Ny baiboly no nahavery azy
1. rakapy
(
27/09/2009 12:12)
Ity misy tantara kely iray niseho tany Louisiana(US) nandritry ny fandalovan\'ny hurricane katrina tany @ faritra iny taona vitsivitsy lasa izay.
Tantara marina fa nampian\'ny mpanoratra mba hampisy ventiny ilay tantara.
Raha iny nirotsaka be iny ny orana tany @ New Orlean ary fantara fa hihiditra an-tanety ny rivo-doza Katrina t@ izany fotoana izany dia maro ireo mponina no efa nandao ny fonenany ary nisitaka lavitra ny faritra izany misy azy ireo.
Mbola nisy olona vitsivitsy ihany anefa tsy niala ny tanana nohon\'ny antony samihafa ka isan\'izany ity ramatoa iray izay mpino xana mahafatra-po mpitory baiboly.
Nisy koa anefa ireo jiolahimboto, mpisotro toaka sy mankafy zava-mahadomelina mbola taraiky tao an-tanana ka efa atomotra vao nanapa-kevitra ny hisitaka.
Raha nanainga ireto jiolahimboto mpimamo lava ka niazo ny lalana hivoaka ny tanana dia nahatsikaritra sy nahita jiro mbola mirehitra tao @ ity trano iray. Nijanona izy ireo ary nihidina ny moto ka nandodona ny varavaran\'ilay trano. Nanokatra varavarana ity ramatoa tompo-trano ary nivimbina baiboly. Nilaza ireto bandy fa tokony handao ny tranony ilay ramatoa fa hihiditra an-tanety ny anio alina ny rivo-doza. Saika nanaiky ihany ilay ramatoa nefa nahita ireto bandy be mamofona toaka sy mifoka sigara lava volo sy volombava be ka niahotra ary nilaza fa tsy maninona fa A/tra hono no miaraka aminy.
Tsy leo dohika moa ilay ramatoa ka dia nanainga ireto bandy be sy ny moto mitatata.
Vaky ny barrage ary efa nanomboka niakatra ny rano. Mbola nisy ihany olona tao an-tanana ka maro no nitondra lakana mba hamonjeny ny ainy.
Raha sendra iny nivohy lakana iny ity rangahy iray dia nahita fa mbola misy olona tao @ tranon\'ilay ramatoa ka niantso azy izy mba hiala tao ka hiaraka amin\'ity rangahy ao antaty lakana satria dia efa niakatra hatreny am-baravarana ny rano.
Tsy narisika anefa ity ramatoa satria ilay rangahy dia ilay mpivarotra zava-mahadomela eo an-tanana ary mbla nilaza ihany ity ramatoa fa A/tra no miaraka aminy sy hamomjy azy.
afaka ora vitsivitsy dia tafakatra teny @ tafo trano ny rano ka voatery niakatra teny an-tafotrano koa ramatoa, ary nivimbina ny baiboly no sady manohy mamaky ilay baiboly no sady nangataka famonjena t@ A/tra ihany.
Mbola tonga ny helicopter mba hamonjy azy nefa dia nolaviny satria dia lehilahy feno tatooage sy feno kavina no nidina saika haka azy ary fantany tsara fa anti-Christ ity tovolahy.
Farany dia safotry ny rano ny trano ka rendrika i ramatoa ary maty. Ny baiboly dia hita tao am-paosiny rehefa hita ny razana taty aoriana.
>Eto dia notohizan\'ny mpanoratra ny tantara:
Tonga tany an-danitra ary i Ramatoa ary nihaona t@ A/tra. Tsy nisy fiambahambana i A/tra nandefa azy tany @ helo.
Gaga be ity ramatoa ary nanotany an\'A/tra hoe:\" Tompoko! nahoana aho no tsy novonjenao nefa izaho dia tsy nitsahatra ny nangataka famonjena taminao nandritry ny rivo-doza iny? ary nahoana no alefanao any @ helo aho nefa dia ny andro-pihainako manotolo dia natokako ho anao sy ny fitoriana anao?\"
Hoy A/tra tsy naka sarotra. Ka efa in-telo aho no nandefa ny anjeliko mba hamonjy anao nefa tsy nohenoinao izy ireo.
