rafozako hono no hitantana ny rafivaviko @ mariazy!!!!
61. kotobekibo
(
19/12/2008 16:31)
diamondra27:
ahoana aloha izany mifampiresaka amin'ny ex izany fa tena mbola tsy haiko e , inona daholo no mety ho resakareo
Ka ny ataovy antsaina d ref maty ny amour d ny amitié no sisa ao .
Mazava ho azy fa ny zvt resahina dia ny zvt resahin-njy @ naman-njy retra .
Mila tandremana ihany anefa ny resaka sasany izay fantatra fa mety ahatohina an'ilay ex .
Eritrereto hoe anadahin-njy izy na hoe anabavin'élah .
Aza saropiaro fa mila objectif (ve) nareo , ataovy hoe efa rano raraka iny ka tsy azo raofina , ny manaraka no atsaraina . :D
62. diamondra27
(
19/12/2008 16:37)
kotobekibo: ka indraindray ange ny zavatra resahanao amin'ny olona mampisy feeling azy ka sao mamoha fotamandry eo koa.
Dia inona koa izany namana namana izany f'angaha tsy mahita olon-kafa mihintsy no eo ihany no atao namana?
Tia tena ny ahy no fahazoako izany ex mila relation izany satria tsy misy fitiavana intsony nefa mbola ilaina ilay contact, dia mitony sy faly ianao fa hoe mbola miresaka amiko izy, diso ve ny eritreritro
Mba mila valiny tsara aho momba io fa tena tsy azoko mihintsy ny mahatonga ny ex mifampiresaka e surtout hoe tsy nisy zaza niraisana na afera niraisana, aoka hazava ny resaka

63. kotobekibo
(
19/12/2008 17:00)
diamondra27 > ny namana taloha namana foana , ny namana vaovao ...namana koa , ary ny ex d manampy isa ireo efa namanao hatrizay .
Tsy hoe tsy misy hafa , raha te hanao namana , bdb ny azo atao toy izany .
Ny tsy azon-njy amiko d ny fanasarahana ny hoe fitiavana :
Vady , sipa : amour + sexe + amitié +complicité
RAD : amour paternel na maternel + amitié +complicité
mpiray tampo : amour fraternel + amitié + complicité
mpinamana : amitié + complicité
ilay ex izany lasa namana ( amitié + coplicité ) = pote

65. diamondra27
(
19/12/2008 17:38)
kotobekibo: mazava ilay izy fa mbola misy fanontaniana kely olona efa niaraka taloha dia raha lasa namana dia tsy misy andro iray ve mba ho lasa ihany ny saina hoe te hifanoroka tampoka na ohatran'izany raha hihaona foana dia hiresaka sns, sady raha sendra misy olana iny izao ny mpivady ka sendra mirataina am le ex izy vao mainka tena tsy tanty koa izany ka.
Ny ahy izany hoe ny lasa momba ny lasa tokony tsy asina inona intsony fa mampahatsiahy souvenir fotsiny izany, raha tsy hoe angaha tena efa neken'ny saina fa hinamana dia hafa indray izay fa raha mbola misy tsy mifanaraka ny hinamana dia tsy mety io hoeex lasa namana io amiko

66. vale
(
19/12/2008 17:47)
z
Ka ny ataovy antsaina d ref maty ny amour d ny amitié no sisa ao .
Mazava ho azy fa ny zvt resahina dia ny zvt resahin-njy @ naman-njy retra .
Mila tandremana ihany anefa ny resaka sasany izay fantatra fa mety ahatohina an'ilay ex .
Eritrereto hoe anadahin-njy izy na hoe anabavin'élah .
Aza saropiaro fa mila objectif (ve) nareo , ataovy hoe efa rano raraka iny ka tsy azo raofina , ny manaraka no atsaraina . :D
---------------------------------------------------------------------
za koa aloha miombon-kvt amin'i koto e! zavatra efa lasa "amitié" sisa ny aty aoriana sady efa voafatotra le bandy de mbola in ihany ny antenaina amin'zany?? metimety kokoa aza raha atao namana ilay sipa, satria enao no nahazo ny bôl anie e! raha enao indray no mipanika, mety ohatry ny mamporisika oul hanao ny tsy tokony ataony, satria enao efa vady ve dia mbola saropiaro sy tsy mahatoky ny fitiavan'ny vadibao ihany, eo amzay lay ex fa hieritreritra oe tsy tian'ny vadindry zany indry, dia lety ahazo vahana izy, enfin reha izay ilay cas(oe te hisisika izy izany e! ny tiko tenenina!), fa marina mihintsy io voalazan'i koto io, matetika amintsika vhv tena tsy mifampiteny sy mpifahavalo raha vao oe ex sy ny karazany, fa am lhl anefa izany tsy asiany olana firy, dia mba oento otr'izay kou le izy aky aaa!
:wink:
kotobekibo:
[quote=diamondra27]

