Ny baiboly no nahavery azy

61. rakaroka ( 30/09/2009 19:18)
ikaretsaka:

rakapy> aoka re ry ssssseeeeee marina
huhuhuhuhu!
Kopy @ zay nareo hoe maninona ra ika ro tsa mety atao se!


Tena ry 'ty..."tsy mampi-tena "dadapasy izany kosa!"
:-D :-D :-D na "soeur sy fréres kosa ve da tsy omena ny hajany ?...
Raha 'lay boay kely niara-nilalao , mety => ny plus misy "franchise" kokoa
@ azo "tenaina!" :-D :-D :-D
62. ikaretsaka ( 30/09/2009 23:47)
rija> tsy natao ho 'avotana' ihany ireo olona marobe notanisaiko ireo fa natao ho mpandray anjara betsaka t@ le raharaham-panavotana koa ka io lazain-drakaroka io hoe lasa namany sns sy nanampy azy, ary raha tsy mityimpona ianao fa manaraka azy ara poto-keviny dia anisan'ny example koa ireo hoe ny zavatra atao tsinontsinona matetika no "anjely"
63. ikaretsaka ( 30/09/2009 23:51)
rakaroka> za rika manao ialahy mompera ary mifampi se tutoyer @ na mompera bedebe a, ary ry zareo koa manao ialahy ahako ... ary asiako "ra" aby izy mianakavy
Rafrera ramompera, ramasera, Raprovy (mantsy ny provincial) ary eo imasony io an
64. rijadolly ( 01/10/2009 15:33)
rakaroka:
Azafady rija "tsy ny finaritra no mila fanafody fa ny marary"! => n'ninn filazanao azy "antondiany" taty mihitsy koa ny "momba ireny olona toa sanatria tsy fihevitra @ sasany ireny! driiiiy koa ny "fanavotany ireny olona ireny tanatin'ny nanjo azy" no naja-mpinamana koa inn 'ndraiiiy?....Tsy ny aty no mandray vilana fa ny "fijery sy ny fihevitra any ho any no "TOKONY HAHITSY MIHITSY !"
Tsy mazava an'rakaroka ny maha samy hafa azy angamba.Somary azavaiko kely ny hevitro.Ireo voalazanareo hoe lasa naman'Jesoa Kristy ireo dia mazava fa olona solafaka navotana ary nasahy nanao dingana lehibe nanaradian'Jesoa. Iraisana iny angamba,eny fa na dia ika koa aza.
eto ny olana .asa na mitovy hevitra ahy nareo na tsia.
Araka ilay tantara dia mazava fa olona ao anatin' amamoana tanteraka sy fanoherana an'Kristy no andeha hamonjy ao anaty ny ady sarotra.Mino anefa aho fa Jesoa dia afaka manavotra ahy.Iza no arahiko.Ilay manohitra an'Jesoa Kristy ve sa Jesoa Kristy ? Mahaiza mifidy.....
65. ikaretsaka ( 01/10/2009 15:45)
Raha mamo sy manohitra ve ka manao asa soa aminao de lavinao?
66. rakapy ( 01/10/2009 15:47)
Hoy i rijadoly
Araka ilay tantara dia mazava fa olona ao anatin' amamoana tanteraka sy fanoherana an'Kristy no andeha hamonjy ao anaty ny ady sarotra

Aza manitatra kosa e! tsy nisy nilaza ao @ tanatara fa tao anatin'ny hamamoana tanteraka sy fanoherana no niavian'ireo olona saika hamonjy azy.
67. rakaroka ( 01/10/2009 15:56)
[quote=rijadolly]
Araka ilay tantara dia mazava fa olona ao anatin' amamoana tanteraka sy fanoherana an'Kristy no andeha hamonjy ao anaty ny ady sarotra.Mino anefa aho fa Jesoa dia afaka manavotra ahy.Iza no arahiko.Ilay manohitra an'Jesoa Kristy ve sa Jesoa Kristy ? Mahaiza mifidy.....

Raha manaraka tsara ilay "tantara" dia "hevitra mahasoa" no naroson'ireo noheverina ho jiolahimboto ! Ka ilay Jesoa dia tsy hita loatra hoe "aiza tsara moa izany ny rôle-ny exact rehefa tojo "fahasahiranana tahaka izao ny olona?..." Sahirana i Dago @ izao iresahantsika izao "AVOAHAY ilay JESOANAREO mba hamaha olana raha "famonjena tokoa izy!" Rehefa
"insamborinable @ izay manjo ny pokona izy dia avelao ny olona hi-résoudre ny "blem-ny" ga tsy "AMPANDRIANA ADRISA @ tsy misy akory!
Mazava fa ny olona "HENDRY" dia tokony hanaraka ny "hevitra mahasoa" voalazan'ireo jiolahimboto, ary tsy am-pisalasalana akory!


