Mpamono vady
81. ikaretsaka
(
15/12/2008 20:15)
ny saina aloha amboarina voalohany fa rehefa vonona ny herin-tsaina de vita foana io
83. xxx
(
17/12/2008 13:35)
asio sakay fona ao atrano atov tsy tapaka anreny tsy lanindimilahy reny ao, atov miraikitra tsara ny hasiakany na vovotsakay pilo mena mahery tsara reny, ka ra vo mboul be vinany iany lery mamono an'i mirana a! de vizano amininy fa tonga de K.O mifona aminao izy sady mandady mitsy.
85. xxx
(
18/12/2008 11:38)
:-D :-D :-D
ka hoe tsy mila sakay sy mi boxe izany fa ny antso antarobian\'i xxx be fitiavana mahavaha olana kade :°)
matokia fotsiny ihany
miandry ny epizody mamarana ny tantaran\'i Mirana izany aaaa
izay fotsiny no notadiaviko ka, zavatra 2 samy hafa ireo lazainao ireo
ny voalohany mampanantena tsy misy, ny faha2 no manakaiky kokoa ny realité :-P
sa ve tena azo antoka fa hahafaka ny olana tokoa ilay famakafakana ? :°) :°) :°)
tsy fanenjehana anao fa ilay fanitarana ataonao no nasiako indro kely
aleo mitsotra hoe mety hanampy anao ilay antso antarobia, tozay hihambo fa hahafaka ny olany ilay izy
izay fotsiny fa dia manaova noely sambatra be eee

