Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?

61. xxx ( 28/11/2008 09:23)

ny vaza tena tia vhv be dohika tia mandresy lahatra ireny an
zany no tena be karaktera mandreraka nefa mahafinaritra azy
le sipa bonaika be tsy mba misy lazaina afatsy oui non ireny mahakamo andry zalahy
mbola tsy tantin'ny kofa gasy takandrakapy ny vhv toy izany


xxx:

sakaizakely:

matetika ny oul tsy ampy fahalalana sy tsy nahita fianarana be loatra no malaky misafoaka fa ritra vetivety ny argues

anky va re eh !

:wink: 8O :o 8) :!: :idea: :{ ^^


ka lery mpanokatra dinika milaza fa tsy ampy fahalalana ny vhv malagasy manambady vaza nefa lery koa toa tsy dia ampy fahalalana mankaiza de malaky misôfy
zay angamba no tiny lazaina



62. heidi ( 28/11/2008 14:13)
ny vaza tena tia vhv be dohika tia mandresy lahatra ireny an
zany no tena be karaktera mandreraka nefa mahafinaritra azy
le sipa bonaika be tsy mba misy lazaina afatsy oui non ireny mahakamo andry zalahy
mbola tsy tantin'ny kofa gasy takandrakapy ny vhv toy izany

IZANY ALOU de tena marina e! :-D tsy maintsy anaty ny kriteran-jareo io matetika :-D
mbola misy betraka noho io aza :^)
63. Rafahafahana ( 28/11/2008 14:21)
heidi:

ny vaza tena tia vhv be dohika tia mandresy lahatra ireny an
zany no tena be karaktera mandreraka nefa mahafinaritra azy
le sipa bonaika be tsy mba misy lazaina afatsy oui non ireny mahakamo andry zalahy
mbola tsy tantin'ny kofa gasy takandrakapy ny vhv toy izany

IZANY ALOU de tena marina e! :-D tsy maintsy anaty ny kriteran-jareo io matetika :-D
mbola misy betraka noho io aza :^)


Ny vazaha tia mifanakalo hevitra, tsy tian'ireny vehivavy domelina ireny izy.
64. heidi ( 28/11/2008 14:38)
Ny vazaha tia mifanakalo hevitra, tsy tian'ireny vehivavy domelina ireny izy.
:-D :-D :-D :-D In dooly azy zany njekaikyyyyyy ô! :-D
ny fatako ndray de mba tiany raha mba ianao vevavy no mitondra ny bôl....
na resaka inona io na inona..... :^) eo amin'ny fiainana nakapobeny no tiako lazaina an! de be zesita be amizay zareo refa miaona de miteny hoe ma femme , ma femme, :°) :°)
65. heidi ( 28/11/2008 14:39)
Ny vazaha tia mifanakalo hevitra
ny gasy koa tena misy mahafinaritra mitsy ka! :-P
66. heidi ( 28/11/2008 14:42)
ny fisarahana tsy miala am oulmbel, mety ho ny tsy fitovian'ny kolotsaina,


na mitovy kolotsaina aza toa lasa lamaody ilay izy, maika ny hiditra ao am fanambadina anefa tonga ao hisaraka hisaraka.... 8)
FALY ERY NY avocat fa mande ny afera betsaka ny kil miditra ny vola, ny tena velona ara-dalàna :-D
67. xxx ( 28/11/2008 14:53)
rakapy:
hiatanao ve tay dia mbola hoaninao ihany


zay no nanaovako hoe tena mitapy ty rakapy ty
tonga amilay fiteny oe mitapisona !

