Iza no tompon'antoka?
21. rijadolly
(
19/01/2010 10:18)
rakapy:Efa nazavain' Niryna eo ambony ihany nefa dia mbola hamafisiko. Tsy miteny aho hoe tsy ilaina ny fahaizana, fa matetika hadino ny Fisian' Andriamanitra noho ny fahtokisatena be ananantsika manam_pahaizana, dia eo ilay fampitsahivana hoe maivana anie izany fahalalanao izany ry Dolly e! Tsapanao ve? Eo aho vao mahatsapa fa misy Ilay Tompon' Hery ka miverina mitodika aminy indray , ary rehefa manao zavatra aho amin' manaraka dia miaraka Aminy amin' izay.
Ka aminao ve izany dia tokony hiankohoka sy hivavaka fotsiny isika olombelona fa tsy mba hitady hevitra hialana @ loza sy hery mandrava satria maneho ny voninahiny izy? Soa fa tsy ohatranao avokoa ny olona satria mety efa lany taraka ny olombelona sy ny biby maro raha hidera azy fotsiny atao.
rakapy:?????? :roll:
Angamba tsy misy manome tsiny kosa eto fa ny fandraisanao ny resaka raha mba misy manotany no tonga dia lasa hoe fanomezana tsiny. Asa mety efa zavatra mahazatra anao angamba???
22. rakapy
(
19/01/2010 11:45)
Hoy i Rijadoly
Toy izao resakao izao mihintsy no nampifamaly ahy t@ nitondra antoko-na mpivavaka indray andro.
Nisy vaky ny tuyau-na gasoil ny fiara nitondrako azy ireo satria ratsy be ny lalana. Tsy hitako anefa izy io raha tsy efa ambany be ny temoin. Tonga t@ tanana iray ihany anefa izahay rehefa nahidina ny reserve ary nanantena aho fa ahita gasoil. Kinanjo tsy nahita na 1 L aza.
Tonga ity Ray amandreny am-panahy nilaza tamiko fa i Jesosy hono no miaraka amin'izy ireo ka maninona raha mandeha fa tsy maintsy ahatonga any @ ilay toerana halehanany ny ambinny gasoil ao anaty reservoir."I jesosy mahay fahagagana anaka sns...."
Nilaza taminy aho fa efa lalana fandehanako io ary tsy ahatonga anay any ilay ambiny gasoil fa ho lany an-tenantenan-dalana ka vao maika loza.
Tsy leo ny dohikan'izy rehetra anefa aho satria be noho vitsy no sady efa nankaleo ahy ny resaka sy menomenona nataony tamiko ka nandeha izahay.
lany tokoa ny gasoil nefa tsy tonga tany @ izay aleha. Ny tany ankodahoda, ny andro alina ny vhv sy ny ankizy matahotra sns...
Dia teo no nametrahako t@ ilay ray aman-dreny am-panahy hoe "Izao izany ilay hoe miandry gasoil avy any an-danitra?" Tsy naleo ve niandry tany @ iay tanana kely, mba mety nahita ihany na tsy nahita aza mba misy olona afaka ny hanampy.Mba misy sakafo sns...
1 alina sy 1andro sy tapany tompoko no lany ,manginy fotsiny ny hanoanana sy ny hafanana.
Efa nazavain' Niryna eo ambony ihany nefa dia mbola hamafisiko. Tsy miteny aho hoe tsy ilaina ny fahaizana, fa matetika hadino ny Fisian' Andriamanitra noho ny fahtokisatena be ananantsika manam_pahaizana, dia eo ilay fampitsahivana hoe maivana anie izany fahalalanao izany ry Dolly e! Tsapanao ve? Eo aho vao mahatsapa fa misy Ilay Tompon' Hery ka miverina mitodika aminy indray , ary rehefa manao zavatra aho amin' manaraka dia miaraka Aminy amin' izay.
Toy izao resakao izao mihintsy no nampifamaly ahy t@ nitondra antoko-na mpivavaka indray andro.
Nisy vaky ny tuyau-na gasoil ny fiara nitondrako azy ireo satria ratsy be ny lalana. Tsy hitako anefa izy io raha tsy efa ambany be ny temoin. Tonga t@ tanana iray ihany anefa izahay rehefa nahidina ny reserve ary nanantena aho fa ahita gasoil. Kinanjo tsy nahita na 1 L aza.
Tonga ity Ray amandreny am-panahy nilaza tamiko fa i Jesosy hono no miaraka amin'izy ireo ka maninona raha mandeha fa tsy maintsy ahatonga any @ ilay toerana halehanany ny ambinny gasoil ao anaty reservoir."I jesosy mahay fahagagana anaka sns...."
