rafozako hono no hitantana ny rafivaviko @ mariazy!!!!

41. heidi ( 17/12/2008 14:47)
marina koa aloha izany e, saingy raha vhv tsy fantatrao ange mba azoazo ihany fa raha fantatrao ny fisiany sy ny hoe sipany taloha, dia tena sarotra kosa ny hanatelina izany na tena mafy fo toa inona aza e.
Ny hifindra trano indray kosa aloha tsy solution mihintsy e, dia isakiny hisy blem ve d hifindra trano fona kosa? Non
Mba manontany ny hevitry ny namana i caramelle fa tsy de hoe mi-bornée lotra @ ilay situation, ka meteza fotsiny enao eo @ toerany aloha e, sura za fa bdb ny vh tsy hanaiky ny mahazo azy

rapala an!: ka aleo aza mba fantatra hoe efa nisy vq taminlay vadiny taloha no fantatra hpoe mety hanitona anlay vadiny toy izay vehivavy hafa mitsy tsy hay hoe ahoana, ny fantatra dia ef nisara ry zareo ary samy nizotra ny lalany avy ary samy nanambady avy ka mazava ny lalan-kizorana :°)
ny tiako lazaina hoe bornée am lay sipa i caramelle dia mihitatra foana ilay doute ao antsainy hoe sao dia izao sao dia izao anefa lay sipa az mbola tsy aty akory ary mbola tsy nisy ny action araka ny voalazako,
hatramin'ny fomba nifandraisan'ilay ex am lay futur vadiny mampiasa saina azy hoe sary fotsiny sy izao, manaraka izany koa dia hoe maimaika ho aty andafy fotsiny, iza no tsy ho maika ho aty andafy raha misy ny okaz kosa e!....
ka justement manotany ny hevitry ny namana izy dia ny fanazavàko dia te hampafantatra azy hoe aza dia mi bornée loatra am lay ex fa manjary mitobmo ny aretin'andoha sy ny blem faut pas kompliké la vie ihany no lazaiko fa fiainana efa sarotra ity.....
SADY IZAO anie e! ny lehilahy raha izy te hande izay tsy ho tananao izany na ho sarongitinao toy inona aza, raha izay hikopa-kelatra ho any ankafa ny tiany aleo izy ho any.....FA MATOA izy mijanona aminao ianao no tiany ary tsy misy hatakalony anao....HOY NY vehivavy rehefa miresaka hoe ny vadinao anie vao mivoaka ny trano dia tsy anao intsony e! :°)
42. heidi ( 17/12/2008 14:54)
Fahatoharana no hitako betsaka dia mi-psykôty fotsiny avy teo hoe mi-se liguer aby zao tontolo izao contre ny tena e, dia ny loza lasa ilay vady indray no tondé melohina mialoha hoe hivadika raha hifandray² eo dia hilongo² isaka ny miova kely ny toetrany ( nefa tsy hay na reraky ny asa na c'est pas son jour ) , dia hihitatra ho gidraka rehefa hamangy ny rad-ny ilay lhl satria sao hijery na hanontany vaovao n'ilay vhv no tena naleha tany fa tsy hamangy akory, sns

ka izay indrindra no ilazàko hoe bornée loatra icaramelle am lay sipa dia misavoritaka be ihany ny saina :°)
firifiry ary ny mpivady misaraka fa noho ny zaza no tsy hanapahana ny relatiuon fa mifandray eny foana, dia raha manao fisainana otrani'zao ataon'i caramelle izao izany dia hanavy daholo ny vehivavy manambady olona efa nisaraka????? :^) satria ny relation entre parents d'orizina dia hisy foana am fanabeazana sy ny fitaizàna ny ankizy ;-)
marina mitsy ny voalazan'i booboo hoe ny vadynao ndray no mahazo loza am lay doute sy tahotra lasa aloha loatra, mahatokisa ny valeran'ny tenanao dia atovy ao antsaina fa vadiny ianao ary tiany amtoa mbola iray trano ao foana e!
sao mba manimba ny fitiavan'ilay vadinao aminao izany fehitsikao izany ka izay vao ho tena raharaha, ny lehilahy mantsy ôtsôtszay ihany, mety zvtr tsy ampoizina no mety hahatofoka azy :-P
43. rapala ( 17/12/2008 15:11)
vale: ny mifindra trano wa tsy solution mihintsy satria mandositra ny blem izany tsy mety, hatrehana ny olana fa tsy handosirana. Mifindra trano enao nefa zareo ohatra samy manana ny telefona, dia inona no dikan'izany, raha tiandry zareo ange ny hihaona dia mihaona fona zareo na aiza misy anao na aiza e! Fa marina ny teninao hoe tsy entina am-pahatezerana ilay resaka :)

