Ny baiboly no nahavery azy
101. rakapy
(
05/10/2009 13:35)
Hoy i Fidinirina
Fidinirina! Izaho dia tsy notono-tena fa MPAMONJY ka tsy afaka ny hamomjy anao.
Raha atao hoe afaka ny hamonjy anao aho dia mazava fa tsy hety izany satria dia efa i jesosy no hany fantatrao sy hinonao fa hahavonjy anao ka tsy hiisy dikany aminao ary ho toherinao izay teny avy aty amiko. Noho izany vonjeo ny tenanao any @ izay hitanao fa hahavonjy anao.
Izaho akory tsy mbola nilaza na indray mandeha aza fa tsy nisy izany jesosy izany teto an-tany. Ny tsy hinoako dia hoe tsy A/tra i jesosy fa olombelona manan-pahendrena sy masin-teny.
Maro ny tantara ao @ baoboly no tsy hinoako satria dia efa aman-jato taonany taty aoriana vao nosoratana ary ny tesatameta taloha dia maro no tantara noforonina toy ny resaka ngahy be noely.
Eto dia hita sy mampiseho ianao ilay toetra manavakavaka na dia samy xana aza. fa ngah ny katolika tsy xana?
Ary aoka ho fantatrao fa maro tsy ny anjely irery ihany no afaka ny hanavotra ny fanahin'ny rahalahinao na ny anabavinao fa izay rehetra manana ny fahendrena. Tsy izay rehetra mpifoka na mpigoka akory dia lazaina fa adalana tsy manana fahendrena. Maro amin'izy ireny no manana ny fahendrena lavitra ary afaka ny hanavotra ny manana olana mitovy aminy.
TSY IZAY REHETRA MAHAY MITANISA NY TENY AVY @ BAIBOLY NO ATAO HOE HENDRY, FA IZAY REHETRA AFAKA NY HAMPITONY NY FANAHIN'NY MANODIDINA AZY.
Vonjeo zaho rakapy a! Mba mila teny fampaherezana avy ao @ baiboly raha afaka mamonjy ahy ianao
Fidinirina! Izaho dia tsy notono-tena fa MPAMONJY ka tsy afaka ny hamomjy anao.
Raha atao hoe afaka ny hamonjy anao aho dia mazava fa tsy hety izany satria dia efa i jesosy no hany fantatrao sy hinonao fa hahavonjy anao ka tsy hiisy dikany aminao ary ho toherinao izay teny avy aty amiko. Noho izany vonjeo ny tenanao any @ izay hitanao fa hahavonjy anao.
I rakapy : tsy nanatri-maso, tsy manana porofo nefa milaza fa tantara marina no nosoratan’ny mpanoratra. Rehefa zavatra hoatran’izany dia mino izy fa rehefa ny baiboly koa no manoratra hoe tonga teto an-tany Jesoa
Izaho akory tsy mbola nilaza na indray mandeha aza fa tsy nisy izany jesosy izany teto an-tany. Ny tsy hinoako dia hoe tsy A/tra i jesosy fa olombelona manan-pahendrena sy masin-teny.
Maro ny tantara ao @ baoboly no tsy hinoako satria dia efa aman-jato taonany taty aoriana vao nosoratana ary ny tesatameta taloha dia maro no tantara noforonina toy ny resaka ngahy be noely.
Ny anjely. Fanamafisana no soratako eto fa tsy misy anjely mpifoka rongony sy mpimamo ary sanatria antikristy izany. Lazainao fa miandry anjely toy ireny hita @ sary ireny izahay. Tsia, tsy misy miandry an’izany ary ny zavatra hitako, asa raha fantatrao fa ny antokom-pivavahana katolika no tena mamoaka karazana sarisary be dia be tahaka ireny mihoatra ny antokom-pivavahana hafa. Ka tsy haiko na izaho no miandry zavatra hoatr’ireny araka ny nolaizanao na izy ireo.
Eto dia hita sy mampiseho ianao ilay toetra manavakavaka na dia samy xana aza. fa ngah ny katolika tsy xana?
Ary aoka ho fantatrao fa maro tsy ny anjely irery ihany no afaka ny hanavotra ny fanahin'ny rahalahinao na ny anabavinao fa izay rehetra manana ny fahendrena. Tsy izay rehetra mpifoka na mpigoka akory dia lazaina fa adalana tsy manana fahendrena. Maro amin'izy ireny no manana ny fahendrena lavitra ary afaka ny hanavotra ny manana olana mitovy aminy.