\"Tsy nahita ny anjelinao aho tompoka fa ireo lehilahy jiolahimboto teo an-tanana no hitako teny.\" hoy i Ramatoa

répondu par ikaretsaka le 08/10/2009 12:24
2. ni81
(
27/09/2009 13:02)
Nahavita ny andraikiny t@ fanambarana ny tenin'Andriamanitra izy izany na maty aza koa!
3. xxx
(
27/09/2009 17:08)
Kay le! izao izany ilay hoe sady tsy avotra tety an-tany no tsy avotra any an-danitra? fahavoazana double.
4. rakaroka
(
27/09/2009 20:12)
Tena "mamery ny "baiboly" ka ! Lany andro manakatra ny "hevitr'Atra" tsy fiheviny ny mpamaky izany ! dia "hadino ny fiatrehana ny misy" ! Ny tsy misy andrandraina anefa tsy "sur" !
6. ikaretsaka
(
28/09/2009 01:21)
=)) =)) tena tsy mbola vaky hehy ohatran zany ahako elaela raha tsy tato :-$
voalazan'ilay tantara ny hahazo ny mpitsimpona e ^:^ ^:^

7. cutie
(
28/09/2009 02:58)
ary vo teo novakiako le izy fa kamo be za teo ny hamaky fa lava be, kay hatsikana fotsiny :-D :-D :-D
8. soanja
(
28/09/2009 04:12)
Saika tiako ihany ny tantaran'i Rakapy saingy izy nampiana resaka tsy nisy na tsy nitranga dia lasa nihen-danja indray ilay izy amiko. Isika olombelona anie ka afaka mamorona tokoa hoe inona no tantara tantaraina mba hahatongavana amin'ny tiana hahatongavana. :-D :-D :-D
Misaotra na izany aza nizara. :-* :-*
Misaotra na izany aza nizara. :-* :-*
9. soanja
(
28/09/2009 04:15)
Tsetsetra tsy aritra ihany ity an. Misy tokoa anefa tantara be dia be tokoa milaza ny fanavotana azo avy amin'ny finoana ny voalaza amin'io baiboly io. Azoko lazaina fa isany afaka hitantara aho saingy tsy ampy ny fotoana ka dia aleo rehefa misy resaka mahakasiaka azy iny dia asisika eny ihany. Bonne nuit nareo rehetra. Homba anareo ny Tompo! :-* :-* :-*
10. ikaretsaka
(
28/09/2009 04:24)
cutie:
"hadino ny fiatrehana ny misy
namaste :)
ka nareo efa lazaiko fa amin-dreo "le misy tsisy fa le tsisy misy"!
11. fidinirina
(
28/09/2009 12:35)
rakapy:
Ny baiboly no nahavery azy
Tena sahy ianao milaza an’izany teny izany. Izaho [rakapy] ; tsy mbola naheno ary tsy mbola nahita hatramin’ny nisiako tety an-tany ; olona mitana ny baiboly t@ fahamarinany ka very. Porofoy amiko ary omeo ohatra tena marina (misy référence) ahalàlako izany.
Ny zavatra tantarainao dia feno «affirmation gratuite» ary tsy misy fahamarinana.
- tsy voasoratra hoe ny baiboly mahavery olona mino an’Andriamanitra
- tsy misy Andriamanitra mandefa anjely mpifoka rongony na mpimamo na mpivarotra zava-mahadomelina eny fa na hatramin’ny Antichrist izany fa ny devoly no ambadik’izany
- tsy misy olona mahatoky an’Andriamanitra @ fony ka ho any @ helo.
Efa nambaranao mazava tsara fa ianao avokoa no mamorona ireo zavatra ireo. Tadidio ange [rakapy] fa misy tena misy tokoa ny fanahy ratsy izay tsy hanaiky anao hankato an’Andriamanitra izany e! Izany no nataon’ireo olona tantarainao ireo : tsy aleonao ve ramama velona miaraka aminay (mpimamo, mpifoka rongony, antichrist…) toy izay ho any @ izay Andriamanitra any a!
