Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?

21. heidi ( 24/11/2008 20:24)
defa samy zzareo beloha izany kou :-D
22. Papoose ( 24/11/2008 22:21)
kotobekibo:

Metisy kosa efa ao anatin'ny gasy 100% e!
Ny metisy aza vao maika milay , jereo @ ry Spear o Mic na ry Aina fotsiny d hitanareo ny patiny .(l) :-D :-D


zany aza efa hoe metisy koa mbola gasy 100% ihany ve!

tena notampohany ndroky ka!:-P
23. Rafahafahana ( 25/11/2008 16:07)
Somary manafitohana ihany ilay hoe tsy ampy fahalalana loatra ny vehivavy manm-bady vazaha fa mba ahitsio kely azafady.
Fa manampahalalana noho ianao aho nanokatra io hevitra io aho, vazaha ny vadiko, safidy koa anie io é.
24. heidi ( 25/11/2008 16:20)
fa fahalalahana amin'ny inona aloha ilay izy e?
25. ni81 ( 25/11/2008 19:59)
rafahafahana a! efa nisy ity dinika ity koa mandeha ato e!
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4922708bc6ba4
:)
26. rakapy ( 26/11/2008 02:56)
Rafahafahana> Miala tsiny raha nanafitohina anao ilay resaka. Mahafinaritra raha an'isan'ireo vhv gasy manam-pahalalana manam-bady vazaha ianao. ka nefa tsy hitako izay tokony hanafitohina anao raha toa ka tsy isan'ireo izay tsy manam-pahalalana ianao?
Izaho Rakapy no nanokatra ny lohahevitra fa ny fanadiadiana kosa dia tsy ny tenako no nandravona azy. Fa ireo mpikaroka. Noho izany dia mpilaza ny zava-misy hitan'ireo mpikaroka ihany no nataoko.
Izaho aloha tsy mahafantatra na manana na tsy manana fahalalana noho ny tenako ianao satria tsy izany nidirako eto.
Ka raha tena manana fahalalana ianao dia tsy tokony ho tafitohina amin'ny resaka toy izao fa ny hikaroka vahaolana aza no tokony ho ataonao.

Heidi> Ilay fahalalana tiana ambara eto dia ilay fahalalana ankapobeny, connaissance generale, basic knowledge...
27. Papoose ( 26/11/2008 02:58)
ka le vadiko mi google no ahaizany bebe koko noho za :-P :-D za tsy de manampotoana hi googleavana
28. rakapy ( 26/11/2008 03:52)
Ary tsy azonareo mihintsy ilay resaka raha izany. Tsy resaka google na chat na surf .....
Fa angaha tsy maintsy mahay mi goole ny olona iray vao hafaka ny ahalala ny zo-ny ny ? na koa hahay hanoratra? na koa afaka ny hifanerasera amin'ny fiarahamonina vahiny any @ izay misy azy any?
Tsy any mihintsy ilay blema.
Ny voalaza dia hoe misy gasy maro tonga any an-dafy satria manam-bady vazaha.
Ao ny lhl fa ny vhv no maro an'isa.
Ka rehefa natao ny fanadihadiana dia maro ny vhv gasy no tsy ampy fahalalana raha oharina amin'ny lhl gasy manam-bady vahiny.
(Izany akory tsy midika fa ny vhv rehetra manam-bady vahiny dia tsy ampy fahalalana avokoa ).
Ohatra iray hita tamin'izany dia ity vhv gasy iray tsy mahay manoratra na dia ny anarany aza. Dia ataonao ahoana no hiaina any an-dafy raha toa izany? Afaka miaina ianao fa sahirana.
Ka aza raisina hoe famelezana ny vhv gasy ilay resaka fa tokony hahatonga saina ary ilana vahaolana satria dia tsy vitany hoe ilay vhv ihany no sahirana fa na ny firenenana koa aza dia ho menatra noho izany.
29. heidi ( 26/11/2008 06:38)
Ka rehefa natao ny fanadihadiana dia maro ny vhv gasy no tsy ampy fahalalana raha oharina amin'ny lhl gasy manam-bady vahiny.
(Izany akory tsy midika fa ny vhv rehetra manam-bady vahiny dia tsy ampy fahalalana avokoa ).
Ohatra iray hita tamin'izany dia ity vhv gasy iray tsy mahay manoratra na dia ny anarany aza


