Ny tena fahotana dia ny tsy fizarà na ny Hazavana
21. niryna
(
19/10/2009 15:43)
Raha miteny isika hoe ny tena fahotana dia ny tsy fizarana ny hazavana... angamba lasa isika indray no mamaritra ny tenin'Atra e.Raha ataontsika hoe anisany fahotana koa ny tsy mizara izay fahazavana nomena antsika dia mety ho malefaka ilay teny ka
Andriamanitra no lohan'ny fiangonana,ary isika rehetra no rantsana.
Ny biby tsy manandoa tsy mandeha
ny ratsana tapaka dia tsy afaka hifameno ,noho izany mifameno daholo ny fahasoavana izay nomena antsika,tia tena raha toa ka nomena ilay izy ka tsy nozaraina.raha izay dia ataoko hoe mety ho anisany fahotana toy ny fahotana rehetra ilay izy ,kanefa mino aho fa tsy mahatsiaro ho manana fahotana ilay olona raha toa ka menatra ny izara an'iny fahasoavana iny izy e
mpanota avokoa isika fa ilay hoe miaiky ny fahotana ve isika sa tsia.
Tsy hoe izay tsy mizara ilay hazavana dia io irery no tena fahotana e,azavao tsara kosa fa manjary lasa mametraka ilay olona ho mpanota izay tsy mizara ilay fahazavana .. mety ho menatra izy,mety tsy ho sahy,mety ho ny tahotra ho enjehin'ireo tsy manana fahazavana ka tsy afaka ny amaly ,mety betsaka e,fa ny fantatro fotsiny aloha dia manana fahazavana isika ary tsy maintsy mifikitra amin'ilay nanome fahazavana antsika satria na ny anarany koa aza dia fahazavana.
:D :D

22. ikaretsaka
(
19/10/2009 15:52)
Tsy de inoako loatra le hoe rmba hahalalana hoe misy hazavana de miverina @ teny omena...
Lojika tsotra fotsiny: raha manana lampe de poche ve enao ka misalasala @ hoe mazava sa tsia ny lampe pochenao de hoe ho any @ mpivarotra ? Non ...rehefa tena hita fa tsy mazava vao mety ho mankany

23. niryna
(
19/10/2009 16:10)
ikaretsaka:
Tsy de inoako loatra le hoe rmba hahalalana hoe misy hazavana de miverina @ teny omena...
Lojika tsotra fotsiny: raha manana lampe de poche ve enao ka misalasala @ hoe mazava sa tsia ny lampe pochenao de hoe ho any @ mpivarotra ? Non ...rehefa tena hita fa tsy mazava vao mety ho mankany
ika Kristy no fahazavana,izay rehetra manatona azy dia tsy ho laviny na rahoviana na rahoviana,ny fotoana no miandry azy.Raha omeny fahazavana isika dia manazava ny olona maimaimpoana ary tsy miteny akory hoe ity ny lampe de poche-ko e,ita taratra eo fotsiny ny olona manana fahazavana ka.mitsilo ny manodidina azy rehetra izy dia mazava ho azy ny manodidina ary mandray ilay jiro koa ny manodidina azy avy amin'ilay fahazavana ao anatiny.
mety ho azonao ,mety tsy ho azonao ny teniko kanefa tsotra ny teniko ,raha mbola tsy nandray an'ilay kristy ao am-ponao hianao,raha mahafantatra hianao fa mbola tsy manana fahazavana dia mangataha aminy fa omeny jiro hianao ary tsy vitan'izany ihany koa fa omeny rano tsy mety ritra ihany koa
24. ikaretsaka
(
19/10/2009 16:20)
Kokalane be tssss
Efa Le hoe "aoka hazava" ny resaka eto fa tsy hoe I anona no fahazavana intsony... de ny remise en question an le hoe "tena mazava ve" no valiana izao....
Alapazy ianona?

25. rakaroka
(
19/10/2009 17:10)
Ka 'zay ilay "blem" fototra @ ity raharaha ity !
I Kristy hono no "fahazavana" , dia "vozonana ftsn izany ny toriana hoe
"raiso, inoy i Kristy!"
Ilay Kristy anefa @ io sady tsy hita maso, no "abstrait" BBBe ny momba azy
=> mba hainareo mpitory moa fa tsy "évident" anie ny "hanaiky" sy hanolo ny anjerimanontolo @ "fisiana tsy hay sy tsy fantatra sy honohono tsy mazava loatra ny aminy? :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O :? mba ampiasao ny "saina nomen'Atra anareo fa tsy ny "sesimontotra tsy hipaka fa fandanian'andro no abahana e!"
Dia ny sasany mbola sahy manambana indray fa "indrisy" na mahonena, na sns ireny olona normal tsara satria noharian'ilay mpahary saina mba handanjalanja koa, ka raha mampiasa izany ny hafa: TSIA tsy "FAHOTANA"
mihitsy ! Au contraire aza mifanaraka ny "concept"m-pahariana!