68. kotobekibo
(
19/12/2008 17:49)
Ny flash misy kely eny ihany indraindray , olombelona tsika fa tsy robot .
Mila mifanaraka tsara fa mpinamana fa tsy misy zvt hafa intsony , toy ny mpianadahy , raha tsy hoe nareo mitsam no mifanaraka izay hifanarahanareo any , iza no mahalala izany ?
Tandremo fotsiny fa ny mpam's mandé alina aza misy mahita an! ary ny rindrina manan-tsofina . Ka anjaranao no mandinika hoe çà vaut le coup v ilay izy ? raha misy mahita na mahalala , vonona ny handoa ny sàrany v ianao ? Misy manko ny tsy mahatam-bava ( ilay ol ihodonana mihitsy matetika )
Sinon tapaho ny tetezana sy ny firesahana ref tsy manaiky ny fifanarahana .

69. diamondra27
(
19/12/2008 18:03)

-----------------------
eto aho vao mitovy hevitra aminao.
de merci tam fanazavana rehetra
70. fijo
(
19/12/2008 21:34)
raharaha ity hoy mopera.
mora sarotra toy ny lelo izy izany.ahisina mandoto tanana,tehirizina mampiombo haretina.
mora ny miteny hoe "raha mitantana dia vita"tsy mijanona eo ny resaka ,fa tsimaintsy hifamangivangy eny ihany.hifanoratra ary hifanantona ihany.ary toy ny vanja sy afo io,ka rah amihaona mipoaka.
ka rah aizaho i karamely,dien'izao dia alefako ny resaka.asa izay tianao,fa resaho dien'ny tsy mbola mitranga ny zavatra,fa na dia mody tsy hiaino aza ireo,misaina ihany any ambadika any.

71. diamondra27
(
19/12/2008 21:46)
sao de tokony hiandry am 26 juin kosa vao apoaka ny feu d'artifice e
72. kotobekibo
(
20/12/2008 00:01)
diamondra27:
sao de tokony hiandry am 26 juin kosa vao apoaka ny feu d'artifice e
Tena éla loatra izany 26 juin izany klé !
Tsy aleo v après ny taombaovao , d ovaina sy depart zero eo @ fihainana koa . :-P
73. diamondra27
(
20/12/2008 10:43)
kotobe am reveillon chinois zany ko, sady eny anelakelan-dalana retra eny misy doly
74. heidi
(
20/12/2008 11:34)
Dia inona koa izany namana namana izany f'angaha tsy mahita olon-kafa mihintsy no eo ihany no atao namana?
Tia tena ny ahy no fahazoako izany ex mila relation izany satria tsy misy fitiavana intsony nefa mbola ilaina ilay contact, dia mitony sy faly ianao fa hoe mbola miresaka amiko izy, diso ve ny eritreritro
Mba mila valiny tsara aho momba io fa tena tsy azoko mihintsy ny mahatonga ny ex mifampiresaka e surtout hoe tsy nisy zaza niraisana na afera niraisana, aoka hazava ny resaka
amiko aky ry diamondra refa nisaraka tsy misy tsony ny amour après ka na dia hisy aza ny famohazana fota-mandry refa tsy any intsony dia tsy handaitra an! :-D marina io an! tena ny niaraka tamiko tam taloha zao namako daholo tsy misy olana, ny resaka kivalavala mety hisy fa tsy mahataitra ahy mitsy kosa aloha, ny kivalavala koa anie possible mety ho resaka am namana tsotra e!, fa rehefa hoy ianao hoe tsy amourézy aho sady hoe mpinamana dia tsy misy ny mahataitra hihihih
75. heidi
(
20/12/2008 11:39)
64. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 19-12-2008 18:38:32
Lohateny : Re : rafozako hono no hitantana ny rafivaviko @ mariazy!!!!
kotobekibo: mazava ilay izy fa mbola misy fanontaniana kely olona efa niaraka taloha dia raha lasa namana dia tsy misy andro iray ve mba ho lasa ihany ny saina hoe te hifanoroka tampoka na ohatran'izany raha hihaona foana dia hiresaka sns
tsy tafa aky rehefa tena efa niova ny etat d'esprit ah! lazaiko anjy fa adala maty tam lay bandy izay aho tam mbola zène celibat tany madà
nisaraka zahay fa izaho no tsy nety nanadino azy fa ela be vao hadinoko izy!
15ans taty aoriana, nifankahita izahay nifampiresaka tam fone sns...
IZY TSY dia niova, izaho koa hono tsy niova fa vao maika an! :-D fa tsy tafa intsony ilay hoe te hifanoroka aminy aho na hoe mbola hitia aminy aho....NY Etat d'esprit efa niova mihintsy.... ka amitié no mibahana kokoa fa tsy amour am lay relation vaovao....KANEFA DE samy tia be zay tamzany sady efa samy manana ny azy rahateo taty aorina donko..... :-P MINONOA fotsiny ihany hoy i fijo izay :-D
76. diamondra27
(
20/12/2008 11:51)
heidi tena sambatra akia nareo mahavita an'izany fa arakaraka ilay relation nisy tokoa angamba le izy sy we ahoana ny circonstances tam nisarahana fa raha hoe hifandray am ex zany nef tsy misy zaza niarahana toa tsy ho vita ihany ka, hanontany ny fiainako izy de ataony inona , efa tsy azy intsony aho de izy koa tsy ahy intsony de tsy mila mifanome vaovao, tsy haiko fa le orgueil ngamba no mibahana koa.
mety hoe tel sy msn vita ihany fa le mihaona mihintsy toa tsy hitako izay tokony mbola hihaonana amin'ilay ex akia ka.
za nge afaka mihaona am ex e fa ignorer-ko ilay izy atao bonjour aurevoir tsy mampaninona ahy izany , inona ny vaovao , hay , tsara izany de zay fa za tsy hitantara izay fiainako aminy intsonymihintsy aloha e

