rafozako hono no hitantana ny rafivaviko @ mariazy!!!!
81. kotobekibo
(
22/12/2008 14:09)
diamondra27:
kotobe am reveillon chinois zany ko, sady eny anelakelan-dalana retra eny misy doly
@ reveillon mintsy aza d efa misy feu d'artifice kouh !
Fa mahafinaritra anie ny mifankahita @ ex- e!
Raha @ izao fotoana tsy misy mahalala mihitsy hoe iza @ ireo namako no efa niaraka tamiko na tsia satria zà tsy tia mitatara , ary ny fifandraisako @ ireo vhv retra mitovy dôly .
Fahatsiarovana no sisa e!
Tahak'ity hira ity .
http://www.dailymotion.com/relevance/search/solo%2Bgasy/video/x6e28x_vola-sy-noro-solo_music
86. ainaheri
(
27/12/2008 01:36)
Tsy azoko be zany ilay resaka,manino raha ilay rafozanao no mitantana an'ilay kalakely? Tsy vao maika ve tsara oe manambady ilay kalakely @ zay mazava ny resaka ;samy manana ny tokantranony.....Enao otrany tsy maty voalavo ankibo zany an,amiko alou tsy hita izay olana @ zany ee,indrindra kou mou izy kamboty rahateo,donc mba ni-rendre servisy zany ny rafozanao,na hoe nanao ny adidiny napetraka taminy ny marimarina koukou.........Raha hoe ilay vadinao no ampanambadiana azy antsokosoko d marina ny anao fa refa tsy ny anao kosa fa olon-kafa d tsofy rano izy zany f'aza asina filirolirony tsony ee,vonoy ilay voalavo ao anaty kibonao ao,fa lasa mietsiketsika be ilay izy d manakotaba ny zanak'atidohanao,zay fa maztou ee,fiainana doli zany; f'aza alaina sarotra fa reveo milamina......
87. Mirananirina
(
28/12/2008 12:12)
Caramelle:dia hamonjy ny mariaziny ve ianao raha atao mariazy izy,sahala aminy zaobavinao izany izy izao raha izany :lol:
Matoa ny rafozanao hitantana azy dia sahala aminy zanany izany dia lasa mpianadahy izy sy ny vadinao,sa ahoana :?: (nisy sipako taloha izay te hinamana amiko dia nolazaiko hoe lasa mpianadahy izany isika a.Dia hoy izy namaly ahy hoe{ny zavatra efa niady koa mpianadahy ao mpianadahy})
Raha izaho aloha no teo aminy toeranao dia nanao hoatra anao koa aho,tsy tantiko izany.

90. Koditra
(
30/12/2008 12:10)
Mirananirina : lé fomba filazanao natao entre ( ) azy io no mapmé anà :-D
91. Mirananirina
(
30/12/2008 13:01)
Marina ny anao ry Koditra.Na izaho ary namerina namaky dia nihomehy
92. kotobekibo
(
30/12/2008 16:37)
Mirananirina:
Marina ny anao ry Koditra.Na izaho ary namerina namaky dia nihomehy
=)) d niverina nifampisipa v izany ?
:-D
93. Koditra
(
30/12/2008 17:46)
kotobekibo : tsy hay fa andrasatsika an' Mirananirina ny valiny, za kou mbô curieux :-D :-D
96. Koditra
(
01/01/2009 19:14)
Mirananirina : Tssssssssss, ratsy be ko zany fiafaran\'lé film zany. :-D
97. Mirananirina
(
02/01/2009 13:00)
Bonne annéé
aiza kosa,efa taloha be anie io e ry koditra e,izaho aho efa manambady
aiza kosa,efa taloha be anie io e ry koditra e,izaho aho efa manambady
99. Koditra
(
02/01/2009 18:08)
Mirananirina : ka tsy fantatra nge oé iza zany no rôle tao @lé film eh? Ra tsy oe nifarana teo @enao natao mariazy dia niakatra ny soratra oe FIN.
Papoose : vidio iany alou lé popkorna endrasatsika film manaraka :-D :-D
Papoose : vidio iany alou lé popkorna endrasatsika film manaraka :-D :-D
100. ainaheri
(
05/01/2009 04:51)
karamely tsy ita tsony hihihi,izy ndray angamba no nitantana d tsy nikozy tsony :-D :-D :-D