ahoana ny hevitrareo ny @ mpiandry

41. ikaretsaka ( 05/12/2008 17:04)
Misy tenin'i papa JP2 izay t@ na jmj. Nanao hoe ny fomba hahavitana zavatra lehibe sy masina dia miatomboka @ zavatra kely tsotra atao aloha... miainga @ hita sy ny mora atao aloha.
Tsy hitako ze devoly sy asa masina be @ fanalana azy any... fa. Raha za no teo @ pasin jareo dia amiko raha te hanala izany.aho dia atomboko @ fanalana ny zavatra tsotra sy hita maso aloha: ny amany, ny rojo,ny frustration sy tahotra misy @ reo marary aloha

ny zavatra tsy hita maso manaraka ho azy eo ihany mahita ny ezaka kely natao
42. Noue ( 05/12/2008 17:12)
ikaretsaka:

fa. Raha za no teo @ pasin jareo dia amiko raha te hanala izany.aho dia atomboko @ fanalana ny zavatra tsotra sy hita maso aloha: ny amany, ny rojo,ny frustration sy tahotra misy @ reo marary aloha

ny zavatra tsy hita maso manaraka ho azy eo ihany mahita ny ezaka kely natao
zay no atao oe humain !!!!


43. fijo ( 05/12/2008 21:32)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-12-2008 07:29:00
Lohateny : Re : ahoana ny hevitrareo ny @ mpiandry
Ko izy. Lehibem penjakana aza mankamamy an ireny ko...adino nga t@ le nampiditra ministra taloha ireny?

aoka letsy.mifona aho sefo izany

fahamarinana an,2 taona ve aminareo dia ampy hianarana sy ahalalana ary hifehezana theologia?????za tsy mpino,efa hainareo izany,fa za kosa mahalala,fa ny fianarana an'io taranja io,dia toa ny fianarana mitsabo.be ny zavatra hianarana ao.ny lalana vita 4 taona,fa ny fitsaboana sy ny fianarana zavatra tsy hita toa io,tsy vita 6 taona.
44. fahamarinana ( 06/12/2008 06:01)
:arrow: fijo : tsy voavakin'ny ise tsara ny nambarako...roa taona ho'aho fa fianarana mandrakizay io fa Asa Masina tanteraka( ho ahy aloha an )... sady tsy amiko fa izay ilay rafitra...tsara raha atao ++ n'izay fa zà manokana mahita sy mahatsapa fa tsy ampy ary marina ny voalazan'ise.Ndraso klou fa raha sitrapon'ny Tompo dia mba hiady an'izay aho rehefa vo-antso...fa mety hampiova zvtr ve aho amin'izay :?: .. (l)
45. tywa68 ( 06/12/2008 10:53)
Noue:

=)) =)) =)) =)) =)) dia iza no hanala azy ? miandry rojovy koa nga ndry eee ??? =)) =)) =)) =)) =))

Tsy tiako ho fatorana aho k (aleoko mitsoaka sao hita hoe malok'endrika d DEVOLY b tsy mety afaka ... :lol: ) njy tsy mety ho mpiandry koa ! :wink:
46. ikaretsaka ( 07/12/2008 01:29)
fahamarinana:

:arrow: fijo : tsy voavakin'ny ise tsara ny nambarako...roa taona ho'aho fa fianarana mandrakizay io fa Asa Masina tanteraka( ho ahy aloha an )... sady tsy amiko fa izay ilay rafitra...tsara raha atao ++ n'izay fa zà manokana mahita sy mahatsapa fa tsy ampy ary marina ny voalazan'ise.Ndraso klou fa raha sitrapon'ny Tompo dia mba hiady an'izay aho rehefa vo-antso...fa mety hampiova zvtr ve aho amin'izay :?: .. (l)


Tsy ampy aloha zany 2 taona izany e
lahika tsotra aza tsy misy hoe 2 taona de manao asa be hoe mandroaka devoly sns....ary mety ho izay no mampamoehatra sy tsy maha marimpototra le izy matetika...ny nianatra ampolo taonany vo manao asa masina aza tsy poinsa fa misy mi pedo
Ity namakimahy baiboly sy soidisant sitrana tany sy mi pretendre nahita an'ity sy ty tsy nisy fanadihadiana dia Asaina manao Zavatra tsy takatry ny fahalalany.... tokony nianatra droit de l homme tronc commun lo izy vao demonology vo exorcisme (3 ans au moins)
azia no tsy hamoehatra ?
47. felanawil ( 07/12/2008 13:19)
Jerevo ilay ataon'ireny "lolo vokatra" ireny hoe piandry ireny e, tena hita mihintsy fa asan'ny devoly ireny, ary ry zareo ihany anie no mahita devoly eh, ireny ny "raison d'être"'i satana, fa raha ireny ve no mahasitrana sy mahavita fahagagana marina hisy arary sy ahantra intsony eto Madagasikara zany hoe matanjaka marina ny herin'i satana, fa aza adino fa ireny "extremiste" ireny daholo ny anton'ny fikorotanan'ny fiangonana fjkm eto @ ity nosy mamitsika ity
Ho atsika mianakavy anie ny fahasoavana, fahasambarana ao @ ilay tompotsika
Amen (nasiko kely an'io fa alahady anio)
48. tywa68 ( 07/12/2008 14:15)
Ika : Aza atao mahagaga f'azy sy Atra ny mifanazava any aoriana e !

