilazaNy hoe "Ny nofo tsy mahasoa na inona na inona, fa ny fanahy no mahavelona. Ny teny izay lazaiko aminareo dia fanahy sy fiainana". Niteny izany izy rehefa tohina ireo mpihaino hoe ahoana no ihinanana ny nofon'ilehity. Mahavariana fa ankehitriny ianao sy ny mitovy hevitra aminao dia tsy mba tohina amin'izany teny izany, mora dia mora aminao ny mihinana ny nofon'i Kristy, dia nofo izay efa tsy hitanao intsony rahateo, na ireo mpianatra aza tsy nahatratra azy tao am-pasana.
Ny amin'ny mofo tamin'ilay Paska niarahany tamin'ny Mpianatra, rehefa vakiana iny dia tsy hitako ao mihitsy izay hoe : "ny nofo tonga mofo" averimberinao. "Ny teny tonga nofo ka nonina tety" dia voasoratra, fa io lazainao io dia tsy hitako voasoratra ao. Hoy Izy : "ataovy izao ho fahatsiarovana ahy".
"Ny mihinana ny nofoko sy misotro ny ràko" dia nolazaiNy tao @ toko 6 io ihany hoe : "ny mino Ahy dia tsy hangetaheta intsony, izay manatona ahy tsy ho noana intsony".
Raha miteny i Jesoa hoe : "mihinana ny nofoko", dia hoe : "mino fa Izaho ilay teny (dia Andriamanitra) tonga nofo, ka izay teny mivoaka ny vavan'io nofo io dia tenin' Andriamanitra aminareo ka inoy, tena azo antoka". Ny "misotro ny rako" dia ny "mino fa Izaho dia nandatsaka ny ràko mba fanatitra hanadiovana anareo amin'ny fahotana rehetra".
Izay ankoatra an'izany dia mamahan-dalitra!
57. rzakarivola
(
20/01/2010 15:32)
rakapy:
Asa na mazava aminao ny atao hoe panne mecanique?
==> Io azavainao amiko io angamba. Izaho kosa milaza aminao ny panne spirituelle izay goavana lavitra.
rakapy:
Ny solika dia tokony ho ampy fa araka ny maha zavatra vitan'olombelona ny fiara dia mety hiisy fahasimba, zavatra voa-janhary aza mety misy fahasimbana.
==> Ny olombelona manamboatra zavatra amin'izay efa namboarin' Andriamanitra. Marina ihany fa ny zavatra nataon' Andriamanitra dia nety simba, ary ny "image"n' Andriamanitra tao @ olona dia simba, satria tsy Andriamanitra intsony no inoan'ny olona. Raha mahay mi-réparer ny fiara en panne ny olombelona, Andriamanitra mahay mi-régénerer ny image-ny ao amin'ny olombelona tafasaraka amiNy.
rakapy:
Ny tiako nasongadina t@ ilay tantara dia hoe "tsy vitan'ny finoana fotsiny ity fiainana eto an-tany ity ary na feno finoana aza ny fanahinao dia tsy tokony hitompo teny fantatra ianao fa handeha araka ny finoanao avokoa ny zava-drehetra"
==> Mazava izay ny tianao nasongadina. Ny fanontaniako rehetra teo dia midika hoe : "ary hainao ve ny tian' Andriamanitra nasongadina t@ ilay tantara niainanao?
Raha noana ianao tany @ toerana tsy hay, nahoana no tsy vitan'ny sainao ny nikaroka hanina hamokisana ny tenanao sy ny mpiara-dia taminao ?".
Ny fanazavanao dia maneho fa samihafa ny finoana sy ny materialy. Ny panne mécanique nahazo ny fiaranao dia azonao nampiasana saina (kanefa koa tsy teo aminao ny moyen). Mety ho azonao ampiasana saina ihany ngamba ny panne spirituelle, saingy mila ny moyen ianao.
Ilay mpanan-karena nijaly tao @ fiainan-tsy hita [Matio 19] dia nahita hevitra mba hampitony ny fijaliany, saingy tsy nanana moyen hanatanterahana izany izy.
58. ikaretsaka
(
20/01/2010 15:36)
rzakarivola:
Ataoko fa tsy misy idiran'ny finoana sy Andriamanitra ny antony naha tonga an'io loza io. Lalana mifehy ny tontolo misy no nahatonga ny loza, ary azo hazavaina ara-tsiansa izany. Ireo mpandinika amerikana ohatra de efa nahalala mialoha ny fisian'iny loza iny, ary efa nampafantatra ny mpitondra tany an-toerana.
==> Moa ve nisy lalàna raha tsy nisy mpanao lalàna ?
Raha nahafantatra izany ny amerikana ary nampahafantatra, efa fantatr'i Jesoa Kristy ary nampahafantariny ny mpianaNy koa ny horohoro hitranga @ fiverenany hitsara ny velona sy ny maty. Koa Indro efa mampitandrina mialoha Izy, dia ho hainareo ny hamaly any aoriana hoe : "iza no tompon' antoka" raha hisy olona maro ho tratry ny tampoka.
Ny fanontaniana tokony hipetraka angamba dia hoe: amin'ny maha kristiana antsika (izay kristiana ato) ahoana ny hiantrehana an'izao zava-misy izao?
==> Kristiana ianao ary naposakao ny hevitrao. Inona kosa ny hevitr'i Kristy.
1_ Kristy aloha aleo hipetraka any
fa efa ratsambatany ianao amin'ny maha kristianina anao, nomeny fahefana , ary io ohatran'ny ambaratonga hoe tsy handeha hanontany ny jeneral foana aloha ra vatatay na ambanan'ny jiolahy basy aza fa afaka maka ny fanapaha-keviny azy samirery @ efa maha zandary azy tompon"andraikitra @ ze fanapaha-keviny ny tenany ary tompon"andraikitra koa ny zandarimaria sy izay lehibeny rehetra any! fa tsy hisy raha ho vanona eo raha vo anona kely de ...anontanio anontanio ahoana hono.... a la guerre comme a la guerre io lety a!
2)momba ilay hoe resaka lalana: raha simba ny lalana tana toamasina : ny compania mpanampina lalana sy ny mpanao maintenance no antsoinao fa tsy i gallieni nanana hevitra ny hamaky lalana sy ny smotig izay namaky ny lalana no handeha hotairina any @ ze misy azy any sy anontaniana sopapa
... io le hoe manohy ny Asa ....
La catastrophe qui finit par arriver n'est jamais celle à laquelle on s'est préparé
59. rakapy
(
20/01/2010 15:45)
Hoy Rzakarivola
Tsy ny spirituelle angamba no olako satria manan ny hinoko aho
Izaho ary anie mba gaga koa fa na izy ireo aza dia tsy nahavita namoky ny tenany nefa dia milaza fa manam-pinoana lalina an'i jesosy e!
Toa nitovy ihany izahay nefa dia mbola izaho ihany no nahita solution t@ ilay solika.
=> Io azavainao amiko io angamba. Izaho kosa milaza aminao ny panne spirituelle izay goavana lavitra
Tsy ny spirituelle angamba no olako satria manan ny hinoko aho
Raha noana ianao tany @ toerana tsy hay, nahoana no tsy vitan'ny sainao ny nikaroka hanina hamokisana ny tenanao sy ny mpiara-dia taminao ?"