Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana
21. ni81
(
05/11/2008 12:19)
ka marina anie,mbo te ahita an'i tess aho,diam's efa hitako,mbo te hanatrika ny fetin'ny sera....aza mba saro-kenatra ihany fa tsy mahita ny hitan'ny olona...=)) =)) =)) ka samy jamba ve no hifampitantana ary e! izaho aza tsy mahalala na iza na iza afa-tsy t@ sary knou! fa misy namana telo izao mba fantatro hatramin'ny feony ((tamin'ny phone fotsiny). Hatraty io henatra io e! Be resaka eto sady mpivanitika, fa rehefa mihaona mikatona ny vava hihi.
ihomehezanjy fontsiny aho fa ampaherezo moa !!!
22. xxx
(
05/11/2008 14:23)
ilay fangalam-piery no tena danza! mody namana androany ary rahampitso dia tsy nisy hatr@ tel.... :-D :-D :-D :-D
23. vale
(
05/11/2008 14:53)
ZA tsy manana namana ato. Ny atntsoiko oe Namana dia olona hifampizarana ny rehetra, olona azo atokisana ary matotra. Kanefa mifanohitra amin'izay no hitako. Efa nisy ihany koa Namana izay noeveriko fa tena Namana tato, anefa rehefa aty am dinika tsy manao afatsy ny mamadika, sy manaratsy an-kolaka, aleoko tsy misy. Mbola eo am-pitadiavana namana aho izao, namana azoko atokisana sy tsy mamadika, ary tsy tia kiresadresaka sy fosafosa. Halaviriko lavitra ny ahy izany oe hiady saritaka am resaka lehilahy izany, hoy tess, oe nisy namana tezitra fa nanoratra tany am sipany i tess, iny angamba ilay lelahy no fôpla, na koa le mpanoratra fa ny oul tsy azo sakanana am ny vavany! Alohan'ny hanao acte iray dia dinihana tsara aloha ny mety ho conséquence-ny avy eo, satria ny resak ahono raha fohy ka manan'elatra ary ny oul tsy azo sakananao tsy hiresaka fa ianao no mila mitandrina amin'izay ataonao, sy mi-assume fa tsy andeha hanaratsy ilay oul oe za ono nanoratra tatsy sy taroa eee, sns, mahatonga ady io. Mialoha ny hanao zavatra dia efa eritreretina ny mety ho conséquence-ny rehetra. Tsy mora ny mitandro fihavanana io, fa mila fitandremana hentitra. Izaho manokana aloha raha vao namana tsy matotra sy tia miresak any hafa dia Via!! :^) :^) :^)
Minamana @ lehilahy no hitako fa azo antoka sady tsy mamitaka no tsy mamadika fa ny vehivavy be resaka, tsy miaraka amiko ihany koa ny oul be resaka satria tsy mitovy am longuer d'onde-ko. Aleoko tsy misy, hoy ilay dadatoanay izay oe " Ny olona any rehefa be resaka dia lainga ny ampahatelon'ny lazainy eee, tiany loatra ny miresaka io ka farany mamorona rehefa tsy mahita holazaina.
Amiko ny oul hiresahako tsy azoko atao oe namana, amiko izany namana izany, azo atokisana ary hitantaraina ny mamy sy ny mangidy ary eo foana na mora na sarotra, izay tsy mbola hitako tato aloha h@ izao :!:
Minamana @ lehilahy no hitako fa azo antoka sady tsy mamitaka no tsy mamadika fa ny vehivavy be resaka, tsy miaraka amiko ihany koa ny oul be resaka satria tsy mitovy am longuer d'onde-ko. Aleoko tsy misy, hoy ilay dadatoanay izay oe " Ny olona any rehefa be resaka dia lainga ny ampahatelon'ny lazainy eee, tiany loatra ny miresaka io ka farany mamorona rehefa tsy mahita holazaina.
Amiko ny oul hiresahako tsy azoko atao oe namana, amiko izany namana izany, azo atokisana ary hitantaraina ny mamy sy ny mangidy ary eo foana na mora na sarotra, izay tsy mbola hitako tato aloha h@ izao :!:
25. tess
(
05/11/2008 16:52)
Ny tena namako nolazaiko anareo tery ambony dia efa tsy antsoina intsony aza hoe namana satria lasa anadahy ny iray,ary rahavavy ny iray.Efa lasa fianakaviana tanteraka
ka io indrindra e! azoko ampidirina antrano sy azoko hidirana antrano...
mifampizàra ny hafaliana sy ny fahoriana sns.... HUMMMMM! tsy misy fitaka na ny kely aza.... :P
26. tess
(
05/11/2008 17:00)
vale: le mal est fait.....Namako itakisako i kelly13 namana niara nialalao hatry ny mbola kely, mino aho fa tsy mandainga izy, ilay namana fopla nolazaiko io tsy manonona anarana aho fa izy en personne no nitantara nametaka etikety ah ahy tany am kelly, aleo izy ho tonga eo hilaza hoe marina izany :P
raha misy tiana resahina dia au moins manoratra any amiko lay namana fopla...
