Ny baiboly no nahavery azy
41. ni81
(
29/09/2009 20:36)
ivereno vakiana (fa tsy tsimponina) ny evanjelinao fa saika izany daholo ny naman'i jesoaAzo ifandraisana ange ny rehetra e! fa tandremana ny fomba fifandraisana aminy fa sao manao ny fanaony. Ohatra ve hoe mpanao afera zavatra maha domelina ilay olona dia hifampitaritarika aminy eny rehetra eny aho nefa izy efa malaza be ao an-tanàna? ka tsy ho raisim-potsiny eo koa aho raha tonga dia tondroiny fa napetrany ato amiko ny raharaha manga tian'ny sasany?
42. ikaretsaka
(
29/09/2009 20:53)
tsy misy mahalala izay..
fa rehefa izay ny vocation anao anefa de izay! fa tsy hoe katrami iny na mamolava iny na mpanao aferana toaka gasy iny na jamala ... na nailikilikyn'ny fiaraha monina dia mbay tary... fa afaka mifanavotra tsara sy mifanasoa tsara matoa iny eo @ fiainanao! ary izay ny mission anao eo @ fiainany (hanampy azy ohatra), na ny missio-ny eo @ fiainanao (ahitanao ny irak'Atra ao aminao @ alalan'ny fanampiana azy ohatra)

43. cutie
(
29/09/2009 21:36)
Mba mahagaga ahy indray izany ry ika, f’angaha tsy efa «cause» ny nandavany an’ireo jiolahim-boto mpifoka rongony, mpimamo sy antikristy ireo. Andriamanitra tokoa aza efa nadràra ny olona tsy hanaraka azy ireny. Ary diniho tsara fa raha io tantara io anie hoy aho no novan’ny mpanoratra ny famoronany ka hoe : maty ilay ramatoa ary nankasitrahan’Andriamanitra ny zavatra nataony. Moa tsy "impact positif" ho an’ny finoana avy hatrany izany. Fa ilay izy moa nosoratan’ny olona tsy mba manana an’Andriamanitra, sahy miampanga an’Andriamanitra, tsy mahita afa-tsy ny négatif foana @ asan’Andriamanitra; hany ka nadikan-drakapy fotsiny koa hoe : ny fitazonana baiboly (tenin’Andriamanitra) lazainy fa mahavery
hafahafa be zany fisainana zany :-D :-D :-D :-D
44. cutie
(
29/09/2009 21:40)
. Mpandefa : rijadolly [ Valio ] 29-09-2009 16:52:13
Lohateny : Re : Ny baiboly no nahavery azy
Hoy i rijadolly:
Kitsipona izay lesona azo avy amin'ilay tantara ka ahazoany 10/10 MATIO 16 : 25 Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny Amiko, dia hahazo izany.Fantaro ny fahavalonao,oh ny mpamonjy izany izireny e!.Marina mihitsy Rakapy fa nahazoana lesona tsara ilay izy a! misaotra e!
Hoy i cutie:
de manin i rija no mampitaha tsimpona @ fiainan'le ramatoa????
zany we ny tiako lazaina tsy martiora io ramatoa io
Satria fantany fa Anti-Kristy ny maka azy,ra natahotra ny ho faty izy dia nanaiky ny hovonjen'Anti-Kristy.Fa tsy natahotra izy noho ny fananany an'Tompo dia nahasahy sy tsy nanana fanahina ny ainy satria fantany fa ho azony izany ao amin'Ilay inoany. hoy Ilay hira iray izay hoe: "Ra hitondra ny mafy aho dia izao ny tsaroko,ankaiky Mpamonjy aho!Ra tondraka ny rano dia tsy maintsy tafita aho,ankaiky Mpamonjy aho.Esorina ny aiko fa izaho tsy hamaly,ho sasapoana ireo izay te-hampinjaly,kanefa maty aho,tsy ahoako satria izao!ankaiky Mpamonjy aho."
Ahona moa no ahafantaran'le ramatoa fa antichrist ny maka azy?? Fijerena ety ivelany fotsiny ve sa mba nalaiana ambony ambany ihany izy io sa tonga de nibitsika tao aminy ny FM we anti-christ reo?? I don't think so :-D
45. cutie
(
29/09/2009 21:41)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 29-09-2009 18:23:06=)) =)) =)) =)) =)) =))
Lohateny : Re : Ny baiboly no nahavery azy
hoy Ika
Voalaza teo :
nan tsy cause ireo fa mainka aza toetrana farisianina
diniho ny tantaran'ilay nisy nanendaka teny an-dalana de le samaritana no nanavotra anazy ange e..
de raha nahatsiaro tena ve le zalahy voaendaka io ka niteny hoe za aza avotana fa enao samaritanina ... de hoe maritiry izy @ zay? doy e
Izay mihintsy izy ity e! be ireo mpitsara ivelany sy mihevitra fa ny olona ahenona teny avy ao @ baiboly ihany ny vavany no iraka avy any @ A/tra.Maro ireo miandry ilay anjely misy elatra hidina avy any an-danitra.
