Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana
61. ni81
(
06/11/2008 06:04)
mahafinaritra ahy ny manadala any ni ....ohatran'ny tonga tokoa dia zà foana no mamaly aloha o !Fa samihafa zahay roa fa tsy ps n'olona 1 akory.:lol: :lol: Tsy 2 en 1 akory ireo fa sao indray tsy mazava an! :-D :-D
62. sakaizakely
(
06/11/2008 09:54)
ni> nihamazava miandalana ihany fa tsy 2 en 1 nareo sy Noue ka
Za koa isan'ny nanana ahiahy tam volou :roll: :roll: :roll: :roll:
Za koa isan'ny nanana ahiahy tam volou :roll: :roll: :roll: :roll:
63. ni81
(
06/11/2008 10:50)
ni> nihamazava miandalana ihany fa tsy 2 en 1 nareo sy Noue ka:-D :-D :-*
Za koa isan'ny nanana ahiahy tam volou
64. vale
(
06/11/2008 12:39)
azafd alou fa otrany oe le oul tia manaratsy oul reny aho ny fandraisako ity voalazan'i tess ity:
izaho miteny oe tsy nilaza izanytamiko mihintsy indry,:roll:.. ary ny voalaza oe> "izaho mitantara atsanga" tsy atsanga mihintsy ary tsy fombako koa izany, ny disadisa mitranga aza efa tsy hitako izay hannaovana azy ve d mbola hamorona hitady problem indray aho. borkeko eo fa sao miitatra zvt hafa indray, aleo koa ny oul hidinika am-pilaminana sao hitombo eto koa ny fanenjehana ahy. :-P :wink: :wink:
sadyefa nazavaiko andry tsara hoe tsy marina zany de aty aorina be mbola maheno
izaho miteny oe tsy nilaza izanytamiko mihintsy indry,:roll:.. ary ny voalaza oe> "izaho mitantara atsanga" tsy atsanga mihintsy ary tsy fombako koa izany, ny disadisa mitranga aza efa tsy hitako izay hannaovana azy ve d mbola hamorona hitady problem indray aho. borkeko eo fa sao miitatra zvt hafa indray, aleo koa ny oul hidinika am-pilaminana sao hitombo eto koa ny fanenjehana ahy. :-P :wink: :wink:
65. ni81
(
06/11/2008 12:49)
vale a! raha misy mbola fifanazavana tianareo roa atao, dia alefaso any @ hafatra manokana akia a! zay no hitako fa mety e! :-* :-*
66. diamondra27
(
06/11/2008 15:06)
fahamarinana: tena tsy afaka tokoa nga ndry am le 15 akia,
tsy voatery hoe handihy ange indry e fa mihaona fotsiny sy misakafo dia avy eo tohizana any an-trano akia le fety a.
ssendra: domazy akia ndry tsy mahalala an'i faha fa oul be vanitika be io a sady rehefa miteny allemand zay izy tena mahafinaritra be ny miresaka aminy
:wink:

67. ssendra
(
06/11/2008 16:09)
diamondra: hihihihi! mbola ho hitako indray andro any e! afaka miaona manao toy ilay niaraka tam angie sy ny tariny e! :wink:
ô ry vale ah! inona ihany aza ity 8) :-D efa hoe any am dinika fa zà tsy hanohy eto tsony ny ranomainty ny sasany efa manararaopaty be ndray matsy tetsy ambony tetsy hahahahaha rehefa hatao tsy arakarakio fa tsy miala tsiny am tess fa miala tsiny am vahoaka hihihih

60. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 06-11-2008 07:04:58
Lohateny : Re : Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana
Voalaza teo :
mahafinaritra ahy ny manadala any ni ....ohatran'ny tonga tokoa dia zà foana no mamaly aloha o !Fa samihafa zahay roa fa tsy ps n'olona 1 akory.
Tsy 2 en 1 akory ireo fa sao indray tsy mazava an!
68. ssendra
(
06/11/2008 16:11)
60. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 06-11-2008 07:04:58:-D :-D :-D :-D :-D tena nino be zahay retra e! fa ratonga no niteny tamiko hoe tsia tsia tsia :-D
Lohateny : Re : Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana
Voalaza teo :
mahafinaritra ahy ny manadala any ni ....ohatran'ny tonga tokoa dia zà foana no mamaly aloha o !Fa samihafa zahay roa fa tsy ps n'olona 1 akory.