Nilaza taminy aho fa efa lalana fandehanako io ary tsy ahatonga anay any ilay ambiny gasoil fa ho lany an-tenantenan-dalana ka vao maika loza.
Tsy leo ny dohikan'izy rehetra anefa aho satria be noho vitsy no sady efa nankaleo ahy ny resaka sy menomenona nataony tamiko ka nandeha izahay.
lany tokoa ny gasoil nefa tsy tonga tany @ izay aleha. Ny tany ankodahoda, ny andro alina ny vhv sy ny ankizy matahotra sns...
Dia teo no nametrahako t@ ilay ray aman-dreny am-panahy hoe "Izao izany ilay hoe miandry gasoil avy any an-danitra?" Tsy naleo ve niandry tany @ iay tanana kely, mba mety nahita ihany na tsy nahita aza mba misy olona afaka ny hanampy.Mba misy sakafo sns...
1 alina sy 1andro sy tapany tompoko no lany ,manginy fotsiny ny hanoanana sy ny hafanana.
23. Mirananirina
(
19/01/2010 13:49)
Voalaza teo :inona indray ary izany borobory vetaveta izany :?: :?: :?: :-D :-D :-D
1- Valiny ara-teknika siantifika (izay heveriko fa théorie ihany) no nomen-dravonjison, fa ny fanontaniana hoe "Iza" (izay tena fanontaniana mendrika valiana), dia spirituel no valiNy.
2- Raha ekena fa olombelona no tompon' antoka, iza kosa no tompon'antoka namorona ny olombelona
Raha io valiteninao farany io no raisina dia lasa borobory vetaveta ilay resaka ka A/tra ihany no ho tompon'antoka @ zavatra rehetra satria izy no voalaza fa nahary ny zavatra rehetra.
24. rakapy
(
19/01/2010 13:56)
nona indray ary izany borobory vetaveta izany
Fanagasina ny hoe "Cercle vicieu" re! :-D :-D :-D
26. ikaretsaka
(
19/01/2010 14:13)
rzakarivola:
ka tsy ny fitsimponana sy ny fanaovana toriteny 30 lignes et + ange no hoe "fanontaniana an'i Jesoa" sy fangalana valiny avy any aminy e e
fa ny fananananao Azy ao aminao sy ny fandraisanao andraikitra @ famitana izay anjara lahasa kely isanandro omeny anao.
io le hoe "tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any..."
==> Tsy azoko loatra ilay fanamarihanao. Izaho mahatsikaritra fa materialy be ny finoanao, Saingy ilay Jesoa tsy nofo tonga nofo fa Teny, ary ny fanontaniana mila valiny, dia valin-TENY izany.
Maro no nahita ny nofon'i Jesoa sy nino ny fahagagana vitany, nahazo fahasoavana avy tamiNy, saingy ireo izay nino ny teniNy ihany no nahita Azy rehefa nitsangana Izy.
Ry Piera, izay lazainao fa inoanao, dia nijoro vavolombelona tamin'izany.
Raha mino ny teniNy ianao dia hahita Azy (an'i Jesoa) koa.
Materialy mihitsy fa tsy misavoana ohatran'ny anao...finoana azo tsapain-tsanana ren'ny vatana ary mihatra @ mpiara monina tokoa no izy razakafa tsy miditra atsy de mivoaka arokatra
aza adino fa:
Ny Teny Tonga Nofo hoy i Joany Rzaka.... (materialy izany)
ary nony alakamisy Masina sy nony nafarany ny Mpianany hoe "ataovy izao" dia ny Nofo tonga Mofo
Ao anatin'ny Eokaristia Isan'andro isan'Andro izy fa tsy ao anaty soratra atao pli vava intsony
27. rijadolly
(
19/01/2010 15:14)
Rakapy >>>>zavatra samy hafa be anie izany lazaitsika izany Rakapy e! ny ahy nandeha amin' lohako sy ny fahalalako, ka voadona izay vao tongasaina hoe manandratena aho izany. Ny an' se ndray nandeha tamin' Finoan' Ireo Mpivavaka; mifangaro tsy finoana sy fimenomenoman' se.
28. ikaretsaka
(
19/01/2010 15:37)
mitovy ihany nenareo mitsam rehefa tena zohina fa ny approche fotsiny no samihafa
29. xxx
(
19/01/2010 16:13)
Ataoko fa tsy misy idiran'ny finoana sy Andriamanitra ny antony naha tonga an'io loza io. Lalana mifehy ny tontolo misy no nahatonga ny loza, ary azo hazavaina ara-tsiansa izany. Ireo mpandinika amerikana ohatra de efa nahalala mialoha ny fisian'iny loza iny, ary efa nampafantatra ny mpitondra tany an-toerana.
Ny fanontaniana tokony hipetraka angamba dia hoe: amin'ny maha kristiana antsika (izay kristiana ato) ahoana ny hiantrehana an'izao zava-misy izao?
