Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpamono vady
21. Lejoba
(
04/12/2008 10:42)
Fomba fiadin'ny faible io mamono dia milela-paladia io ry Mirananirina fa aza manaiky anaovany chantage affectif toa izao ah. Ny blem @ cas ohatr'izao dia mi-culpabiliser ilay sipa matetika : heveriny fa any aminy foana ny olana dia miaritra eo izy mitady vahaolana.
Fa officialiser-o daholo izay miseho : izay ny tombony lehibe eto France. Azonao atao na miresaka @ médecin traitant , na any @ PMI na @ assistante sociale any @ mairie. Dia ho gaga ianao fa efa zatra cas ohatry ny anao ireo olona ireo ary tena efa armés mihitsy @ vahaolana tokony hatao.
Aza miharitra ao an-trano ao mihitsy fa fiadanam-pon'ny ankizy eritreretina, leur épanouissement.
Averimberiko foana rehefa misy blem eto France, tsy haiko izay situation juridique-nao fa : na tsisy paps aza eto manana droits sy accès @ endri-panampiana isan-karazany; sao sanatria izay no mahatonga anao miharitra ny hadalany eo : manahy ny ho avy.
Tena tianao izy ? hanampy be azy ny fanapahan-kevitrao hiala @ izao famonoana ataony izao.
Allez! courage! les amis sont là pour te soutenir et t'aider de leur mieux
:-* :-* :-* :D

22. booboo
(
04/12/2008 11:23)
Tsy endrika fitiavana vely² ny fikasihan-tanana, ary tsy endrika fitiavana vely² koa ny fi-traumatiser-na ny zanaka @ herisetra isa-karazany.
Matetika ankoatra ny kasi-tanana dia miaro violence psy koa ny fataon'ireny mpamono vady ireny : midaroka klou, dia avy teo mifona sy mambabo fo @ teny tsara rindra sy maso manganohano, dia rehefa misy tsy mety² dia midaroka indray, dia toy izay hatrany hatrany. Farany ilay vehivavy very tanteraka hoe tena tokoa ve ara ilay rangahy ? dia miaritra ao mandritra ny taona maro, tsy sahy miteny sy mizara @ hafa hoe voavono satria " tsy isan'andro izy no mamono fa indraindray ihany fa ankoatra izay izy tsara fanahy be, père formidable bli bli bli ". Manipulée tanteraka...
Vao miandry² anefa dia sarotra be ny fialàna tao fa ny tsara dia vao mikasi-tanana in-dray fotsiny dia mankany @ police manao main courante. Aty Frantsa i Mirananirina, dia ampiasao aby ny lalana misy natao hiarovana indrindra ny femme battue aty. Miresaha @ olona hafa na @ assistance sociale fa asany ny manoro anao ny fika rehetra fatao @ ireny, na @ dokotera-nao...fa tena fadio ny mikobona irery an'izany.
Dia matanjaha beee dia tsinjovy ny ho avin'ny zanakao indrindra², dia tandrovy koa ny dignité-nao.

23. soafara15
(
04/12/2008 13:28)
Marina daholo ireo tenenin'ny namana rehetra ireo, kanefa ianao ihany no tompon'ny hevitra farany.
Amiko aloha lehilahy mikasitanana izany dia efa biby, tia tena, na dia manana problème aza ve ianao dia hamono olona? tsisy fitiavana intsony. bla bla ny fifonana.
Ny zaza no jereo ny ho aviny. dia raiso ny fanapahakevitrao.
Mirary soa.
Soafara15

24. Mirananirina
(
04/12/2008 16:19)
Misaotra indrindra anareo rehetra aho fa tena misy tsakotsakoana tsara ireo.
Mbola milanja takaitra manko aho izao(marary ny lamosina sy ny tongotra)dia mbola marary mafy ny foko.
Rehefa namaky sy nisaina ireo hevitrareo ireo aho dia tena lasa nankahalazy,hoatra ny tsy tia azy,fa tsy haiko na aminy fo na tsy.Inona no tokony hatao hanadinoana sy tsy hitiavana azy intsony.Izay no tsapako fa mety,aza omena tsiny aho.Efa in-3 anie izay e!Tsy mahita aleha koa moa ny tena dia miafy eo ihany.(Tsy manana havana eto Paris aho)

