Mpamono vady
41. Lejoba
(
08/12/2008 14:47)
Avant 20 ans no nanana namana farany.
Kay, tena henjana be izany. Sanatria no-isoler-ny tanteraka ve ianao? Tsy sanatria manenji-dresy fa tsy mahagaga raha maha-te hilako azy ianao aty aoriana: tsy nivelatra mihitsy anie izany ny sainao fa dia cantonné tao @ ankizy sy ramose tao foana eh.
Resaka sérieux fa ny lhl mila sipa manana conversation fa tsy petit toutou oui chéri isaky ny mihetsika foana. Mivoaha eh, iza no mahita sao mba sanatria fitiavany anao no anaovany izao, même s'il n'a pas choisi la meilleure méthode? Fomba iray anerena anao an-kolaka hivoaka @ io train train quotidien nihidianao io. Dia inona ny distraction-nao izany? Mijery télé sy internet?
Ohatry ny contradictoires ny resaka ataoko : mankahery avy eo toa manenjika indray, nefa, mba diniho ihany dieny mbola tsy tara.

42. Mirananirina
(
08/12/2008 15:49)
Tsy manometsiny anareo mihitsy aho raha miteny ahy,fantatro fa fanorona daholo izany.Lazaiko hoe inona no ataoko isan'andro?Mijery télé,mamaky boky dia internet mazava hoazy.Efa ho 5 taona izay nefa izao aho vao mitsidika forum,dia mihaino radio vazo gasy.Dia miasa aminy ordi:excel sns...e.
Ilay hoe voisin indray tsy dia mifandray loatra moa fa ny zanako be godogodona isan'andro,dia milongolongo izy(vazaha).Sasatra ny mitory any @ tompotrano.Toa tsy ho azo antenaina,
Mamonjy fety gasy sy mandehandeha ihany aho fa tsy manana namana mihitsy e!Lazaiko anao fa very foana ny crédit ny téléphone-ko,tsy ampiasana,nefa efa 2 heures fotsiny.

43. xxx
(
08/12/2008 16:38)
efa nandefa hafatra ho anao aho fa afaka ny hanampy anao noho ireo olana mahazo anao ireo @ fahalalako olona afaka tsara mikarakara ny cas-nao ka maninona no tsy valianao intsony aho?
44. sakaizakely
(
08/12/2008 17:20)
iza no mahita sao mba sanatria fitiavany anao no anaovany izao, même s'il n'a pas choisi la meilleure méthode? Fomba iray anerena anao an-kolaka hivoaka @ io train train quotidien nihidianao io.
:roll: :roll: :roll: :roll:
na inona ² mitranga
na inona ² toetran'oul iray, rien ne justifie la violence
ny biby no mampihatra herisetra anjakany fa tsy ny olombelona misy saina
tsy normal ary tena tsy mety zany tsy manana namana sy isolée be izany
sao dia manana problème relationnel ianao ka tsy mahay mifandray aman' olona ?