Ilay hoe tsy mahay manoratra ny anarany kosa aloha dia efa mi exagère be e!
tsy fahaizana ny fiteny amin'ny firenena hieptrahan'ny vadiny hoe ka ekeko, fa mianatra ny fiteny izy avy eo mahay ihany ny farany...

Hay ve hoe fahalalàna ny tianao lazaina fa tsy fahalalahana e! samy hafa be mantsy ireo :-P
Marina mihintsy aloha izany satria ny lahilahy gasy tena manana ny ambony ka tsy haka mihitsy vehivavy vazaha ambony fahalalàna noho izy amin'ilay mbola manaraka ny toe-tsaina taloha ihany hoe ny lahy fona no lohany..... :-P
Ary ny vehivavy zarany aza ambony fahalalàna lavitra ny vadiny c normaly :°)
30. ni81 ( 26/11/2008 07:07)
Tsy any mihintsy ilay blema.
Ny voalaza dia hoe misy gasy maro tonga any an-dafy satria manam-bady vazaha.
Ao ny lhl fa ny vhv no maro an'isa.
Ka rehefa natao ny fanadihadiana dia maro ny vhv gasy no tsy ampy fahalalana raha oharina amin'ny lhl gasy manam-bady vahiny.
(Izany akory tsy midika fa ny vhv rehetra manam-bady vahiny dia tsy ampy fahalalana avokoa ).
Ohatra iray hita tamin'izany dia ity vhv gasy iray tsy mahay manoratra na dia ny anarany aza. Dia ataonao ahoana no hiaina any an-dafy raha toa izany? Afaka miaina ianao fa sahirana.
zava misy tokoa ireo voalazanao ireo. Tsy ny vehivavy malagasy ihany fa vehivavy tavaratra koa aza dia tena nahita mihitsy aho fa tsy mahay manoratra ny anarany (fa teny sy soratra arabo no hainy). Efa nasiana fampianarana mihitsy ho an'ireny olona ireny hampitomboany ny fahalalany ary dia maimaim-poana no anaovan'ny fitondrana an'izany ho azy ireo (eto frantsa no fantatro). Misy angamba ny sasany kamo, na menatra hanao ireo zavatra ireo, kanefa hitako fa tokony ahazoany tombontsoa @ lafiny maro.
31. sakaizakely ( 26/11/2008 11:03)
Ka raha tena manana fahalalana ianao dia tsy tokony ho tafitohina


zao le fiteny manafintohina :roll: :roll: :roll: :roll:

vokatry ny fahalalana ve izao io fitenenana io :°) :°) :°)

de anisan'ny tsy ahazo vaza ianao raha izao no fandehany :lol:

izao no mahagaga, inona no antony itadiavana vahaolana ? angaha tsy safidy malalaka io ? sa tadiavina terena ho samy gasy ihany no hifanambady ?
izy tenany tsy mahay manoratra ara tsy taitra ko enao no hitady vahaolana ho azy, matoa ny vhv mitady ze moyens rehetra hitsoahana ny firenena sy ny lhl malagasy dia misy antony avy @ fiainana ankapobeny sy indrindra indrindra avy aminareo lhl be fahalalana ireo, ka tokony izay no itadiavo vahaolana koa

ianao manoratra aza tsy any antoerana fa any andafy, zany hoe misy tombontsoanao any matoa any ianao mipetraka. Samy mitady izay mahamety ny fiainany ahitany tombontsoa fa tsy atao fihemezana ireo zay tsy nahita fianarana sy fahalalana ka maniry hivoaka sy tafavoaka.