Heidi: samy manana ny hevitrany tokoa ilay hoe vhv fantatra sy tsy fantatra. Amiko, ilay fantatra manko dia efa bdb izany ny nataondry zareo niaraka, dia mitamberina ao an-tsaina daholo izany, izay ilay blem, fa ilay tsy fantatra ka tsy fantatrao koa ny fisiany d bon, tsisy koi iny aloha amiko e.
Misavoritaka ny sainy @ izao fotona izao satria tsy hitany izay hatao, soit tonga d teneniny @ ilay rafozany ilay resaka na hefiany eo ihany mandra-pipaokany. Mazana ange izany e, surtout aty an-tany lavitra aty, tsisy support familial. Fa bon, araka ny teniny vale hoe tsy mila mampiseho fahatezerana na fahasosorana @ vadiny i caramelle na dia mafy toa inona aza. Ka araka ny ohabolany ntaolo ange hoe ny haminavinany ratsy no hiaviany soa (izay moa ilay izy :oops:) ka mieritreritra zavtra mety ho ratsy hitranga i caramelle fa kosa mety ho tsara anefa avy eo, fa bon, mahereza caramelle a!
44. kotobekibo ( 17/12/2008 16:53)
DRAY DRAY DRAY!!!! 8O
f'inn dôly ireto ? sa zà no sampona ?:?

Caramelle > Tsy hitako izay blem @ izany , aza asarotina ny fihainana ry kala a!
Marina fa rafivavin-njy izy taloha , fa izany izy aza hoe " taloha "
Fa tsy izao kosa e! Izy aza mba mampalahelo , kamboty tsy mananan an'iza na iza .
Ref tsy miaraka intsony d lasa mpinamana tahaka ny mpinamana rehetra , afaka mifanampy @ zvt maro .
Izay retra niaraka taminy v d ahasaropiaro an-njy tsy loooza !
Zà tsy manao hoe atokiso b ilay sipa fa ny vadin-njy atokisana , ref te handé ny vadin-njy , lasa foana ( na @ io na @ sipa hafa ) . N'inn n'inn ataon'io sipa io ref tsy hanondrana ny vadin-njy d tsy hanondrana .
Izay ataon'ny fianakaviany any na miray tsikombakomba na tsia , tsy anjaran-njy . Zvt normal izany , fianakaviana iray izy , manana zvt itambarana foana tsy andraisan-njy anjara . Toy izany koa ny any aminareo .
Ary izay tapakevitrareo mitsam koa tsy idiran'iza na iza .
Tsotsory lé fihainana fa efa sarotra ry kala a!
Sa njy efa mamy b ( caramelle ) d tokony hampangidiana kely lé fihainanareo :-P
45. caramelle ( 17/12/2008 17:34)
aza mampmé kotobekibo fa zà ary zany efa miady ny saiko!!! :-D :-P
46. booboo ( 17/12/2008 17:45)
fa inona no mampiady ny saina @ zany ? tsy andraikitrao mihitsy na adidinao no mifehy ny rafozanao @ zay olona tokony hifanaikaiky am-po aminy na tsia. Na hifankahita isa-tsengotra aza ireo tsy fiainanao izany, tsy fiainanao sy tsy an'ny vadinao izany fa an'ny rafozanao sy ilay vehivavy MANOKANA.
47. caramelle ( 17/12/2008 17:54)
ts any @ le hoe rafozako tsony ny problemeko ,marina zany satria ef betsaka no niteny teto hoe tsy aferako ny @iny,nefa tsy maintsy miady ny saina fa rafin'ny tena no ho avy sy ho tatanan-drafozana!!tsy mora an'zany ny mieritreritra zany é!!tsy misy azo atao ka zay le mampiady saina!!
48. rapala ( 17/12/2008 18:06)
caramelle a, miady tokoa ny sainao fa ento moramora e dia mahereza akia :-* :-*
49. kotobekibo ( 17/12/2008 20:30)
caramelle:

aza mampmé kotobekibo fa zà ary zany efa miady ny saiko!!! :-D :-P


ka ilay fihainana aky efa gidra d mbola gidrain-njy ihany kouh !
tsy aleo v mitsiky kely sy mba mihomehy ?

Manotany an-njy indray ary zà , raha tsy avelany miresaka @ ol retra efa niaraka tamin-njy njy d mety sy rariny v izany ?
Inona no atahoranao @ ilay rafinao taloha ? Aoka ny lasa ho momban'ny lasa , fa ny ho avy atrehina ,
Tsoriko fa izay olona niaraka tamiko d lasa namako dôly taty aoriana , afa-tsy 1 ihany izay tena nitana andolo-po amiko , tsy azoko . Lalàn'ny fihainana ny miaraka sy ny misaraka , ref tsy poince . Tsy misy mahasamy hafa azy ireo @ ol hafa namako tsotra hatrizay .
Ny antsasany @ ireo niaraka tamiko no nanary ahy , ary ny antsasany zà no nanary azy . Zavamisy izany , zà tsy fière , ny fihainana mitohy foana .
Avelao izy hinamana aminy , fa ho hitan-njy fa ho tia an-njy misimisy kokoa izy .
Omeo fahatokisana izy d hisaina .
Tadidio fa tahaka ny mangala-pinana ao anaty vilany io , raha voarara d misisika sy mahita tsirony b , fa raha hoe hoano izay laninao ao , avy d tofoka tsy mahalany firy ary miala tanteraka .
Raha mbola mandeha d avelao tanteraka fa tsy tia anjy izy izany .
50. caramelle ( 18/12/2008 13:27)
ekena daolo ,kanefa @ fo maha olombelona tsy maintsy marary iany!!!.De zao ndray ary no lazaiko aminareo!anisan'ny mampiady ny saiko: raha sanatria ary le kala ka voa any @ zay misy azy any,vao hifampitsapa toetra izy sy le bandy nanafatra azy,ka tsy hay na hety aminy na tsia!!,aiza no hiatsapazan'ty kala ty??,tsy maintsy reto rafozako reto no handray sy hikarakara azy satria tena tsy manana afa tsy reto izy, ary tsy mahalala afa tsy reto,ka raha zay no sanatria no hitranga? de hivadika zvtr hafa ty tantara ty,zay no anisan'ny mampatahotra ahy @ ty kala ty!sady oul ôtran'zany v de azo atokisana ? sary tsy hay ary de tonga de hoe tiako io!!!coup de foudre par correspondance marina ngamba!!
51. kotobekibo ( 18/12/2008 14:29)
Njy kosa e! Marary aloha @ maha-olombelona , tsy mandà zà .
Fa manao avocat du diable zà izany e! Njy ihany nomiteny hoe tsy manana an'iza na iza ilay sipa . D ho ariana v izy en + ?
Mipetraha eo @ toerany njy ! Ny ahy izay tsy tantiko atao amiko , d tsy hataoko @ ol hafa .
Atokiso ilay vadin-njy .
Ref mbola mibolila izy d efa tsy tia anjy izany , efa zvt hafa ny fandehan'ny tantara .
Na milamina na tsia ny fihainan'ilay sipa kely , ref te handé izy d lasa foana . Tsy misy azonao atao .
Averiko injay , tsy ilay sipa irery no faka-panahy na menace ho an'ny tokatranonareo fa ny vhv retra eto ambonin'ny tany ( 3 000 000 000 )
Ny vadin-njy no tokony atokisan-njy fa tsy ny hafa .
Raiso ho namana izy fa tsy rafy . :wink:
52. diamondra27 ( 18/12/2008 16:06)
caramelle: zao no lazaiko andry an na ho voa na tsy ho voa any amin'ny misy azy any io kala io de efa io rafozandry io no miantoka azy toy ny zanaka.
Donc tena mila manamboatra saina be ndriko ary mety hitambaranjareo eo koa ndry rana mankahala azy eo.
Tsy maintsy manao safidy ihany ny fiafarany akia a.

