ahoana ny hevitrareo ny @ mpiandry

121. lala1 ( 03/10/2014 10:04)
NY mpiandry dia mpanompon'Andriamanitra voatondro ary voahantso hiady @ NY devoly efa vita sedra efa nalain'ny devoly baraka ..hanasitrana ny aretina azo avy amin'i Satana .hanampy ny olona hiorina tsara @finoany .ataon'ny olona hampijalian'iSatana ahoana moa no hiady aminy raha tsy misy ny asan'ny mpiandry .ny fizarana ny tenin'Andriamanitra indrindra ny fanentanana ny olona hino fa jésosy kristy tompo avyany nazareta no mpamonjy antsika .Ianareo be filaza ireo .mahery ve ny finoanareo ka mahavita hiady @i Satana @vavaka tsotra tsy mila mpiandry. fa na mino sy mahatoky aza ianao fa Jéhovah no mpiandry anao tsy hahazo fahafaham-po raha tsy amin'ny anaran'i jesosy irery ihany . Na pasitera..na mopera ..na.mpiandry ary ianao sy ny finoanao vao maharesy ny Satana .f'aza miteniteny foana .mazotoa ary Tompoko ....mbola tsy nahita Satana angamba ianareo ireo.
122. lala1 ( 03/10/2014 10:05)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481