xxx:
antso antarobia iray fotsiny dia ho afaka @ io olana @ vadinao mamono anao io ianao
xxx:
nefa antso antarobia iray fotsiny no ataonao dia tonga ny mpiasa ao manao sy mamakafaka ny zavatra miseho
izay fotsiny no notadiaviko ka, zavatra 2 samy hafa ireo lazainao ireo
ny voalohany mampanantena tsy misy, ny faha2 no manakaiky kokoa ny realité :-P
sa ve tena azo antoka fa hahafaka ny olana tokoa ilay famakafakana ? :°) :°) :°)
tsy fanenjehana anao fa ilay fanitarana ataonao no nasiako indro kely
aleo mitsotra hoe mety hanampy anao ilay antso antarobia, tozay hihambo fa hahafaka ny olany ilay izy
izay fotsiny fa dia manaova noely sambatra be eee
86. Mirananirina
(
18/12/2008 16:22)
Eo antenantenany ilay tantara fa mbola tsy vita.Sa hofaranana?Tsy tiako satria mety mbola hisy tohiny anie e.Mbola mivandraka be sy tezitra lava i lery dia miala mandeha aho tsy mamaly dia vita.
87. kotobekibo
(
19/12/2008 16:19)
Mirananirina:
Eo antenantenany ilay tantara fa mbola tsy vita.Sa hofaranana?Tsy tiako satria mety mbola hisy tohiny anie e.Mbola mivandraka be sy tezitra lava i lery dia miala mandeha aho tsy mamaly dia vita.
Ny fanaovana arts martiaux tsy vahaolana .
Nisy sipa niaraka tamiko taloha izay , mpikotrana h@ fahazazany , efa fehikibo mainty sy manana DAN fa eee , nodarohan'ilay bandy niaraka taminy taty aoriana , fa tsy nahovoka .
Fa maninn ho'aho no tsy namaly njy ? D hoy fotsiny izy hoe torakovitra foana aho d tsy nahavaly sady natahotra ny ho irery koa angamba raha ny marina .
Nisaraka ihany ry zareo taoriana kely ary tena nahatsiaro tena ho lafatra izy .
Ipitsiho ry kala a! tsy iny ihany no bandy . :-*
88. Mirananirina
(
19/12/2008 17:03)
Marina mihitsy ny anao.Miandry kendritohana aho hisarahako aminy,ary vonona amin'izany aho.Mampalahelo aloha ny ankizy fa aleoko miritreritra hoe misaraka izahay toa izay ny zanako mahita azy mamono ahy foana.
89. kotobekibo
(
19/12/2008 17:26)
Mirananirina:
Marina mihitsy ny anao.Miandry kendritohana aho hisarahako aminy,ary vonona amin'izany aho.Mampalahelo aloha ny ankizy fa aleoko miritreritra hoe misaraka izahay toa izay ny zanako mahita azy mamono ahy foana.
Na tiana aza ny zaza ref manaiki-nono akifika hoy ny ntaolo gasy , tsy adala ireo niteny izany .
Korazy e!
90. Mirananirina
(
19/12/2008 17:44)
misaotra anao,zanak'olona nisaram-panambadiana mantsy aho,ka mafy izany.Nefa ny rainay tsy nikasitananana na 1 aza.
91. diamondra27
(
19/12/2008 18:38)
tena mandinika le dinika za fa misy mampime be le resakareo sady misy mampalahelo koa
za aloha ry mirananirina dia tsy manaiky kasihina tanana izany mihintsy a, tahakanao io aho tsy mba vooakasik\'i dadanay tanana izany mihintsy ka raha vao lhl mikasi-tanana ahy dia tena tsy eken\'ny saiko.
Nananasipa izay aho taloha , atahoran\'ny olona rehetra izy, tsy nisy bandy sahy nikoty mihintsy za tamin\'izany izay mahalala ny fiarahanay fa matahotra daholo , diia indray menadeha nikasi-tanana ahy izy fa mba nasiako koa sady voadaka tany amin\'ny fananany vao nikikika mafy sady nolazaiko we za aza mba kasihinao tanana izany fa ny dadako aza tsy nikasi-tanana ahy . Fa fay izy dia tsy nikasi-tanana ahy intsony. tena gera be mihintsy zahay tamin\'izany an.
hiresaka momban\'ny olona mamono vady amin\'izay aho:
sarotra be ho azy ireny ny miala amin\'ny toetrany , za siora fa mpikasi-tanana io vadinao io taloha fa ny maitriser fotsiny te hahazo anao dia nalefiny io caractere io mba hitiavanao azy. Izay no mahatonga ilay izy hoe afaka 8 taona vao miseho ilay acte
Raha vao mikasi-tanana indray mandeha ny olona dia tsy ankijanona intsony izany.
Alohany hikasihiny tanana anefa dia misy zavatra takiany ary tokony hainao izany zavatra takiany izany = isoler-ny ianao tsyhanana namana na hiresaka amin\'ny havana sns fa izy ihany , dia ataony lavage de cerveau ao , dia lazainy fa tsy mahavita inona na inona ianao raha tsy misy azy sns dia mitohy ihany le action-ny dia darohiny amin\'izay ndry rehefa tanteraka le condition takiany satria moramora aminy le izy fa tsy afaka mitaraina aman\'olona intsony ianao.
Efa voalaza tetsy ambony ny zavatra tokony hatao , le xxx nanome resaka momba ny femmes battues io
=====> fa le xxx akiray koa tokony mba mamoaka le resaka eto fa tsy any am hafatra ambadika fa sao mba misy olonkafa mila izany conseils-nao izany ny olonkafa ka maninona no tsy aseho anay e
efa nihaona tamin\'ny femmes battues aho taloha nandritra ny heritaona sy tapany, ary tena sarotra be aminjareo ilay mitantara satria menatra ny mahazo azy ry zareo. Ny tena sarotra amin\'ilay fiaraha-miasa amin\'ny olona voadona tahaka izao dia ilay mandray decision miala amin\'ilay olona satria manatena foana ianao fa sao hiova ny vadinao . Misy fotoana ianao ataoko hoe 10% mmoments tsara iarahanareo , tambatambazany ianao sns omeny fitiavana , omeny cadeaux nefa 90% maty vono , dia tsy afa-bela sady tsy hain\'olona aty ivelany ny mahatonga anao mifikitra aminy foana fa hoe olona efa mamono anao ve de mbola hiaretanao sy hijanonanao ao foana ,
ka mila professionnel mihintsy vao afaka miala ao an-trano ianao na koa raha mahalala ny RAD-nao de izy mihintsy no maka anao any amin\'ny tokantranonao.
Tsy mora ary tena sarotra be ho an\'ny olona maty vono izany hiala ny domicile conjuguale izany. MIla arahina ianao fa tsy avela amin\'izao rehefa tapa-kevitra ny hiala , surtout hoe mananjanaka ianao.
Mihevitra koa ilay olona maty vono fa tsy mahaloa charges na tsy mahay na inona na inona raha tsy eo ny vadiny , izay manko no naverimberin\'ireny olona mamono vady ireny foana , miampy insultes sns fa aza mandraraha izany fa manaova premier pas dia hitanao eo fa tena afaka ianao. Dia tandremo ny miantsapy amin\'ny olona ze hita volou manome sy milaza fa hanome fahasambarana ho anao snsfa maka aina tsara aloha de tezao miadana ny zaza. dia manaraha ny tenin\'ny professionnel: assistante sociale, psy , travailleuse familiale sns...
zay fa sao de lavabe

93. diamondra27
(
19/12/2008 21:50)
aza miandry tahaka izao kosa aloha e
http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://www.kametrenaissance.com/Femmes-Battues2.jpeg&imgrefurl=http://www.kametrenaissance.com/Femmes-Battues.html&usg=__6-VpJp5LmWDW_Vpj_p7zx1fMnsI=&h=313&w=255&sz=15&hl=fr&start=18&um=1&tbnid=z78jTbZmpjn9rM:&tbnh=117&tbnw=95&prev=/images%3Fq%3Dfemme%2Bbattue%26um%3D1%26hl%3Dfr%26rlz%3D1B3GGGL_frFR255FR255%26sa%3DN

94. Mirananirina
(
20/12/2008 12:11)
Marina izany teninareo izany,fa lazaiko anareo fa tsy misy mahalala mihitsy ny fianankaviako na ny 1 aza,menatra aho ny hitantara.
Tsy ory na inona na inona manko aho,azoko daholo izay tadiaviko.Ny olona mahita aty ivelany dia miteny hoe izaho no sambatra indrindra(tsy mahita ny vono mahazo ahy manko)décidé aho ny hisaraka sa ahoana ny torohevitrareo?

