rafozako hono no hitantana ny rafivaviko @ mariazy!!!!
21. Koditra
(
16/12/2008 16:06)
fahamarinana:
marina koa izay voalazan'ny tywa zay raha tsy hoe tratra nisarisary zoro taminy ilay vady..dia efa resaka hafa indray izay.
O ry Fa ! aiza zany voalazan'ny tywa zany ? Sa Heidi iany no Tywa ?
22. Koditra
(
16/12/2008 16:10)
myaina:
... ny ataon-drafozana, aza eritreretina fa azy iny!! fa mangala mesure fotsiny mba tsy hifanena amle sipa ao, na omano ny fo sy saina sao mifanena tampoka ao antranon-drafozanao!!!
Marina zany, ary cas tsy maintsy hitranga.
23. heidi
(
16/12/2008 17:32)
Koditra:
fahamarinana:
marina koa izay voalazan'ny tywa zay raha tsy hoe tratra nisarisary zoro taminy ilay vady..dia efa resaka hafa indray izay.
O ry Fa ! aiza zany voalazan'ny tywa zany ? Sa Heidi iany no Tywa ?
non! samy olona roa samihafa i tywa sy heidi ka! sendra mba jambenina ndray i fahama teo !
:-P
25. caramelle
(
16/12/2008 21:45)
fa angaha tsy atokisanao ilay vadinao ny aminy aloha....??? rehefa HANANAO fahatokisana ilay vadinao dia tsy misyô ry heidi!! kou le lehilahy anie ôtran' hafahafa zay iany raha mboul charmé-ny eo é!!sao mboul samy manimanina izy mitsam kouuh!!mailo iany aho kouh!!
26. vale
(
16/12/2008 22:01)
caramelle: tsy hisy an'izany aky eo fa alamino fotsiny ny saindry a! lol, zavatra efa hanambady izany ilay kalakely koooo, aza rarahiana fotsiny izay ataon'ny rafozandry any, ny zanany anie no ilaindry fa tsy ry zareo eee, manjary lasa ohatry ny oe mila vanony an'ilay sipa indry raha hiteny amin'izany amin'ny vadindry eo, alamino ny saina fa olona efa hanambady izany ve dia mbola tsy hatokisandry ihany? lol , ary ilay lelahy vadin'ilay sipa aza mba tsy manisy blem amin'ilay izy hoe tantanan'inn'y rafozany taloha koh! izy no tokony hosarotiny voalohany anie e! raha zah aloha izany tsy rarahiako any fa efa izay izany fantatra fa hokarakaraindry zareo le sipa dia ny vadindry fotsiny arahi-maso raha izay no atahorandry, anefa mino zah fa tsy hiaraka izany intsony ry zareo eee!
27. fahamarinana
(
17/12/2008 07:57)
:arrow: ka samby namako daholo tywa sy heidi dia mandeha ho azy...azafady retsy a,pindipindy mamaly ka nisangojy e.
koditra : aza manao zandary mpiambina eo fa ny dinika valiana an :-P :-D :-* :-* daholo e... (l)