25. ni81
(
04/12/2008 16:47)
Misaotra indrindra anareo rehetra aho fa tena misy tsakotsakoana tsara ireo.ka izany tsisy havana izany indrindra no hanatonana ny assistante sociale hanampy sy hanome hevitra anao. Mahereza e :-*
Mbola milanja takaitra manko aho izao(marary ny lamosina sy ny tongotra)dia mbola marary mafy ny foko.
Rehefa namaky sy nisaina ireo hevitrareo ireo aho dia tena lasa nankahalazy,hoatra ny tsy tia azy,fa tsy haiko na aminy fo na tsy.Inona no tokony hatao hanadinoana sy tsy hitiavana azy intsony.Izay no tsapako fa mety,aza omena tsiny aho.Efa in-3 anie izay e!Tsy mahita aleha koa moa ny tena dia miafy eo ihany.(Tsy manana havana eto Paris aho)
26. fahamarinana
(
05/12/2008 07:28)
mirananirina:
Efa in-3 anie izay e!Tsy mahita aleha koa moa ny tena dia miafy eo ihany.(Tsy manana havana eto Paris aho)
:arrow:marina io lazain'ny ni81 io ,manantona assistante sociale dia azavao azy ny situation...afaka mitady foyer ho anao izy ary adidiny izany sy izay koa ny asany...raha tena tapakevitra hiala tokoa ianao. (l)
27. xxx
(
05/12/2008 11:32)
manohana ny voalazan'i ni81 sy fahamarinana koa aho, manantona assistance sociale, ary mety izay situation-nao izay angamba no mahatonga ilay vadinao hanao izay tiany hatao toy izao, aza mangatak'andro fa mamonjeha assistance sociale, izy no afaka hanondro anao izay rehetra tokony ataonao, na tokony hijery juge familial koa ianao na tsia, izy daholo no hanampy sy hitari-dalana anao amin'izany. Mahereza (l) :-*
28. fahamarinana
(
05/12/2008 11:49)
:arrow: taloha mazana ny vehivavy foana no voatery mandeha dia ilay bandy no mijanona amin'ny trano fa ankehitriny (mila verifier-na am assistante so )dia afaka mijanona ilay mme fa ilay mr no mandeha...
Taloha koa alohan'ny miala dia mila mametraka 1er main courante fampahafantarana ny popoly hoe izao no mitranga...ary alohan'ny tena hialàna dia mametraka 2eme main courante hoe iny aho no handeha.Tokony hatao ireo fa ilaina ny ttasy rehefa tanty ka hi-divorce (raha vita mariage ara-panjakana ianareo )satria sanatria lasa abandon du foyer indray.
Ary farany indrindra,rehefa maratra dia manantona dr fa raha + de 8 na 6 jours ny incapacité de travail (a verifier tsara koa )eo amin'ny ny attestation medicale dia isan'ny piece justificatives ho entina miady daholo izany ara-tribonaly...
Rahatoa moa ka tapa-kevitra tampoka na niova hvtr hijanona dia asaivo mitsabo tena izy,manantona dr,manao thérapie de groupe na hafa dia anjaranao sisa no misafidy na hiandry azy na tsia. Dia raha Xna moa i mi dia mivavaka hatrany ahazoana hery miatrika izany rehetra izany... Sinon dia Mirary soa dia mahereza fa mbola ela ny ezaka fa misy foana ny fanantenana e !(l)

