ahoana ny hevitrareo ny @ mpiandry

21. ikaretsaka ( 03/12/2008 23:39)
Tsy manenjika fa maneho hevitra ary rehefa misy tsy zaka na tsy tanty d tenenina fa tsy afenina na modiana tsy hita sy asiana copier-coller !
:-D :-D

fijo> tsy azoko koa ange nytena andrasan'ireo e
22. fijo ( 03/12/2008 23:41)
sady olona tsy nianatra theologia akory ireo fa rediredy tao antanana de masina kle
23. ikaretsaka ( 03/12/2008 23:45)
ka izay anie e.. namaky baiboly teo an-kabone hono izy de tam[potampoka teo de hotokanana mpiandry... (olona 1 fantatro io an)
de ze vovakiny tao ve no entiny hampiasaina?
izay le lazain'i rabila sy ry rakaroka hoe lasa insulte a l'intelligence ilay izy indraindray ary lasa miseho ho luce nefa tsy savony gasy akory
24. fijo ( 03/12/2008 23:57)
ny fanjakana koa homeko tsiny ,fa mamela ny zavatr atoa ireny hisy sy hitoetra
25. ikaretsaka ( 04/12/2008 06:29)
Ko izy. Lehibem penjakana aza mankamamy an ireny ko...adino nga t@ le nampiditra ministra taloha ireny?
26. Nandra1 ( 04/12/2008 07:08)
Amiko mitombina ireo tenin'i Prime sy Niryna ireo! Zay ahay ry Niryna mba fanazavana, merci :-*
Sarotra no miaina sy ny manamasin-tena izany, hisy =)) =)) raha naka ity pseudo ity a! de hanal'Azy no tena tao an-tsaiko ary tsy hisorona @ fitenenana, aleoko mihevi-tena ho toy ny adala noho ilay mihevi-tena ho toy ny hendry nefa tsy mendrika! Za anisan'ireo naharay ny antso tokoa, zvt hafa no saika ho hataoko fa tena ki tena hafa mihintsy no nitranga, fantatro fa tsy mendrika a! nefa mba efa miezaka kosa :^) an! , fa tena tsy ho azonareo an-tsaina ry zareo fa plus za mivavaka, plus tena manakorontana ireo devoly ireo fa tena misy olona tonga de lasa romotra, miteny ratsy, ary manao menace mihintsy!..... Tsy mpiandry ny zavatra hataoko fa hafa fa tsy mora ny mitandrina sy manaraka Azy! Noho izany za tsy anisan'ny manakiana an'ireo fa tsy mora ny ataony, aleo an'Andriamanitra tokoa ny fitsarana! Ary tsy mifidy taona tokoa izy, fa za mbola tena .... na le pseudo aza!
De inona no conseil Niryna sy Prime, Coopsal sy ny hafa koa moa izany?
27. prime ( 04/12/2008 10:49)
Nan1> (Tsy "conseils" ity ambarako ity satria tsy manana fanomezam-pahasoavana ho amin'izany aho)...

Ho an'ireo rehetra mpanaradia an'i Kristy dia zavatra efatra no "secrets" (fahiny) fa efa zarain'izy ireo kosa, ny amin'ny fifandraisana amin'i Kristy raha tena te-ho iray Aminy ka dia mba zaraiko etoana :

  1. Tia mivavaka (ny olona tena feno firaisana amin'Andriamanitra hoy izy ireo dia iray tena amin'i Jesosy amin'ny alalan'ny vavaka ka izay atao rehetra, heverina rehetra, lazain'ny vava dia ialohavan'ny vavaka ary vita vavaka amin'ny Tompo avokoa)
  2. Tia tenin'Andriamanitra (tsy mitsahatra mamaky baiboly ary tsy mikatsaka afatsy izay hevitr'Andriamanitra amin'izay rehetra sitrapony sy ambarany)
  3. Tia ny olona rehetra (manomboka amin'ny akaiky indrindra, ny RAR, ny vady aman-janaka, ny mpiray tampo, ny havana aman-tsakaiza...) ary tsy mitsahatra ny mivavaka ho azy ireo mba ahitan'izy ireo anjara amin'ny fiadanana ao amin'Andriamanitra...
  4. Tia miasa sy manao ny asan'Andriamanitra (mamita ny asa fanompoana rehetra araka izay iantsoany ny tsirairay)