28. caramelle
(
17/12/2008 08:25)
vale: misaotra anao !,ka zao kou le izy: le bandy haka vady azy tsy mahalala izany ,ary ny tena zvtr iray tsy azoko antoka ao kou de zao: ty bandy haka vady ty kala ty kou tsy mboul nifanehitra sy niaraka t@ ty kala ty fa t@ alalàn'ny sary no nifankahitàn'zareo,na le kala ary nahita le sarin'le bandy de nanaiky avy hatrany hono,mampieritreritra ahy daolo zany satria fa tô otran' sipa tsy milamina ny fiheverako azy!!maikamaika ho aty v sa tena tiany le bandy refa tonga izy sa hoe aona??;raha maikamaika ny ho aty izy ,tsy mahalala olona afa tsy reto rafozako reto ,tsy misy havana,noho izany zany hainareo ny tohiny é!! :cry:
29. fahamarinana
(
17/12/2008 09:26)
:arrow: azy izay caramaelle a,mbola tsy tonga izy sady mbola fiainana tsy misy ny azy ka aza supposer-na akory..tsy fantatrao raha ny contraire no hiseho dia hilamina ho azy koa ny tantara jiaby...qui sait :?: ...fa manàna finoana dia rehefa eo ilay situation dia efa maro ny hevitry ny namana sera2 voalaza teo.Olona tia anao koa anie ilay rangahy e,raha tsy tia dia izay no mety ampiahiahy sy tokony hametrahana fanontaniana betsaka noho ny rafozana sy ny sipa kely any.Fotopotory akaiky izay fa mety mahavaha olana koa dia mahazoa vahaolana tsara sy mety ho anao... :) (l)
30. heidi
(
17/12/2008 10:52)
caramelle:
fa angaha tsy atokisanao ilay vadinao ny aminy aloha....??? rehefa HANANAO fahatokisana ilay vadinao dia tsy misyô ry heidi!! kou le lehilahy anie ôtran' hafahafa zay iany raha mboul charmé-ny eo é!!sao mboul samy manimanina izy mitsam kouuh!!mailo iany aho kouh!!
ny anjyyy kosa aza sao dia ny hasarota-piaro no lasa alohan'ny action????
:°) mbola tsy nisy ny action ny ankilany dia efa mi panika sahady, anefa mety tsy ho hisy mihitsy ilay izy.... ;-)
31. heidi
(
17/12/2008 10:54)
caramelle:
vale: misaotra anao !,ka zao kou le izy: le bandy haka vady azy tsy mahalala izany ,ary ny tena zvtr iray tsy azoko antoka ao kou de zao: ty bandy haka vady ty kala ty kou tsy mboul nifanehitra sy niaraka t@ ty kala ty fa t@ alalàn'ny sary no nifankahitàn'zareo,na le kala ary nahita le sarin'le bandy de nanaiky avy hatrany hono,mampieritreritra ahy daolo zany satria fa tô otran' sipa tsy milamina ny fiheverako azy!!maikamaika ho aty v sa tena tiany le bandy refa tonga izy sa hoe aona??;raha maikamaika ny ho aty izy ,tsy mahalala olona afa tsy reto rafozako reto ,tsy misy havana,noho izany zany hainareo ny tohiny é!! :cry:
AZA HITARINA ILAY tebiteby e!
:-D mba marina e! aferany any izany na resaka sary no nifankahalalanjareo, firifiry no lasa mpivady tamin'ity resaka virtuel ity kanou!
32. rapala
(
17/12/2008 11:22)
caramelle a, mba mailo ihany aloha e, jereo hoe ny fihetsik'ilay vadinao raha misy fiovana, fa mahereza e! Vadinao ve izy tsy ho saropiaro enao e, anao izy dia harovy. Iza no vhv hanaiky hatao an'izany aloha e?
heidi: refa ela nivadina ange retsy ry heidi, na dia hoe 2 - 3taona fotsiny aza, dia efa mitady excitement any ankafa ny bandy e surtout hoe efa mpisipa ry zareo taloha e, mety ho velona indray ilay afo ary mety izay koa no nahatonga ilay kala te ankaty andafy na mbola tsy nihoana t@ ilay bandy ho vadiny aza e, iza no mahalala!

33. xxx
(
17/12/2008 11:46)
Ataovy carte sur table ry Caramell a!Lazao andry zareo surout ny vadinao ny zavatra tsy zakanao.Anjarandry zareo @ zay no mandray decision hoe inona no hatao.Satria mety mba hiteny ilay kalavavy ry zareo hoe tandremo ny tokatranon'olona sns...
Za aloha tsy mahataty zany e!Na dia atao hoe ho mpinamana fotsiny aza ry zareo eeeeetsy manaiky za fa sao mbola hangalampihinana any @ sisiny.
Courage aky a!

34. heidi
(
17/12/2008 11:54)
heidi: refa ela nivadina ange retsy ry heidi, na dia hoe 2 - 3taona fotsiny aza, dia efa mitady excitement any ankafa ny bandy e surtout hoe efa mpisipa ry zareo taloha e, mety ho velona indray ilay afo ary mety izay koa no nahatonga ilay kala te ankaty andafy na mbola tsy nihoana t@ ilay bandy ho vadiny aza e, iza no mahalala!
rapala: ekeko hoe mety hisy ny fakampanahy fa rehefa te hanao an'izany izy tsy voatery ho ilay ex ihany no azo hiarahany fa mety ho possible ihany koa vehivavy hafa....donko tsy dia ilaina loatra ny mi bornée be loatra am lay sipa ho avy fa mankarary an'-doha fotsiny izany no mampitobo ny blem efa misy :^)
raha tena matahotra dia mifindra trano araka ny voalazan'ny hafa .
35. rapala
(
17/12/2008 13:32)
heidi:

marina koa aloha izany e, saingy raha vhv tsy fantatrao ange mba azoazo ihany fa raha fantatrao ny fisiany sy ny hoe sipany taloha, dia tena sarotra kosa ny hanatelina izany na tena mafy fo toa inona aza e.
Ny hifindra trano indray kosa aloha tsy solution mihintsy e, dia isakiny hisy blem ve d hifindra trano fona kosa? Non
Mba manontany ny hevitry ny namana i caramelle fa tsy de hoe mi-bornée lotra @ ilay situation, ka meteza fotsiny enao eo @ toerany aloha e, sura za fa bdb ny vh tsy hanaiky ny mahazo azy!
36. vale
(
17/12/2008 13:59)
xxx:aieaieaieeeeeeeeeeeeeeeee, izay fihetsika izay indrindra no tokony ho fadiana indrindra!!! :-D :-D ....ho lazaindry zareo hoe ianao indray no miseho mandidy azy ireo, avelao fotsiny hanao izay ataony ilay rafozana, sarotra be ny hiteny rafozana izany, ilay vady angaha dia ekeko fa ny rafozana, fa na izany aza, araka ny voalazan'i heidi teo dia aleo aloha au moins mba misy fihetsika na action vao mi-réagir sahala an'izany eee, tsy mbola misy inona akory eo dia efa negatif be ny ao an-tsaina, ary raha za ny teo ama toeran'i caramelle aloha tena tsy ho sahy hiteny izany mihintsy eee, tay haiko aloha fa toa sarotra be izany amiko! aleo aloha sanatrian'izany hisy ny action vao mi-réagir e! izay ny hitako fa metimety ihany koa!! :wink:
Ataovy carte sur table ry Caramell a!Lazao andry zareo surout ny vadinao ny zavatra tsy zakanao.Anjarandry zareo @ zay no mandray decision hoe inona no hatao.Satria mety mba hiteny ilay kalavavy ry zareo hoe tandremo ny tokatranon'olona sns...
Za aloha tsy mahataty zany e!Na dia atao hoe ho mpinamana fotsiny aza ry zareo eeeeetsy manaiky za fa sao mbola hangalampihinana any @ sisiny.
Courage aky a!
38. vale
(
17/12/2008 14:08)
caramelle:caramelle: haaaaa, ok!... fa izao e, aza mieritreritra zavatra ratsy be aloha indry e, mbola tsy misy in'inona mitranga aloha hatramzao, calmos fotsiny , raha sanatria misy fihetsika hafahafa dia droit anndry mihintsy ny miteny azy ireo, vadindry io koh!!! fa ny teniko koa aloha dia izao an, hanambady le sipa, na tsy mbola nifankafantatra aza zareo, donc, tsy hisy atahorana oe mety hivadika any amin'ny vadindry izy avy eo satria sarotra ny resaka mariage izany, izay aloha dia efa ataovy ao an-tsaindry an, dia izao koa betsaka ny oul mifankatia haingana be sahala amzany ka aza atao manimba eritreritra mihintsy oe sode hivadika izao na izao avy eo, zay!! aleo hisy action klou vao mi-réagir, izay foana koa aloha ny ahy e!... ;-)
vale: misaotra anao !,ka zao kou le izy: le bandy haka vady azy tsy mahalala izany ,ary ny tena zvtr iray tsy azoko antoka ao kou de zao: ty bandy haka vady ty kala ty kou tsy mboul nifanehitra sy niaraka t@ ty kala ty fa t@ alalàn'ny sary no nifankahitàn'zareo,na le kala ary nahita le sarin'le bandy de nanaiky avy hatrany hono,mampieritreritra ahy daolo zany satria fa tô otran' sipa tsy milamina ny fiheverako azy!!maikamaika ho aty v sa tena tiany le bandy refa tonga izy sa hoe aona??;raha maikamaika ny ho aty izy ,tsy mahalala olona afa tsy reto rafozako reto ,tsy misy havana,noho izany zany hainareo ny tohiny é!! :cry:
39. booboo
(
17/12/2008 14:11)
Hafa² be ilay raha :roll: . Izay fifandraisan'ny rafozana sy ilay vehivavy any dia an-dry zareo zany. Fahatoharana no hitako betsaka dia mi-psykôty fotsiny avy teo hoe mi-se liguer aby zao tontolo izao contre ny tena e, dia ny loza lasa ilay vady indray no tondé melohina mialoha hoe hivadika raha hifandray² eo dia hilongo² isaka ny miova kely ny toetrany ( nefa tsy hay na reraky ny asa na c'est pas son jour ) , dia hihitatra ho gidraka rehefa hamangy ny rad-ny ilay lhl satria sao hijery na hanontany vaovao n'ilay vhv no tena naleha tany fa tsy hamangy akory, sns :^) :^) :^)
tsy mandeha any @ mariage raha nasaina, tsy mandalo any @ rafozana tsony dia vita raha ny fifandraisana amin-dreo no hankarary fo, ny fiainana ao an-tokantrano no kajiana ho mahafinaritra isan'andro dia izay fa tsy ny fifandraisan'i anona sy anona @ ranona no ivakiana loha .

40. vale
(
17/12/2008 14:15)
Mba manontany ny hevitry ny namana i caramelle fa tsy de hoe mi-bornée lotra @ ilay situation, ka meteza fotsiny enao eo @ toerany aloha e, sura za fa bdb ny vh tsy hanaiky ny mahazo azy!
Rapala: marina aloha izany e, fa saingy tsy solution ny oe hiteny andry zareo oe izao na izao, ilay toeran'ilay vhv sarotra be, za aloha tsy sahy raha za eee, fa ny solution tokoa angah dia oe mifindra trano, na koa rehefa dia tsy maintsy hiteny dia atao am-pilaminana tsara le izy, lazina am-pitoniana ilay vady ny alahelo sy ny tebitebinao fa tsy mampiseho fahasosorana amindry zareo izany na dia oe misy aza izany, vao mainka mety hanimba raha, fa dia izay resahina am-pilaminana sy am-pitoniana ary lazaina azy (ilay vady) fa malahelo sy manahy ianao noho ilay situation io! fadina mihintsy ny mampiseho fahatezerana, draydraydray!!!! :lol: :P