Mpamono vady

1. Mirananirina ( 03/12/2008 16:44)
Izaho dia manambady efa 8 taona izao.Amin'izao dia lasa mamono ahy foana ny vadiko tato ho ato.Malahelo mafy sy mitomany foana aho izao.Tsy hitako anefa izay fiovana nisy teo aminay hatrizay,inona no mahatonga azy hamono ahy?Ny amiko aloha dia fidèle hatraminizay aho.Mikarakara azy sy ny ankizy.Omeo hevitra aho fa mafy ny manjo ahy.Misaotra anareo
2. heidi ( 03/12/2008 16:47)
anotanio izy manokana hoe nahoana ianao no lasa mamono ahy! ka raha mitohy ianao kosa ve hiaritra eo fa dia faizo kely aloha, mandehàna dokotera refa mamono dia angalao certificat medikaly, de mande mitory any am polisy, rehefa tonga eo anoloan'ny polisy izy dia tsy maintsy mahazo morale kely, sy fampitahorana kely, ka raha tsy fay hatreo izy dia ialao fa ho fatiny ao ny hiafaràny.
3. ni81 ( 03/12/2008 16:50)
Misy lehilahy tsy tia valiana mihitsy, ka raha mamaly azy ilay vehivavy dia miakatra afo izy dia midaroka. Marina ny tenin'i heidi io fa mankanesa @ dokotera dia makà certificat medikaly e!
4. heidi ( 03/12/2008 16:57)
ka raha vao mikasi-tanana izany dia efa tsy mety !
raha lehilahy tsy azo valina izany amiko efa lehilahy tsy normaly donko
ipitsio fa lolo.
5. heidi ( 03/12/2008 17:01)
MISY rahavafiko izay, somary macho ilay vadiny...TSY MANAMPY am raharaha, lay rahavaviko sady miasa any ivelany mbola mitondra asa mody fa be asa refa tonga ao antrano manenjika ny ankizy, sns....
FA MAHIA KELY mitsy izy an!
nony izy namono nikasi-tanana dia niaritra tao foana, fa taty aoriana tsy naharitra fa nitantara taminay, fa tonga de notoriana tany am polisy fa fay tanteraka ..... tsy sahy intsony, moa efa vonona ny hiala taminy mitsy ilay rahavaviko tamizay dia fay tanteraka, saika hamono tena mitsy aza hoe
ho lasa tanteraka ny vadiny.....
6. patrick2002 ( 03/12/2008 17:11)
diniho tsara ,inona no mahatonga azy hamono ,raha ny fahazahoako ny resaka dia tsy namono izy taloha ,fa izaho vao lasa namono ,ka nieritreritro sao dia mi- deprime ilay ry ( Depression nerveuse ) no mahazo azy .
Izahay lehilahy manko somary ambitieux izay ihany @ fiainana ,ka matetika rehefa tsy hazo iny ambition iny dia lasa nerveux ,surtout ny lehilahy rehefa mahazo eo @ 45 ans eo dia azonio ,kivy @ fiainana ,ka samy manana ny fiatraikany @ lehilahy ao ny sasany ny vadiny no hanaparany ny tsy fahombiazany ,ny sasany mivarolavo @ taoka sy rongony ,ny sasany mi- deserte toka-trano ,ny sasany te hanakarena tampoka ka manjary mangalatra ,miloka ,manao afera maloto rehetra ity,ka diniho tsara ,resaho ampahatoniana izy ,rehefa hitanao fa tsy azo hiresahana mihintsy izy dia ,mitenena any @ izay olona hitanao hoe confident-ny ohatra hoe ray ny na reniny ,lazao azy ny probleme-nao dia iny olona iny no eto hiteny azy .
Raha ny conseille-ko aza miditra aminio teniny heidi io raha tsy hoe efa vonona ny hisaraka ,hanafohy ny tokatranonao ianao ,nefa diniho tsara mialaoha ny hangalana fanapaha-kevitra.
7. hana ( 03/12/2008 17:13)
Miarahaba anao Mirananirina ary midera anao satria matoa ianao mahasoratra ato mamoaka ny olanao dia efa dingana lehibe izay vitanao izay.