Tsy 2 en 1 akory ireo fa sao indray tsy mazava an!
69. ni81
(
06/11/2008 17:21)
tena nino be zahay retra e! fa ratonga no niteny tamiko hoe tsia tsia tsia=)) =)) misaotra azy ihany aho ka! mbola nisy tsy nety nino aza ange hono tany e! afa-baraka aho marina moa :-D
70. ssendra
(
06/11/2008 17:52)
:-D :-D :-D saika rangitra taminy mitsiny aho fa mandà be izy ankitsirano be zao hihihih
71. ni81
(
06/11/2008 18:00)
saika rangitra taminy mitsiny aho fa mandà be izy ankitsirano be zao hihihihhay indry mihitsy no tena nanizingizina tsy nino ny nambarany tao an :evil: :-D :-D toy ireny komisera ireny mihitsy ny fomba fanontaniany ange e (manodina fanontaniana fa sao zà nandainga =))) ary tsy 2 en 1 ilay nanontaniany fa 5 en 1 mihitsy aza knou! aoka retany fa tsy zà velively zany kala izany an =)) =))
73. fahamarinana
(
07/11/2008 05:11)
:arrow: ary kay nisy tantara be tao fa tsa henonay ry ni an.....
diams : tsy afaka mankaiza aky fa mitaiza hono a...fa tsy maintsy mbola ho avy e . :-* (l)
diams : tsy afaka mankaiza aky fa mitaiza hono a...fa tsy maintsy mbola ho avy e . :-* (l)
74. ni81
(
07/11/2008 06:09)
ary kay nisy tantara be tao fa tsa henonay ry ni an:-D :-D efa nilamina akia ry fahama a! nanao ny asany tsara tokoa ny komisera ratonga; ary tsy 5 en 1 aho akory fa aza matahotra e! :-*
75. fahamarinana
(
07/11/2008 06:24)
:arrow: ka na firy moa akia njy na iray fa rehefa soa ny fiarahantsika dia ampy ahy zay...Ary nanitatra fianarana polisy lavitra i commissaire ratonga an.. :-D (l)
76. ssendra
(
07/11/2008 06:31)
ni81:
ary kay nisy tantara be tao fa tsa henonay ry ni an:-D :-D efa nilamina akia ry fahama a! nanao ny asany tsara tokoa ny komisera ratonga; ary tsy 5 en 1 aho akory fa aza matahotra e! :-*
ary aza mamely akaiky am lay 5en 1 ah!
:-D :-D :-D :-D ny ahy tsy miafina na 5 en 1 aza tsy misy fanafangaro oul hafa afa tsy izaho ihany todé kobo n'i ni foana :-D
79. ni81
(
07/11/2008 06:41)
ka na firy moa akia njy na iray fa rehefa soa ny fiarahantsika dia ampy ahy zay...Ary nanitatra fianarana polisy lavitra i commissaire ratonga an..ka ny olana ange tsy ilay mahafiry na firy izay akory fa azo atao e! fa izao: nisy olana goavana hono t@ izany fotoana izany nataon'ilay olona, dia rehefa tonga teto @ sera² aho dia mitovy mihitsy ny zavatra ataoko eto @ sera² sy io olona io (araka ny nambara ahy), dia ny maro nihevitra fa hoe: ao ilay olona taloha iny fa niova ho ni81, namadika palitao fotsiny ary 5 en 1 mihitsy... :lol: izay ilay izy fa soa ny fiarahantsika e! :-D
80. sakaizakely
(
08/11/2008 07:46)
ni> hahaha za anisany :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
fa efa mazava ané oà e, zany oé, la ressemblance n'est pas flateur
tsy possible intsony ny anafangaro anareo roa ka
raha tsy manao mitarazoka fiteny njy aaaaaaaaaaaaaaaaa :-D :-D :-D
fa efa mazava ané oà e, zany oé, la ressemblance n'est pas flateur
tsy possible intsony ny anafangaro anareo roa ka
raha tsy manao mitarazoka fiteny njy aaaaaaaaaaaaaaaaa :-D :-D :-D