Matoa betsaka ny mitady hivoaka ny firenena @ alalan'ny fanambadiana dia satria bloké any @ sous-sol ny ascenseur social any amintsika. Misy lesoka lehibe aratsosialy any tsy mahatamana ny oul.

Ka zara aza misy oul mitia na tsy mahay sy kely fahalalana otranay, fa tsika samy gasy samy mbola mifanambany sy mifanenjika ny ambany saranga,

ianao ve ohatra manaiky hanambady vhv tsy mahay manoratra sy tsy nahita fianarana ? hahaha

ka aleo alain'ny hafa rehefa aindraindran'ny samy gasy e, ny mpanaratsy ve moa tsy hisy foana, nefa hoe be fahalalana :lol:

ankoatr'izay dia tsy dia inoako loatra ilay hoe tsy mahay manoratra ny anarany. Ny t@ génération taloha de iéééééééééé, fa ankehitriny kosa de non
32. sakaizakely ( 26/11/2008 11:06)
heidi:
ny lahilahy gasy tena manana ny ambony ka tsy haka mihitsy vehivavy vazaha ambony fahalalàna noho izy


izay ilay hambompo diso toerana sy fitiavana foana te hanitsaka :lol:
33. heidi ( 26/11/2008 11:27)
Ka zara aza misy oul mitia na tsy mahay sy kely fahalalana otranay, fa tsika samy gasy samy mbola mifanambany sy mifanenjika ny ambany saranga,
ito kosa aloha dia mbola manjaka hatramzao ary ekeko toko ny fahalmarinany ry sakaiza petite :°) :-D
ankoatr'izay dia tsy dia inoako loatra ilay hoe tsy mahay manoratra ny anarany. Ny t@ génération taloha de iéééééééééé, fa ankehitriny kosa de non

io koa tsy dia mampino ahy satria na hande hi voyage hivoaka ny madà aza ianao dia mila mameno tts vao eny am aéroport sy refa tonga sns....
34. heidi ( 26/11/2008 11:34)
ka aleo alain'ny hafa rehefa aindraindran'ny samy gasy e, ny mpanaratsy ve moa tsy hisy foana, nefa hoe be fahalalana


Ka hita ho aho! tambanovohitra kely tsy mahay mamaky teny ireny tsy hisy haka vady mihintsy ka raha mba laindry zareo vazaha tretrika izy
fiainana aby zany :-P
ny jerin'ny bandy gasy any madà alohan'ny hiarahana am sipa na hitady vady izy ohatra dia hoe: manao ahoana ny situation-ny, tsy maintsy manja sy madio lamba, sns.....
35. xxx ( 26/11/2008 12:23)
Miteniteny foana mihintsy ilay Rakapy ity san a
Gaigy mihintsy klé
36. booboo ( 26/11/2008 13:08)
Rakapy > afaka mba alefanao ve ny réf. n'ny raha nahitanao an'ito tranga ito ? Mahaliana anà ilay izy fa hatreto dia vitsy dia vitsy ny raha hitako momba ny truc socio (?) tahaka izao momba ny Malagasy...
37. Rafahafahana ( 26/11/2008 13:42)
rakapy:

Rafahafahana> Miala tsiny raha nanafitohina anao ilay resaka. Mahafinaritra raha an'isan'ireo vhv gasy manam-pahalalana manam-bady vazaha ianao. ka nefa tsy hitako izay tokony hanafitohina anao raha toa ka tsy isan'ireo izay tsy manam-pahalalana ianao?
Izaho Rakapy no nanokatra ny lohahevitra fa ny fanadiadiana kosa dia tsy ny tenako no nandravona azy. Fa ireo mpikaroka. Noho izany dia mpilaza ny zava-misy hitan'ireo mpikaroka ihany no nataoko.
Izaho aloha tsy mahafantatra na manana na tsy manana fahalalana noho ny tenako ianao satria tsy izany nidirako eto.
Ka raha tena manana fahalalana ianao dia tsy tokony ho tafitohina amin'ny resaka toy izao fa ny hikaroka vahaolana aza no tokony ho ataonao.