68. ikaretsaka ( 01/10/2009 16:06)
Ka izay le izy...
Hoe tsary hividy entana any @ jiosy sy silamo sy sinoa sy karana sns tsy xtianina tsony izany nefa ireny no saika betsaka aty akaikinay @ resaka epicerie?
De raha tahiny ka maty anyy an-kodahoda be ny fiara de tsy handeha haka mecano sy depanage fa ireny jiolahimboto be tatoo ireny manko ny akamaroan'ny mecano?
Aoka le!
69. rijadolly ( 01/10/2009 16:10)
ika:
Raha mamo sy manohitra ve ka manao asa soa aminao de lavinao?
Laviko tokoa moa izany,satria fantatro izay inoako,ary fantatro hatrany fa akaky Mpamonjy aho sy ireo Mpino miaraka amiko sy ireo Iraka ny samihafa.
Aza manitatra kosa e! tsy nisy nilaza ao @ tanatara fa tao anatin'ny hamamoana tanteraka sy fanoherana no niavian'ireo olona saika hamonjy azy.
Somary ahitsiko kely ny tenin'ise,aza mamorina koa se fa niteny aho hoe "no niavian'ireo".
Kitsipona iray tao anatin'ilay boky noforonina toko 4 and 5
Saika nanaiky ihany ilay ramatoa nefa nahita ireto bandy be mamofona toaka sy mifoka sigara
toko faha 6 and 4
Tsy narisika anefa ity ramatoa satria ilay rangahy dia ilay mpivarotra zava-mahadomela eo an-tanana
toko 8 and 1-2
Mbola tonga ny helicopter mba hamonjy azy nefa dia nolaviny satria dia lehilahy feno tatooage sy feno kavina no nidina saika haka azy ary fantany tsara fa anti-Christ ity tovolahy
.
70. rakapy ( 01/10/2009 19:55)
Rijadoly> Ny mamofona toaka dia tsy midika fa ao anatin'ny fahamamona tanteraka.

Fa ity no mba fanotaniana apetrako aminao izay manenjika ireo karazan'olona izay lazainao fa jiolahy sy devoly ireo.

Mba nakaiza aby ary ny xana naman'ilay ramatoa? Ireo mpiara mitory aminy? ireo olona notoriany tenin'A/tra? ireo mpiara mivavaka aminy? ireo xana maro be teo an-tanana no tsy mba nisy na iray aza nandondona ny varavarany ka nanam-pikasana ny hamonjy azy????
Sa efa hadin sahady ny namana nefa mbola tsy any am-paradisa akory???
71. ikaretsaka ( 01/10/2009 21:00)
Rija> eny tokoa hoa..nankaiza ireo nitoriany?

Za aloha rakapy raha noye eny atampon'i horombe ny retroviseur ko ka misy bara manontany hoe sao ampiana ialahy ra ika..de tsary manda za..
Fa tsy hoe mpisotro sy mamofona toaka gasy io na efa nangalatr'omby io na mpisikidy io de... an an an
72. rakaroka ( 01/10/2009 21:54)
Aza mba mamofona... ihany wa Ra-Ika fa hitsoahan'ny olona an! :-D :-D :-D
73. cutie ( 01/10/2009 22:13)
. Mpandefa : rijadolly [ Valio ] 30-09-2009 18:24:17
Lohateny : Re : Ny baiboly no nahavery azy
Hoy i cutie:
Ahona moa no ahafantaran'le ramatoa fa antichrist ny maka azy?? Fijerena ety ivelany fotsiny ve sa mba nalaiana ambony ambany ihany izy io sa tonga de nibitsika tao aminy ny FM we anti-christ reo?? I don't think so
Cutie>>>>>>> LE tantara no amatarako azy fa mety tsy fantatr'ilay ramatoa angamba Vakio tsara de fantatrao ko...

hay ve fijerin'i rija fotsiny iny e lol
74. ikaretsaka ( 01/10/2009 23:25)
rakaroka:

Aza mba mamofona... ihany wa Ra-Ika fa hitsoahan'ny olona an! :-D :-D :-D

Le omaly iny kosa rakaroka gravy ka...lasa lasopy sisa ny kaly atoanjo fa saika tsy tafa mihitsy... soa fa tsary nanaraka ny akanjo

75. rakapy ( 02/10/2009 04:59)
Hoy i Ika
Za aloha rakapy raha noye eny atampon'i horombe ny retroviseur ko ka misy bara manontany hoe sao ampiana ialahy ra ika..de tsary manda za..
Fa tsy hoe mpisotro sy mamofona toaka gasy io na efa nangalatr'omby io na mpisikidy io

:-D :-D :-D
Aleo kosa letsy mba miandry ny eo na dia ela aza! Ny apostolin'i Soatanana ve tsy handalo eo @ farany hanavotra an'elah :-D :-D :-D
76. ikaretsaka ( 02/10/2009 15:11)
hahahaha
77. soanja ( 02/10/2009 15:26)
rakapy:

Hoy i Ika
Za aloha rakapy raha noye eny atampon'i horombe ny retroviseur ko ka misy bara manontany hoe sao ampiana ialahy ra ika..de tsary manda za..
Fa tsy hoe mpisotro sy mamofona toaka gasy io na efa nangalatr'omby io na mpisikidy io

:-D :-D :-D
Aleo kosa letsy mba miandry ny eo na dia ela aza! Ny apostolin'i Soatanana ve tsy handalo eo @ farany hanavotra an'elah :-D :-D :-D


Ka amin'ireny tokoa aloha dia misy mihitsy ny hino fa handalo ny anjely hanavotra. Izay no finoany koo!
Ka sao kosa ary fa efa te hamono tena ilay ramatoa dia mahita an'izao rehetra rehetra izao atao fialana. Misy koa mantsy izay!