29. tywa68
(
05/12/2008 12:25)
Ary izao dia eto France,tena tiako anefa izy dia tsy sahy mitory azy aho,fa raha izay anefa no hitanareo fa mety dia harahiko
Mirananirina > ny lhl tianao d rain-janakao ary matoa nivady nareo d mety efa hitanao ihany io toetra maherisetra io fa nikipy enao, noho ny fahatanorànao.
Zao kosa efa manan-janaka, ary nanaiky ho darohany in-3 hoy ianao, ary mbola mamela azy foana rehefa mody mifona izy.
Raha mbola tsapany fa hanaiky ny fifonany foana enao satria enao malemy ka tsy mahay mandeha manao main courante, d hanohy foana izy.
Hiandry malemy tanteraka anaty fauteuil enao vao hietsika satria zay ve no antsoinao hoe gravy ? raha mahari-pery enao d ny zanako ary eritreretina, satria ny zavatra hitany izy kely zao d mijanona à vie, ary tena entiny miatrika ny fiainany ... ka hevero @izany ny fiatraikan'ilay fomba ratsin'ilay ray...
Tsy irery enao aty fa ndàna resaho @olona manodidina anao (fa tsy eto ihany), d atao tsapany fa efa nanao main courante enao sao sanatria misy loza tsy ampoizina : hampieritreritra azy zany ary raha te-hidaroka @ manaraka d hihemotra, satria polisy no haka azy eo. Aza kivy sy ketraka, f'ilay mitomany fotsiny tsy hahavitàna n'inn2 ! aza kivy d mitrakà : aza mampiseho hoe matin'ny tahotra sy manao mpiasa be ao an-trano foana !
Matoa enao niteny teto d nanontany ny hevitray, fa enao no miaina azy ao ary ny mety aminareo 3 mianaka atao haingana :-* :-*
30. Mirananirina
(
05/12/2008 16:23)
Hatraminy ny vadianay dia tsy nisy fihetsika mahery setra mihitsy,au contraire aza,mitomany sy malemy izy.Tamin'ity taona ity vao nitranga ny haratsiany.Taloha dia saropiaro be izy,lazainy fa sipako daholo izay hitany,dia miady lava noo izany.fa tsy mikasitanana mihitsy izy.Tsoriko anefa fa fidèle foana aho hatrizay a hatramin'izao fa tsy nino izy ,nefa tsy nahita no tsy nahatratra,vao mijery ahy fotsiny ny lhl dia sipako izay.Hanantona assistante sociale araka ny teninareo aho
31. andrywui
(
05/12/2008 17:43)
ra mbl tiana ny vad sarotr zan akan akan polisy sy n naman zany :fa zao sao de nisy zavatra nanakaleo azy natsy nataonao azy intsony kosa ohatr oe tsy nanasa ny ba kirarony tson ianao na manome lamosina azy fona narangitinao izy naany amin zazah fon ny80%ny fiainanao fa izy nataonao mpanao devoara fotsiny na tsy mety miara mivoaka aminy enao zan oe sao nisy zvtr niov ts toy n taloh tao de avaraigno haingagna neny fa tsa mety a
32. fahamarinana
(
06/12/2008 05:02)
:arrow: ka na nankaleo koa ve ry andrywui dia anananao fahefana midaroka ny vadinao a !koa raha tsy novidinao vola teny antsena iny na inona...rehefa tsy tiana tsy tokony ho darohana koa fa faiblesse daholo izany ...
Mirananirina :aza mi-culpabiliser tena fa izy no efa somary tsy salama ...tsy misy fahadisoanao velively rahatoa ka tsy namitaka sy nikarakara azy foana ianao.Ny tokatrano an'ny roa fa tsy ny vavy hatrany no hi-se soucier ny rehetra.Mahereza e,efa voalazan'ny namana rehetra ny mety sy tokony hatao dia anjaranao ny sisa.. :-* (l)