26. niryna
(
20/10/2009 04:11)
rakaroka:
Ka 'zay ilay "blem" fototra @ ity raharaha ity !
I Kristy hono no "fahazavana" , dia "vozonana ftsn izany ny toriana hoe
"raiso, inoy i Kristy!"
tsy hono fa voalaza ny tenin'Atra mazava tsara, tsy ho voatery hino hianao ka,tsy midika anefa izany hono hono,ndrisy mantsy
izzaho no fahazavana ,izay miaraka amiko dia tsy mba andeha amin'ny maizina
tsy ita maso izy fa manana hery tsy takatry ny sain'izay mino azy toy ireo milaza mino ny zavatra hafa,andramo ka zahao fa tsara isy ary mandrakizay ny famindram-pony
Ilay Kristy anefa @ io sady tsy hita maso, no "abstrait" BBBe ny momba azy
=> mba hainareo mpitory moa fa tsy "évident" anie ny "hanaiky" sy hanolo ny anjerimanontolo @ "fisiana tsy hay sy tsy fantatra sy honohono tsy mazava
aleloia, mahafantatra ihany ka hianao fa mody adala k'ty ,mahalala fa nomen'Atra saina avokoa ny rehetra,tsy avy amin'ny herin'ny tena irery anefa izany hoy ny tenin'Atra
loatra ny aminy? :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O :? mba ampiasao ny "saina nomen'Atra anareo fa tsy ny "sesimontotra tsy hipaka fa fandanian'andro no abahana e!"
Dia ny sasany mbola sahy manambana indray fa "indrisy" na mahonena, na sns ireny olona normal tsara satria noharian'ilay mpahary saina mba handanjalanja koa,
ha,ha, mampalahelo fa ny tenin'Atra woa no efa manambara mibaribary ireo manipaka ny Teniny lava eto io,ataony ahoana tokoa moa no hino raha tsy nomena azy ny teny.,ataony ahoana koa moa no hiaiky raha tsy nandalo tamin'ny izany fahazavana manilo ny diany izany,ny maizina ,ka izy aza efa lazaina hoe maizina koa ataony ahoana no fino izay nirahana,raha tsy ny tenantsika no miaiky dia tsy ho fantatrantsika velively ka ,marina tanteraka izany
izay nomena maimaimpoana dia matetika mizara maimaimpoana ka ,izay tsy manana inona no omeny eo ,tsy vola aman-karena irery anefa izay fa ny fahendrena izay tsy avy aiza fa avy amin'Atra irery ny fahatahorana an'Atra no voaloham-pahendrena respect fa tsy fear na tahotra ny rakaka be maso io
ka raha mampiasa izany ny hafa: TSIA tsy "FAHOTANA"
Au contraire aza mifanaraka ny "concept"m-pahariana!marina izany ka ,izao efa mi-contre ny tenin'Atra lava izao,tsy ny fanoherana azy velively akory no ahazoana fahendrena na fahalalana ,tsia tompoko,mihevitra isika fa mahay noho ny ati-dohantsika,poof raha tsy nomen'Atra isika izany fahaizana izany dia tsy ho azo ,toy ny mamaky baiboly io raha tsy nomeny antsika ny Teny dia tsy ho azo,tsy ho fantatra ary tsy hekena fa miantehitra ny herintsika lava izao isika, dia eo fa mijanona ao anatin'ny maizina ao,soa ihany fa nomena ilay fahazavana ary na dia tsy mahay mizara aza isika ,fantatra foana ny mpino azy ,amin'ny zavatra rehetra
27. bobone
(
20/10/2009 06:59)
slt daholo!!!! tena marina ilay teny hoe
raha tena mahatsapa fa ao anatiny jeso dia tspotra ihany e! na fahazavana toy ny labozia , na petrôle na erinaratra na inona no fahazavanao dia ny zava-dehibe ny fahaizanao mizara izay fahazavanao izay ! izay kely hananana no ahiratra!!! raha manana fahazavana be dia be moa enao dia arakarak'izay hanananao no zaraina @ hafa!!! tsarovy fa ny izay mahazo maimaimpoana no mizara maimaimpoana! ary JESOA KRISTY = FAHAZAVANA io ilay JIRO manazava ny lalana homban'ny olona ka hahatonga azy ho modely @ lafiny rehetra mihitsy ! tsy fiteny ihany na fomba ihany fa ny fiainany manontolo ! epistily velona mandehandeha ilay tena mitondra ny fahazavan'ny KRISTY!!! taratra izany ary tsy miafina fa miharihary .
Tiako hamafisina ilay fanaovana tafika masina ! tsy eto an-tana-dehibe ihany fa ny any Ambanivohitra lavitra an! any no tena misy tsy mahafantatra an'i JESO mihintsy! koa raha manana ny fahazavana ianao ! (mandehana hoy ny tenin'ny Tompo mitoria ny Filazantsara @ olona rehetra , izay mino sy hatao batisa no hovonjena ary izay tsy mino no helohina.) izaho no fahazavan'izao tontolo izao ! ka raha JESO no fahazavan'izao tontolo izao ka izay manaiky azy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainana dia efa ao anatiny ilay fahazavana ! ka izay fahazavana efa azonao izay mba zarao ho an'ny hafa ! dia ho hitanao fa hanana rakitra lehibe any an-danitra enao raha vokatr'ilay fahazavana nomeo izay na dia olna iray aza ka nahatonga azy niova fo ! nadray ny Tompo tanteraka , nifona sy nibebaka dia feno fifaliana ny lanitra!!!
mahereza ary taomy ny olona hanantona an'Atra à halalan'ilay mazavadia JESO Kristy