:{ :{ :{ :{ :{ :{

lehio mihitsy no tena voky tsy mahalevonaita matoa mamoaka azy @ vavany :°)

68. ni81 ( 28/11/2008 15:33)
Tsy ahahaka raha tsy efa hitam-bahoaka hoe efa tena lo tanteraka tsisy fanavotana intsony? Iny koa moa dia mbola safidy ihany koa.
fa misy koa jerena ety ivelany toa tena milamina sy miadam-pinaritra fa ao anatiny anefa lò...ka rehefa mipoaka ny sarom-bilany vao mihanahana avokoa ny iray tanàna hoe fa inona no niseho ? :roll:
69. heidi ( 28/11/2008 15:38)
fa misy koa jerena ety ivelany toa tena milamina sy miadam-pinaritra fa ao anatiny anefa lò...ka rehefa mipoaka ny sarom-bilany vao mihanahana avokoa ny iray tanàna hoe fa inona no niseho ? a


betsaka mitsy ny miscène fotsiny ety ivelany fa refa ao atrano ao mifamango tsy mifampitsitsy mitsy, na mijaly be lay vavy ohatra ;-)
70. ikaretsaka ( 28/11/2008 17:02)
heidi:

ny vaza tena tia vhv be dohika tia mandresy lahatra ireny an
zany no tena be karaktera mandreraka nefa mahafinaritra azy
le sipa bonaika be tsy mba misy lazaina afatsy oui non ireny mahakamo andry zalahy
mbola tsy tantin'ny kofa gasy takandrakapy ny vhv toy izany

IZANY ALOU de tena marina e! :-D tsy maintsy anaty ny kriteran-jareo io matetika :-D
mbola misy betraka noho io aza :^)


Le rehefa tratra le vavy intalligente noho izy izy oainina mitady bonaika aby na vazaha na gasy ko

Fa resaka kiltira io, mbola bobaka ny mihavitra oe refa soit gasy na vevavy de tokony hipiripirina,,,, izany hoe saina io e
71. heidi ( 28/11/2008 18:02)
Le rehefa tratra le vavy intalligente noho izy izy oainina mitady bonaika aby na vazaha


fièr be ko! io lazaiko hoe be zesita be io fa enao ngah ahoana ah! :-P
72. Papoose ( 28/11/2008 23:00)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D lasa dinika ravim-bomanga ty marina!! :-D :-D :-D :-D
73. heidi ( 28/11/2008 23:02)
de in ndray zao no idiran'ny lay ravi-bomanga amity? ARY izy mahita teny fanoharana mitsy an! :-D :-D

fika e! sns.....
74. kotobekibo ( 29/11/2008 00:20)
Tena tapaka ny tsinaiko @nareo retra , ao ny mpandrangitra , ao ny mora misôfy , ao ny b dohika , ny bien placé(e)s koa . :-D :-D :-D
Milay e! tohizo

Fa vao afak'omaly no nankalazaina teto france ny andro fitsahivana ireo vhv voavono ao antokatranony . Voalaza t@ izany fa tena mbola betsaka ny tsy sahy miteny , noho ny fatahorana sy ny henatra @ mpiaramonina .
Ary niakatra 30% ny plainte nanomboka t@ 2005 h@ izao .
D lazainareo v fa tsy mpamono vady ny vazaha ? :? :? :?
75. rakapy ( 29/11/2008 01:30)
Hoy kotobekibo:
mesAry niakatra 30% ny plainte nanomboka t@ 2005 h@ izaosage
Izany zao ny olona mitady vahaolana. Sy miresaka ny momba ny olana misy eo amin'ny fiaraha-monina.
Hoy Heidi:
mebetsaka mitsy ny miscène fotsiny ety ivelany fa refa ao atrano ao mifamango tsy mifampitsitsy mitsy, na mijaly be lay vavy ohatra ssage
.
Izay anie no hifaneraserana sy hilazana ny zavatra heno sy ny zava-misy.