Raha marina io tantara io dia tena fijoroana vavolombelona no nataon’ilay ramatoa. Tsy fantatrao va fa ny kristiana tsy mba mankamamy ny ainy mihoatra noho ny fanarahiny an’Andriamanitra. Tsy efa renao ny fisian’ny martiora sahy maty noho ny @ filazantsara. Tsy hainao ny tantaran’i Abrahama natao ho rain’ny mino satria sahy naninjitra ny tànany hamono ny zanany fa izay no didin’Andriamanitra. Andriamanitra no ambony noho ny aina.
Matio 16.25 Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy ; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko, dia hahazo izany.
16.26 Fa inona moa no soa ho azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy "Na ny fanahiny"? Ary inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy "Na ny fanahiny"?
Koa amiko fihetsika maha-te hidera no nataon-dramatoa. Amin’ny kristianina, fandalovana eto @ izao tontolo izao koa tsy misy atahorana raha izay fahafatesana fa fifindrana ho any @ fiainana mandrakizay aza izany. Ny eto an-tany hanjakazakan’ny devoly fa ho avy ny Tompo haka ny Azy ary izay velona ao aminy no hiara-manjaka aminy mandrakizay.
rakapy:
>Eto dia notohizan'ny mpanoratra ny tantara:
Tonga tany an-danitra ary i Ramatoa ary nihaona t@ A/tra. Tsy nisy fiambahambana i A/tra nandefa azy tany @ helo.
Ahoana moa no asahianao miteny fa tonga dia lasa any @ helo fotsiny amin’izao ilay Ramatoa ? Ohatry ny mahasarika ahy raha averinao iray manontolo io tantara io ka ovaina indray ny hevitr’ilay mpanoratra hoe : «nahazo ny fanjakan’ny lanitra ilay olona ary nipetraka teo anilan’i Jesoa Kristy».
12. cutie
(
28/09/2009 12:40)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 28-09-2009 06:24:39
Lohateny : Re : Ny baiboly no nahavery azy
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
"hadino ny fiatrehana ny misy
namaste
ka nareo efa lazaiko fa amin-dreo "le misy tsisy fa le tsisy misy"!
baiboly no misy @ ndry zareo ka :-D :-D :-D
13. rakapy
(
28/09/2009 14:46)
Hoy fidinirina
Inonona moa no ampiahotra ahy hilaza an'io tantara io? Nolazaiko mazava fa tantara tena nisy ary koa nanampiana ilay tantara.
Asa na mazava aminao ny votoatin'ny tanatara na tsia fa tanatara feno anatra be izy io.
Ianao koa ry Fidinirina dia mety ho voa toa ity ramatoa ity raha tsy miheritreritra.
Raha mandinika ny tantara ianao dia ireo olona voalaza fa jiolahimboto no anjely nalefan'A/tra hanavotra an'ilay ramatoa nefa dia tsy nohenoiny na niavonany aza satria olona heverina fa satana nefa tsy fantany fa olona na devoly. Niandry ilay anjely hitany @ kisarisary ireny angamba izy ka tsy nahita.
Tsy misy afaka ny hitsara n'iza n'iza eto ambonin'ny tany fa ny mpimamo lava sy ny mpifoka rongony na ny antichrist dia tsy ankasitrahan'A/tra. Izy A/tra irery no mahalala ny ataony.
Tsy izaho no namorona ny tantara fa tanatara nisy fa nanampian'ny mpanoratra. vakio tsara ny voasoratro!
Aminao angamba mahate hidera ny fihetsiny satria feno avonavona sy tsy fahatokosina ary fanavakavahana an' ireo olona izay mba te hamomjy azy. Asa izay angamba ny toetra maha kristianina?
Anjaranao ny miheritreritra.