tafiditra anaty schema de vulnérabilité tanteraka hianao ka misarika ankolaka ny herisetrambadinao
mihetsiketseha, mivoaha, miezaha manorina relation na dia ny manodidina lavidavitra aza
na dia ilay manatitra mpianatra fotsiny aza, mifampiarahaba amin'ny mpanatitra hafa, mifanatsafa kely tsotsotra, raha sendra mifanena any @ parc na any @ biblioteka, na eny andalana dia tsy misalasala manatsafa olona
samy tsisy nahalala olona tam vo tonga fa miandalana eny mahita namana foana normalement, fa mety ianao mits no tena tsy miezaka
manàna activités sy loisirs mba mi s'évader kely sady mahita namana cours de couture, de danse, club de scrap (hihi) de mba miova kely ny horizon e
fa tsy hionona @ virtuel fotsiny
ny lhl kou ané ka mila mi admirer anao am zavatra ataonao ankoatry ny kojakojantokatrano ka mila miezaka ianao hanana activité fa tsy mionona @ raharaha sy ny akizy fotsiny
zay klou fa ianao ihany no laklé n'ny fiainanao ka anjaranao ny miady mba tsy ho victime intsony
mahereza
45. fahamarinana
(
08/12/2008 17:25)
sakaiza:
ny lhl kou ané ka mila mi admirer anao am zavatra ataonao ankoatry ny kojakojantokatrano ka mila miezaka ianao hanana activité fa tsy mionona @ raharaha sy ny akizy fotsiny
:arrow:marina tanteraka sady manana fotoana betsaka mihintsy anie...afaka manao izay tiana hatao sady aty be ny azo atao ...(l)
46. tsiafoi1
(
09/12/2008 09:06)
Le mamono vady de fomban\'ny lehilahy tsy de be teny loatra io, ny lehilahy saro-piaro, fa idd ny lehilahy tsy de manan-kevitra holazaina firy... Fa indrindra manoloana ny vehivavy be famaliana. Misy complexe ao anatiny ao de hezahiny saronana @\'iny mba hifehezany anao. Crise mety hitranga @\'ny tokantrano koa io, idd ao anatin\'ny 1 à 7ans de mariage iny. Mila omena avertissement ihany anefa izy mba tsy hiverenan\'ny toy izay intsony (manaova plainte de reserve) ary asehoy azy mazava tsara fa raha mbola misy faninefany de atreo.
1-Solution aza miteny intsony ianao raha vao miakatra ny hatezerany... Raha taloha ianao nifantoka be tany aminy ny saina sy ny fijerinao rehetra. De mila miova famindra enao @\'izao sisa izao. Ataovy contraire ny fanaonao taloha ny ankehitriny. Fa hanomboka hifantoka any aminao ny fijeriny satria hanaitra azy izany fihetsika asehonao izany. Ex : Raha taloha enao miteny foana refa mody alina izy, mitomany matetika, sns... Fehiny ataovy contraire @\'izay fanaonaona taloha ny ankehitriny... Ary ataovy am-pahendrena ny zvt rehetra, mivavaha mangina. Ataovy otran\'ireny mijery zavaboary ireny izy. Tsy hankahalaina, nefa koa tsy hamakiana loha be.
2-Aza atao ambanin-jvt ny fikarakarana ny beauté-nao (physique et sexuelle), aza mandany andro misaina izay antony akory fa mankarary fo na tsy mampivoatra anao izany, fa tonga de afatohy be any @\'izay hampivoatra ny tenanao ny fomba fijerinao...
3-Mety ho tsy ampy ny affection ny ankizy mandritra ny crise, de anjaranao ny mameno izany aloha, ento mitsangatsangana, omeo calin sns izy ireo...

47. andrywui
(
09/12/2008 15:13)
io i xxxx zany mahafantatra oul sad mety mahita lalana tsara amin hikarakaranao anzany fa manaova fotoana mety sy milamana tsara zany de tairo e,fa ra mbola mamono anao iny de vizaniko mitsy,,koz e!!!
49. xxx
(
09/12/2008 17:39)
Mirananirina: miandry anao fotsiny aho fa afaka tsara ny hanampy anao ! izaho ihany io xxx42 io ka mba valio ny hafatra nalefako ho anao fa ny ahy aloha dia antso antarobia iray fotsiny dia ho afaka @ io olana @ vadinao mamono anao io ianao !
51. xxx
(
10/12/2008 10:30)
hay vare ka vitan'ny antso antarobia fotsiny dia afaka ny olan'ny vhv voadaroka e ?
mpanao mazia gaigy be zany xxx kty !
de azonao atao @ ireo vhv betsaka manerana ny tany ve ity fika manja ity ? sa reservé ho an'i mirananiaina ihany ilay mazia ?
:°)
mpanao mazia gaigy be zany xxx kty !
de azonao atao @ ireo vhv betsaka manerana ny tany ve ity fika manja ity ? sa reservé ho an'i mirananiaina ihany ilay mazia ?
:°)
52. heidi
(
10/12/2008 11:08)
1-Solution aza miteny intsony ianao raha vao miakatra ny hatezerany...