Mahereza hatrany... :)
28. fahamarinana ( 04/12/2008 11:18)
:arrow: misaotra prime mampahatsiahy hatrany..ary mbola misy tsy vitako amin'ny tokony ho izy ny ahy an.. :? (l)
29. prime ( 04/12/2008 11:29)
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra fahamarinana a... mahereza hatrany... :)
30. ikaretsaka ( 04/12/2008 15:54)
De aza atao lasanko vavany fotsiny le izy raprime fa ampiharo an

Raha milaza ianao fa tia ny tenin' atra ohatra dia aza tanisaina sy vakiana fotsiny fa ataovy ny voalaza...
Ny fanaovana izay voalaza no asa fitoreiana betsaka indrindra!

Hazavaiko: raha miteny hoe tiava ny namana sy manasoava ny majinika ny vakiteninao de izay atao aloha fa tsy ny mamerina ny teny fotsiny de retsy nefa atao minan am.... sy fatorana rojo vy
31. Noue ( 04/12/2008 20:24)
ikaretsaka:

ka izay anie e.. namaky baiboly teo an-kabone hono izy de tam[potampoka teo de hotokanana mpiandry... (olona 1 fantatro io an)
de ze vovakiny tao ve no entiny hampiasaina?

ny efa hitako koa aloha dia nisy olona oe mpiandry zay aaaa ! fa ity voalaza ity no nahazo azy dia iny izy lasa mpiandry iny ee !!
"haritianah":
Maro koa ny mpiandry dia saika olona niarana olana t@ vadiny dia noho io olana io dia lasa mivavaka bé de miofana kely dia lasa mpiandry.



32. rakapy ( 04/12/2008 20:44)
Hoy i Prime
Misy fiofanana ny ho Mpiandry ka... 02 taona ny fiofanana,


Izaho koa nanaraka fihofana momba ny medecine 02 taona. Manaiky ny hodidiko atao operation ve ianao na ny fianakavinao???
33. ikaretsaka ( 04/12/2008 20:50)
izay manko.
fa tsetsatsetra kely, hafiriana tokao moa ny fihofanana de "tokanana ireny?"
tsy iznay manko fa amiko le izy misy fahabangana bedebe.
ny olona hiresaka momban'ny demonology (tsy manala an fa ilay mamantatra ny cas hoe mila exorcisena ..misy marina ve sa tsia .) amin'a institition izay manko dia fiofanana be tsy roa aman-tany mihitsy fa tsy hoe teriterem-panahy dia manao akory! ianarana aby na ny psycolojia na ny theologie ma my societe na ny religion na ny divinite sns...
fa tsy hoe hafahafa dia devoly avy hatrany
34. Noue ( 04/12/2008 20:58)
ikaretsaka:

fa tsy hoe hafahafa dia devoly avy hatrany
zay indrindra manko eee ! aiza ve dia oe rehefa matroka ny endriky ilay olona dia misy devoly zany nefa tsy mora anie ny adim-piainana eeee ! dia avy eo oe rehefa miramirana ny endriky ilay olona dia lasa hono ilay devoly