28. bor2lais
(
20/10/2009 07:18)
Raha tsara ny fifandraisanao amin'Andriamanitra dia mandeha ho azy ny fifandraisanao amin'ny manodidina ...
Ny tiako lazaina dia izao :
Amiko raha tena manana ny Mazava tokoa ianao dia mandeha ho azy ny fizarana izany amin'ny hafa !
Noho izany ny tena "fahotana" angamba raha ny fijeriko azy dia ny fandavana na fandosirana ny Fahazavana (izay aseho) ...
Fomba fijeriko manokana ihany anefa io an !

29. soanja
(
20/10/2009 09:26)
Amiko indray dia tsy misy ny Fahotana fa dia ny hazavana hitanao sy tsapanao dia tokony hanoro anao ny lalan-kaleha. Misandrahaka ireo lalana sy hazavana ireo ary samy hitondra anao avokoa amin'ny toerana izay irin'ny saina sy ny fanahinao aleha.
Matoa ianao tojo an'i Kristy dia izay no fandaharan'Andriamanitra. Matoa aho nahalala an'i Mohameta dia satria izay no fandaharana misy. Ny fahazavana kosa dia manerana ary tsy voafetra.

30. fidinirina
(
20/10/2009 10:28)
rakaroka:
Ka 'zay ilay "blem" fototra @ ity raharaha ity !
I Kristy hono no "fahazavana" , dia "vozonana ftsn izany ny toriana hoe
"raiso, inoy i Kristy!"
Tsy HONO izany io rakaroka a! Izy no niteny hoe "Izaho (Jesoa Kristy) no fahazavan'izao tontolo izao"
rakaroka:
Ilay Kristy anefa @ io sady tsy hita maso, no "abstrait" BBBe ny momba azy
=> mba hainareo mpitory moa fa tsy "évident" anie ny "hanaiky" sy hanolo ny anjerimanontolo @ "fisiana tsy hay sy tsy fantatra sy honohono tsy mazava loatra ny aminy? mba ampiasao ny "saina nomen'Atra anareo fa tsy ny "sesimontotra tsy hipaka fa fandanian'andro no abahana e!"
Tsy hita maso ahoana aloha lay Kristy hoy ianao. Fa ianao ve aloha mba efa namaky Baiboly sa tsia ? Dia tsy ho fantatrao ve na dia tantara fotsiny aza fa nisy izany Jesosy Kristy izany zanak'Andriamanitra teraka sy niaina tety ambonin'ny tany. Mandainga daholo ve izany ireo mpanoratra maro be sy vavolombelona niara-niaina taminy ireo. Io resaka finoana tokoa io e! na ianao mino na ianao tsy mino dia lavinao na dia Marina izao aza.
31. ikaretsaka
(
20/10/2009 11:16)
bor2lais:
Raha tsara ny fifandraisanao amin'Andriamanitra dia mandeha ho azy ny fifandraisanao amin'ny manodidina ...
Ny tiako lazaina dia izao :
Amiko raha tena manana ny Mazava tokoa ianao dia mandeha ho azy ny fizarana izany amin'ny hafa !
Noho izany ny tena "fahotana" angamba raha ny fijeriko azy dia ny fandavana na fandosirana ny Fahazavana (izay aseho) ...
Fomba fijeriko manokana ihany anefa io an !
Mitovy fijery @ ianona ahako... fa. Amiko de ilaina jerena koa ilay hoe manana hazavanatokony ho zaraina marina ve ianao de afaka koa mandray izay hazavana hafa ivelan'ny hazavana ao aminao raha toa hanampy hanao hampazava kokoa ilay ao aminao le izy...(io le resaka hoe ny masoamdro sy volana)
32. xxx
(
20/10/2009 15:12)
Ny MAZAVA LEHIBE dia tsy ampiana tsy analana amiko. Ny mampitsilopy ny hazavako dia satria tsy mampandroso NY MAZAVA LEHIBE tsy amim-piambahambana aho. Tsara marihina ihany fa mazava koa izany atao hoe Lucifer izany saingy tsy maharesy ILAY MAZAVA LEHIBE fa mandositra izy raha vao manana an'i JESOA ilay olona iray.
Ny manahirana kely fotsiny ho an'ny olona tsy mandalina tsara ny Tenin'Andriamanitra dia mety ho voafitaka izy satria na i Jesoa aza nalain'ny Devoly fanahy avy amin'ny tenin'Andriamanitra ihany. Koa tsara raha mamaky tsara isika dia mifampizara sy mifanitsy.
Ny mifamaly amin'ny alalan'ny Tenin'Andriamanitra dia mampiteraka hery roa mifanandrina fa tsy mifameno. Ka izay no mety mahasarotra ny resak'i Ika hoe manampy fahazavana ny hazavan'ny hafa. Rehefa samy mibanjina ILAY MAZAVA LEHIBE dia manampy izay tsy mahita tsara, dia ekena, fa raha toa kosa ka ny fiheveran'ny tena fotsiny tokoa no aseho dia ny hazavan'ny tena izany fa tsy ny HAZAVANA iaraha-manana.