76. rakapy ( 29/11/2008 02:18)
Hoy i sakaizakely:
efa oe resaka ekouachion matematika tsotra fotsiny no mitondra azy ity

raha vhv no manambady vaza de kely loha izy izay
dia toy izany koa ny vhv vaza manambady gasy = kely loha
ary ny lhl gasy manaraka vaza vavy koa dia = kely loha hatrany

Tonde hita be we olona feno fialonana.
tsy hahazaka vaza raha zao no izy

:-D :-D :-D za anie tsy avarpi hoatra anao ka hiady vazaha aminao.Tehirizo ho anao ny vazaha-nao :-D :-D :-D
Efa hitako hatram boalohany fa resaka natao hilambanona izy ity

Nefa avy eo de hoe:
de inn nefa mou no tanjonao @ le dinika e ! manana vahaolana ho an'ny fiainan'ny hafa ve ? amorona assoce ve ? misy faniriana hiara-misalahy @ hafa mba hanampiana azy ireo ve

:-D :-D :-D Dia miseho indray ilay fitiavan-tena! sao dia mba misy tombotsoa ho azy hono!
ny tsapako dia tsy te ho kianina ianao satria toy ny baiboly masina aminao ny isamarika naterinao teo, de toy satrinao aza hisy tranga hi confirmer an'io lazainao io, ka rehefa lazaina aminao fa tsy mikasika ny ankamaroan'ny oul ny zavatra lazainao dia lazainao fa tafintohina ny oul, nefa fanazavana fanoherana ny hevidisobe nao no tsy tantinao, de iny ianao fa lasa be faikambava kely mamely moramora toy izao

De hita mazava fa efa zavatra fanaonao io ka mahana ianao. De za no lazainao fa mitovy aminao.
oudryyyyyyyyyyyy zany fomba fiteny e !
. Indraindray tsy maintsy ohatra izany no fomba fampitana resaka amin'ny oul avarapi hoatra nareo. Tsy maintsy fanoharana direkta sy mazava vao azonareo.
Mazava fa poblika ny eto nefa kosa tsy hoe rehefa poblika dia tsy maintsy mahafaly anao avokoa izay lazain'ny olona eto.
Manindrona ny fahamariana an! :-D
77. heidi ( 29/11/2008 02:57)
botabekibo: hitako tsara ny vaovao fankalazàna ny vevavy voavono fa toa tavaratra no betsaka kou! reo tena loza raha hamono vady :? :wink:
78. rakapy ( 29/11/2008 03:22)
Hoy raxxx:
rakapy >>> ny tanjonao nitondra ilay sujet teto no tena tsy mazava , miteraka fanafitohinana satria safidy sy fianan\'olona manokana tsy azonao takarina @ statistika

Ny ankamaroan\'ny zavatra hianan-tsika eto amin\'izao tontolo izay dia efa ezahin\'ireo mpikaroka ny hanana data ary miaraka amin\'izany ny statistika. Na ny biby any ana\'ala sy ny zavatra tsy heritreretinao aza dia efa maro no vita. Ka tsy hitako ny tokony ahasarotiny anao amzany
zay no nanaovako hoe tena mitapy ty rakapy ty
tonga amilay fiteny oe mitapisona !

Ka tsy ianao miresaka amin\'ny adala ve izany no tena adala??? :-D :-D :-D
Hoy i Rafahafahana:
Somary manafitohana ihany ilay hoe tsy ampy fahalalana loatra ny vehivavy manm-bady vazaha fa mba ahitsio kely azafady.
Fa manampahalalana noho ianao aho nanokatra io hevitra io aho, vazaha ny vadiko, safidy koa anie io é

Ny somary nahatafitohana ahy dia ilay ataonao ao anaty kitapo iray daholo ny vehivavy manam-bady vazaha.

Hoy rakapy:[quoteNy tiako ho lazaina amin\'ilay lohahevitra dia hoe ireo lhl gasy manam-bady vazaha vhv dia mba manana fahalalana ny ankamaroany. Fa tsy midika akory izany fa hoe izy REHETRA.
Maro koa ireo vhv gasy manam-bady vazaha no manana fahalalana fa maro koa ireo izay tsy ampy fahalalana.[/quote]
Mba vakio tsara izay voalaza fa tsy mitovy ny hoe REHETRA sy hoe ny ANKAMAROANY na ny hoe MARO AMIN\"IZY IREO. Ary izaho koa tsy mifaninana fahalalana aminao.Fantatro ianao fa manam-pahaizana.
Ka raha tsy ao anatiny ianao dia tsara izany nefa aza adino fa misy maro any ho any hianjadian\'io tranga io.

