Mpamono vady
101. diamondra27
(
24/12/2008 14:41)
ny zanaka tompoko raha manana porofo ianao dia tsy mijanona amin'ny olona mamono vady izany fa ianao aza no tokony hiaro ny zanakao tsy ho voadaroka koa , en danger koa ange io zanakao io e , mi subir na violence morale io mahita anareo mivady miady sy mifamono
102. Mirananirina
(
24/12/2008 15:01)
Marina mihitsy izany teninao izany.Ny zanako anie ka 5 sy 3 taona,dia asa raha afaka miteny izy ireo na tsia
103. kotobekibo
(
26/12/2008 00:01)
Dieny izao d efa manaova plainte any @ polisy hoe midaroka ahy foana lery ! ka raha manino-maninona zà ao aoriana d efa voalaza ianareo .
Raha vao mikasi-tànana an-njy izy aorian'io tonga d mandeha any @ prà sy radoko njy , fa voaroaka tao antrano tao izy , ary tsy mahazo zaza . Mbola mandoa pension alimentaire koa fanampin'izany . ;-)
Ataovy dieny izao io fa fiarova-tenan-njy manokana .
Mahereza aki a!

104. Mirananirina
(
26/12/2008 12:08)
Misaotra aminy torohevitra.Aza matahotra fa haraiko tsara ny hevitrareo,hitako manko fa mahasoa.
Efa sadaikatra ihany aho ny hitantara ny fiainako,na ny fianankaviako aza tsy mahalala izao tantarako izao.
Efa sadaikatra ihany aho ny hitantara ny fiainako,na ny fianankaviako aza tsy mahalala izao tantarako izao.
106. fahamarinana
(
29/12/2008 04:00)
:arrow: joyeux noel sy bonne année koa miranirina,dia ho mirana ark'ilay ps amin'izay ny andronao rehetra.. :-* (l)
108. Mirananirina
(
02/01/2009 14:56)
Bonne année daholo,hitondra soa sy fanambinana ho atsika anie ity taona ity.