33. xxx
(
20/10/2009 15:16)
Amiko indray dia tsy misy ny Fahotana fa dia ny hazavana hitanao sy tsapanao dia tokony hanoro anao ny lalan-kaleha. Misandrahaka ireo lalana sy hazavana ireo ary samy hitondra anao avokoa amin'ny toerana izay irin'ny saina sy ny fanahinao aleha8O :(
34. ikaretsaka
(
20/10/2009 15:24)
xxx:
Amiko indray dia tsy misy ny Fahotana fa dia ny hazavana hitanao sy tsapanao dia tokony hanoro anao ny lalan-kaleha. Misandrahaka ireo lalana sy hazavana ireo ary samy hitondra anao avokoa amin'ny toerana izay irin'ny saina sy ny fanahinao aleha8O :(
mba afaka velabelarina lalindalina kokoa ve ny mampitanaka sy ny maha kivy an'i xxx @ io teny io raha tsy mahadiso?
35. ni81
(
20/10/2009 16:04)
hoy niryna
omena ny rehetra ny Teny ary dia anjaran'ny tsi11 no mandinika izany na fahamarinana na fahazavana avy amin'ilay Teny nampitondraina azy tokoa ilay izy.Tsara ho fantatra fa maro no ilaza hoe tompo ,tompo hoy kristy fa izay rehetra manao ny didiny no ankasitrahany.Mety ho tsara fiteny sy tsara lahatra ny teny omen'ny olona iray kanefa raha tsy mitory ny fahamarinana izy dia anjarantsika no mivavaka azy ireo fa mbola ao anatin'ny aizina tokoa izy ireo.Mampalahelo kanefa safidy iosafidy tokoa!
36. ikaretsaka
(
20/10/2009 16:28)
tsy ny Teny no nomena fa Izy Atra mihitsy ka
Tadidio fa ny
Teny efa tonga Nofo....
Efa miara mitoetra amintsika nfoana
Ary nohariana ho endrik"Atra isika
Tadidio fa ny
Teny efa tonga Nofo....
Efa miara mitoetra amintsika nfoana
Ary nohariana ho endrik"Atra isika
37. rakapy
(
20/10/2009 17:27)
Hoy xxx
Amiko dia tsy fahotana goavana io lazainao io. Ny fahotana tena goavana amiko dia ny fitaritana olona hiino ny zavatra tsy fantatra. Satria dia manome fitaka ny mpiara-belona izy ireny @ fampanantenana zavatra tsy mbola hitany ary tsy nahitany porofo mazava.
Re : Ny tena fahotana dia ny tsy fizaràna ny Hazavana
Amiko dia tsy fahotana goavana io lazainao io. Ny fahotana tena goavana amiko dia ny fitaritana olona hiino ny zavatra tsy fantatra. Satria dia manome fitaka ny mpiara-belona izy ireny @ fampanantenana zavatra tsy mbola hitany ary tsy nahitany porofo mazava.
38. rakaroka
(
20/10/2009 18:23)
[quote=bor2lais]
"Ataonao ahoana no fitia an'Atra izay tsy hita maso, raha ny hitan'ny masonao aza tsy hainao mitia ???? => aza "afotsitra moa ny resaka e!" Io no voasoratra fa aza manao "tsingolobatika sy mampitsongoloka olona @ toriteny "fôsika!"=> Mamery ny maaaaro izany!8O 8O 8O
Raha tsara ny fifandraisanao amin'Andriamanitra dia mandeha ho azy ny fifandraisanao amin'ny manodidina ...