78. rijadolly ( 02/10/2009 18:15)
rakapy:
Ny mamofona toaka dia tsy midika fa ao anatin'ny fahamamona tanteraka.
Ny mpampiasa anao aza anafenanao ny fofotoakanao,Mitady fika isakarazany rehetra izao analana azy,maika moa fa hoe Mpiasan'Andriamanitra.Sa rehefa ahazoana vola tombony ho anao dia ratsy ny mamofona fa raha entina ampandrosoana ny Fanjakan'Andriamanitra dia.....Rehefa saofera(Iraka) ianao dia tsarovy fa mamo ny anaranao raha misy fofona eo ambonin'familiana.
rakapy:
Mba nakaiza aby ary ny xana naman'ilay ramatoa? Ireo mpiara mitory aminy? ireo olona notoriany tenin'A/tra? ireo mpiara mivavaka aminy? ireo xana maro be teo an-tanana no tsy mba nisy na iray aza nandondona ny varavarany ka nanam-pikasana ny hamonjy azy????
Sa efa hadin sahady ny namana nefa mbola tsy any am-paradisa akory???
Eny fa na dia tsy izay aza ny tian'ilay nampatsiahy ilay tantara hasongadina dia valiako ihany satria tsy nisoratany izany fa hevitrao ihany. Averiko indray "Tsy namany izay mihembotra ny Kristianina"
Soanja:
Ka sao kosa ary fa efa te hamono tena ilay ramatoa dia mahita an'izao rehetra rehetra izao atao fialana. Misy koa mantsy izay!
ka na inona na inona fanahian'ise mikasika ilay ramatoa dia tsy izay ilay tanjon'ilay tantara fa lesona araka ilay fahalalanao ao ambony ao ihany,Tsy mino se fa hanavotra an'ise Jesoa Kristy :arrow: manaraka an'anti-Christ,Mino se fa hanavotra an'ise aminy ora izay mampety azy Jesoa Kristy :arrow: Manda ny langolangon'ny fahavaloNY izay toa marina.
cutie:
Ahona moa no ahafantaran'le ramatoa fa antichrist ny maka azy?? Fijerena ety ivelany fotsiny ve sa mba nalaiana ambony ambany ihany izy io sa tonga de nibitsika tao aminy ny FM we anti-christ reo?? I don't think so
za:
LE tantara no amatarako azy fa mety tsy fantatr'ilay ramatoa angamba Vakio tsara de fantatrao ko...
cutie:
hay ve fijerin'i rija fotsiny iny e lol
Jereo (68) ireo toko sy andininy ilay tantara nalefako ho an'rakapy ireo hanamarinan'ise azy raha tsy namaky tsara ilay tantara ise.
79. rijadolly ( 02/10/2009 18:31)
N° 68 io ambony io Cutie a! ary ilay
LE tantara no amatarako azy fa mety tsy fantatr'ilay ramatoa angamba Vakio tsara de fantatrao ko...
dia nataoko gras ohatr' izao ilay hoe "angamba" mba hamerenan'ise hamaky an'ilay tantara tsara...:-* :-*
80. ikaretsaka ( 02/10/2009 18:52)
Ny mpampiasa anao aza anafenanao ny fofotoakanao,Mitady fika isakarazany rehetra izao analana azy,maika moa fa hoe Mpiasan'Andriamanitra.Sa rehefa ahazoana vola tombony ho anao dia ratsy ny mamofona fa raha entina ampandrosoana ny Fanjakan'Andriamanitra dia.....Rehefa saofera(Iraka) ianao dia tsarovy fa mamo ny anaranao raha misy fofona eo ambonin'familiana.


tsy ny fofony izany kosa no hi tsarana ny hoe mamo na tsy mamo r'ianona an... fa ny hoe misy alikaola ve ao anaty ra!
raha manahy ny @ le sofera misy fofona toaka ny polisy dia asainy manao tests de sobriete aloha fa tsy hoe mamo toaka enao satria mamofona toaka (asainy mitsoka balom sns aloha) ... fa tsy hoe avy nanome ra maimaim-poana de maimbo alikaola ..de misy ilay olona koa manao Spa @ divay (ranona divay no anosorana ny tena sy hanaovana massage ny tena.. andramo fa tsarabe) de hoe satria namofona toaka ve de mamo

aza manao affirmation gratos hoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085