Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?
41. kotobekibo
(
26/11/2008 22:49)
sakaizakely:
heidi:
ny lahilahy gasy tena manana ny ambony ka tsy haka mihitsy vehivavy vazaha ambony fahalalàna noho izy
izay ilay hambompo diso toerana sy fitiavana foana te hanitsaka :lol:
aza atao iray kitapo ny retra kosa e! ny ahy manoka na d ireto efa nolazaiko tary ambadika .
Aleoko ihany sipa gasy klé , fa bdb koa aloha ny sipa gasy no mafy sofina an!
Ref miaraka @ sipa vazaha :
- voatery hiteny vazaha foana élah
- ny sakafo tsy d voany loatra ny kaly gasy ( @ 1° mody hoe oui fa avy eo eee! ) za raha tsy mihina-bary mihoatra ny 3 jours tsy lasako .
- ref miaraka @ namana gasy elah tsy maintsy handika teny foana .
- ref miteny gasy @ gasy hafa , matetika raisiny hoe mifosa na hoe tsy tiana ho kopy izy . D voatery hiteny vazaha injay v nefa zara aza mahita gasy ?
- Ry zareo fotsy loatra , tena mampitsoaka indrindra fa @ izao ririnina izao . Mivandibanditra daholo ny lalandrà-ny .tssss!
- Ref miloko ny tavany otran'ny hoe manja , nefa ref vao mifoha tena looooza .
- Ny resaka fianakaviana tsy mikopy mihitsy izy . Izy + vadiny + zanany ihany no izy aminy , ny RAD-ny ateriny any @ be antitra rapida ary zarany ho faty haingana handovana .
raha ny harenany indray tsy raharahiko na betsaka io na tsy misy .
42. Papoose
(
27/11/2008 03:18)
rakapy:
500 no isan'ireo nanaovana famotorana ka 30% no voalaza fa ny antony nahatonga ny divorce dia vokatr'ilay tsy fifakazaohana vokatr'ilay tsy fahampian'ny fahalalana teo amin'ny ankilany. Ary 65% dia vhv no victime.
raha io no izy dia amiko ndray zany clash na cultures roa le izy zany dia midika hoe tsy mba sensitive @ culturen'le ray le ray. Fa tsy hoe fahalalana @ ankapobeny fotsiny!
44. heidi
(
27/11/2008 06:27)
Izy ity dia data azo avy amin'ny fanadihadina cas de divorces niseho teo @ taona 98-08 niseho teo amin'ireo mpivady mixed izany hoe entre Europeens sy Africains.
500 no isan'ireo nanaovana famotorana ka 30% no voalaza fa ny antony nahatonga ny divorce dia vokatr'ilay tsy fifakazaohana vokatr'ilay tsy fahampian'ny fahalalana teo amin'ny ankilany. Ary 65% dia vhv no victime.
dia ny vehivavy gasy zany no victime betsaka izay no satsia lahahevitsy izay no dinika etsy ambony :°) :-D
45. sitlo
(
27/11/2008 08:27)
rakapy:
Atao hoe izay zany mba tsy hifandirana e! :{ :{ :{
Atao ahoana fa mahita hifandirana foana ny olona eh. Aza gaga amin'izany.
rakapy:Resa-dehilahy tsara izany ka.
Angamba diso ny tenako nampiditra ity resaka ity eto @ resad'lhl fa tokony tany @ lohahevitra hafa nefa moa efa eto izy dia eto.
