Mpamono vady

61. xxx ( 10/12/2008 14:50)
Mirananirina:

Ka tsy hitako anie izany ry xxx e,tsy manana hafatra aho,izany hoe tsy ao ianao sa aiza no hijerevana izany



:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: ary ireo hafatra efa novalianao teo aloha nefa hitanao ? fa naninona no tsy hitanao tampoka ny hafatro ? nefa ny valiny farany nolazainao ahy dia ny hoe sarotra amiko ny hanomezana anao ny numerao telephone-ko eto
62. rapala ( 10/12/2008 15:16)
andrywui:

hanohitr ampanajan???? vo maik vizaniny eo fah!! fa ity misy fika iray kou !vao mitady hamono izy tonga de esory ny akanjo de manaov dance sexy be fa mety hilonjitr lery! fika hitako farany io!!

:lol: :lol: :lol: ka raha tsy mahay dance sexy ohatranay ohatra izany d ahona? inona indray no fika manraka?
heidi: .... ilay hoe tsy manaiky resy ve? lany energy sy fotona eo fotsiny akia a, raha mpamono vady izy tsy hiova mihintsy e! :-P
63. Mirananirina ( 12/12/2008 10:18)
Ilay hoe danse sexy aloha tsy maha aho fa danse classique angamba dia haiko na blouse e.
Marina tokoa ny anao ry xxx faefa nofafako dia hadinoko,efa novaliako, tsinona
64. xxx ( 12/12/2008 10:27)
Mirananirina:

Marina tokoa ny anao ry xxx faefa nofafako dia hadinoko,efa novaliako, tsinona

ka efa misy hafatra vaovao 10 mbola tsy novalianao any zao dia mba valio ary ! fa tsy eto no hamalianao azy !


65. Mirananirina ( 12/12/2008 16:11)
eny ary e
66. fahamarinana ( 12/12/2008 16:50)
:arrow: miranirina : mi-insiste mafy xxx fa mba valio e...sao mahasoa (l)
67. tywa68 ( 12/12/2008 16:53)
Mba valio hono i xxx e (sao d rams kosa aza io ? :°) )

xxx > Alefaso eto fa toa tsy te-hamaky irery izy e :-D :-D
68. kelly13 ( 12/12/2008 16:57)
za kou liana bte hamaky afatra 10 b zany
69. xxx ( 12/12/2008 17:05)
efa namaly izy ka :)
70. fahamarinana ( 12/12/2008 18:56)
:arrow: hay ! soa raha efa namaly ary...ary raha mba atoro ihany ilay fika sao mba sanatria misy mila fanampiana any ho any...
kelly : ndao fa handefasana hafatra lava be njiko raha izay foana. (l)
71. Noue ( 12/12/2008 20:00)
fahamarinana:

:arrow: hay ! soa raha efa namaly ary...ary raha mba atoro ihany ilay fika sao mba sanatria misy mila fanampiana any ho any...

raha mila fanampiana ianao dia any @ hafatra indray no hanampiana anao kosa fa tsy eto ry faha a !


:)
72. Noue ( 12/12/2008 20:00)
dia izaho koa mila fanampiana @ Faha aaa sa ahoana hoy ndry ?? dia alefaso any @ hafatra ankia aaa
73. Noue ( 12/12/2008 20:03)
:) dia ozy ilay hira zay oe raha mila fanampiana ianao :-D :-D

o ry tywa68 sy faha aaa ! andefaso hafatra be dia be koa oe aho ho jereko kely zany eee ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
74. Mirananirina ( 13/12/2008 12:24)
Milaza vaovao fotsiny,mbola tsy misy fikasiantanana aloha hatramin'izao,milamina
75. kotobekibo ( 13/12/2008 22:16)
Tsy misy excuse mihitsy ho an'ny bandy mamono vady izany , raha mafy d lhl no tokony ho tsapainy d ho hita eo .
Izay tsy mahatanty ny fihainana d mahazo mamono tena , fa tsy ny vhv no anamparana ny fahalemena . 8-)
76. xxx ( 14/12/2008 21:54)
48. Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-12-2008 18:39:23
Lohateny : Re : Mpamono vady
Mirananirina: miandry anao fotsiny aho fa afaka tsara ny hanampy anao ! izaho ihany io xxx42 io ka mba valio ny hafatra nalefako ho anao fa ny ahy aloha dia antso antarobia iray fotsiny dia ho afaka @ io olana @ vadinao mamono anao io ianao !