33. tywa68
(
06/12/2008 11:15)
andrywui:
ra mbl tiana ny vad sarotr zan akan akan polisy sy n naman zany :fa zao sao de nisy zavatra nanakaleo azy natsy nataonao azy intsony kosa ohatr oe tsy nanasa ny ba kirarony tson ianao na manome lamosina azy fona narangitinao izy naany amin zazah fon ny80%ny fiainanao fa izy nataonao mpanao devoara fotsiny na tsy mety miara mivoaka aminy enao zan oe sao nisy zvtr niov ts toy n taloh tao de avaraigno haingagna neny fa tsa mety a
Fa maninn no ho voatery i madama no hanontany tena hoe sao d .... i lery no te hikapoka, maninn no tsy manontany hoe sao d marary kosa aza zany ? ndeh mba ny rindrina no petahako ohatra ! mba mieritreritra na mivoaka maka rivotra rhf manana tentation hidaroka, sady @zay eo alohan'ny ankizy d mody mifona avy eo tsssss :roll:
34. fahamarinana
(
06/12/2008 11:20)
:arrow: tywa : koa ny rindrina mamparary tanana sy mandratra kouh...sady raha goaka vao maika maha be raharaha..:°),aleo vehivavy tia ny tena sy mikarakara ny tena fa heveriny ho afaka ho aia..:( (l)
35. Mirananirina
(
07/12/2008 11:08)
Ny hoe fihovana aloha dia tsy dia misy firy,hoatra ny mpivady rehetra ihany.Fa angamba izy no anao sipa fa lasa mody alina foana tato ato,dia milaza fa miasa alina.Tsoriko aloha fa tsy mbola nahita na naheno aho.Vao miteny aho dia misendaotra avy hatrany izy,dia mila ady.Tamin'ity taona ity vao namono izy.Na ny zaza aza vao maditra kely dia vokapoka na voasazy,taloha nefa dia tsy manao izany izy fa miara milalao foana aminy ankizy.
36. tywa68
(
07/12/2008 14:54)
Mirananirina : fidio tsara ny fotoana hiresahana aminy, fa tsy vao mipoitra ny lohany d mitady explication enao, indrindra moa fa raha hoe resaka vhv hafa sns... mba tsara miteny ihany rehefa mody tara fa manome inquiétude :lol: Ny ankizy koa torak'izany, ezahana tenenina hoe mipetraha tsara nareo fa reraka sy mila fahanginana isika rehetra d lasa calme ny atmosphère ao an-trano, d mitantara zay mandreraka azy @zay ramose. :wink:
37. sakaizakely
(
08/12/2008 12:00)
manao toetra tsy zaka izy izany manosika anao ankolaka hiala, de am zay ianao no fôtiva de tsy mahazo pansion alimantera
tandremo
manaova mains courantes isaky ny voakasika
mankanesa any am assistante sociale satria en danger de maltraitance ny zanakao.
Efa zatra sy mahay tsara an'izany ireo oul ireo ka aza manahy, sady ao Paris be structures tsy maintsy ahitandreo solution enao
fa aza manaiky darohany intsony
rehefa hita fa mitsivalana ny resakao mila vanona sy agressif isaky ny miteny de intimidation izany anakanany anao tsy hiteny sady fantany fa en situation de faiblesse enao de araraotiny satria hoe tsy mahalala oul
fa enao 8 taona tao Paris tao ve de tsy mba manana relation na de 1 akory aza azo iresahana ???
tokony miezaka mi s'ouvrir aux autres enao fa isolée loatra ka lasa vulnérable de araraotiny
tsy misy solution afatsy ny mi dennoncer azy ihany sy manao certif médical, de miala tao
Mahereza

38. Mirananirina
(
08/12/2008 14:01)
Tena tsy manana namana mihitsy aho na 1 aza.Tsy hoe hatraminy nanambadako fa hatrizay mihitsy,35 taona aho izao.Efa nanana sipa betsaka ihany aho talohany.
Ilay fotoana mangina iresahana toa tsy misy mihitsy fa mbola tsy mifampiteny izahay hatramin'izao.Izany hoe izy miresaka fa izaho no mbola tezitra.Tenenoaho raha tsy mety ny ataoko fa tsy maninona mihitsy.
Avant 20 ans no nanana namana farany.

39. ni81
(
08/12/2008 14:09)
Ka tokony mba hanana namana ihany ianao aloha e! Izaho koa tsy mba manana havana eto France (misy ihany fa mifanalavitra be izahay, ka na ny coordonnées an'izy ireo aza tsy fantatro, dia efa toy ny tsy misy ihany izany) fa kosa mba misy namana, ary manana namana tena itokisako aho. Tsy dia tsara koa anefa ilay manana namana ka isan'andro isan'ora dia hihaona foana ianareo! Io indray mantsy ilay lazain-tsika gasy hoe: fotsy varavarana ka tsy dia mety loatra.
Rehefa mba mifamela kosa aloha ianareo, ka miresaka aminao izy dia mba hiresaho e! Dia mahereza

40. andrywui
(
08/12/2008 14:31)
misy teninao ery ambony oe" za anefa mbola tia azy"ka tsy vitan'ny fo be ityresaka ity ry zareo fa izao a!!miresaha amin'ny mpiray voditrano ihany aloha amzay otran oe tsy avy aminao no nampitangorona sy nidiran'ny olona tamle izy fa ny olona no tsy nahatanty tsony ka asaivo miantso polisy(tsipihako eto fa tsy ianao no miantso polisy) fa resaho ny voisins nareo vao maeno kotaba nareo oe de miantso polisy "mila firesahana milamina sy mipetraka tsara koa amle voisins nareo",ra mbola tia azy ianao .sady mety ahatonga saina azy koa oe na ny olona aza hay tsy mahalefitra ity zavatra ataoko ity!!!zay fa courage ee!!