Fa izao kosa ary. Na lahy io na vavy, fa ndeha hatao hoe lahy. Inona ary no ho atao raha toa ka tsy misy sipa gasy eo? Na misy ihany fa amin'ilay tsy milay. Ny ahy aloha fony aho vao niala tany dia efa nikozy ahy ny zokiko hoe misaraha tamin'ny experience-ny fa izaho tsy nety. Dia nisy vazaha mpivady efa zokiolona izay koa niteny ahy foana hoe misaraha fa mbola tsy nety ihany aho. Nefa taty aoriana nisaraka ihany. Tsy misy resaka maripahaizana izany, tsy resaka harena nefa dia tena mpitranga tokoa. Hors stat ve izany sa ahoana? Aoka hoy aho tsy ho adino fa isika dia 3/1000, ka haka 1 amin'ny 3 sa haka 1 amin'ny 1000. Tena lasa proba stat ilay izy :-D
46. xxx
(
27/11/2008 10:26)
rakapy >>> ny tanjonao nitondra ilay sujet teto no tena tsy mazava , miteraka fanafitohinana satria safidy sy fianan'olona manokana tsy azonao takarina @ statistika
47. rakapy
(
27/11/2008 12:58)
xxx> Tena marina fa safidy sy fiainan'olona manokana ny manam-bady nefa rehefa voadona any @ izay misy azy any, mipapapa erak'ity vodi-trano rehetra ity, ambasady e, tribonaly e, mandefa hafatra @ internet mihintsy aza o ry mpiray tanindrazana o mba vojeo e...
Ka raha tsy mazava aminao ny nampidirako ilay sujet dia tsotra: Mametraha fanotaniana!. Rehefa tsy mahay manotany dia aza manoratra!
:-D :-D :-D

48. ni81
(
27/11/2008 14:05)
xxx> Tena marina fa safidy sy fiainan'olona manokana ny manam-bady nefa rehefa voadona any @ izay misy azy any, mipapapa erak'ity vodi-trano rehetra ity, ambasady e, tribonaly e, mandefa hafatra @ internet mihintsy aza o ry mpiray tanindrazana o mba vojeo e...rehefa misy zavatra ilaina kosa moa ve tsy hitady e! zon'ny tsirairay izany @ maha olona azy. Io kosa aloha na manambady vazà na gasy ka rehefa manana olana dia tsy maintsy mipapapapa e!
Ka raha tsy mazava aminao ny nampidirako ilay sujet dia tsotra: Mametraha fanotaniana!. Rehefa tsy mahay manotany dia aza manoratra!
49. sakaizakely
(
27/11/2008 17:08)
Efa hitako hatram boalohany fa resaka natao hilambanona izy ity
Am voalohany izy miteny fa zavatra hitany ilay izy avy eo indray dia mivadika valina sondazy tany ho any
taiza koa no nisy hoe miala pa ? de sahy miniana ve ianao fa tsy misy esoeso ny fiteninao eto
ka fantatrao ve ny % age ny vhv gasy amin'ireo nanaovana étude ireo, satria ny afrikanina no nanaovana ilay izy
avy eo de mody gisa oe misy tafintohina e, oy e,
ny tsapako dia tsy te ho kianina ianao satria toy ny baiboly masina aminao ny isamarika naterinao teo, de toy satrinao aza hisy tranga hi confirmer an'io lazainao io, ka rehefa lazaina aminao fa tsy mikasika ny ankamaroan'ny oul ny zavatra lazainao dia lazainao fa tafintohina ny oul, nefa fanazavana fanoherana ny hevidisobe nao no tsy tantinao, de iny ianao fa lasa be faikambava kely mamely moramora toy izao
zany mba toetsaina ? tsy mahalala menatra akory manaratosika oul resy, zany ve no lehilahy be fahalalana :lol:
ny fisarahana tsy miala am oulmbel, mety ho ny tsy fitovian'ny kolotsaina, fa mety ho avy am zavatra marobe koa, fa aza apetraka amin'izay kely fantatrao fotsiny ny anton'ny fisarahana, na ianao io koa aza mety mbola ho tratran'izany indray andro any, de mba hipapapapa koa am tapaka sy namana rehetra. Ka za mba mifaly manenjidresy sao ho solafaka ihany
mba misy étude iraika hitako koa ity, maherin'ny 50 % isanjaton'ny mpivady no nifankahita tany @ toerana fiasany na tany ampianarana oniversité. Ny tiako hahatongavana dia tsotra, matetika oul mitovy milieu na mitovy niveau no manana chance hifanerasera.