o ry xxx58 aaaaa

sodé misy favoazana 8O 8O 8O
ahoana no ahafahanao mi garantir fa antso antarobia iray fotsiny dia ho afaka ny olana ? ianao no polisy sa be fitiavana ?
efa iretsy ambony nomenao iretsy ny lisitry ny telefona azo antsoina isaky ny tanana, afaka miantso izy fa mbola tsy migadra, mbola mahazo connexion internet, midika fa mbola manana ny liberté-ny ka afaka manavotra ny tenany @ fiantsona ireo nomero be nalefanao ireo

fa ity ianao mihambo fa antso antarobia iray fotsiny :lol: :lol:
aza de manitatra importance be hoatrizao
atoroy azy fotsiny ny démarches tokony atao fa aza terena izy hamaly na hiantso anao. Aiza ko harceler na andefasana hafatra 10 hono ilay olona 8O 8O 8O 8O 8O 8O

méfiance ihany ry Mirananirina @ tony ol mi insista be itony a !
77. xxx ( 15/12/2008 05:30)
ho an'i XXX 75! aza variana manao an'zao oa e!vakio tsara aloha ny zvt nolazaiko
xxx42 ihany ity ! tsy misy resaka magie io na dia kely aza fa raha mba te hanampy koa ianao dia lazao izay azonao atao !
antso antarobia fotsiny hoy aho dia betsaka ny zavatra mitranga vokatr'io e !
mba sokafy kely ny saina fa aza variana manenjika olona fotsiny ! ohatra iray fotsiny zao hoe raha misy setroka be mivoaka ny lakozianao dia miantso antarobia ianao ny mpompier io ! dia tsy ho afaka ve ny olanao satria nisy afo kay tao ? tonga ny mpompier hamono ny afo sns e !!! tsy misy hidiran'ny magie io fa fitiavana hanampiana namana fotsiny !
heritrereto ohatra hoe mahafantatra olona miasa ao @ action sosialy ianao na koa ohatra hoe miasa ao ianao ka mahafantatra fa misy vehivavy darohan'ny vadiny dia hanao inona ianao ?? hijanona fotsiny @ zao ?? nefa antso antarobia iray fotsiny no ataonao dia tonga ny mpiasa ao manao sy mamakafaka ny zavatra miseho !
sa raha mahafantatra olona miasa ao @ action sosialy ianao dia mahafantatra olona darohan'ny vadiny dia tsy mivaky loha ianao fa dia hoe tsy misy hidirako zany ?? avy eo dia ahazo hoe non assistance d'une personne en danger ve ?
mazava v io?
78. xxx ( 15/12/2008 05:47)

ary tena tsy nampohiziko maihintsy hoe raha mba misy olona afaka manampy ny hafa ato dia izy indray no henjehina @ tsy misy antony.
XXX75 nadao mba hiaraka hanampy azy mba hanaovany noely sambatra e!



:) :-* :-* :) :)
79. ikaretsaka ( 15/12/2008 06:27)
Azo atao koa ny mikotrana... art martiaux ohatra na...de atao fantany hoe enao nge tsy fikitikitika....
De mitady roue de secour koa hoe raha sanatria ka roahiny na itsahany dia atao tsapany fa izy no voa mafy
80. Mirananirina ( 15/12/2008 16:11)
Tena mitady fiofanana hanaovana catch na boxe mihitsy aho,mba hamaliako azy rehefa mamono.Tsy haharesy lhl na oviana na oviana aho fa malemy loatra.
Efa voavaky ny hafatra ry xxx,dia valio koa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081