Ny tsy afaka nofantarina dia ny firenena misy anao : Madagasikara sa ivelany? Miankina @ izay koa mantsy ny endri-panampiana azonao antenaina avy any ivelany : fanjakana na fianakaviana.
Antony maro no mety hahatonga violence conjugale, na kapoka io na teny mahery na fandemen-tsaina.
Raha azo resahina ny vadinao dia hevitra tsara io atoron'i Heidi io : andraso rehefa @ andro maha-tony azy dia resaho milamina ny vadinao. Ampahafantaro azy ny alahelonao sy ny fanirianao hamantatra ny fihetsiny.
Raha tsy mety tafaresaka dia anjaranao ny manao jery todika ny fiainanareo. Angamba vehivavy ianao, indraindray frustration dia mahatonga ny lehilahy ho agressif : misy hetahetany tsy mety tanterany na @ fiainany izany (manan-janaka lahy ve ianareo, ohatra?); na eo amin'ny asa : tsy mahatsiaro ho reconnu izy; na @ fiaraha-monina: sao mipetraka @ ray aman-dreninao ianareo? Raha sanatria amin'ireo dia ampahafantaro azy fa mba mampalahelo anao koa ny toe-javatra iainany, nefa tsy hanampy azy ho afa-po kokoa ny famonoany anao.
Sujet tabou matetika : sao sanatria misy vehivavy hafa manintona azy dia manjary manorisory azy ianao? Raha sanatria miahiahy izany ianao nefa tsy afaka ny hanaporofo dia izao no torohevitra omeko anao : prends ta vie en mains. Asio tanjona tsara be ao an-doha, na tantara foroninao ao an-tsainao virtuellement aza io mety. Mikarakarà beauté toy ny hoe misy entretien goavana be na concours de miss hatrehinao dans quelques mois. Hanome hery anao hioitra izay. Raha manontany ny anton'ny fiovanao izy aza hazavaina, samy manao izay mahadiavolana ny fony. Raha taitra ny hasarota-piarony mantsy mety hanova fihetsika izy (aza ankasiahina nefa sao sanatria vao mainka mamono).
Zavatra sarotra @tsika vehivavy koa nefa fomba mahomby matetika : akombony ny vava. Tsy hoe mandongilongy nefa fa aza be remarques @ ny tsy mety ataony, na izay mety hanorisory anao aminy.
Dia mahereza fa inoako fa misy manana torohevitra tsara betsaka koa eto
Fanontaniana kely : misy mahafantatra io fihetsiny io ve ? Ny zanakareo ohatra?
8. Mirananirina ( 03/12/2008 17:19)
Tena efa saika hiantso polisy mihitsy aho fa nafeniny daholo ny téléphone,no sady nokendainy ihany aho.no hidiny ny varavarana,tsy afaka mivoaka,dia niantso vonjy aho,fa tsy nisy tamy ny olona.Nifona izy avy eo dia vita,nefa efa fany 3 izao natao ahy izao ka tsy tantiko intsony
9. Mirananirina ( 03/12/2008 17:31)
Eo imason'ny ankizy mihitsy izy no manao izany.Mbola kely ny ankizy 5 sy 3 taona,ka dia mitomany mikiakiaka hoatra ahy.
Ary izao dia eto France,tena tiako anefa izy dia tsy sahy mitory azy aho,fa raha izay anefa no hitanareo fa mety dia harahiko
10. ni81 ( 03/12/2008 17:44)
Eo imason'ny ankizy mihitsy izy no manao izany.Mbola kely ny ankizy 5 sy 3 taona,ka dia mitomany mikiakiaka hoatra ahy.
Ary izao dia eto France,tena tiako anefa izy dia tsy sahy mitory azy aho,fa raha izay anefa no hitanareo fa mety dia harahiko
Teneno izy fa hoe hitory ianao raha mbola mikasi-tanana izy. Jereo izany ireto ankizy fa matahotra mihitsy mahita ny fihetsika ataony! Aveo ireo zaza ireo ho lasa hankahala azy raha mbola mitohy ny toetra ratsiny.
:(
11. heidi ( 03/12/2008 17:49)
Mirananirina:

Tena efa saika hiantso polisy mihitsy aho fa nafeniny daholo ny téléphone,no sady nokendainy ihany aho.no hidiny ny varavarana,tsy afaka mivoaka,dia niantso vonjy aho,fa tsy nisy tamy ny olona.Nifona izy avy eo dia vita,nefa efa fany 3 izao natao ahy izao ka tsy tantiko intsony

resaho ihany izy aloha na mbola mamono na tsia, lazao izy hoe tsy ho tantiko tsony ny fikasihantanana ataonao ahy, ka raha mbola manao ianao dia tsy maintsy mandray fanapahan-kevitra aho
raha manotany izy hoe inona no fanapahankevitra dia hoe aleo misaraka,
fa raha mbola mamono dia aza miantso polisy ao antrano izany
fa io natoroko io aloha maka porofo any am doc fa hoe vovono ianao
izay vao mande polisy, mandeha any am birao mitsy fa tsy miantso izany...MAMETRAKA fitoriana...
TSY MAINTSY ho hampanantsoin'i polisy izy dia ny polisy no miresaka aminy.
Misy fetsy lahy be izay mantsy izy mamono ny vadiny , ilay vadiny somary vendrambendrana izay sady tena naika lasa nitapy mitsy tam lay vono sns nataon'ilay vadiny azy, dia lery mandainga am polisy hoe izy ihany no manakapoka ny tenany am rindrina mantsy an'ilay mangana am vatany


:x ka izay no tsara handehanana dokotera...
12. xxx ( 03/12/2008 18:05)
SOS Femmes battues 01 40 33 80 60
13. xxx ( 03/12/2008 18:08)
miala tsiny fa @ teny frantsay ity sady eto frantsa ny namana mitaraina ka jereo io fa tsy maintsy ao ny mahasoa anao..

Agir contre les violences conjugales
La violence conjugale jusqu’à tard tue car considérée comme naturelle ou tout du moins relevant de la " maisonnée " où la tutelle du mari était reine, est aujourd’hui reconnue comme réalité et combattue. La loi la condamne et la sanctionne, des structures associatives ou publiques accompagnent les victimes ; enfin, depuis quelque temps, on observe l’émergence de politiques d’action et de prévention. Très pratiquement que faire lorsque vous êtes victime de violences conjugales ?

Qu’est-ce que la violence conjugale ?
Elle peut prendre différentes forme :
verbale : insultes, chantages, menaces
psychologique : comportement ou propos méprisants, critique systématique des opinions ou actions de la femme
physique : coups et sévices corporels
sexuelle : sexualité forcée
économique : privation des moyens ou de biens essentiels, contrôle systématique des dépenses
Quelle que soit sa forme, la violence conjugale c’est l’utilisation abusive d’un rapport de force, une atteinte volontaire à l’intégrité de l’autre.

La violence conjugale est condamnée et sanctionnée par la loi
La loi du 22 juillet 1992, précise que la qualité de conjoint ou concubin de la victime constitue une circonstance aggravante des " atteintes volontaires à l’intégrité de la personne ".
Quelle que soit la gravité des faits de violence, ils sont constitutifs d’un délit et donc passible du tribunal correctionnel.
Ils peuvent entraîner des sanctions : de 3 à 5 ans d’emprisonnement, et de 300 000 à 500 000 F d’amende.