Tsy hitako izay tokony hanovana ilay tantara raha izay no nahatsapan'ilay mpanoratra ny tanatara.
very any @ helo i ramatoa satria, tsy nahatoky ny olona nalefan'A/tra hamomjy azy. Very izy satria na dia nino an' A/tra sy nanao ny asany aza dia nanavakavaka ny miara-belona taminy ( toy ny fiheveran'ny xana maro ny momba an'i Jodasy).
Hoy i Soanja
Mety nihen-danja ilay tantara aminao satria ianao efa zatra mihaino ilay tanatara "classic" momba ny xtianism ka mety diso fanantenana. Nefa raha mandinika tsara ianao dia ahita lesona mafonja azo raisina avy amin'io tantara io.
Tena sahy ianao milaza an’izany teny izany. Izaho [rakapy] ; tsy mbola naheno ary tsy mbola nahita hatramin’ny nisiako tety an-tany ; olona mitana ny baiboly t@ fahamarinany ka very
Inonona moa no ampiahotra ahy hilaza an'io tantara io? Nolazaiko mazava fa tantara tena nisy ary koa nanampiana ilay tantara.
Asa na mazava aminao ny votoatin'ny tanatara na tsia fa tanatara feno anatra be izy io.
Ny zavatra tantarainao dia feno «affirmation gratuite» ary tsy misy fahamarinana.
- tsy voasoratra hoe ny baiboly mahavery olona mino an’Andriamanitra
- tsy misy Andriamanitra mandefa anjely mpifoka rongony na mpimamo na mpivarotra zava-mahadomelina eny fa na hatramin’ny Antichrist izany fa ny devoly no ambadik’izany
- tsy misy olona mahatoky an’Andriamanitra @ fony ka ho any @ helo.
Ianao koa ry Fidinirina dia mety ho voa toa ity ramatoa ity raha tsy miheritreritra.
Raha mandinika ny tantara ianao dia ireo olona voalaza fa jiolahimboto no anjely nalefan'A/tra hanavotra an'ilay ramatoa nefa dia tsy nohenoiny na niavonany aza satria olona heverina fa satana nefa tsy fantany fa olona na devoly. Niandry ilay anjely hitany @ kisarisary ireny angamba izy ka tsy nahita.
Tsy misy afaka ny hitsara n'iza n'iza eto ambonin'ny tany fa ny mpimamo lava sy ny mpifoka rongony na ny antichrist dia tsy ankasitrahan'A/tra. Izy A/tra irery no mahalala ny ataony.
Efa nambaranao mazava tsara fa ianao avokoa no mamorona ireo zavatra ireo
Tsy izaho no namorona ny tantara fa tanatara nisy fa nanampian'ny mpanoratra. vakio tsara ny voasoratro!
Koa amiko fihetsika maha-te hidera no nataon-dramatoa. Amin’ny kristianina, fandalovana eto @ izao tontolo izao koa tsy misy atahorana raha izay fahafatesana fa fifindrana ho any @ fiainana mandrakizay aza izany. Ny eto an-tany hanjakazakan’ny devoly fa ho avy ny Tompo haka ny Azy ary izay velona ao aminy no hiara-manjaka aminy mandrakizay
Aminao angamba mahate hidera ny fihetsiny satria feno avonavona sy tsy fahatokosina ary fanavakavahana an' ireo olona izay mba te hamomjy azy. Asa izay angamba ny toetra maha kristianina?
Anjaranao ny miheritreritra.
Ahoana moa no asahianao miteny fa tonga dia lasa any @ helo fotsiny amin’izao ilay Ramatoa ? Ohatry ny mahasarika ahy raha averinao iray manontolo io tantara io ka ovaina indray ny hevitr’ilay mpanoratra hoe : «nahazo ny fanjakan’ny lanitra ilay olona ary nipetraka teo anilan’i Jesoa Kristy».
Tsy hitako izay tokony hanovana ilay tantara raha izay no nahatsapan'ilay mpanoratra ny tanatara.
very any @ helo i ramatoa satria, tsy nahatoky ny olona nalefan'A/tra hamomjy azy. Very izy satria na dia nino an' A/tra sy nanao ny asany aza dia nanavakavaka ny miara-belona taminy ( toy ny fiheveran'ny xana maro ny momba an'i Jodasy).