TSY IZAY REHETRA MAHAY MITANISA NY TENY AVY @ BAIBOLY NO ATAO HOE HENDRY, FA IZAY REHETRA AFAKA NY HAMPITONY NY FANAHIN'NY MANODIDINA AZY.
102. cutie
(
05/10/2009 13:38)
TSY IZAY REHETRA MAHAY MITANISA NY TENY AVY @ BAIBOLY NO ATAO HOE HENDRY, FA IZAY REHETRA AFAKA NY HAMPITONY NY FANAHIN'NY MANODIDINA AZY.
namaste :)
103. rakapy
(
05/10/2009 13:50)
Cutie> maro @ tantara ao @ baiboly no fanoharana fa tantara tsy nisy akory.
105. rakapy
(
05/10/2009 14:01)
Izay mantsy, tanatara vao t@ 2005 no niseho ary efa ato anatin'ny teknolojia sy ampy fitaovana firaketana dia tsy hinoana fa ireo tantara efa aman'arivo taonany tsy fanatatra na angano na lovan-tsofina dia hinona fa marina avokoa. Na marina aza efa niova t@ dikany original.
Mba jereo ange ny tantaran'ny mpanjaka Malagasy e! vao 200 taona monja dia efa maro no miova.
Mba jereo ange ny tantaran'ny mpanjaka Malagasy e! vao 200 taona monja dia efa maro no miova.
108. cutie
(
05/10/2009 19:49)
104. Mpandefa : rakapy [ Valio ] 05-10-2009 16:01:38
Lohateny : Re : Ny baiboly no nahavery azy
Izay mantsy, tanatara vao t@ 2005 no niseho ary efa ato anatin'ny teknolojia sy ampy fitaovana firaketana dia tsy hinoana fa ireo tantara efa aman'arivo taonany tsy fanatatra na angano na lovan-tsofina dia hinona fa marina avokoa. Na marina aza efa niova t@ dikany original.
Mba jereo ange ny tantaran'ny mpanjaka Malagasy e! vao 200 taona monja dia efa maro no miova
ny an'ny sasany manko ao anaty baiboly ihany Atra no miteny koa :-D :-D :-D
109. ikaretsaka
(
05/10/2009 22:12)
cutie:

izay ilay hilazako foana hoe manalasala ihany toy ny olomboky tokana!
110. cutie
(
05/10/2009 22:27)
:-D :-D :-D
ka efa we reny no antsoina we right wing freako xstiana, tsy hiova mitsy :-D :-D :-D
ka efa we reny no antsoina we right wing freako xstiana, tsy hiova mitsy :-D :-D :-D
113. ikaretsaka
(
05/10/2009 22:51)
le Bolokim-baiboly ireny ve? tsssss inona koa no atahorana an'ireny?
115. ikaretsaka
(
05/10/2009 23:06)
ireny tsy maninona izany hoa.. tsy mahita ivelan'ny cage-ny ireny!
119. fidinirina
(
08/10/2009 08:05)
Vonjeo zaho rakapy a! Mba mila teny fampaherezana avy ao @ baiboly raha afaka mamonjy ahy ianaoNy nahatonga ahy nametraka an’io fiangaviana io dia ho fitsapako anao fotsiny. Ataon’ny tsy mino an’i kristy [Na : antikristy] ahoana tokoa na hamonjy na hitondra famonjena ho an’ny Kristianina. Izany hoy aho ny maha lainga an’io tantara foronina eto io. Ny antikristy vao mahita Kristianina dia mitovy @ izao fiteninao zao mihitsy no fiteniny.
Noho izany vonjeo ny tenanao any @ izay hitanao fa hahavonjy anao.Ampiako hoe : Koa tsy antsoina ny Jesosinareo hamonjy anareo. Noho izany lainga tena lainga raha hisy antikristy ka hanampy kristianina mitana baiboly.
Averiko soratana mazava tsara aminao ity teny ity :
Jaona3.16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
Ny TSY FINOANA an’i Jesoa Kristy no ahavery ny olona.
Jaona 14.8 Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay.
14.9 Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanao hoe: Asehoy anay ny Ray?