Heidi> Ilay fahalalana tiana ambara eto dia ilay fahalalana ankapobeny, connaissance generale, basic knowledge...

Ny somary nahatafitohana ahy dia ilay ataonao ao anaty kitapo iray daholo ny vehivavy manam-bady vazaha.
Ny vazaha koa anie tsy adala ka hanam-bady vehivavy tsy ampy fahalalana é.

38. rakapy ( 26/11/2008 19:40)
Izy ity moa ry zareo dia tsy resaka hoe hiino ianao na tsy hiino. Fa zavatra hita vokatry ny fikarohana (etude) nataon\'ny mpikaroka izy ity. Fa ny mampalahelo dia ireo vahiny no mahavita mikaroka ny toe-javatra toy izao fa tsy isika tompony.
Hitako amin\'ny vali-teninareo sasany aloha fa misy ireo mba manana toe-tsaina liana te ahafantatra ny zava-misy marina dia isaorana anareo izany.

Ny sasany indray dia ny fiarovan-tena no ataony voalohany, ny sasany dia HS araka ny mahazatra. Ao ihany koa ireo izay manatsafa avy hatrany.
Ny sasany indray moa dia hoe misy tombotsoan\'i rakapy ao matoa izy mampiditra izao resaka izao. :-D :-D :-D :-D

Izy ity moa tsy resaka hoe \"Tsy tokony hanam-bady vahiny ny gasy na hoe tokony\".Io dia ny tsy 1/1 no mahafantatra ny antony. Fa ny tiana ho tsindrina dia ilay hoe misy ireo izay manam-bady vahiny no tsy afaka ny mivelatra misimisy kokoa satria tsy ampy ilay fahalalana ankapobeny izay azony fony izy mbola kely ka lasa sakana lehibe eo amin\'ny fiainany na dia efa manam-bady aza izy(na vady gasy koa aza).
Lasa miankina be dia be amin\'ilay vadiny ny fiainany ka hany ka lasa manana toe-tsaina ny hi-control tanteraka ny fiainany ilay ankilany.Dia eo no matetika tonga ny olana.

Mety ho exagerer ny fahenonareo ilay hoe \"tsy mahay manoratra ny anarany\" ka nefa dia zava-misy tokoa io.Ny % no tsy fantatro. Ny vadiny no manoratra ny taratasy rehetra fa i ramatoa kosa mody miala-pa mitaiza ny zanany.

Booboo> Ilay fanadihadina dia tsy hoe special Malagasy fa fikarohana natao tamin\'ireo immigrants avy aty Afrika manam-bady vahiny ka monina any France, belgique, italy... ary niafara tamin\'ny divorce ny fanambadiany. Ireo no nanaovana etude ka nahitana izany. Ary i Madagasikara moa dia tao anatiny izany.
39. Papoose ( 26/11/2008 22:05)
zah manokana tsy hoe tsy mino fa za fotsiny mba te hahafantatra pourcentage farafaharatsiny satria amiko tsy adequate ny zvt tsy de misy data, sady raha pourcentage mety tsy de ilaina ho confidentielle loatra

le google mba manadala fotsiny za fa tsy hoe tsy mahazo resaka :-D
40. rakapy ( 26/11/2008 22:41)
Angamba diso ny tenako nampiditra ity resaka ity eto @ resad'lhl fa tokony tany @ lohahevitra hafa nefa moa efa eto izy dia eto.

Izy ity dia data azo avy amin'ny fanadihadina cas de divorces niseho teo @ taona 98-08 niseho teo amin'ireo mpivady mixed izany hoe entre Europeens sy Africains.
500 no isan'ireo nanaovana famotorana ka 30% no voalaza fa ny antony nahatonga ny divorce dia vokatr'ilay tsy fifakazaohana vokatr'ilay tsy fahampian'ny fahalalana teo amin'ny ankilany. Ary 65% dia vhv no victime.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6152