Misy zany zavatra tanty misy tsy tanty fa raha tsy zaka dia izay zaka ihany zakaina.

Mahereza akia a


Misy olona izay izao fantako tianjareo rehetra ilay kala taloha sady tafavoaka dokotera izy , dia nanambady hafa ilay bandy taty aoriana fa amin'ny fianakams nisy niteny we naleonay i x fa tsy enao , ataoko fa marary ny fo maheno izzany saingy izy aloha no novadian'ilay bandy de zay no zavadebe
53. caramelle ( 18/12/2008 18:13)
eny ary! hiezaka aho fa atao aôna mou!!!, ,isaorako daolo ianareo .Milaza vao2 aminareo refa tonga le kala,enga anie @ manaraka tsy ho titre hoe:"Ny fifampodian'ny vadiko sy ny sipany talou"",aza misy an'zany!! =(( :cry:
54. diamondra27 ( 18/12/2008 18:25)
ndry akia be eritreritra a, jereo aloha sao dia cinema tokoa ilayhooe hanambady olonkafa izy e etc etcfa tsy misy bandy mahatanty hoe hanambady izany dia rehefa tsy raikitra dia hoe ndao hiverina

donc mety tsy possible le lohateny fampodiana io amiko

nareo moa zany vita mariazy mihintsy sa vady miaramipetraka fotsiny e
55. caramelle ( 18/12/2008 19:06)
mboul tsy vita mariazy zahay fa soratra fotsiny!fa ef niteraka!!
56. diamondra27 ( 18/12/2008 19:29)
ok, efa vady ihany zany e,
ny antony nanontaniako an'io dia tiako haindry hoe efa nisoratra aminy ndry de efa izy izany e , raha te hiditra i kala sanatria ny vava dia tsy maintsy misaraka amindry aloha le bandy vao afaka manambady an'i kala x ka tsy tokony hisy hoe mampikoropaka ny amin'izany.
Fanampiny mbola nahazo zaza taminy koa aza ndry dia amiko c'est toi zany no tiany fa le kala no tian'ny fianakams , sa le mifamadika amin'izay ndray no tiandriko? Ny tsara aloha de hoe samy tian'ny fianakams sy vady fa refa sendra ny tahaka izao dia mahaiza fotsiny akia mandefitra dia jereo ny zanakareo dia miezaha mi-ignorer ilay akiray a.
Amiko ny bandy tsy mety hiteraterapoana izany raha tsy efa safidiny raha tsy hoe angaha hoe voafandrika izy.
de courage foana
57. tslem ( 18/12/2008 19:31)
Aza atao olana akia zany ry caramelle a,izy (ilay kalakely io) olona hanambady fa tsy hoe hanao vacances akory ka hoe hatahorandry hiaraka @ vadindry indray, ny vadindry fotsiny karakaraina tsara dia ataovy izay fomba rehetra tsy hampiherika azy intsony @ io kalakely io.Ary ilay olona haka vady azy koa tsy hamela azy eo akory hoe handeha ho atsy na ho atsy,mpivady vao ve ho afa-bela eo ikalakely e.Korazy!
58. vale ( 19/12/2008 13:05)
caramelle:

ekena daolo ,kanefa @ fo maha olombelona tsy maintsy marary iany!!!.De zao ndray ary no lazaiko aminareo!anisan'ny mampiady ny saiko: raha sanatria ary le kala ka voa any @ zay misy azy any,vao hifampitsapa toetra izy sy le bandy nanafatra azy,ka tsy hay na hety aminy na tsia!!,aiza no hiatsapazan'ty kala ty??,tsy maintsy reto rafozako reto no handray sy hikarakara azy satria tena tsy manana afa tsy reto izy, ary tsy mahalala afa tsy reto,ka raha zay no sanatria no hitranga? de hivadika zvtr hafa ty tantara ty,zay no anisan'ny mampatahotra ahy @ ty kala ty!sady oul ôtran'zany v de azo atokisana ? sary tsy hay ary de tonga de hoe tiako io!!!coup de foudre par correspondance marina ngamba!!