Ka ilay ianao tsy miteny iny vao maika hararaotiny de izy no manjàka :°)
53. rapala
(
10/12/2008 11:12)
heidi: izay mangina ange hono akia volamena ozizy ny ohabolana e :wink:
54. heidi
(
10/12/2008 11:39)
rapala:
heidi: izay mangina ange hono akia volamena ozizy ny ohabolana e :wink:
ka raha mangina foana etiny hanitsahana anao sy hanaovana anao tsinontsinona am fanaraotana be tsy mety fa tsy maintsy hoe
mba manohitra ampanajàna ianao kouuuuu
:wink: :°)
55. andrywui
(
10/12/2008 12:43)
hanohitr ampanajan???? vo maik vizaniny eo fah!! fa ity misy fika iray kou !vao mitady hamono izy tonga de esory ny akanjo de manaov dance sexy be fa mety hilonjitr lery! fika hitako farany io!!
56. xxx
(
10/12/2008 12:49)
an!an!an tsa mety zany le andrywui a!! mety hivorak iany izy mait ny matos
de mety hampihinana izy alou hanala anle nkorapak be tmle dance sexy ,fa reef vita iny de darohany eonoeo ndray, de vo maika voa doubla kleaza!!!
de mety hampihinana izy alou hanala anle nkorapak be tmle dance sexy ,fa reef vita iny de darohany eonoeo ndray, de vo maika voa doubla kleaza!!!
57. Mirananirina
(
10/12/2008 13:08)
Miresaka @olona ihany aho fa tsy hoe fermé be akory ka,manatitra mpianatra,any @ parc sns..dia miresaka sy miarahaba olona aho.Any ampiasana koa torak'izany.
Fa tsy heveriko mihitsy hoe namana,izany hoe tsy mifandray be.Marina mihitsy izany fa be famaliana be aho rehefa mifamaly,tsy manaiky ny tsy mety sy tsy marina aho.Ka raha ohatra ka hitanareo fa mety ny mangina sy tsy miteny rehefa tezitra izy dia ho ataoko.Mbola tsy hitako ny messagenao ry xxx fa hijery azy aho izao.

59. xxx
(
10/12/2008 13:40)
xxx:xxx42 ihany ity ! tsy misy resaka magie io na dia kely aza fa raha mba te hanampy koa ianao dia lazao izay azonao atao !
hay vare ka vitan'ny antso antarobia fotsiny dia afaka ny olan'ny vhv voadaroka e ?
mpanao mazia gaigy be zany xxx kty !
de azonao atao @ ireo vhv betsaka manerana ny tany ve ity fika manja ity ? sa reservé ho an'i mirananiaina ihany ilay mazia ?
:°)
antso antarobia fotsiny hoy aho dia betsaka ny zavatra mitranga vokatr'io e !
mba sokafy kely ny saina fa aza variana manenjika olona fotsiny ! ohatra iray fotsiny zao hoe raha misy setroka be mivoaka ny lakozianao dia miantso antarobia ianao ny mpompier io ! dia tsy ho afaka ve ny olanao satria nisy afo kay tao ? tonga ny mpompier hamono ny afo sns e !!! tsy misy hidiran'ny magie io fa fitiavana hanampiana namana fotsiny !
heritrereto ohatra hoe mahafantatra olona miasa ao @ action sosialy ianao na koa ohatra hoe miasa ao ianao ka mahafantatra fa misy vehivavy darohan'ny vadiny dia hanao inona ianao ?? hijanona fotsiny @ zao ?? nefa antso antarobia iray fotsiny no ataonao dia tonga ny mpiasa ao manao sy mamakafaka ny zavatra miseho !
sa raha mahafantatra olona miasa ao @ action sosialy ianao dia mahafantatra olona darohan'ny vadiny dia tsy mivaky loha ianao fa dia hoe tsy misy hidirako zany ?? avy eo dia ahazo hoe non assistance d'une personne en danger ve ?
Miandry anao aho ry Mirananirina
:)
60. Mirananirina
(
10/12/2008 14:02)
Ka tsy hitako anie izany ry xxx e,tsy manana hafatra aho,izany hoe tsy ao ianao sa aiza no hijerevana izany