Misy dia misy misafidy ny oul iarahany ny vhv malagasy ara fa tsy oe analphabète doma vel mianakavy vo mahita vaza de tsy maharay lamba :roll: :roll:
am sisa rehefa te ho toteny tsy azo kianina de mampilaza mialoha tsy hamaliana azy, fa matoa koa mametraka hevitra @ forum poblika dia tokony miomana fa tsy ary mitovy hevitra aminao ny oul rehetra ary tsy azo fehezimbava amin'izany
Fa ny mba hitako maha samihafa ny lhl gasy...
data base based on study about divorces between a native of Madagascar and foreign born" izay nohadiadina tany France, Belgique sy Italy no nahitana io toe-javatra io.
Am voalohany izy miteny fa zavatra hitany ilay izy avy eo indray dia mivadika valina sondazy tany ho any
Ny vadiny no manoratra ny taratasy rehetra fa i ramatoa kosa mody miala-pa mitaiza ny zanany.
taiza koa no nisy hoe miala pa ? de sahy miniana ve ianao fa tsy misy esoeso ny fiteninao eto
ka fantatrao ve ny % age ny vhv gasy amin'ireo nanaovana étude ireo, satria ny afrikanina no nanaovana ilay izy
avy eo de mody gisa oe misy tafintohina e, oy e,
ny tsapako dia tsy te ho kianina ianao satria toy ny baiboly masina aminao ny isamarika naterinao teo, de toy satrinao aza hisy tranga hi confirmer an'io lazainao io, ka rehefa lazaina aminao fa tsy mikasika ny ankamaroan'ny oul ny zavatra lazainao dia lazainao fa tafintohina ny oul, nefa fanazavana fanoherana ny hevidisobe nao no tsy tantinao, de iny ianao fa lasa be faikambava kely mamely moramora toy izao
nefa rehefa voadona any @ izay misy azy any, mipapapa erak'ity vodi-trano rehetra ity,
zany mba toetsaina ? tsy mahalala menatra akory manaratosika oul resy, zany ve no lehilahy be fahalalana :lol:
ny fisarahana tsy miala am oulmbel, mety ho ny tsy fitovian'ny kolotsaina, fa mety ho avy am zavatra marobe koa, fa aza apetraka amin'izay kely fantatrao fotsiny ny anton'ny fisarahana, na ianao io koa aza mety mbola ho tratran'izany indray andro any, de mba hipapapapa koa am tapaka sy namana rehetra. Ka za mba mifaly manenjidresy sao ho solafaka ihany
mba misy étude iraika hitako koa ity, maherin'ny 50 % isanjaton'ny mpivady no nifankahita tany @ toerana fiasany na tany ampianarana oniversité. Ny tiako hahatongavana dia tsotra, matetika oul mitovy milieu na mitovy niveau no manana chance hifanerasera.
Misy dia misy misafidy ny oul iarahany ny vhv malagasy ara fa tsy oe analphabète doma vel mianakavy vo mahita vaza de tsy maharay lamba :roll: :roll:
am sisa rehefa te ho toteny tsy azo kianina de mampilaza mialoha tsy hamaliana azy, fa matoa koa mametraka hevitra @ forum poblika dia tokony miomana fa tsy ary mitovy hevitra aminao ny oul rehetra ary tsy azo fehezimbava amin'izany
50. Papoose
(
27/11/2008 17:09)
sitlo:
Atao ahoana fa mahita hifandirana foana ny olona eh. Aza gaga amin'izany.
tsy hitako mintsy zay hoe mifanditra @zao fa ny hevitra no miady dia samy milaza zay heviny!
sao de efa lasa tsy mahay manavaka ny miady hevitra sy mifanditra intsony aza enao satria zatra nila vaniny rehefa mi forum? :/
51. heidi
(
27/11/2008 19:25)
tsy hitako mintsy zay hoe mifanditra @zao fa ny hevitra no miady dia samy milaza zay heviny!:-D :-D :-D :-D :-D ^:^ ^:^
sao de efa lasa tsy mahay manavaka ny miady hevitra sy mifanditra intsony aza enao satria zatra nila vaniny rehefa mi forum? :/
52. ikaretsaka
(
27/11/2008 23:40)
Le miresaka teny gasy io d lazainy fa mifosa anazy io koa aloha tssss
54. rakapy
(
28/11/2008 02:18)
O rasakaizakely O! =)) =)) =)) =)) Tapohy rano ny radetera-nareo fa mi-chaffe be izy izany!
