Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?

81. sakaizakely ( 29/11/2008 11:21)
Fa vao afak'omaly no nankalazaina teto france ny andro fitsahivana ireo vhv voavono ao antokatranony . Voalaza t@ izany fa tena mbola betsaka ny tsy sahy miteny , noho ny fatahorana sy ny henatra @ mpiaramonina .
Ary niakatra 30% ny plainte nanomboka t@ 2005 h@ izao .
D lazainareo v fa tsy mpamono vady ny vazaha ? :? :? :?


bebide a !

misy nationalité betsaka be ané any aminareo any e ! tsy ny vaza fotsiny, fa misy gena, tavany, portugé, gitans, feno eoropeann ko any ary ny italiana oatra macho aby ny ankabiazany somary patriakal be didy jadona zany
fa ny tena malaza mpamono vady dia ny tavaratra, tandremo ko sode misy mitapisona manitatra ze lazaiko eo an
malaza oy aho, fa tsy izy rehtra akory

momba ny %age miakatra dia satria talou tsy mbola nandeha tsara ny prévention, ary tsy mbola tontosa tsara ny structure fiarovana ireo mila fanampiana, fa ankehitriny niova ny lalàna de manomboka mivaha am zay ny lela. Talohany vhv vonoin'ny vadiny tsy sahy mametraka plainte satria mbola miray trano izy roa, am zao fotoana raha vao misy plainte de tondé garde à vue le ranga mandrampahazo ny porofo rehetra, na tonde apetraka am foyer voatokana ho amin'izany le vhv sy ny ankizy. Taloha mbola tsy nisy an zany de tsy sahy nitoroka loatra ireo iharan'ny herisetra

toy izany koa ny mikasika ny inceste, fa resaka hafa njay izay mandrary hs eto
82. sakaizakely ( 29/11/2008 11:33)
ny sosokevitra kely azo aroso aloha, tsy ho an'ny vhv gasy ihany, fa ho an'ny rehetra, indrindra ireo izay tonga any ivelany

tokony manatona service social vantany vao tonga, mifanatona am structure locale, manao cours d'alphabétisation raha tsy mahay manoratra, manatona association na de oe taozavatra tsotra kely fotsiny aza, misoratra any am biblioteka, sns...

zany oe manao ze ivoahana ny trano fa tsy mi s'izolé irery ao de tsy fantatry ny oul ze manjo anao ao, sanatria voavono, de hitan'ny oul hoe mangana na maratra, na tsy miteny mivantana ara, ny manodidina mahita de reo ihany d'efa ampy miantso ny 119 manao temoignage anonyme, de misy oul miverifier any antranonao avy eo. Na de manafina aza le oul de efa consigné any am dossier-ny ny intervention natao ary efa éléments voalohany misy lanjany iny izay

na izany na tsy izany, se couper de sa famille, ny vady, mahery be ny sentiment de culpabilitén'ny vhv mbola mihevitra fa izy ny fototra mahatonga ny olana, de efa antony iray tsy ahasahiana miteny izay, fa tsy izay ihany, misy eléments betsaka miditra antsehatra koa

tsy vitan'ny sidintsidindresaka babangoana fotsiny fa mila mandalina kokoa raha te hiresaka io lafiny sarotra io
83. rakapy ( 29/11/2008 15:43)
hoy i sakaizakely.
ntss

ko naninn tsy natao hoe maltraitance ny vhv no lohahevitra raha zany fa eo misavirivol fotsiny

sujet hafa be mitr tsy misy ifandraisany izany

OOODRRRYYY! f'angah rtony izy titre tianao no tsy maintsy apetraka no apetraka e! tsy dokam-barotra izy ity akory. Sa ilay izy no-comparer-na t@ lhl no tsy tantinao??? raha izany dia tsy tokony amiko ianao no no mila vanona fa tamin'izay nanao ny fikarohana.