14.10 Tsy mino va hianao fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo, dia tsy avy amiko izany lazaiko izany; fa ny Ray mitoetra ao amiko no manao ny asa.
rakapy:
Tsy izay rehetra mpifoka na mpigoka akory dia lazaina fa adalana tsy manana fahendrena. Maro amin'izy ireny no manana ny fahendrena lavitra ary afaka ny hanavotra ny manana olana mitovy aminy.
Ka raha marina izany, izay izany no mahatonga ny olona maro amin’izao fotoana izao mivari-lavo @ toaka sy rongony fa any no misy fahendrena raha araka ny hevitrao.
Salamo 92.5 Jehovah ô, akory ny halehiben'ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.
92.6 Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.
92.7 Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy, Ary mamony ny mpanao ratsy rehetra, Dia izany no ho fandringanana azy mandrakizay.
92.8 Nefa Hianao, Jehovah ô, dia avo mandrakizay.
I Petera 4.3 Fa ampy izay ny andro lasa ho nanaovana ny fanaon'ny jentilisa tamin'ny nandehanana tamin'ny fijejojejoana sy ny fanirian-dratsy sy ny fimamoana sy ny filalaovan-dratsy sy ny fisotroan-toaka ary ny fanompoan-tsampy izay fady indrindra;
4.7 Fa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin'ny fivavahana.
I Korinitiana 5.11 Fa ny nanoratako taminareo dia ny mba tsy hiharoharoanareo aminy, raha misy atao hoe rahalahy, nefa mpijangajanga, na mpierina, na mpanompo sampy, na mpanaratsy, na mpimamo, na mpanao an-keriny, dia aza miara-mihinana akory amin'ny toy izany hianareo.
I Korintiana 6.9 Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita ('Lev 18:22 Aza mandry amin ny lehilahy tahaka ny fandry amin ny vehivavy; fa fahavetavetana izany.)
6.10 sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra.
rakapy:
Ny tsy hinoako dia hoe tsy A/tra i jesosy fa olombelona manan-pahendrena sy masin-teny.
Maro ny tantara ao @ baoboly no tsy hinoako satria dia efa aman-jato taonany taty aoriana vao nosoratana ary ny tesatameta taloha dia maro no tantara noforonina toy ny resaka ngahy be noely.
Hevitrao samirery tokoa izany fa tsy hevitr’Andriamanitra na Jesoa Kristy.
Efa nambarako anao tany aloha tany fa tsy lany andro akory io baiboly io : efa nandritry ny arivo taona mahery no nanoratana an’io, nandritra ny taonjato 16, olona samy hafa sy t@ toerana samihafa (misy tsy nifankahafantatra akory aza) no nanoratra an’io nefa dia marina iray ihany no ambaran’izy rehetra. 2009 taona izao no nahatongavan’i Jesoa kritsy ary tsy mitsahatra mahita fahamarinana sy fahatanterahan’ny teniny foana isika @ izao ankehitriny izao. Isika izay valopolo taona raha ho betsaka ny andalovana eto an-tany no mba hilaza fa tsy marina ny voalazan’io baiboly io ary tsy manjohy vanim-potoana. Aleo alefa lavitra kokoa ny saina hanontany hoe raha sanatria tsy marina no voalazan’io, nahoana ary no maharitra sy tsy miova ny zavatra ambarany.
Diniho fa tsy efa miseho tsikelikely avokoa aza ny zavatra ambarany ankehitriny :
II Timoty.1 Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.
3.2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho mpandoka tena, mpiavonavona, miteny ratsy "Gr, manao blasfemia, izahao Mat 9.3", tsy manoa ray sy reny, tsy misaotra, tsy manaja izay masina,
3.3 tsy manam-pitiavana, mpanontolo fo, mpanendrikendrika, tsy mahonom-po, lozabe, tsy tia ny tsara,
3.4 mpamadika, kirina, mpieboebo, tia ny fahafinaretana mihoatra noho ny fitiavany an'Andriamanitra,
Ary isan’izany ny hahamaro ny mpaminany sandoka sy ny antikristy.
Koa mitandrema fa izay voasoratra ao tsy maintsy ho tanteraka ary aza ho isan’izay tsy mino fa minoa (Jaona 20:27)
Izao anefa no tiako ho fantatrao : tsy manery anao hino aho na koa tsy hino satria na Andriamanitra aza tsy mba manao izany @ olona. Ny hany ataoko dia ny mampianatra sy manitsy izay hevitra diso @ fandraisana an’Andriamanitra sy ny teniny. Hatreo ihany.