Ny tena mahagaga ahy amin\'ny sasany aminareo dia hoe: Tsy zara aza ve mba misy olona mikaroka izany zava-mampalahelo izay miafina any an-tokatrano any izany??? Tsy zara aza ve misy olona sahy mamoaka izay zavatra tsy sahin\'ireo tsy manan-tsiny ireo lazaina eny imasom-bahoaka mba ahenoan\'ny tompon\'andraikitra ny feony???
Ary aza raisina hoe fanesoana na fanambaniana na filam-banona ny resaka toy izao fa raiso mba ho fanarenana sy ho fitadiavana hevitra ho azy ireo.
Ny ankamaroan\'izy ireo anie ka tsy hilaza na hitantara izany eto. Eny fa na dia amin\'ny namany aza dia maro no tsy hitantara satria menatra na koa matahotra ilay fanesona sy fosafosa...
Nefa kosa rehefa eo anatrehan\'ny olona(vahiny) neutre dia maro no mamoaka ny heviny. Ka tamin\'izany no nahazaona ilay valim-pikarohana.
Mbola averiko etona indray fa tsy hoe\" Specila Madagasikara no nanaovana ny fanadihadina \" fa avy amin\'ny firenena maromaro taty Afrika ka tafiditra tao i Madagasikara.
79. rakapy ( 29/11/2008 03:36)
Heidi, kotobekibo> Izay anie ilay izy e! tsy afenina na kombosina any fotsiny fa tokony aseho mba ahafantarana ny marina.Dia avy eo mitady ny vahaolana.
Ary ireo izay tsy mankasitraka ny fanehoana izany tranga izany amiko dia isan'ireo mpamono sy mpanabotry ihany koa.
80. sakaizakely ( 29/11/2008 11:01)
ntss

ko naninn tsy natao hoe maltraitance ny vhv no lohahevitra raha zany fa eo misavirivol fotsiny

sujet hafa be mitr tsy misy ifandraisany izany

marina tokoa fa an'ny vazaha ny azy manana structures isankarazany miezaka manampy sy mi informer ny rehetra, na resaka fahasalamana izany, na resaka droit, na resaka fanampiana ny tsy ampy fivelomana, tsy manana trano, fampitandremana fifamoivozana, ny consommation, ny fiarovana ny maltraitance ho an'ny vhv, ny ankizy, ny fampitandremana ny mety ho loza avy am internet etc... tsy ary tambo isaina

eo no mbola mampiavaka lavitra ny oul sivilizé sy ny mbola tsy am zany fa mifampitsingoloka resaka fotriny

ny maltraitance dia tsy avy am ny tsy fahaizan'ny vhv, na mety ho an'isany mi favoriser azy aza, fa misy koa vhv manampahaizana, miasa, manana plasy tsara eo am fiarahamonina sy ny fianakaviany, nefa ianjadian'ny herisetra sy ny manipulation'ny vadiny rehefa ao antrano, ary nefa manafina ny fahoriany am manodidina. Bedia be ny antony mahatonga ny fanafenana fa matetika koa miandry ny insupportable vo manakery hioitra le vhv, fa raha mandefa lavitra ny fieritreretana amin'io resaka io ianao dia tokony efa fantatrao izany

misy emission betsaka miresaka an'zany am fahitalavitra, bobaka koa ny boky mi traiter an'io, fa raha toa ka izay no lohahevitra naroso hatramboalohany de tsy ho nivika tam fitsikerana sy fanoharantena am maloto ny resaka

ankoatrizay hajao ny tenanao hanajan'ny hafa anao na dia toy izay aza no fahitanao ny tenanao dia aleo ho anao manokana izany, satria raha ianao ihany no manao ny tenanao ho tay de tsy tokony ho gaga ianao raha tsy hanaja anao ny oul :°) :°) :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5931