:-D :-D :-D :-D :-D

oatra ilay zaza tsy miteny dia devoly zany hono eeee :-D :-D :-D :-D
35. ikaretsaka ( 04/12/2008 21:28)
de ny mampihomehy mampalahelo raha ohatra hoe nisy tsy nilamina tany an-tokantranon'ilay mpiandry tany dia malomaloka izy... tsy hisy mihitsy hiteny azy hoe misy devoly izy an...ngamba de litanian-tsimpona no miandry anao le :^)
36. fahamarinana ( 05/12/2008 05:56)
:arrow: fijo sy ika : ary nareo mirahalahy anie tsy sasatra mametraka izay fanontaniana hoe"firy taona" no miofana vao ho Mpiandry izay..efa naverin'ny prime teto efa imbetsaka ary vao tsy ela aza fa 2 taona no miofana vao tokanana..fa kosa fianarana tsy mety tapitra io,tsy hoe voahosotra dia vita matavy ary tsy manam-petra satria Asa Masina io ho an'izay mino azy.Tahaka ny dr na nianatra 7 taona aza ka tsy mi-pratique sy tsy manaraka ny resaka medical dia ho sahirana tokoa..na ny bokim-panafody aza moa miova isan-taona,ny aretina koa miha maro karazana sy tsy mora tsaboina.
ika:
de ny mampihomehy mampalahelo raha ohatra hoe nisy tsy nilamina tany an-tokantranon'ilay mpiandry tany dia malomaloka izy... tsy hisy mihitsy hiteny azy hoe misy devoly izy an...ngamba de litanian-tsimpona no miandry anao le

:arrow:efa nanadrana ve ika aloha...Ny Mpiandry (izay akakiky ahy aloha no lazaiko fa tsy haiko ny hafa ) dia mila sy mangataka Asa sy Fampaherezana ihany koa ary tsy miasa rehefa mahita sy mahatsapa fa tsy nisy tsy mety nataony.
Marina kosa anefa ary tsy azo lavina fa misy tokoa ny manao zvtr mampalahelo sy mampihemotra tanteraka (isan'ny nanadihady izany aho ary nahazo tsiny ihany koa tamin'izay ).Fa aoka tsaroantsika hatrany fa Jesoa irery no lafatra.Olombelona daholo na pasitera na mpiandry na mompera na masera na diakona.Mitondra am-bavaka azy no atao dia manitsy azy ihany koa raha mibilioka.Ny manitsy misy mahavita,misy tsy mahavita fa amiko raha mety hanimba dia tsara ny manitsy mba tsy hihanahan'ny olana avy eo.
Isan' ny hiadivako mafy amin'ny Fiangonana misy ahy ny miteny ireo namako mba hanohy tanteraka ny Fiofanana.Hevitro monja izay.(l)
37. ikaretsaka ( 05/12/2008 06:37)
Efa nolazaiko teto fa za efa ni challebge pasitera ka sy mpiandy ka surtout io resaka asa sy fitsarana fahatany sy fihamboana hoe zao de manana fahefana hanao izao io io ary resaka fitantanambola.... anisan'ny carisme ko ao @ fikambanana misy ahy ny mampahafantatra sy mi denoncer ny tsy mety @ ara theolojika
38. fahamarinana ( 05/12/2008 06:48)
:arrow: dia mbola sorry koa izany fa tsy hitako ilay dinika fa dia mazava izay ry ika...ary tena tsa hitako tokoa anie ka nametraka io fanontaniana io aho sao mbola hiverenan'ny ika ohatran'ilay dinika atsy ambadika atsy.. :wink:
Fa marina aloha fa ilay karazan'olona sahala ahy na ianao dia manahirana ihany koa nefa amiko ilaina ny fisian'ny kritika...rehefa tsy mifanaraka mihintsy..tsy voatery mampihemotra olona amiko ny kritika fa mampazava azy tanteraka mihintsy (l)
39. tywa68 ( 05/12/2008 13:43)
Ny ahy aloha rehefa tsy mety (n'inn2 io fiangonana io) d tsy maintsy miteny aho ary eo indrindra no tsy hidirako rehefa leo aho, na tsy mahavita fa miala fotsiny, sao esorina devoly eo koa :lol:
40. Noue ( 05/12/2008 15:51)
=)) =)) =)) =)) =)) dia iza no hanala azy ? miandry rojovy koa nga ndry eee ??? =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1005