rafozako hono no hitantana ny rafivaviko @ mariazy!!!!

101. Koditra ( 05/01/2009 20:25)
ainaheri:
karamely tsy ita tsony hihihi,izy ndray angamba no nitantana d tsy nikozy tsony :-D :-D :-D


=)) =)) =)) =))
102. Papoose ( 05/01/2009 21:07)
tsy ampy aktera tampoka ne ry koditra eee! masiso eto ihany ny pokatsako
103. Koditra ( 05/01/2009 21:19)
Papoose : sô dé mbô nohanin' ainahery àry lé caramelle teo dé mody faninn eo lery. Zô tsika tsy ampy aktera.
104. ainaheri ( 07/01/2009 13:11)
koditra>> raha mami² mou maninn :lol: ,sao may lotra ka mangidy vel :-D :-D :-D :-D
105. Papoose ( 07/01/2009 15:41)
eeee nisitaka ndray ny ankizy :-D
106. Koditra ( 08/01/2009 14:17)
ainaheri:
koditra>> raha mami² mou maninn :lol: ,sao may lotra ka mangidy vel
Aleo oavy eo izy dé maazo manandratsira elah :lol:
107. caramelle ( 08/01/2009 17:12)
dia hamonjy ny mariaziny ve ianao raha atao mariazy izy,sahala aminy zaobavinao izany izy izao raha izany
tsia!
{ny zavatra efa niady koa mpianadahy ao mpianadahy
zay ndrindra manko!!
karamely tsy ita tsony hihihi,izy ndray angamba no nitantana d tsy nikozy tsony
in tsony mou no hovaliako eo fa efa nahazo lesona aho tary @ 1°tary de mieritreritra sisa!! :wink:
108. ainaheri ( 09/01/2009 00:28)
D tsisy fanandraman-tsira zany ry karamely? :wink: ;-)
109. Mirananirina ( 10/01/2009 12:50)
Voalaza teo :
dia hamonjy ny mariaziny ve ianao raha atao mariazy izy,sahala aminy zaobavinao izany izy izao raha izany
tsia!

Marina ny anao.Ary ny vadinao ve mety hamonjy?
110. caramelle ( 13/01/2009 17:01)
tsisy fanandraman-tsira zany ry karamely
dain!
Ary ny vadinao ve mety hamonjy?
mino tena mino aho fa tsy sahy izy!!!
111. ainaheri ( 13/01/2009 17:59)
tsisy fanandraman-tsira zany ry karamely


karamely:
dain!


Ngah tsisy vrékoiiira??:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079