Hoy i Soanja
Saika tiako ihany ny tantaran'i Rakapy saingy izy nampiana resaka tsy nisy na tsy nitranga dia lasa nihen-danja indray ilay izy amiko
Mety nihen-danja ilay tantara aminao satria ianao efa zatra mihaino ilay tanatara "classic" momba ny xtianism ka mety diso fanantenana. Nefa raha mandinika tsara ianao dia ahita lesona mafonja azo raisina avy amin'io tantara io.
14. soanja
(
28/09/2009 16:45)

Tsy misy mba misy fahazarana ny zavatra rehetra amiko fa ny fahatsapana iantefan'ny hafatra entina no hilazako izany. Tena misy lanjany tokoa ilay tantara saingy raha 10 kg ilay izy satria tantara nisy sy nitranga dia nihena 5 kg ilay izy rehefa nasiana zavatra tsy noforonina na heverina fa izay.
Misy lesona goavana tokoa ilay tantara ary izay no zavadehibe saingy miankina lalandava amin'ny olona handray ny tantara ny mahazavadehibe azy na tsia.
15. rakapy
(
28/09/2009 18:18)
Hoy i Soanja
Ka ny tantara rehetra anie ry Soanja dia tsy voatery ho tinao avokoa. Io no naoratan'ny mpanoratra azy dia io izany no tantara. Toy ny baiboly ihany io , tinao izy tsara tsy tinao izy de izay izany.
Ary eto dia tsy misy valaka @ baiboly ilay tantara satria misy anatra sy fahamarinana ary nisy ny noforonina tsotra izao.
Zara aza ilay mpanoratra mba niteny hoe ity partie ity dia noforonina fa tsy nanao toy ny tao @ baiboly hoe "Izaho efa tany am-paradisa sy ny helo ka izao sy izao no hitako tany... sahan'ny Edena.... sns"
Tena misy lanjany tokoa ilay tantara saingy raha 10 kg ilay izy satria tantara nisy sy nitranga dia nihena 5 kg
Ka ny tantara rehetra anie ry Soanja dia tsy voatery ho tinao avokoa. Io no naoratan'ny mpanoratra azy dia io izany no tantara. Toy ny baiboly ihany io , tinao izy tsara tsy tinao izy de izay izany.
Ary eto dia tsy misy valaka @ baiboly ilay tantara satria misy anatra sy fahamarinana ary nisy ny noforonina tsotra izao.
Zara aza ilay mpanoratra mba niteny hoe ity partie ity dia noforonina fa tsy nanao toy ny tao @ baiboly hoe "Izaho efa tany am-paradisa sy ny helo ka izao sy izao no hitako tany... sahan'ny Edena.... sns"
16. cutie
(
28/09/2009 19:28)
Zara aza ilay mpanoratra mba niteny hoe ity partie ity dia noforonina fa tsy nanao toy ny tao @ baiboly hoe "Izaho efa tany am-paradisa sy ny helo ka izao sy izao no hitako tany... sahan'ny Edena.... sns"
yes indeed :wink:
17. soanja
(
28/09/2009 19:55)
rakapy:
Hoy i SoanjaTena misy lanjany tokoa ilay tantara saingy raha 10 kg ilay izy satria tantara nisy sy nitranga dia nihena 5 kg
Ka ny tantara rehetra anie ry Soanja dia tsy voatery ho tinao avokoa. Io no naoratan'ny mpanoratra azy dia io izany no tantara. Toy ny baiboly ihany io , tinao izy tsara tsy tinao izy de izay izany.
Ary eto dia tsy misy valaka @ baiboly ilay tantara satria misy anatra sy fahamarinana ary nisy ny noforonina tsotra izao.