Dia raha hiatanao fa filana vaona ilay resaka hatramin'ny voalohany, dia inona no tokony mbola hidiranao teto? Rehefa tsy zakanao ilay resaka dia aza miditra. Angamba tsotra nohon'ny miaraba izany! tsy nisy ni forcer- anao ny andray anjara teto. Resaka sy hevitra no atao fa tsy misy mi-forcer anao na hiino na tsy hiino eto. Sa misy zavatra atahoranao amin'ity resaka ity?
Efa hiatanao ve tay dia mbola hoaninao ihany??? Aoka marina fa tena mahay ianao =)) =)) =)) =)) =))

55. ikaretsaka
(
28/11/2008 02:34)
Sa misy zavatra atahoranao amin'ity resaka ity?
Efa hiatanao ve tay dia mbola hoaninao ihany:wink: :wink:
8O 8O
kalma kalma
56. rakapy
(
28/11/2008 02:48)
" hoy i ni81> Rehefa misy zavatra ilaina kosa moa ve tsy hitady e! zon'ny tsirairay izany @ maha olona azy. Io kosa aloha na manambady vazà na gasy ka rehefa manana olana dia tsy maintsy mipapapapa"
Tena marina ny voalazanao,fa raha toa ve ka olana azo ialana sy vahana dia avela amin'izao? Asa moa fa araka ny tenin'ny sasany hoe" safidy iny ka azy manokana." Ary mbola ao koa ilay fiteny Malagasy hoe" Ny tokan-trano tsy ahahaka". Tsy ahahaka raha tsy efa hitam-bahoaka hoe efa tena lo tanteraka tsisy fanavotana intsony? Iny koa moa dia mbola safidy ihany koa.

58. sakaizakely
(
28/11/2008 08:30)
rakapy>
oudryyyyyyyyyyyy zany fomba fiteny e !
tsy mahatanty kiana fa tondé vilgera be :-D :-D :-D :-D :-D
tsy ampy arguments sady tsy lasa lavitra le fisainana fa mirefarefa be, tsy mbola mahatafavoaka @ fifanankalozankevitra fa sterile be le dinika
mbola tsy ampy fahalalana, tsy hahazaka vaza raha zao no izy :°) :°) :°)
tsy hoe za tsy mino, misy de misy ny badraodra, eto de efa ampisehonao ny santionany ny mpamaky
fa milaza tsotra aminao hoe misy koa ny avarampi fa tsy voatery ny doma be fona no manambady vahiny, raha izay mantsy de efa ela angamba enao no efa nisy naka :-P
de inn nefa mou no tanjonao @ le dinika e ! manana vahaolana ho an'ny fiainan'ny hafa ve ? amorona assoce ve ? misy faniriana hiara-misalahy @ hafa mba hanampiana azy ireo ve, sa fitia te hitsingoloka fotsiny ?

59. sakaizakely
(
28/11/2008 08:43)
Papoose:
tsy hitako mintsy zay hoe mifanditra @zao fa ny hevitra no miady dia samy milaza zay heviny!
zay né e, adihevitra poblika io, matoa avoka eto de tokony iomana fa hisy débats, rehefa tsy mahazaka an zay de aleo tsy mamorona reasaka
misy tsy mahatanty adihevitra fa tondé kompleksé be raha vo be arguments ny adversa de tsy mahita fika afatsy ny teny ratsy
matetika ny oul tsy ampy fahalalana sy tsy nahita fianarana be loatra no malaky misafoaka fa ritra vetivety ny argues
jerevo fotsiny reo mpitondra ambony reny, na misy toejavatra mahatezitra aza de mbola modérés sy diplomaty ihany
ny fahaizana mi gerer ny fihetsehampo sy voambolana otra arakaraky ny ambaratongamphaizana voarain'ny tsirairay ;-) ;-) ;-)
60. xxx
(
28/11/2008 09:08)
sakaizakely:
matetika ny oul tsy ampy fahalalana sy tsy nahita fianarana be loatra no malaky misafoaka fa ritra vetivety ny argues
anky va re eh !
:wink: 8O :o 8) :!: :idea: :{ ^^