30. xxx
(
19/01/2010 16:18)

31. xxx

32. ikaretsaka
(
19/01/2010 17:57)
xxx28:

Izay ange no natritanteriko hatrany ambony hoe faux probleme ny fitadiavana ny heo iza no iza e!
33. rijadolly
(
19/01/2010 19:56)
Raha ny Mpino dia tsy misy tsy mahalala ny hafatra izay nampitondraina an\' Jona sy ny fomba fanatrehan\' mponina tao ninive ny zavatra hiseho aminy. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JONA&toko=3&andininy=1-10&dika=
FANAMARIHANA : Eto ampanoratana aho dia mahatsapa ary tena te- hibebaka mafy, satria fantatro fa tsy hevitro ny mivoaka fa nambara ahy izany. Tsy nampoiziko hifanaraka ohatr\' izao ny kitsipona noraisiko sy ilay hevitra mandeha. Fantatro fa izaho ilay Farseo voalaza. Mifona aminao aho TOMPO, Avelao ny eloko sy ny tsy finoako, Amen!
Misaotra an\' Rakapy aho amin\' ilay Loha- hevitra. Tapitra ny fandraisako anjara amin \'ty loha- hevitra ity fa mbola hamaky ihany aho a! Misaotra anareo izay nandray anjara aho sy izay rehetra mbola hanoy. Tsy kivy, ary mahereza daholo.
xxx28:Na Jesoa kristy aza dia efa nanaiky ny fahaizan\' zanak\' olombelona ny famatarana mihaloha ny tohetr\' Andro tamin\' izany. Ekeko ary tena manaiky tokoa aho fa fantatsika fa hiposaka ny masoandro @ 6 ora maraina ary miletika @ 18ora.Fa tsy hay tsika mihitsy ny hampinjanona ny masoandro tsy hilentika raha misy ilaivantsika azy, afatsy ny fangatahana amin\' Andriamanitra hampinjanona ny masoandro. ny tiako lazaina dia izao: Ilay fahaizantsika izay napetrak\' Andriamanitra tao amintsika ka entitsika hoe isika mahavita sy mahay ( fanandratan- tena) dia hasehon\' Andriamanitra amintsika fa IZY no tompony Hery bma haneketsika sy hiverenan \'saintsika AMINY indray. Ary ny fahafantaratsika mialoha ny loza ho avy dia tombony lehibe satria nahazo fotoana isika hibebahana tahaka ny mponin \' Niniva. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=16&andininy=1-4&dika=
Ataoko fa tsy misy idiran\'ny finoana sy Andriamanitra ny antony naha tonga an\'io loza io. Lalana mifehy ny tontolo misy no nahatonga ny loza, ary azo hazavaina ara-tsiansa izany. Ireo mpandinika amerikana ohatra de efa nahalala mialoha ny fisian\'iny loza iny, ary efa nampafantatra ny mpitondra tany an-toerana.
FANAMARIHANA : Eto ampanoratana aho dia mahatsapa ary tena te- hibebaka mafy, satria fantatro fa tsy hevitro ny mivoaka fa nambara ahy izany. Tsy nampoiziko hifanaraka ohatr\' izao ny kitsipona noraisiko sy ilay hevitra mandeha. Fantatro fa izaho ilay Farseo voalaza. Mifona aminao aho TOMPO, Avelao ny eloko sy ny tsy finoako, Amen!
Misaotra an\' Rakapy aho amin\' ilay Loha- hevitra. Tapitra ny fandraisako anjara amin \'ty loha- hevitra ity fa mbola hamaky ihany aho a! Misaotra anareo izay nandray anjara aho sy izay rehetra mbola hanoy. Tsy kivy, ary mahereza daholo.
35. ikaretsaka
(
19/01/2010 22:48)
ka zay le freako fanatic ra fijo an... erena ho finoana avy zao rehetra izao... na ny patalohan'ialahy rovitra aza lazainy fa noho i Atra
36. rakapy
(
20/01/2010 00:02)
Hoy i Rijadoly
Misaotra anao nizara hevitra ary omen-dalana ianao raha toa ka hisitaka.
Misaotra an' Rakapy aho amin' ilay Loha- hevitra. Tapitra ny fandraisako anjara amin 'ty loha- hevitra ity fa mbola hamaky ihany aho a! Misaotra anareo izay nandray anjara aho sy izay rehetra mbola hanoy. Tsy kivy, ary mahereza daholo
Misaotra anao nizara hevitra ary omen-dalana ianao raha toa ka hisitaka.
