Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?

1. rakapy ( 22/11/2008 18:37)
Tsy hoe ny vhv ihany no te hiaraka @ vazaha fa ny lhl koa eto Dago dia maro no manitona ireo vhv vahiny. Efa maro izy ireo no manao izany. Fa ny mba hitako maha samihafa ny lhl gasy manambady vazaha dia izy ireo mba lhl manana fahalalana kokoa ny ankamaroanany. Tsy maintsy misy moa ny manigana fa amin'ny akapobeny izany.
novalian'i xxx ny 24/02/2009 06:36
2. lemenakely ( 22/11/2008 19:26)
rakapy:

Tsy hoe ny vhv ihany no te hiaraka @ vazaha fa ny lhl koa eto Dago dia maro no manitona ireo vhv vahiny. Efa maro izy ireo no manao izany. Fa ny mba hitako maha samihafa ny lhl gasy manambady vazaha dia izy ireo mba lhl manana fahalalana kokoa ny ankamaroanany. Tsy maintsy misy moa ny manigana fa amin'ny akapobeny izany.



taratry ny fanatontoloana na ny MONDIALISATION daholo izany e !
3. heidi ( 22/11/2008 19:30)
tsy olana izany ka! samy misafidy izay tiany hiarahana :°) samy manana ny mba intérêt keliny eny, sy ny tanjona sns.....
4. vale ( 22/11/2008 23:55)
ny mba hitako maha samihafa ny lhl gasy manambady vazaha dia izy ireo mba lhl manana fahalalana kokoa ny ankamaroanany

hono ho aà, fa ny vehivavy manambady vazaha angaha tsy misy mba manana fahalalana kokoa?? angaha raha oe miaraka à vazah rtony dia oe intérêt foana , ka hoe voatery hoe tsy manam-pahalalana ilay vehivavy nanaraka azy??:roll:humm
5. rakapy ( 23/11/2008 09:49)
vale> Fa maninona no tonga de defensive be ianao zany? fa nga isan'ireo tsy ampy fahalalana nanambady vazaha ianao?
Ny tiako ho lazaina amin'ilay lohahevitra dia hoe ireo lhl gasy manam-bady vazaha vhv dia mba manana fahalalana ny ankamaroany. Fa tsy midika akory izany fa hoe izy REHETRA.
Maro koa ireo vhv gasy manam-bady vazaha no manana fahalalana fa maro koa ireo izay tsy ampy fahalalana.

6. Papoose ( 23/11/2008 16:15)
Fa ny mba hitako maha samihafa ny lhl gasy manambady vazaha dia izy ireo mba lhl manana fahalalana kokoa ny ankamaroanany.


manana data ve enao afaka anaporofoana an'izany mba hijerena hoe firy marina???
7. rakapy ( 23/11/2008 21:20)
Papoose> tsy dia ilana data be io tranga io fa dia "data base based on study about divorces between a native of Madagascar and foreign born" izay nohadiadina tany France, Belgique sy Italy no nahitana io toe-javatra io.
Tsy hanome anao ny antotan'isa aho satria izany dia mijanona ho confidential araka ny maha fikarohana azy.
8. kotobekibo ( 23/11/2008 22:23)
Ny fahitako azy ( tsy nanao fanadihadiana aho an! ) :°) dia ny lhl vao tonga no tena betsaka mazoto hiaraka @ sipa vazaha .
Tsy meko tsiny ry zalahy satria vitsy ireo sipa vazaha any dago , ka sarotra azo .
Bronzée koa ry zavavy any dago , ka lasa manjamanja izany ,
Miova hevitra koa ny ankabeazany ref aty aoriana .
Fa mbola hafa ihany ny sipa gasy e! hummmm ( tsara sy matsiro )
(l) (l) (l) :-P
9. vale ( 24/11/2008 00:19)
fa nga isan'ireo tsy ampy fahalalana nanambady vazaha ianao?

Rakapy: tsia, sady tsy manambady vazah aho no tsy aoanatin'ilay tsy ampy fahalalana :lol: .. fa ilay voalaza mihintsy no nanaitra ahy, satria oe mahagaga fa ny lehilahy manambady vazah.... dia lasa ny saiko oe ary raha toa vehivavy ve izany no manambady vazah dia mety hoe tsy ampy fahalalana loatra ?mmmh..
10. vale ( 24/11/2008 00:20)
Maro koa ireo vhv gasy manam-bady vazaha no manana fahalalana fa maro koa ireo izay tsy ampy fahalalana.

izay vao mazava tsara amiko ny tian-kambara! :lol:
11. vale ( 24/11/2008 00:24)
Fa mbola hafa ihany ny sipa gasy e! hummmm ( tsara sy matsiro
:-D :-D :-D :-D koa angaha akohovavy izy ity ry koto ah! hihihihi..
12. ni81 ( 24/11/2008 07:07)
koa angaha akohovavy izy ity ry koto ah! hihihihi..
:°)
13. sakaizakely ( 24/11/2008 13:59)
Fa ny mba hitako maha samihafa ny lhl gasy manambady vazaha dia izy ireo mba lhl manana fahalalana kokoa ny ankamaroanany
:-D :-D :-D :-D :-D

efa oe resaka ekouachion matematika tsotra fotsiny no mitondra azy ity

raha vhv no manambady vaza de kely loha izy izay
dia toy izany koa ny vhv vaza manambady gasy = kely loha
ary ny lhl gasy manaraka vaza vavy koa dia = kely loha hatrany

izay hono izy io

tokelaka de ampy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. Samoana ( 24/11/2008 15:00)
lasa resaka lok's izy izany :miam:
15. Papoose ( 24/11/2008 17:47)
kotobekibo:

Fa mbola hafa ihany ny sipa gasy e! hummmm ( tsara sy matsiro )
(l) (l) (l) :-P


oadray lelika e! de zahay metisy zany ahon?
:-P
16. kotobekibo ( 24/11/2008 18:59)
Papoose:

kotobekibo:

Fa mbola hafa ihany ny sipa gasy e! hummmm ( tsara sy matsiro )
(l) (l) (l) :-P


oadray lelika e! de zahay metisy zany ahon?
:-P


Metisy kosa efa ao anatin'ny gasy 100% e!
Ny metisy aza vao maika milay , jereo @ ry Spear o Mic na ry Aina fotsiny d hitanareo ny patiny .(l) :-D :-D
17. rakapy ( 24/11/2008 19:20)
sakaizakely> dia raha lhl gasy manam-bady vhv gasy izany dia ahoana?
Tsisy loha? :-D :-D :-D
vanivany dia ampy :-D :-D :-D
18. heidi ( 24/11/2008 19:34)
rakapy:

sakaizakely> dia raha lhl gasy manam-bady vhv gasy izany dia ahoana?
Tsisy loha? :-D :-D :-D
vanivany dia ampy :-D :-D :-D



:-D :-D :-D :-D de asa kou metsy ho tsisy loha indray izany :-D zareo manapahaizana ihany no mahay miteny sy mamanatra ny hakelin'ny loha sy ny haben'ny loha ary tsy fisinan'ny loha :-D
19. kotobekibo ( 24/11/2008 19:49)
rakapy:

sakaizakely> dia raha lhl gasy manam-bady vhv gasy izany dia ahoana?
Tsisy loha? :-D :-D :-D
vanivany dia ampy :-D :-D :-D


ary raha vhv vazaha manambady lhl less ? :-D :-D :-D
20. kotobekibo ( 24/11/2008 19:51)
ary raha vhv vazaha manambady lhl less ?

lhl vazaha no tioako tenenina , mina-datsaka aza misy vary ô! ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2783