Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana

101. haritianah ( 19/11/2008 09:40)
gasyjean : misaotra anao namily ny resaka ho eto @ sujet namana fa efa tean lasa nibirioka lavitra ny resaka.
Misy milaza mou fa aleony minamana @ namana lhl tahaka izay namana vhv, mitovy fa ts sahala ireo.
Maita ao ary betsaka ny lhl mifosa ary manalabaraka mihintsy, tsis ts mahafantatra izay resaka ataon'ny vhv namany azy nefa mba mieritreritra lé vhv owé namana izarany ny halaelony sy izay mahafinaritra azy lé lhl.
Vao dila lé vhv dé lasa izy mits no mi kozy any @ lé bandy miaraka @ lé vhv owé zao sy zao no adin'iny sipan là iny fa mailo alà.Nefa amin'io lé bandy mba tena cofindent n'ilay sipa an.
Na kou lé bandy lazaina fa owé namana io no manaparitaka @ sipa rehetra izay zvtr mba confié na aminy.
Donc na lhl na vhv mailo ihany refa isafidy namana fa io tsis owé aleo minamana @ lhl fa ny vhv ts loza.
102. kotobekibo ( 20/11/2008 19:20)
gasyjean:


Iza moa no atao hoe namana?
.......
ny namana dia zava-tsoa
Nomen'ilay Ray tsitoha.




mahavoa kosa élah an! milay less
;-)
103. Papoose ( 25/11/2008 03:04)
kotobekibo:

Les vrais amis viennent dans les bons moments quand on les appelle , et dans les mauvais... ils viennent d'eux même .
8)


zay ange no mampilay an le conference call tsika e!! :-D :-D
104. kotobekibo ( 27/11/2008 20:18)
Donc na lhl na vhv mailo ihany refa isafidy namana fa io tsis owé aleo minamana @ lhl fa ny vhv ts loza.


tena marina izany ary za sahy milaza fa bdb ny bandy ref tafaraka samy bandy iny , tena b tantara sy dedaka @ izay nataony t@-na sipa iray sy ny momba ilay sipa .

Papoose > :-D :-D :-D
105. ni81 ( 27/11/2008 20:32)
tena marina izany ary za sahy milaza fa bdb ny bandy ref tafaraka samy bandy iny , tena b tantara sy dedaka @ izay nataony t@-na sipa iray sy ny momba ilay sipa .
tena misy manao izany mihitsy ary mamorona sy mampitombo aza ny sasany :lol:
106. kotobekibo ( 27/11/2008 21:28)
Tsy azoko mihitsy ry zalahy hoe efa teo ihany no niala d manaratsy ery :? :?
107. kelly13 ( 28/11/2008 19:04)
fierté masculine mal plcée ozy za
108. fahamarinana ( 28/11/2008 19:12)
:arrow: dia ny any sipa ndray atsaraina fa iza no hitantara hoe ratsy iny !! :wink: vazivazy sao aviavy eo daholo ny vehivavy... :°) (l)
109. ni81 ( 28/11/2008 19:18)
dia ny any sipa ndray atsaraina fa iza no hitantara hoe ratsy iny !! vazivazy sao aviavy eo daholo ny vehivavy..
matahotra angeredona ka njy? hahahahaha.
110. fahamarinana ( 28/11/2008 19:23)
:arrow: misy 1 atahorako zay fa somary masikasika zay ndraindray anaty dinika any... :{ (l)
111. ni81 ( 28/11/2008 19:27)
misy 1 atahorako zay fa somary masikasika zay ndraindray anaty dinika any..
. :-D :-D alazao @ bebide anaovany azy e
112. kelly13 ( 28/11/2008 19:31)
iza zany masikasika zany ndray ry fahamarinana, mba bitsio iany fa sao d mijabaka @ klôty tsy antonona eo za d mahazo felaka b eo, mdrrrrrrrrr
113. ni81 ( 28/11/2008 19:36)
:-D :-D :-D
114. fahamarinana ( 28/11/2008 19:49)
:arrow: eo dia misikotra daholo reto... :-P (l)
115. ni81 ( 28/11/2008 20:02)
eo dia misikotra daholo reto...
zà tsy nanontany fa mi :-D :-D fotsiny koa
116. kelly13 ( 28/11/2008 20:55)
za manontany ka :-D d mba valio kosa klou e :-P
117. kotobekibo ( 28/11/2008 23:36)
ni81:

misy 1 atahorako zay fa somary masikasika zay ndraindray anaty dinika any..
. :-D :-D alazao @ bebide anaovany azy e


Tsy amiko no tokony alaza fa @ bibidia , za tsy mihinana fa mahapotsitra kosa klou e! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4257