raha ny fahalalako azy dia ny fahatsapan-dry an'ilay sipa ve izany oe mitady moyen hiverenana amin'ny vadindry?? dia oe koa sady tian'ny rafozandry izy matoa karakarainy?? izao koa anefa, matoa le vadindry tsy nifanambady sy nifampiteraka taminy dia indry no tiany, nanin ary tsy nataony hatrizay ela izay raha nisy izany?? dia izao koa, ny vadindry tia andry, fa ilay sipa izany no eritreretindry oe mitady ny vadindry, dia ataovy antsaina ftsn oe tia ahy ny vadiko, manan-janaka izahay ary le sipa hatao mariage, TSY ho mora FOANA ny handrava ireo rehetra ireo na ny andaniny na ny ankilany, ka aza alefa be ny saina! Raha oe tian'ny rafozan-dry izy tsy midika fa tian'ny vadindry hiverenana, na dia mieritreritra fotsiny oe nareo MPIVADY VITA SORATRA sy NIFAMPITERAKA, tsy mora ny handràva an'izany, ary na dia ny consciencen'ilay vadindry aza ve dia tsy hanenjika anazy raha oe hanary andry izy sanatrian'izany ka ande hiaraka @ ilay sipa??? ...dia aza raisina ho toy ny rafivavy izy satria tantara efa taloha ilay izy sady efa hanana ny vadiny izy fa ataovy fotsiny oe olona fantatrindry dia hilamina ny saina!!! bon courage! ;-)
59. heidi ( 19/12/2008 13:32)
dia aza raisina ho toy ny rafivavy izy satria tantara efa taloha ilay izy sady efa hanana ny vadiny izy fa ataovy fotsiny oe olona fantatrindry dia hilamina ny saina!!! bon courage!
:-D
ka izay anie oà e! ny ex-ny dia ex-ny ihany, ny tsy azoko hoe: efa nanandrana ny handrava ny mariazin'i caramelle sy ny vadiny ve ilay ex???? mahatonga an'i caramelle hi panik be otran'io?????
raha efa nanao izy di mi kopr ihany aho hoe garce lay ex fa raha tsy mbola nanao izy dia aza raisina ho rafy vavy araka ny voalazan'i vale :-P ny ahy raha otr'ahy dia resahiko tsara mitsy tsy asiko olana.....ilay ex, manja anie izany e! :-P raha tsy misy ny olana mazava hoa azy fa raha mitady handrava kosa dia eo aho vao mandray ny fanapahankevitra....
BETSAKA anie ny samy ex mbola mifampiresaka lasa mpinamana e! io voalazan'i ikotobekibo io mitovy tsara am cas -ko mitsy ny ex-ko rehetra hatrizay dia lasa namana tsotra dool aloha fa tsy nasina olana...
60. diamondra27 ( 19/12/2008 16:18)
heidi sady maka conseil ihany koa ve hoe ahoana akia inona no tena tsy nahafoizany andry :-D :-D :-D
kay kay kay raha tsy manana complexe akia dia mety hety ireo lazainareo sy vale ireo a fa raha efa nisy fihetsika na resaka nandeha nilaza fa ilay kala x no tiatianjareo noho i caramelle dia sarotra ihany ny hanadino izany saingy tsy maintsy manaiky an'izay caramelle raha te-hilamina satria efa zay no safidinjareo mianakavy

tsy hoe misy fihatsarambelatsihy amindry zareo satria tsy misy afeniny amindry, fa raha afenina kosa aloha ilay fanaovana ilay mariazy sy ilay fikasana dia tsy matoky an'izany koa raha izaho.

ahoana aloha izany mifampiresaka amin'ny ex izany fa tena mbola tsy haiko e , inona daholo no mety ho resakareo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087