hoy isakaizakely
marina tokoa fa an'ny vazaha ny azy manana structures isankarazany miezaka manampy sy mi informer ny rehetra, na resaka fahasalamana izany, na resaka droit, na resaka fanampiana ny tsy ampy fivelomana, tsy manana trano, fampitandremana fifamoivozana, ny consommation, ny fiarovana ny maltraitance ho an'ny vhv, ny ankizy, ny fampitandremana ny mety ho loza avy am internet etc... tsy ary tambo isaina

eo no mbola mampiavaka lavitra ny oul sivilizé sy ny mbola tsy am zany fa mifampitsingoloka resaka fotriny

Nefa hoy ianao tary alou.
Efa hitako hatram boalohany fa resaka natao hilambanona izy ity

Ka tsy ianao ve izany no tena mpitsongoloka fa eo no mody gisa manadio tena eo indray???
hoy i sakaizakely
ny maltraitance dia tsy avy am ny tsy fahaizan'ny vhv, na mety ho an'isany mi favoriser azy aza, fa misy koa vhv manampahaizana, miasa, manana plasy tsara eo am fiarahamonina sy ny fianakaviany, nefa ianjadian'ny herisetra sy ny manipulation'ny vadiny rehefa ao antrano, ary nefa manafina ny fahoriany am manodidina. Bedia be ny antony mahatonga ny fanafenana fa matetika koa miandry ny insupportable vo manakery hioitra le vhv, fa raha mandefa lavitra ny fieritreretana amin'io resaka io ianao dia tokony efa fantatrao izany

Ka raha izay no fandraisanao ilay resaka dia midika izany ianao fa manampo-mbava ireo izay tsy manana fahalalana. satria tsy ny maltraitence minhintsy no niatobohan'ny resaka.
Hoy sakaizakely
efa oe resaka ekouachion matematika tsotra fotsiny no mitondra azy ity

raha vhv no manambady vaza de kely loha izy izay
dia toy izany koa ny vhv vaza manambady gasy = kely loha
ary ny lhl gasy manaraka vaza vavy koa dia = kely loha hatrany

Mba mila fanazavana misimisy ny olona amin'ilay theorie-nao vaovao satria maro aminay no mbola doma sy donto ka mila maka fahaizana aminareo avarapi be loha!
84. rakapy ( 29/11/2008 16:27)
Ary sao dia ataon'ny sasany fa hoe tsiny na fahadisoana na fahotana ary izany hoe tsy fahaizana izany na koa ny hoe tsy nahita fianarana ???
Raha izay no fandraisanao azy dia diso be ny hevitrao.
Maro ny antony tsy nampahay azy ireo ka nefa tsy midika izany fa tsy afaka ny hianatra fahalalana izy ireo.
85. Papoose ( 29/11/2008 17:59)
heidi:

de in ndray zao no idiran'ny lay ravi-bomanga amity? ARY izy mahita teny fanoharana mitsy an! :-D :-D

fika e! sns.....


ka jereo ny tohin'le kozy.... rehefa lavalava eo io dia lasa misy vomanga be @zay :-P

Tena tapaka ny tsinaiko @nareo retra , ao ny mpandrangitra , ao ny mora misôfy , ao ny b dohika , ny bien placé(e)s koa .
Milay e! tohizo

mihomeheza elabe sy mafy be fa mety mba hiheha ihany io kibo be io wa :-P
86. ikaretsaka ( 29/11/2008 20:31)
ny kakay perso sy ny adin'ny lasa sipam-bazaha sy vadim-bazaha ary ny tsy nahazaka vazaha kosa aleo haka sisiny aloha raha tsy mampaninona e
87. heidi ( 29/11/2008 21:48)
mihomeheza elabe sy mafy be fa mety mba hiheha ihany io kibo be io wa


Mivoaka eo aby ny kankana fa kibon-taina anie ny azy iny e! :roll: :-D :-$
88. sitlo ( 30/11/2008 00:28)
Papoose:


Atao ahoana fa mahita hifandirana foana ny olona eh. Aza gaga amin'izany.