Ity tantara ity izao dia ohatra iray tsy misy valaka ilay tanataran'ny samaritana sy fariseo ao @ baiboly.
Tena hitanao ny fanoharana ry Ika.
46. cutie
(
29/09/2009 21:51)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-09-2009 22:53:56
Lohateny : Re : Ny baiboly no nahavery azy
tsy misy mahalala izay..
fa rehefa izay ny vocation anao anefa de izay! fa tsy hoe katrami iny na mamolava iny na mpanao aferana toaka gasy iny na jamala ... na nailikilikyn'ny fiaraha monina dia mbay tary... fa afaka mifanavotra tsara sy mifanasoa tsara matoa iny eo @ fiainanao! ary izay ny mission anao eo @ fiainany (hanampy azy ohatra), na ny missio-ny eo @ fiainanao (ahitanao ny irak'Atra ao aminao @ alalan'ny fanampiana azy ohatra)
namste
Efa averimberimberina foana fa Fitiavana le Atra nefa ny sasany to oahtran'ny faly hanilika ze tsy mitovy aminy foana. Lol`
Te ho deraina eo imason'atra fa zao sy zao nefa ny mpiara-belona tsy raharahiana
"Blessed are the poor in spirit, for theirs is the kingdom of Heaven"
Tsimpona io fa efa manombola manarka ze ataon'ny mpitsimpona koa za io :-D
47. ikaretsaka
(
29/09/2009 22:40)
gimme some spirit ary ry cutie a.. de ampio tsaky! Chi vas zao spirit mety tsara :-o
49. rakapy
(
30/09/2009 04:49)
Hoy Fidinirina
Ka ry zareo mahatoky tanteraka fa ny pasitera ,sy mopera sy diakona sns... no anjely manana elatra avy @ A/tra ko :-D :-D :-D
Nefa amboarin-dry lerony @ fika majinijika.
Mody torian-dry pasitera sy ry diakona hoe RY HAVANA MALALA dia latsaka tananteka! RY ZANAKO hoy ry mompoera dia in love....Nefa vao mivoaka ny tokotani-mpiangonana ka mahita mamo lava na 4amis masiso sy miteny ratsy na makorela mikil dia miavona sy feno fankahalana ny fon-dry zareo. Fa indrinda feno FITSARANA fa ireny no SATANA velona eto an-tany.
Tsy hisy mandrakizay mihitsy izany Andriamanitra handefa anjely jiolahim-boto sy antihrist izany [rakapy] a! Aza manaiky fitahin’ny mpanoratra mpandaingHoy Ika
ho an'i Fidinirina sy ny namany
raha mamaky sy mandinika ny voalaza ange de voalaza foana ny hoe hoe "madinika" , "mpanota", "samaritanina", "vehivavy janga", "Mpanjono", mpamory hetrazelaoty (mpanohitra).. fakofakon'olona sy ireo nosokajian'ny mpiara monina sy nolazaian fa tsy masim-pitondran-tena, Jiolahimboto mpangalatra (jereo le mpianatra naka salohimbarin'olona teny an-tsaha).. mpandika ny andro sabata sns...
Izany aby ange no naman'i Jesoa sy nirahiny sy netiny nanambara ny fihevitr"Atra tamin'ny mpiara belona e... nefa inoanao
Ka ry zareo mahatoky tanteraka fa ny pasitera ,sy mopera sy diakona sns... no anjely manana elatra avy @ A/tra ko :-D :-D :-D
Nefa amboarin-dry lerony @ fika majinijika.
Mody torian-dry pasitera sy ry diakona hoe RY HAVANA MALALA dia latsaka tananteka! RY ZANAKO hoy ry mompoera dia in love....Nefa vao mivoaka ny tokotani-mpiangonana ka mahita mamo lava na 4amis masiso sy miteny ratsy na makorela mikil dia miavona sy feno fankahalana ny fon-dry zareo. Fa indrinda feno FITSARANA fa ireny no SATANA velona eto an-tany.
50. ikaretsaka
(
30/09/2009 12:30)
ka izay nge le hoe "manakory ISE...... "
aleoko lavitra mihaino le hoe K'aiz izy zany ry lety ry lety Ra ika an
waaaaa rakapison le....
aleoko lavitra mihaino le hoe K'aiz izy zany ry lety ry lety Ra ika an
waaaaa rakapison le....
51. cutie
(
30/09/2009 13:29)
Ka ry zareo mahatoky tanteraka fa ny pasitera ,sy mopera sy diakona sns... no anjely manana elatra avy @ A/tra ko=)) =)) =)) =)) =))
Nefa amboarin-dry lerony @ fika majinijika.
Mody torian-dry pasitera sy ry diakona hoe RY HAVANA MALALA dia latsaka tananteka! RY ZANAKO hoy ry mompoera dia in love....Nefa vao mivoaka ny tokotani-mpiangonana ka mahita mamo lava na 4amis masiso sy miteny ratsy na makorela mikil dia miavona sy feno fankahalana ny fon-dry zareo. Fa indrinda feno FITSARANA fa ireny no SATANA velona eto an-tany.