Ohatra : raha miteny ianao fa tsy Andriamanitra i Jesoa Kristy dia ahitsiko araka ny soratra masina fa diso tanteraka izany.
Jaona 20.31 fa voasoratra izao, mba hinoanareo fa Jesosy no Kristy, Zanak'Andriamanitra, ary mba hanananareo fiainana amin'ny anarany, raha mino hianareo.
I Jaona 4.15 Na iza na iza manaiky fa Zanak'Andriamanitra Jesosy, dia mitoetra ao aminy Andriamanitra, ary izy kosa ao amin' Andriamanitra.
I Jaona 5.1 Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy dia naterak'Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa.
5.5 Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak'Andriamanitra?
Jaona 10.29 Ny Raiko Izay nanome Ahy dia lehibe noho izy rehetra; ary tsy misy mahay mandrombaka amin'ny tànan'ny Ray.
10.30 Izaho sy ny Ray dia iray ihany.
Koa ahoana no handavanao fa tsy Andriamanitra i Jesoa Kristy nefa io no teniny. Sa ampangainao ho mpandainga indray izany Izy.
120. rakapy
(
08/10/2009 10:17)
Hoy i Fidinirina
Matetika hono ny devoly no mitsapa-fanahy :-D
Tsy izay rehetra tsy mino an'i kristy akory dia antichrist. Ary tsy izay rehetra tsy mino an'i buddha akory dia antibuddah ka aoka mba halalaka ny saina fa tsy "black or white" akory ity fiainana ity. Eny fa na A/tra aza dia nampisy ny loko maro teto an-tany.
Asa na mahay mamaky sy mandinika tantara ianao fa tsy noho ny baiboly no nampandeha ireo karazan'olona telo izay saika hamonjy ity ramatoa ity fa nohon'ny fandavany sy nohon'ny fifidianany tavan'olona.
Efa mazava anie ry fidinirina fa tsy hanaraka ny finoanao aho fa ny mampalahelo dia ireo izay mitady hifikirana no fahananareo lalitra eto an-tany.
Iza tamitsika nandalo na mbola eto an-tany moa no tsy nanana Ray?
Afaka ny hiteny toa azy avokoa izay te hiteny.
Ny nahatonga ahy nametraka an’io fiangaviana io dia ho fitsapako anao fotsiny.
Matetika hono ny devoly no mitsapa-fanahy :-D
Ataon’ny tsy mino an’i kristy [Na : antikristy] ahoana tokoa na hamonjy na hitondra famonjena ho an’ny Kristianina.
Tsy izay rehetra tsy mino an'i kristy akory dia antichrist. Ary tsy izay rehetra tsy mino an'i buddha akory dia antibuddah ka aoka mba halalaka ny saina fa tsy "black or white" akory ity fiainana ity. Eny fa na A/tra aza dia nampisy ny loko maro teto an-tany.
Izany hoy aho ny maha lainga an’io tantara foronina eto io. Ny antikristy vao mahita Kristianina dia mitovy @ izao fiteninao zao mihitsy no fiteniny.
Asa na mahay mamaky sy mandinika tantara ianao fa tsy noho ny baiboly no nampandeha ireo karazan'olona telo izay saika hamonjy ity ramatoa ity fa nohon'ny fandavany sy nohon'ny fifidianany tavan'olona.
Izao anefa no tiako ho fantatrao : tsy manery anao hino aho na koa tsy hino satria na Andriamanitra aza tsy mba manao izany @ olona. Ny hany ataoko dia ny mampianatra sy manitsy izay hevitra diso @ fandraisana an’Andriamanitra sy ny teniny. Hatreo ihany.
Efa mazava anie ry fidinirina fa tsy hanaraka ny finoanao aho fa ny mampalahelo dia ireo izay mitady hifikirana no fahananareo lalitra eto an-tany.
10.30 Izaho sy ny Ray dia iray ihany.
Koa ahoana no handavanao fa tsy Andriamanitra i Jesoa Kristy nefa io no teniny. Sa ampangainao ho mpandainga indray izany Izy
Iza tamitsika nandalo na mbola eto an-tany moa no tsy nanana Ray?
Afaka ny hiteny toa azy avokoa izay te hiteny.