Zara aza ilay mpanoratra mba niteny hoe ity partie ity dia noforonina fa tsy nanao toy ny tao @ baiboly hoe "Izaho efa tany am-paradisa sy ny helo ka izao sy izao no hitako tany... sahan'ny Edena.... sns"
Ekena dia ekena fa misy fahamarinana.
:D
18. rijadolly
(
28/09/2009 21:53)
mitovy hevitra an' Fidinirina aho,satria aho dia Kristianina.Fantro ary efa nampahalalana ahy hatry ny ela fa ireto ny anti-Kristy,Ra tsy ilaza afatsy io aho satria io aloha no azoko antoka ao amin'ilay tantara fa tsy izy amiko.Nefa moa ra ny fitantara ilay tantara dia mpanohitra an'Andriamanitra avokoa izany ireto andeha hamonjy ireto satria tsy tonga ilay hafatra tiany apita ra misy Kristianina ireo.
Tsy manome tsiny an'Soanja koa za ra nampidina ny valeuran'ilay tantara izy satria hitany fa misy tsy mety aminy ilay noforonina farany.
Amiko koa dia 10/10 ilay izy ra ohtra tsy nisy ilay noforonina farany satria ni barazy sy namily ny saina avy hatrany ilay izy hoe ny ratsy anie mba tsara e!ihihihi!(ika a! ny ratsy hono tsara fa ny tsara no ratsy e! ihihiih)Mbola 10/10 no omeko raha tsy ilay lohahevitr'ise io no titre(Ny baiboly no nahavery azy)satria Andriamanitra dia nanome fahefana an'devoly hi-test ny mpanompoNY ety an-tany mba handresen'mpanompoNY izay tsy mivadika azy. JOBA 1: 7 Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Avy taiza hianao? Dia namaly an'i Jehovah Satana ka nanao hoe: Avy nizahazaha teny amin'ny tany aho ka nivezivezy teny. 8 Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Efa nandinika an'i Joba mpanompoko va hianao? Fa tsy misy tahaka azy eny ambonin'ny tany, fa olona marina sy mahitsy izy sady matahotra an'Andriamanitra ka mifady ny ratsy. 9 Ary Satana dia namaly an'i Jehovah ka nanao hoe: Moa tsy fanantenan-javatra va no atahoran'i Joba an'Andriamanitra? 10 Tsy Hianao va no nanao fefy manodidina azy sy manodidina ny tranony ary manodidina izay ananany rehetra? Notahinao ny asan'ny tànany, ka manenika ny tany ny omby amanondriny.11 Fa ahinjiro ange ny tànanao, ka tendreo izay ananany rehetra - raha tsy handa Anao eo imasonao aza [Na: hahafoy Anao mihitsy.] izy e! 12 Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Indro, eo an-tànanao izay ananany rehetra; fa ny tenany ihany no aza aninjiranao ny tànanao. Dia nivoaka Satana niala teo anatrehan'i Jehovah. noho izany 0/10 ny naotiny
Kitsipona izay lesona azo avy amin'ilay tantara ka ahazoany 10/10 MATIO 16 : 25 Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny Amiko, dia hahazo izany.Fantaro ny fahavalonao,oh ny mpamonjy izany izireny e!.Marina mihitsy Rakapy fa nahazoana lesona tsara ilay izy a! misaotra e!

19. ikaretsaka
(
28/09/2009 22:17)
Ny zavatra rehetra rehefa mbola tsy miaraka @ fiainana azy @ realite sy ny zava-misy .. na inona io na inona de mahavery aby
Ny finoana sy ny fampiharana izay inoanao (na inona io inoanao io na inona) @ realite iainanao androany no mahavonjy anao.
Io le hoe aza de variana miandrandra lanitra de mitango lalitra eo fa ny andavanandronao no ataovy izay lanitra azy @ fisian'ny hafalian, fiadanam-po, ary fitiavana.

20. cutie
(
28/09/2009 22:21)
namaste :)
Io le hoe aza de variana miandrandra lanitra de mitango lalitra eo fa ny andavanandronao no ataovy izay lanitra azy @ fisian'ny hafalian, fiadanam-po, ary fitiavana