52. rakapy
(
30/09/2009 13:37)
Toa ilaozan'i Cutie mitsivanivany fotsiny marina! sa ve tsy marna io volazako io? :-D :-D :-D
55. cutie
(
30/09/2009 14:03)
ny fomba filazan'ny rakapy azy no mampime e :-D :-D :-D
sa le sary mampatahotra ndray no taoko solon'le mivanivany io lol
sa le sary mampatahotra ndray no taoko solon'le mivanivany io lol
56. ikaretsaka
(
30/09/2009 14:13)
rakapy> aoka re ry ssssseeeeee marina
huhuhuhuhu!
Kopy @ zay nareo hoe maninona ra ika ro tsa mety atao se!
huhuhuhuhu!
Kopy @ zay nareo hoe maninona ra ika ro tsa mety atao se!
57. cutie
(
30/09/2009 14:15)
Kopy @ zay nareo hoe maninona ra ika ro tsa mety atao se!:-D :-D :-D :-D :-D
efa we tiava ny namanao tahaka ny tenanao :-D
58. rijadolly
(
30/09/2009 16:24)
cutie:Cutie>>>>>>> LE tantara no amatarako azy fa mety tsy fantatr\'ilay ramatoa angamba :-D :-D :-D Vakio tsara de fantatrao ko...
Ahona moa no ahafantaran\'le ramatoa fa antichrist ny maka azy?? Fijerena ety ivelany fotsiny ve sa mba nalaiana ambony ambany ihany izy io sa tonga de nibitsika tao aminy ny FM we anti-christ reo?? I don\'t think so
59. rijadolly
(
30/09/2009 16:53)
ika:Ise nga tsy mino
ho an'i Fidinirina sy ny namany
raha mamaky sy mandinika ny voalaza ange de voalaza foana ny hoe hoe "madinika" , "mpanota", "samaritanina", "vehivavy janga", "Mpanjono", mpamory hetrazelaoty (mpanohitra).. fakofakon'olona sy ireo nosokajian'ny mpiara monina sy nolazaian fa tsy masim-pitondran-tena, Jiolahimboto mpangalatra (jereo le mpianatra naka salohimbarin'olona teny an-tsaha).. mpandika ny andro sabata sns...
Izany aby ange no naman'i Jesoa sy nirahiny sy netiny nanambara ny fihevitr"Atra tamin'ny mpiara belona e... nefa inoanao!fihevitr"Atra tamin'ny mpiara belona e... nefa inoanao!
Ise nga tsy namanay
Izay dia Kristianina,Naman'izay manaiky fa Jesoa Kristy no Zanak'Andriamanitra,Naman'izay olona rehetra manaiky izany na in izy taloha na in izy taloha,za koa anie mba toy izany taloha e,ary indraindray aza mba latsaka ihany.Aza manaiky ny teniko ra itanao fa latsaka aho fa zanaky ny lainga aho zay na dia milaza fa hanavotra anao aza satria fitaka izany!
Fa kosa tsy naman'izay tsy mino,na tsy naman'izay mihembotra
rakaroka:Marina tokoa ny tenin'ika fa diso ny fandraisanareo azy satria tsy natao ho iraka ireo fa natao izay odiany ao an-tranon-dRAY. Vakio tara ny context misy an'ireo ra misy nirahina ireo na iray aza fa ondry nody daholo.Misazora ra mbola nisy nanazava dia aza mandika vilana fa manova ny voalaza no mitarika ny hafa handoto ny Filazantsara ny Kristy.
Dia marina mihitsy ry Ika fa dia tsy nanavaka'olona toa izao mba ifandraisana izy izay an, Nisy ilay vhv janga 'zao dia hoe "'zé tsy nanota t@nareo no aoka hitora-bato. Ary ilay niara-nohombohana taminy teo @ hazofijaliana voalaza fa "Jiolahy" ary voalaza "tsara fa hoe "HIHAONA AMINY ANY AM-PARADISA!"
=> Aza mihevitra fa ny "tsy jiolahy"ara-oiheveran'ny sasany ! ihany no natao ho any ! Oh tsia "efa VOAPOROFO ara-tsoratra masina 'zany!
Dia mamorona ndray hevitra ao an-tsaina ao hoe "tsy mahazo mitory izany izireny?"
60. rakaroka
(
30/09/2009 18:47)
Azafady rija "tsy ny finaritra no mila fanafody fa ny marary"! => n'ninn filazanao azy "antondiany" taty mihitsy koa ny "momba ireny olona toa sanatria tsy fihevitra @ sasany ireny! driiiiy koa ny "fanavotany ireny olona ireny tanatin'ny nanjo azy" no naja-mpinamana koa inn 'ndraiiiy?....Tsy ny aty no mandray vilana fa ny "fijery sy ny fihevitra any ho any no "TOKONY HAHITSY MIHITSY !"