Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana

81. ni81 ( 08/11/2008 16:12)
hoy ssendra
ary aza mamely akaiky am lay 5en 1 ah!
:-D :-D kay tokoa moa!

hoy fahama
ka ni bako mpitsongo dia kouh...
ka ny fahamarinana no notadiavina dia mba hita ihany e! :lol: :lol:

hoy i sakaizakely
ni> hahaha za anisany
fa efa mazava ané oà e, zany oé, la ressemblance n'est pas flateur
tsy possible intsony ny anafangaro anareo roa ka raha tsy manao mitarazoka fiteny njy aaaaaaaaaaaaaaaaa
tsara rehefa mazava e! tsy ilàna :idea: intsony :-D
82. diamondra27 ( 09/11/2008 12:24)
ni81: de efa nahazo namana tsara ndry zany zao ve
sakaizakely ; hahahaha ndry koa aza miseho milay eo an , zay moa le filazany sasany andry, tsy matiko lolo le expression
efa we milay fa tsy miseho milay , casseeeeeeeeeeeeeeeeeeee :-D :-D :-D
83. ni81 ( 09/11/2008 12:50)
ni81: de efa nahazo namana tsara ndry zany zao ve
efa nahazo ka! :lol: :lol: ilay komisera iny no namako teto voalohany :-D :-D fa zany akory tsy midika fa hoe tsy namako ianareo sisa rehetra an! namana daholo e! :-* :-*
84. ssendra ( 09/11/2008 13:04)
:-D :-D :-D :-D KOMISERA AZA tsy hita tsony ndray zao fa asa varina am inona
85. Noue ( 09/11/2008 13:06)
atchoummmmmmmmmmmm ! k'letia eeeeeeeee ! tena nihevona be aho io aaa :-D :-D :-D :-D fa tsy nanao teleportation eeeeee :-D :-D :-D :-D :-D
86. ssendra ( 09/11/2008 13:13)
tongasoa ato am diniky ny 5en 1 i noue :D
87. Noue ( 09/11/2008 13:22)
ssendra:

tongasoa ato am diniky ny 5en 1 i noue :D
mciii eeeee ! k'letia eeeee ! inona indray ity 5 en 1 ity ry ssendra aaa !


:-D :-D :-D :-D :-D :-D tokony mihevona in-5 zany ve aho eee ???? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
88. ssendra ( 09/11/2008 13:25)
ô ry noue ah! misy aza manana 20en 1 ngamba :^)
89. ni81 ( 09/11/2008 14:24)
KOMISERA AZA tsy hita tsony ndray zao fa asa varina am inona
sahirana manomana ny fetin'ny faran'ny taona angamba izy e! na mbola misy fitsongoana dia goavana atao any ho any :-D :-D
90. ssendra ( 09/11/2008 14:30)
SAHADY VE?????? :roll: :-D
91. ni81 ( 09/11/2008 14:36)
SAHADY VE??????
Iza no mahalala moa !
92. ssendra ( 09/11/2008 15:04)
mety mbola nampaniry volo ndray zay! hampitahorina ny ankizy am noel :-D
93. ni81 ( 09/11/2008 15:53)
mety mbola nampaniry volo ndray zay! hampitahorina ny ankizy am noel
na ny lehibe aza mety hatahotra raha mitovy @ lay kidoropamba ato iny koa! =)) =))
94. tess ( 09/11/2008 16:18)
:-D :-D :-D :-D ydy reussi lay degizimà :-D
95. sakaizakely ( 09/11/2008 18:24)
ssendra:
tongasoa ato am diniky ny 5en 1 i noue :D


:°) :°) :°) :°) :°) :°)
96. fahamarinana ( 12/11/2008 18:20)
:arrow: sakaiza (l) : :-D
ni sy ssendra : ratonga mbola mampaniry volo tsi11 fa ho avy ny faran'ny taona.(l)
97. ni81 ( 12/11/2008 18:26)
ni sy ssendra : ratonga mbola mampaniry volo tsi11 fa ho avy ny faran'ny taona.
=)) =)) =)) lafo be ny mampaniry volo an!
98. kotobekibo ( 15/11/2008 13:32)
Les vrais amis viennent dans les bons moments quand on les appelle , et dans les mauvais... ils viennent d'eux même .
8)
99. gasyjean ( 18/11/2008 13:07)

Mpamaky : 278

Ahitsio


Iza moa no atao hoe namana?
Inona no hilana namana ?
Mahasoa ve ny namana?
Inona no maha namana ?

Ny namana dia ireo olona
Mikely aina sy mitolona
Manao 'zay hahafaly anao
Amin'izay zavatra atao

Ny namana dia famonjena
Mitsinjo anao raha sendra lena
Mamonjy anao tsy miady varotra
raha sendra tojo zava-tsrotra

Ny namna ihany koa
dia mety ho ratsy loha
Dia ny namana mpamitaka
'Ilay mahavoa dia misitaka

Ny atao hoe tena namana
Mahita ny fahasahiranana
Miara mizaka ny alahelo
Mamboraka tsiambaratelo

Ny namnana dia eo akaiky
Mahay mandà sy manaiky
Manapa-kevitra sy manontany
Mihevitra ny tsara hatrany

Ny namana dia hatokiana
Hizara hatrany ny hafaliana
ny namana dia zava-tsoa
Nomen'ilay Ray tsitoha.

100. ni81 ( 18/11/2008 13:32)
misaotra fa tsara ary ampy hisaintsainana ilay tononkalo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2333