tsy hitako mintsy zay hoe mifanditra @zao fa ny hevitra no miady dia samy milaza zay heviny!
sao de efa lasa tsy mahay manavaka ny miady hevitra sy mifanditra intsony aza enao satria zatra nila vaniny rehefa mi forum? :/
:roll: saika ho valiko ihany fa fantatro fa fanontaniana mody fanina. Ilay fehezanteny faharoa no tena tiana tenenina.
89. rakapy ( 30/11/2008 01:08)
:-D :-D :-D Reto koa marina ohatran'ireny manaraka serie @ tele na tantara mitohy @ radio ireny mihintsy . :-D :-D :-D Andraso aloha fa mbola manao tournagen'ny episode manaraka e! :-D :-D :-D
90. Papoose ( 30/11/2008 01:45)
sitlo:

saika ho valiko ihany fa fantatro fa fanontaniana mody fanina. Ilay fehezanteny faharoa no tena tiana tenenina.


mody fanina ahoana ny fanontaniko fa tsy azoko :?:
91. xxx ( 30/11/2008 02:06)
fa ny andrakapy aloha mivika resaka mitapy ihany e
sady mirima tsara koa rakapy sy mitapy :D

efa resaka mpandeha hatrizay io vadimbazaha mahavelompelonana anareo lhl gasy io, surtout ny tampohany tonga any lafrantsa ireny dia izay foana no resany voalohany; io ataonao io re e
sady rangitin'i saka dia malaky mitsoraka nefa izy aza tsy manambad vaza :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-P

anareo lhl no mpilaza fa kely loha ny vhv manambady vaza fa tsy kala sakakely, fa anao tsy maharaka ny fandehany dia tonga mila vanona, manadala fontsony izy t@ io. FA anao mbola tsy zatra fôrôm sady tavozaka firesaka debe felonana rehefa sendra ny mahay mitondra resaka sy mamaly
zany tokoa rehefa miresaka @ tay :-D :-D :-D :-D :-D

ny rehetra efa tsy mamaly anao akory fa tsy te hiresaka @ mitapy de manodindresaka daholo

mahaiza mifôrôm eeeeeeeeee



92. sitlo ( 30/11/2008 02:30)
sao de efa lasa tsy mahay manavaka ny miady hevitra sy mifanditra intsony aza enao satria zatra nila vaniny rehefa mi forum?
sure ve ianao fa fanontaniana tsotra no napetrakao sa
Fanontaniana ohatra izao tsy mendrika ny ho valiana akory.:°)
93. ikaretsaka ( 30/11/2008 03:07)
Tena hisy bizna glacholet importe miala any lr :-D
94. rakapy ( 30/11/2008 03:35)
hoy xxx
fa ny andrakapy aloha mivika resaka mitapy ihany e
sady mirima tsara koa rakapy sy mitapy
miditra manao avocat-n'i sakaizakely angaha ianao? :-D :-D :-D
manadala fontsony izy t@ io.
:-D :-D :-D
Dia raha hiteny koa ary aho hoe manadala fotsiny aho tamin'ny resaka teto??? aza atao resa-jaza fa mampme beee waa!
efa resaka mpandeha hatrizay io vadimbazaha mahavelompelonana anareo lhl gasy io, surtout ny tampohany tonga any lafrantsa ireny dia izay foana no resany voalohany; io ataonao io re e
sady rangitin'i saka dia malaky mitsoraka nefa izy aza tsy manambad vaza

:-D :-D :-D I lafrantsa sy ny lhl gasy any no mba fantatrao dia lazainao fa hoatra izany daholo ny rehetra. sao ianao mihevitra fa any lafrantsanao ary izaho ity no mipetraka ka hiady hifandrombaka vazaha miaraka aminao :-D :-D :-D Sao dia vao notapohin'ny tonga any ary ianao ity ka tsy mahataty resaka? :-D :-D :-D
nareo lhl no mpilaza fa kely loha ny vhv manambady vaza fa tsy kala sakakely, fa anao tsy maharaka ny fandehany dia tonga mila vanona,

