Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?

101. rakapy ( 30/11/2008 16:43)
Vaovao kely avy aty amin'ny mpilalao:

Ny acteur Sakaizakely (Tsy haiko loatra moa na actrice) dia tsy nan-drenesana vaovao hatramin'izao na mbola hi- jouer role amin'ity season 2 GLTHV.V ity na tsia.

I Ra XXX moa dia vao heno fa narary t@ glachole sy koka glasse ka dia nahiditra hopitaly ny andro io ihany.Mirary fahasalamana ho azy ny ekipa eto @ season 2 (GLTHV.V)

Ka nefa dia tsy misy tokony ahiana ny season 2 momba ity tantara ity.

Mankasitraka tompoko. TONGAVA MARO E!

Ika> fa angah novarotan'ilahy aortaboara efa masiso i XXX? :-D :-D :-D :-D
102. sakaizakely ( 30/11/2008 16:54)
kotobekibo:


PUB :
hiverina tsy ho ela ny tantara mitohy " Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv? " saison2 ,
Aza pihina ny PC-nao .

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/petit-mdr-168.gif[/IMG]


dia efa any ho any koa ny saison 3 vhv miaraka @ lhl bebide :-D :-D :-D :-D


103. heidi ( 30/11/2008 16:54)
danzzz be kou inge i ika raha hamelatr'entana e! nefa tsy mandoa pantanty izy manao an'io fa vao tonga ny be midina de mitsoaka :-D :-D :-D :-D
104. sakaizakely ( 30/11/2008 16:57)
heidi:
danzzz be kou inge i ika raha hamelatr'entana


hay vare e!:-D :-D :-D
105. rakapy ( 30/11/2008 16:58)
Misaotra anao nipoitra Ra Sakaizakely fa efa natahotra daholo ny spekta hoe nanao sambo niletika tany ianao nefa le film mlay be. Atombohy fa efa miandry ny pokona o^o
106. sakaizakely ( 30/11/2008 17:00)
de mba misy te hampmé oun :°) :°) :°)
107. heidi ( 30/11/2008 17:08)
nareo kou mampmé :-D :-D :-D


103. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 30-11-2008 17:57:45
Lohateny : Re : Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?
Hoy i heidi:
danzzz be kou inge i ika raha hamelatr'entana


hay vare e! :-D:-D:-D


Ka izany kou! raha alaina sary antsaina am hevitra hafa njay ny voalaza de hay va re! :-D :-D :-D :-D
108. sakaizakely ( 30/11/2008 17:13)
heidi> ka zay le zatra manodindresaka :-P :-P :-P :-P
109. Papoose ( 30/11/2008 20:48)
sitlo:

sao de efa lasa tsy mahay manavaka ny miady hevitra sy mifanditra intsony aza enao satria zatra nila vaniny rehefa mi forum?
sure ve ianao fa fanontaniana tsotra no napetrakao sa
Fanontaniana ohatra izao tsy mendrika ny ho valiana akory.:°)



:-D :-D aza valiana fotsiny raha hitanao fa tsy mendrika aminao aza eee!!not a pbm mr. sitlo! :wink: :-*
110. Papoose ( 30/11/2008 20:49)
za mba te hanao VOLATIANA @ le pizody manaraka ohhh!!!! aiza i IAVOKO e! :-D
111. rakapy ( 01/12/2008 01:00)
:roll: :roll: :roll: :roll: Tssssss....! toa tsy misy action firy le season 2 ko!!! Avereno nama ny volanay nigraobaka !!! :-D :-D :-D :-D
112. ikaretsaka ( 01/12/2008 05:14)
Aiza le vadimbazaha hanao action fa tssss
113. sakaizakely ( 01/12/2008 08:40)
zany oun é, misamerda ny pokona fa tsy misy atao de miandry aksion

asivo aksion zany, de alefaso kou ny bizna silipondehilahy

114. naughtyboy ( 01/12/2008 10:19)
drama ko zany ato zany nefa tsisy ainga ...=))
sakaizakely>ra misy boxer any de lazao fa liana ny bandy tsy miditra loatra @ le silipo :-P
115. heidi ( 01/12/2008 12:48)
naughtyboy:

drama ko zany ato zany nefa tsisy ainga ...=))




:-D :-D :-D
116. sakaizakely ( 01/12/2008 14:31)
naughty> misy mbola tsy manana ka mila fikarakarana na slipo na boksera :-P :-P :-P :-P
117. ikaretsaka ( 01/12/2008 15:57)
ze vadimbazaha ato aoka hahatsapa tena ooo miakara @ ring o
118. ni81 ( 01/12/2008 16:48)
Ary raha célibataire ve mahazo miakatra @ ring sa tsia? :-D :-D :-D na koa raha manambady tavaratra :lol: :lol:
119. ikaretsaka ( 01/12/2008 18:13)
ze tsy manambady gasy miakara aby o :wink:
sahifa mijoro fa samy nataom..... mbadiny euh...... :-D :-D :-D :-D
120. rakapy ( 01/12/2008 19:51)
Hoy sakaizakely
misy mbola tsy manana ka mila fikarakarana na slipo na boksera

de alefaso kou ny bizna silipondehilahy



=)) =)) =)) =)) Kay vareee kakay tsy vita t@ ilay resaka slipo no ao ambadik'ilay resaka teto e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4008