"Ataonao ahoana no fitia an'Atra izay tsy hita maso, raha ny hitan'ny masonao aza tsy hainao mitia ???? => aza "afotsitra moa ny resaka e!" Io no voasoratra fa aza manao "tsingolobatika sy mampitsongoloka olona @ toriteny "fôsika!"=> Mamery ny maaaaro izany!8O 8O 8O
39. rakaroka
(
20/10/2009 18:35)
[quote=fidinirina]
Tsy HONO izany io rakaroka a! Izy no niteny hoe "Izaho (Jesoa Kristy) no fahazavan'izao tontolo izao"
"Hono" ny sehon-njavatra iray ni-reporté-na fa tsy hita sy tsapa mivantana ka!, indrindra ity izy tsy 'tsapanao hoe "hazavana dans quel sens moa?..."
Tsy mitsilo, tsy mahazava, tsy mazava, tsy hitan'ny "tierce perso ety ivelany izay maha "hazavana fa dia natao ho anareo xtiana ihany 'zany ka "ampirimo any fa tsy "accessible" aty!"
Fa ilay "fitorianareo ve natao ho an'izay efa namaky baiboly? Ary raha samby hafa ny fandraisana sy fahitana ny teny nefa "asesikareo hino ny "fihevitrareo ny hafa? Mety ve izany?...:roll: :roll: 8O 8O
Ie! Nisy koa hono izany Rainivoanjo izany, dia "mbetika hono izy afaka mivadibadika ! Nisy koa hono ny "bibiolona, dia be koa ny mitantatra ka tsy haiko na tokony hino ny fisiny koa 'za ity na tsia,sns...ary misy tokotrany "tantara maaaaro" "tantara marina koa hono!".
Iza @ ireny no tokony inoana? fa maninn? Iza no marina ??? fa nahoana???

fa ianao ve efa namaky baiboly sa tsia?...
Fa ilay "fitorianareo ve natao ho an'izay efa namaky baiboly? Ary raha samby hafa ny fandraisana sy fahitana ny teny nefa "asesikareo hino ny "fihevitrareo ny hafa? Mety ve izany?...:roll: :roll: 8O 8O
Dia tsy ho fantatrao ve na dia tantara fotsiny aza fa nisy izany Jesosy Kristy izany zanak'Andriamanitra teraka sy niaina tety ambonin'ny tany. Mandainga daholo ve izany ireo mpanoratra maro be sy vavolombelona niara-niaina taminy ireo. Io resaka finoana tokoa io e! na ianao mino na ianao tsy mino dia lavinao na dia Marina izao aza.
Ie! Nisy koa hono izany Rainivoanjo izany, dia "mbetika hono izy afaka mivadibadika ! Nisy koa hono ny "bibiolona, dia be koa ny mitantatra ka tsy haiko na tokony hino ny fisiny koa 'za ity na tsia,sns...ary misy tokotrany "tantara maaaaro" "tantara marina koa hono!".
Iza @ ireny no tokony inoana? fa maninn? Iza no marina ??? fa nahoana???
40. rakaroka
(
20/10/2009 18:41)
[quote=soanja]
Raha toa faritra iray monja no nanaposahana hazavana dia ho niangatra izao Atra izao !, samby nomeny ny "anjara masoandrony" sy ny anjara Christ" tsy nisy diso anjara ! Meeeety tokoa izany!
Ny fahazavana kosa dia manerana ary tsy voafetra.^:^ ^:^ ^:^ Ekena ! Izany ahay mbô mpino tsy mitanila fijery tahaka ilay Rainy ao ambony!