Ho atsika mianakavy anie ny fahasoavana, fahasambarana ao @ ilay tompotsika Amen (nasiko kely an'io fa alahady anio)

Tsy olana na isan'andro aza ry Felanawil a :wink:
49. fahamarinana ( 07/12/2008 17:09)
ika:
azia no tsy hamoehatra ?

:arrow:tsy voatery ny rehetra no azo lazaina ho mamohehatra ry ika : ny tsinin'ny sasany raha nisy tsy ho an'ny Mpiandry hafa kosa.Tahaka ny Xna manao ny ataony any da ho voasoketa avao atseka jiaby :?:.
tywa:
Ika : Aza atao mahagaga f'azy sy Atra ny mifanazava any aoriana e !

:arrow: iraisako hvtrtanteraka ,azy sy Andriamanitra izay rahatoa misy tsy mety ataon'ny tsi11 sy tsy araka an'Andriamanitra... :(
felanamil:
fa raha ireny ve no mahasitrana sy mahavita fahagagana marina hisy arary sy ahantra intsony eto Madagasikara

:arrow: Tsy izy no manasitrana sy manao fahagagana re fa i Jesosy mihintsy ,amin'ny anarany irery no ahafahana Miasa fa tsy amin'ny anaran'ny Mpiandry tokoa...Ary ankoatran'ny mitondra am-bavaka mandrakariva sy ny fiambenan'ny tenany dia tsy mpamboly vola ny Mpiandry ka afaka hizara harena sy tsy ampahantra ara-ekonomika any Madagasikara.Tsy aleo aza ve Andriamanitra direct no angatahan'ny felanawil an'izay zvtr izay...sa :?: (l)
50. ikaretsaka ( 07/12/2008 17:41)
Tywa sy faha za manokana aloha manana izay esprit izay hoe rehefa tsy mety de lazaina akitsirano hoe tsy mety e... za tsy partisant an' io"tokatrano tsy ahahaka" io

Fa miverina @ le tenin'i faha ahako hoe jesosy no manasitrana sy hoe tsy mpamboly $ ny mapiandry: nga mopera sy masera ko mamboly fa ahoana no afaka manapy ny maha olona koa izy miaraka @ ara panahy?...... jesosy!
51. fahamarinana ( 07/12/2008 17:45)
:arrow: ika :itovizantsika ilay esprit hoe lazaina rehefa hita fa tsy mety...tsisy adihevitra iny .
:-D :-D ka ilay fanamarihana mila valiny kouh...fa marina izay... :wink: (l)
52. mia ( 07/12/2008 19:08)
Fa inona kay moa izany no tena asan'ny mpiandry e?? sa noho i Jesosy niteny hoe "izaho no mpiandry tsara; mpiandry tsara mahafoy ny ainy" ve??
53. bor2lais ( 08/12/2008 09:08)
mia:

Fa inona kay moa izany no tena asan\'ny mpiandry e?? sa noho i Jesosy niteny hoe \"izaho no mpiandry tsara; mpiandry tsara mahafoy ny ainy\" ve??



-> Raha ny fahazoako azy :

1. mitory ny Vaovao Mahafaly

2. manolo-tena manao anton\'asa ny asa sy fampaherezana ho an\'izay mila sy maniry izany

Heveriko fa ilay hoe \"manao anton\'asa\" no mampiavaka azy ireo amin\'ny mpino Kristiana hafa.

Ao ireo namana sasany hanitsy na hanampy izay voalazako raha ilaina izany !
54. tywa68 ( 08/12/2008 09:28)
Mia > vitsy angambany ny hahafoy ny ainy ohatran'i Jesosy fa ny manao asasoa etsy sy eroa d efa zava-dehibe, zany hoe tsy voatery mpiandry d efa afaka manao zany :lol: eo @ ilay fandroahana devoly angambany no fanampiny sy ny fomba fitondràny an'ilay olona :°)
55. fahamarinana ( 08/12/2008 12:26)
:arrow: tywa : ny fandroahana devoly afaka ataon'ny rehetra fa tsy voatery ho Mpiandry ihany fa ny mametra-tanana dia olona tsy maintsy voahosotra...Izay aloha no tenin'ny pasitera tamiko !
Marina tanteraka fa afaka manao asa soa daholo ny rehetra ... (l)
56. tywa68 ( 08/12/2008 15:29)
hay v e ! zah aloha tsy hanala devoly na mahazo e :°) inn aloha ilay voahosotra ?
57. fahamarinana ( 08/12/2008 16:05)
:arrow: nataoko ny tsy hi-:-D fa tsy tana ihany...maditra ! Ilay voahosotra dia ilay notokanana..fa tsy dia hoe inona akory rafotsy a. :°) :wink: (l)
58. tywa68 ( 08/12/2008 16:36)
mba azavao kely indray ary ilay notokanana azafady Faha a :lol:
59. fahamarinana ( 08/12/2008 17:06)
:arrow: :-D :-D misy fanazavana any ho any koa sa hametrahako rohy njiko...tonga dia pan pan be eo miandry anaka...(l)
60. tywa68 ( 08/12/2008 19:13)
Faha no andrasako hamaly ahy koa :°) ! tsy maninn aza raha rohy zany no tianjy fa tsy ilay copier-coller mahanjola ireny :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0614