Aza generalizevana ilay lhl fa samy manana ny mahasamihafa azy aby ny olombelona. Sao tsy ho tantinao raha generalizevako ny vhv.
FA anao mbola tsy zatra fôrôm sady tavozaka firesaka debe felonana rehefa sendra ny mahay mitondra resaka sy mamalyage


:-D :-D :-D Fa angaha tena niandry valiny eo no eo fona Ra xxx :-D :-D Indrisy mantsy fa tsy mbola mazava aminao ny halehiben'izao tontolo izao ity fa i lafrantsa sy mada no mba fantatrao. Ka dia heverinao fa mitovy ora any aminareo ny aty amiko. Dia ataonao hoe kely asa atao koa ve aho ka hiandry anao eo ambodin'ny ordinatera eo nefa enao matory :-D :-D :-D :-D
zany tokoa rehefa miresaka @ tay

:-D :-D :-D Ka tsy ianao mamerina ny zavatra tsy nety nataoko ve no tena vendrana e! De izay no rodoitina lava be eo. Aza atao resa-jaza wa fa mampmeee beee!

Ka inona hono no mba valin'ilay theorie-nareo fa minadry ny valiny izahay mitavozaka sy vendrana e!
efa oe resaka ekouachion matematika tsotra fotsiny no mitondra azy ity

raha vhv no manambady vaza de kely loha izy izay
dia toy izany koa ny vhv vaza manambady gasy = kely loha
ary ny lhl gasy manaraka vaza vavy koa dia = kely loha hatrany



95. xxx ( 30/11/2008 04:24)
vao voakitika dai misofy ny kely loha :-D :-D :-D
toa ho lasambazah ihany ka :-D :-D :-D


ika> alefaso eto ny bizna fa mitoy ny kozy nilay mitapy eeee

glacholé popkorna koka glasséééééééééééééééééééé


96. heidi ( 30/11/2008 09:38)
92. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 30-11-2008 04:07:38
Lohateny : Re : Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?
Tena hisy bizna glacholet importe miala any lr :-D
:-D :-D :-D :-D Misy mitady hanararaopaty ndray ao :-D de sady mody manao xxx ihany:^)

89. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 30-11-2008 02:45:13
Lohateny : Re : Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?
Hoy i sitlo:

saika ho valiko ihany fa fantatro fa fanontaniana mody fanina. Ilay fehezanteny faharoa no tena tiana tenenina.



mody fanina ahoana ny fanontaniko fa tsy azoko
:-D :-D :-D
maha fanina be angamba lay kestion et réponse njy


88. Mpandefa : rakapy [ Valio ] 30-11-2008 02:08:41
Lohateny : Re : Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?
Reto koa marina ohatran'ireny manaraka serie @ tele na tantara mitohy @ radio ireny mihintsy . Andraso aloha fa mbola manao tournagen'ny episode manaraka e! :-D


MARINA izany ny epizôda ato aza mbola try vita kou :-D :^)
97. heidi ( 30/11/2008 09:43)
Papoose:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D lasa dinika ravim-bomanga ty marina!! :-D :-D :-D :-D


matsiro be anie ny ravimbomanga na tsy asina hena aza e!


:miam:
98. ni81 ( 30/11/2008 10:01)
oay, tena lasa lavitra tokoa ity epizoda ity izany an! efa ao ry ika fa sao mafana be ny oul dia mividy glacholet hono :-D :-D
99. kotobekibo ( 30/11/2008 11:57)
heidi:

hoy papoose :
mihomeheza elabe sy mafy be fa mety mba hiheha ihany io kibo be io wa


Mivoaka eo aby ny kankana fa kibon-taina anie ny azy iny e! :roll: :-D :-$


raha ny fimehezako eto isan'andro no mampihena d efa tokony hiova rataolakatsaka ny ps-ko fa e e e tsy any e!
Izao zà izao tsy afaka manjono . :-P

PUB :
hiverina tsy ho ela ny tantara mitohy " Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv? " saison2 ,
Aza pihina ny PC-nao .

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/petit-mdr-168.gif[/IMG]
100. heidi ( 30/11/2008 13:33)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2552