37. ravonjison
(
20/01/2010 09:05)
ikaretsaka:
xxx28:
Ataoko fa tsy misy idiran'ny finoana sy Andriamanitra ny antony naha tonga an'io loza io. Lalana mifehy ny tontolo misy no nahatonga ny loza, ary azo hazavaina ara-tsiansa izany. Ireo mpandinika amerikana ohatra de efa nahalala mialoha ny fisian'iny loza iny, ary efa nampafantatra ny mpitondra tany an-toerana.
Ny fanontaniana tokony hipetraka angamba dia hoe: amin'ny maha kristiana antsika (izay kristiana ato) ahoana ny hiantrehana an'izao zava-misy izao?
Izay ange no natritanteriko hatrany ambony hoe faux probleme ny fitadiavana ny heo iza no iza e!
Ika a , tsy faux probleme velively ny fitadiavana ny hoe iza no iza.
Ny fomba famahana olna @ ankapobeny ( na olana ara-sotsialy, na olana ara-pahasalamana, na ara-toekarena...) dia mizara roa : ny voalohany dia ny hoe inona no tsy maintsy atao izao dieny izao ( eo dia tokony tsy mandany andro loatra @ ady hevitra, fa ny famonjena aloha no atao!!!), ny faharoa dia ny hoe inona no hatao mba tsy hiverenan' ilay olana. Eto dia tsy maintsy mipetraka ilay fanontaniana hoe : iza no tompon' antoka ary inona no nampisy ilay olana ?
Araka ny voalazan' i Rakapy atsy ambony : tsy maintsy jerena ny rangory fototry ny afo mba hisorohana ilay izy any aoriana.
38. ANARIM
(
20/01/2010 09:13)
ndraso klou!!!!
d iteny koa ve zà zao ohatra hoe : "iza no tompon'antoka amin'ny tsy fisian'ny la neige mirotsaka eto madagasikara?????"
iza no tompon'antoka tany Haiti : ny horohoron-tany!!!!
efa napetrk'Andriamanitra hiaina ety ambonin'ny tany isika, dia miaina, ary rehefa hoe maty isika dia maty!!! d misy ndray teraka, d velona, d aveo maty!!!
fa raha ny fahotana misy erank'izao tontolo izao ve tsy tokony efa babangoana ny univers?????
ny maty lasa vovoka, fa anjaran'ny velona ny miezaka ho tsara, fa izay ihany no ahitana filaminana ao anaty! au moins niezaka, na tsy nahavita 100% aza, satria tsy misy tonga lafatra...

39. ravonjison
(
20/01/2010 09:32)
Betsaka ilay hevitra atsy ambony atsy ka dia hofintiniko @ itý tranga iray izay niainako itý :
- Tonga tato amiko ny olona iray nitondra ny sakany, satria nandehandeha tany ilay saka lahy ka nony niverina dia hita fa voatsindrona tapa-zo ny kibony, tena ratra lehibe mihitsy ilay izy.
Dia tsy niady hevitra be loatra aho fa narosoko ny traitement sy ny prevention tokony hatao : dia napatoriana ilay saka, nozairina ny ratra sns... natao daholo izay azo natao. Afaka roa volana dia sitrana soa aman-tsara ilay saka, ary hatramin' izao dia tsy misy olana ary tsy naratra intsony.
Dia mipetraka izany ny fanontaniana : iza no tompon' antoka @ hoe naratra ilay saka ? Nanota ve io saka io sa nanadino ny fisian ' Adriamanitra ? izay no nahatonga azy naratra . Tokony handray an' i Jesoa kristy ve io saka io mba hahalalany fa Andriamanitra dia manao ny tsara ? Tsy miraharaha an' Andriamanitra ilay saka , ary izay no nahavoa azy ? Tokony hifona ve izy ? @ fomba ahoana .....
Betsaka ny fanontaniana ilána valiny ao, ka anjaran' ny tsirairay no manohy sy mamaly .

40. rakapy
(
20/01/2010 09:34)
Hoy i Anarim
Angamba kosa ny biby hafa no manao izany. Fa raha olombelona misaina kosa dia miezaka ny hanatsara lalandava ny fianany sy fianan'ny taranaka ho avy izy.
Maro ny zavatra noharin'A/tra mety hanimba ny fiainantsika olomelona. Loza voa-janahary, aretina, biby samihafa ... Fa anjaratsika olombelona kosa no miaro tena na azao atao koa hoe miady @ireny zavatra ireny.
Raha apetrakao eo @ ilay hoe izay no sitra-pon'A/tra moa ny fiainanao dia tsy misy misakana anao amin'izany.
efa napetrk'Andriamanitra hiaina ety ambonin'ny tany isika, dia miaina, ary rehefa hoe maty isika dia maty!!! d misy ndray teraka, d velona, d aveo maty!!!
fa raha ny fahotana misy erank'izao tontolo izao ve tsy tokony efa babangoana ny univers