La violence conjugale : les chiffres
Au moins 2 millions de femmes sont victimes de violence conjugale en France. 400 d’entre elles meurent sous les coups de leur conjoint chaque année, soit plus d'une femme par jour ...
Et pourtant il est plus difficile de quantifier cette violence dans le couple qu’ailleurs. Car aux sévices peuvent se surajouter pour la femme des sentiments de culpabilité, de honte, d’amour du conjoint qui perdure au delà des violences subies, ou encore la peur du placement des enfants en cas de dénonciation. Autant de sentiments qui sont des biais lorsque l’on cherche à mesurer le phénomène. La plupart des études menées s'appuient donc sur les données de la police et celles de la justice, sur des récits de femmes victimes de violences et des associations qui les accueillent.
L’enquête établie par le Centre National d’Information des Droits des Femmes, entre décembre 1999 et mars 2000 à partir d’un large échantillon, révèle que 43,9 % des femmes interrogées déclarent avoir été victimes de ce type de violences. Elles décèlent l’origine de cette agressivité de leur conjoint à leur encontre dans la volonté d'imposer son autorité( 62,7 %), l’alcoolisme (54,3 %), le fait qu'il ait lui-même été maltraité enfant (46,6 %). Ces différents facteurs pouvant se conjuguer.

Que faire en cas d’urgence ?
faites établir soit par un médecin légiste, soit à l’hôpital, un certificat de coups et blessures
conservez les preuves et témoignages des violences que vous subissez
prévoyez l’urgence et préparez un sac de départ déposé en lieu sûr
si vous le pouvez, prévoyez un hébergement (amis, famille, centre d’hébergement), voire, si vous avez des ressources propres, déposez des demandes de logement
prenez contact avec les lieux où vous pouvez obtenir des conseils, être écoutée, faire le point et prendre une décision (voir : Les associations et Des lieux d’écoute près de chez vous)
rassemblez le maximum de papiers : livret de famille, carte d’identité, carte de séjour si vous êtes étrangère, passeport, carnet de santé et de vaccination de vos enfants, carte (ou numéro) de votre Caisse d’Allocations Familiale, de votre mutuelle, certificats de travail, bulletins de salaire, dernière feuille d’imposition, factures importantes, titres de propriété et tous contrats (bail, crédit en cours), carnet de chèques et livret de Caisse d’Epargne.
rendez vous auprès des services de police ou de gendarmerie, afin de faire ce qu’on appelle un " dépôt de main courante " ou porter plainte.
Dans tous les cas, informez vous auprès de juristes ou avocats : il existe des consultations gratuites. Selon vos ressources vous pouvez bénéficier de l’aide juridictionnelle totale ou partielle.
Allez à la Caisse d’Allocations Familiales pour obtenir le versement de vos prestations sur un compte à votre seul nom. Si vous n’en avez pas, ouvrez en un dans une banque et faites annuler toutes les procurations existantes.
Par la même occasion, renseignez vous auprès de votre CAF sur vos nouveaux droits si jamais vous décidez de partir de chez vous, en effet votre situation peut ouvrir des droits APU, RMI, et/ou pension alimentaire
Si vous êtes mariée et que vous voulez quitter le domicile conjugal
Signaler votre départ au Commissariat ou à la gendarmerie la plus proche de votre domicile si vous vous estimez en danger. Vous n’aurez pas à attendre l’autorisation préalable du juge, et votre départ ne sera pas qualifié "d’abandon de domicile conjugal ".
Emportez avec vous les papiers mentionnés.
Si vous souhaitez partir avec vos enfants vous pouvez demander à un juge "les mesures urgentes " :
Vous serez autorisée à quitter le domicile conjugal avec vos enfants en raison du danger de la cohabitation dans le cadre d’une procédure judiciaire, dès le dépôt de la requête en divorce ou en séparation de corps. Pour que vos enfants puissent légalement rester auprès de vous il faut que cette requête fixe la résidence des enfants chez la mère.