77. melody
(
20/12/2008 14:15)
ka 15ans apres ange i heidi vao nahay nanadino hono ry diams a... gravy aloha ilay mitia dia avy eo misaraka e, fa hadino fona akia iny refa ela ny ela fa miankina @ etat d'esprit ny tsirairay avy a
heidi sy fijo: raha mino tsisy action koa ange tsy hety e, hipetraka mitantakolaka eo miandry sy mino d ahona, hisy vokany ve? ;-) :°)

78. heidi
(
20/12/2008 14:23)
diamondra: anefa dia mahafinaritra rehefa niaona par hasard otrzay aty aoriana be ... mahafinairtrra ny manotany vaovaony dia izy koa manotany ny vaovaoko ampahatsorana daholo ny resaka, hoe firy ny ankizy, in no ataonao sns, izany aza wa dia lasa ny resaka hoe mba hainao moa ny antony nisarahako taminao, ???? noho ny nataonao ihany dia lasa ny vavivany sns...
TENA mahafianaritra aloha e! fa ça reste namana sisa kan!
melody= tsy hoe 15 taty aoriana vao nanadino azy aho ka! :-D loza be zany fa fatako hoe tsy hisy itsony ny fiarahana après 2 - 3 ans taty aoriana dia tsy nalahelo azy tsony fa kosa tsy hadino ny fiarhana tamzany andro izany.... fa na tsaroana tahaka ny inona aza ilay fotoana mamy dia souvenir mipetraka mahafinaritra fotsiny ilay izy fa tsy miteraka faniriana hiaraka aminy indray.

79. diamondra27
(
20/12/2008 14:59)
melody za akia aza sarahandry fa tena malahelo be za a, na de 20 ans apres aza tena mbola mety tadiaviko hatraiza hatraiza ndry raha tsy miady amiko, tena mba te haheno le solfa fotsiny aza , sa ahoana akia ry melody
heidi tena mba tiako ilay hirani'i jeanna masin sy lagrange iny le we larmes aux yeux http://www.dailymotion.com/relevance/search/larme%2Baux%2Bmason/video/x4gael_christian-delagrange-et-jane-mason_music de ohatran'io zany le izy , hummm makarary fo koa

80. Koditra
(
22/12/2008 13:21)
fahamarinana:
:arrow: ka samby namako daholo tywa sy heidi dia mandeha ho azy...azafady retsy a,pindipindy mamaly ka nisangojy e.
koditra : aza manao zandary mpiambina eo fa ny dinika valiana an :-P :-D :-* :-* daholo e... (l)
Tôko a efa io namaly dinika io fa myaina no nagalatahaka ny tato atsaiko defa vôlazany lay eritreritro. :lol:
Tsy manao zandary fa mba mianatra manaramaso dinika, sô dé mba hofidian'ny Hery ho mpandrindra any aoriana any :-D