95. diamondra27
(
20/12/2008 13:47)
ka efa lazaiko anao io ilay izy wa vadina dokotera sy olona ambony daholo ireo nifanena tamiko ireo dia ohatranao izany satria n olona moijery aty ivelany fa tsy mahita izay ao am 4 murs nareo ao, ka matetika dia omen'olona tsiny foana ianao rehefa misaraka satria we tena adala mihintsy olona niadana be tsy nisy zay tsy azo sns fa de inona loatra no mahazo no nisaraka taminy vadiny re iny zazavavy iny e, izay ilay hoe ianao ihany no mahita izay vecue-nao fa tsy za tsy i koto tsy i vao ka rehefa tsy tantinao intsony fa hiteraka aretina dia aleo miala sady efa niala nenina.
Tsy dia tsara loatra ny vhv maty vono ka hitan'ny zanaka fa tena misy fiatraikany be amin'ilay zanaka izany any aoriana
Aty frantsa izao dia ilay zaza indray no midaroka ilay mamany rehefa nisaraka tamin'ilay vadiny izy, tavaratra aloha izay cas izay e.
Mahereza e

96. diamondra27
(
20/12/2008 14:01)
fijo : raha maka polisy izany ianao de haninona izy?
asainy manao mains courante de miverina any an-trano ianao de mbola maty daroka ihany aza fa we inona zao ny nataon'ty ahy , mianatra ny mafy loha an, sns pan pan totondry tehaka daka sns
le olona teo akaikinay tany dago zay aza sady mamono vady no mamaky vilia sy vilany , tena malahelo mihintsy za mahita ilay vhv fa za mbola 8 taona moa tam zany
Raha hisaraka izany aloha dia mieritrereta tsra fa sao manaonao foana ary tsy mi- s'isole fa mil fanampiana amin'ny professionnels wa an, dia mivavaka ihany koa
nareo ve tsy nahita le film lalaovin'ny volatiana le maty vono iny izy de mitsaoka e, tantara tena marina nge ireny e.

97. fahamarinana
(
21/12/2008 12:02)
miranirina:
décidé aho ny hisaraka sa ahoana ny torohevitrareo?
:arrow:efa maro kosa angamba ny toro-hvtr naroson'ny namana teo sy ny démarches tokony atao ka anjaranao ny mi-decider na hijanona na hiala fa ho zahay ndray ve no hanoro hvtr..fakafakao daholo ireo dia mahaiza misafidy izay tokony sy tiana atao fa ianao tokoa no hiaina ao,zahay ety ivelany ka tsy ho voakasika manokana akory e... (l)
98. Mirananirina
(
24/12/2008 10:49)
misaotra aminy hevitra ,fa mafy aloha izany fa hieritreritra mafy aho vao hisaraka.Efa nampitandremoko izy hoe raha vao misy tonga dia misaraka ary ampahafantariko daholo ny olona rehetra.
Tsy taitra akory izy namaly hoe tsy maninona raha izay no tianao fa ny zanako mijanona.

99. sakaizakely
(
24/12/2008 12:47)
kaka be zany tantara izany kle !
ny fahitako azy de tsy tokony manantena n'inon'inona amina lhl toy izany intsony fa efa anaovany famalin'ny te hisaraka ianao zany fa dia anjaranao sisa mieritreritra. mazava ho azy fa fanosehana anao hisaraka no namonoany anao
moa koa ianao tsy sahy nametraka fitoriana, tsy nanao certificat médical ka tsisy trasy ny namonoany anao, ka raha mangataka fisarahana ianao dia parole contre parole, mety ho ianao indray aza no ahazo ny tsiny dia iny tokoa fa izy no ahazo ny garde n'ny ankizy
asivo fieritreretana tsara ary manaraha étapes vao mandingana fisarahana, tsy maintsy miafara amin'izay io raha izao famaliny izao, mazava oazy fa tsy misy fitiavana anao intsony izy
ny mahagaga dia maninona raha tsorina fotsiny izany dia misaraka fa ampiana vono koa, sady imason'ny ankizy mihitsy ???
ataovy izay hahamporofoanao fa nisy vono nihatra tao fa raha tsy izay dia ho votsitra ianao

100. Mirananirina
(
24/12/2008 13:38)
Tena efa nieritreritra anizany mihitsy aho,hitady porofo,nefa tsy misy.Ny olona aty ivelany mahita azy hoe tsara fanahy sns...Fa raha mbola misy dia enregistreko daholo,tsy miala aty amiko mihitsy ny téléphone-ko izao.
Sady tsy homekoazy izany ny zanako.
Tiako mihitsy raha mba hitany ity serasera ity.
Samy manana ny ordinateur manko izahay dia tsy hitako zay ataony ,ny ataoko tsy itany.Indraindray mody asiako resaka ity serasera ity,mba ho hitany daholo ireo lazainareo ireo.