Si vous n'êtes pas mariée
Vous pouvez partir librement avec vos enfants. Mais il faut que vous saisissiez rapidement le Juge Aux Affaires Familiales du tribunal de Grande Instance du domicile conjugal qui fixera la résidence principale des enfants, le droit de visite pour l’autre parent et la pension alimentaire.

Si vous cherchez un hébergement d’urgence
Adressez-vous à l’assistance sociale de votre quartier, éventuellement au Maire de votre commune.
Vous pouvez également contacter les associations mentionnées ci-après, beaucoup d’entre-elles proposent des hébergements provisoires. Sans cela elles vous renverront vers des foyers d’accueil ou d’hébergement.

Vous pouvez porter plainte…
Le fait de porter plainte constituera une preuve en cas de procédure judiciaire ultérieure. Elle mène à la condamnation de l’agresseur.
Il faut vous adresser au commissariat ou à la gendarmerie.

ou signaler les violences
Si vous ne désirez pas porter plainte, de peur des représailles vous pouvez signaler les violences sans engager de poursuites contre l’agresseur. Les violences sont alors inscrites sur le registre de la "main courante " au commissariat. Cette démarche ne permet pas d’entamer une procédure judiciaire mais seulement de garder une trace des faits, qui pourra être utile au moment d’une éventuelle action en justice (divorce, plainte).

Les associations
La Fédération Nationale Solidarité Femmes
102, quai de la Rapée, 75012 Paris (fédération d’associations luttant contre toutes les formes de violence envers les femmes et les enfants).
01 40 02 02 33.
SOS Femme — violence conjugale
01.40.33.80.60
du lundi au vendredi de 7h30 à 23h30 et le samedi de 10h à 20h

Des lieux d'écoute près de chez vous
Si aucun n’est mentionné dans votre région, ceux-ci vous renverront vers des structures identiques, près de l’endroit où vous habitez :
Nice, Femmes Battues : 04.93.52.17.81
Marseille, SOS Femmes : 04 91 24 61 50
Dijon, Solidarité Femmes : 03.80.67.17.89
Toulouse, SOS Femmes, APIAF : 05 62 73 72 62
Montpellier, SOS Femmes, Foyer E. Buissonade : 04.67.58.07.03
Grenoble, Solidarité Femmes :04.76.40.50.10
Saint-Etienne, Solidarité Femmes Loire : 04.77.25.89.10
Nantes, SOS Femmes : 02.40.73.57.32
Clermont-Ferrand, SOS Femmes Battues : 04.73.90.03.03
Strasbourg, Centre Flora Tristan : 03.88.35.25.69 ou SOS Femmes Solidarité : 03.88.24.06.06
Paris, Foyer Louise Labé : 01.43.48.20.40

Pour les hommes violents

SOS Violences Familiales est une association spécialisée dans l'accueil et l'écoute des hommes violents (Paris) : 01 44 73 01 27
- Association pour la prévention de la violence en privé (aide aux hommes violents) : 6, impasse
des Orteaux, 75020 Paris. Tél. : 01 40 24 05 05

Centre d’accueil pour hommes violents. À Lyon : 04 72 00 81 00 ; à Marseille : 04 91 59 19 60.
Viols
Viols-Femmes-Informations dispose d’un numéro vert, gratuit pour toute la France: 08 00 05 95 95, de 10h à 19h, du lundi au vendredi.

Numéros d’urgence
Police / gendarmerie : 17
Pompier : 18
Samu : 15
14. ainaheri ( 03/12/2008 18:46)
Mirananirina:
tena tiako anefa izy dia tsy sahy mitory azy aho,

Izay ihany ny blem,tiko anie izy blablabla,Inona ary ny tinao;ny ainao hiala d hijaly ny ankizy sa hitondra ny raha² eny @ polisy d mba tonga saina izy refaveo??
Tsy misy hafa tsy ny miresaka ihany,inn no antony ifamonoana? Mety misy zvtr tsy zakany na @ fihetsikao na ny fiteninao...D mahereza eee
15. sakaizakely ( 03/12/2008 19:59)
tena tiako anefa izy dia tsy sahy mitory azy aho,
:roll: :roll: :roll: :roll:


de hiandry ho voakenda ho faty izany, de ho kamboty ny zaza ?
zay ve no andrasana

oul efa manankenda sy mi traumatiser zanaka zany ve de vo tiana ? hotra mitady fahasahiranana koa ianao zany

raha tsy vitanao ny mitory azy noho ny fitiavana jamba dia tadidio kosa fa adidinao am maha reny anao no manala ny zanakao tsy hiaina @ horohoro sy tahotra fa karazan'ny mandositra adidy amin'ireo zaza ianao raha mamela azy hiaina miaraka am ray tortionnaire, na dia ny traumatisme iainan'izy ireo isanandro fotsiny aza

mihevitra ianao fa normal izy mamono anao, mihevitra koa ianao fa tsy hahafaty anao izy, saingy indray andro any mety aharitra elaela kokoa ny fanankendany anao tia mafy azy ary ho tapitra ny ainao, eo imasonjanakao :{ :{ :{ :{
de ho aiza ireto zaza ?
izay ihany eritreretina dia manana hery hanatona manampahefana, fa tsy hisy tombontsoa ho anao sy ny zanakao ny fiaretana vono mangina antrano any

mahereza fa tsy mora ny miandry anao
16. heidi ( 03/12/2008 20:28)
Tsy misy hafa tsy ny miresaka ihany,inn no antony ifamonoana? Mety misy zvtr tsy zakany na @ fihetsikao na ny fiteninao...D mahereza eee

Ka na misy tsy zaka aza anie tsy tokoy hikasi-tanana e!
ny alika kely na alika be aza refa maltraité dia misy afaka mitory izy ireny.... KA INDRINDRA fa olombelona, raha vao mamono dia efa tsy izy izay :°)
17. rapala ( 03/12/2008 21:26)
mampalahelo ny mahazo any Mirananirina izany, indrindra fa hitany ankizy ilay famonoana anao. Tsy rariny ary tsy mendrika mihintsy, ary amiko izany tsy FITIAVANA intsony....
Nisy namako be izay nihafy ny vounou nataon'ilay fianceany, nefiny tao ihany fa hoe mety hiova izy, kanefa isakiny misotro izy dia mamono fona, dia indray andro nitel ahy t@ 3maraina ilay namako hoe halaivo izaho hiala ato fa nodakany ny kiboko ka tsy afaka mande zah, ozizy. Nony tonga tany aminay io namako nojerena ny vatany fa mangana wa, dia teo vao nazavainy hoe isakiny mamo izy dia mamono ahy dia ny ampitso mifona fona, mile-paladia mihintsy. Saika maty izy wa, soa fa mba nisy olona hafaka namonjy azy t@ fotona tna nilany vonjy e!!!!

Ka raha mamono lava anao izy, ny fanafodiny dia ny miala, hifona fona izy, fa mamerina ny famonoana foana ihany koa, ny ankizy no tena mampalahelo sady mbola tena kely. Ao fransa enao bdb ny azo hatao faza mijanona fotsiny @ izao e!
Mahereza Mirananirina :-*
18. xxx ( 03/12/2008 23:33)
Mirananirina:

Tena efa saika hiantso polisy mihitsy aho fa nafeniny daholo ny téléphone,no sady nokendainy ihany aho.no hidiny ny varavarana,tsy afaka mivoaka,dia niantso vonjy aho,fa tsy nisy tamy ny olona.Nifona izy avy eo dia vita,nefa efa fany 3 izao natao ahy izao ka tsy tantiko intsony
problème-ko taloha io voavono io, ary tena mitovy tsy misy valaka ny fisehoany sy ny hataony, manapaka téléfonina, sy manidy varavarana, manakana, ...fa mbola nisy fahaefatra ary ny fahadimy vao saika hande hamely tonga dia nihazakazaka nivoaka haingana aho ary lasa niantso pôlisy, niverina niaraka tamin'ny pôlisy aho ary nalefa hivoaka ny trano izy , tsy azo nidina mantsy izy satria tsy voakasintanana aho ary ny nataony taloha tsy nisy fitoriana na main courente vita ka dia nalefa fotsiny izy hiala ny trano, ary niangavian'ny pôlisy aho hametraka main courente haingana rehefa lasa izy sao mantsy hiaran'ny hatezerany ka hiverenany darohana aho, ka dia nataoko ara-dalàna! Izao aho afaka tanteraka, tsy mijaly, ary tsy nanenenako ny décision noraisiko, vitako samy irery ny fitaizana ny zanako izay noheveriko fa tsy ho vitako fony mbola teo ny rainy, indépendente tanteraka aho ary azo lazaina hoe épaouie, ka aza miandry fotoana ela fa mametraha fitoriana (main courente) ary omeo azy ny double, raha mbola mamerina dia torio, satria ianao tsy afaka miantso pôlisy rehefa izy manao ny acte, fa aorian'iny mametraha fitoriana, ary mialà aminy fa na ny zaza aza mampalahelo ary hampisy fiantraikany any amin'ny sain'ny zanakao ny korontana ataonareo mivady, vaut mieux être seule que d'être mal accompagnée. Aza mangatak'andro fa torio, tsy misy fitiavana anao intsony izany lehilahy izany. Asehoy azy fa manana ambompo ianao, ary tsy mila mitambitamby aminy.:evil:


:-* :( :-*
19. xxx ( 03/12/2008 23:42)
hiandry ho voakenda ho faty izany, de ho kamboty ny zaza ?
mbola izaho ihany ilay xxx tetsy ambony; eritrereto ny zanakao fa hahantra izy ireo raha toa ka maninona maninona ianao, izy anie lehilahy ka raha sanatria misy mahazo anao dia haka vady indray izy dia ny ankizy no mampalahelo e, eritrereto tsara io tenin'i Sakaizakely io, aza mangatak'andro intsony fa torio, ny ainao no miantoka ao, sy ny ho avin'ny zanakao, mampisy trouble psychique ny korontana ohatrizany, aza mangatak'andro fa andehana ametraho main courente, na mialà taminy mihintsy e, mampalahelo ny ankizy!! :evil: :-* :( :-*
20. xxx ( 04/12/2008 09:28)
Saika tsy hiteny aho nefa tsy aritro fa hiteny kely ihany :
1/ Haiko fa tinao ny vadinao matoa ianao nanome zaza ho azy!!!... fa tsy excuse izany amiko hamelana azy hanao ze danin'ny kibony ao antokatranonareo!!!...........indrindra eo imason'ireo zaza ireo!

2/ Raha vonoiny ianao ka maty eo satria tsy sahy nitory azy!..... dia iza no hikarakara ny zanakao aveo????? ............Sanatria io vadinao io ve no mbola atenainao amin'izany nefa aza izao ianao reniny vonoiny eo imasony??? !!!!.....

Eritrereto tsara izany fa tsy ny fitiavanao ihany no tokony mivaingana ! Ireo zaza ireo aloha no tsy maintsy jerenao alohan'ny vadinao!!! na dia tena tinao mafy aza izy .

3/Avantage ho anao ny ipetrahanao eto France. Azonao torina tsara izy. ary aza ekena ny fifonany satria mody mifona izy de aveo mamerina indray, dia ataony fanao foana izany!!!.... Mila mitsabo tena izy ary mila manaiky fa mila fitsaboana aloha izy (raha tsy manaiky izy dia ialao tanteraka fa hanimba ny fiainanareo telo mianaka)

Mahereza!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0892