TORAKIZANY koa ilay mody hoe andefasako ny sariko ianao, anefa sarin'oul no natao montazy miaraka am sariny ve dia rehefa niitatra ny afera dia izaho no nanariana ny rihitra hoe i tess no nanaparitaka satria izy mitsy no nandefasako io sary io tsssss aza mba tsotra ihany mais bon ohatra fotsiny ireo.....MIANGAVY AN'i vale aho tsy hanangan'ady eto fa hanitatra fa hanoraty any am nomenjara aho any mifandamina fa samy leo ....
IZAHO TSY nanonona ps anefa tetsy ambony fa i vale nanonona ny ps-ko donk mi adressée ahy ok! ;-)
raha misy tiana resahina dia au moins manoratra any amiko lay namana fopla...
TORAKIZANY koa ilay mody hoe andefasako ny sariko ianao, anefa sarin'oul no natao montazy miaraka am sariny ve dia rehefa niitatra ny afera dia izaho no nanariana ny rihitra hoe i tess no nanaparitaka satria izy mitsy no nandefasako io sary io tsssss aza mba tsotra ihany mais bon ohatra fotsiny ireo.....MIANGAVY AN'i vale aho tsy hanangan'ady eto fa hanitatra fa hanoraty any am nomenjara aho any mifandamina fa samy leo ....
IZAHO TSY nanonona ps anefa tetsy ambony fa i vale nanonona ny ps-ko donk mi adressée ahy ok! ;-)
27. tess
(
05/11/2008 17:01)
aleo averina am loniny eto fahamarinana ah!
namana toy inona aloha no tian'i fahamarinana fa sao tsy tafiditra anisany aho :wink: :-D
namana toy inona aloha no tian'i fahamarinana fa sao tsy tafiditra anisany aho :wink: :-D
28. vale
(
05/11/2008 17:30)
.....MIANGAVY AN'i vale aho tsy hanangan'ady eto fa hanitatra
tess, nonnnnnnnn, tsy izany ny antony resako fa le hevitra voalazandry no naovaliko. Ka nanana namana izay aho tato fa tena izany no atao oe tsy miresaka izy raha tsy hiresak'oulona, de tena talentany le mamorona an, de faly sy mibitaka ery izy rehefa misaritaka ny olona.ary amporisihany enao hiady am le oul de izy faly sy mibitaka avy eo, mody mitaraindraina be sns ny fanaony. hay izy ity mamorona sy mi-jouer victime,namana hafakely.rehefa tsy mamporisika anao izy de mamadika resaka any aman'oul, izy io izany a natokisan'oul nandefasany sary, de izy no nanaparitaka lay sary ary rehefa tratran'ny tompon-tsary izy fa namadika ny tompon-tsary de navadiny tamiko lay izy oe nanin no naparitaka, zaho ve mahalala?humm..ary ohatry ny tsy de normaly koa io le namako io raha ny fahitako ny fihetsiny na izy mihintsy no naman-dratsy, farany de nadaboko fa victime foana ny tenako isaky ny mihetsika. de ny tena fopla Izy no manao le raha de lazainy fa enao de avy izy hampita indray fa oe i ranona, mandoza !!!tssss
29. xxx
(
05/11/2008 17:35)
MIANGAVY AN'i vale aho tsy hanangan'ady eto
IZAHO TSY nanonona ps
ary izy raha hanatsikanfodresaka mahay a! dia mody milaza fa tsy nitonona ps :lol:
iza anefa no tsy maharaka ilay ol resahana eeee, fa rehefa tamy lay ol de mody fanina aa
tsisy zay tsy mahalala ny tantaranareo naposaka teto ka aoka tsy hanatsikafondresaka isakizay mihetsika fa mankaleo eee. c'et toujour le mêm refraim
Mody madio kanefa manao adin'ny mpiady antsena ihany. Manajà tena :-@
30. ssendra
(
05/11/2008 17:55)
vale: aleo any am hafatra...FA MISY NY mpananararao-paty sahady io ambony io..... NY resaka sary efa tsy koi fa la farany io ....TENA tssssss
lazaindry fa mpamely tsaho indray i kelly kanefa aiza no nahafantarany ny resakareo mitsamy tany raha tsy nitantara...
ALEO ANY am hafatra hoy aho fa ny mpanararaopaty mandreraka....
lazaindry fa mpamely tsaho indray i kelly kanefa aiza no nahafantarany ny resakareo mitsamy tany raha tsy nitantara...
ALEO ANY am hafatra hoy aho fa ny mpanararaopaty mandreraka....
31. ssendra
(
05/11/2008 18:23)
iny angamba ilay lelahy no fôpla, na koa le mpanoratra fa ny oul tsy azo sakanana am ny vavany! Alohan'ny hanao acte iray dia dinihana tsara aloha ny mety ho conséquence-ny avy eo, satria ny resak ahono raha fohy ka manan'elatra ary ny oul tsy azo sakananao tsy hiresaka fa ianao no mila mitandrina amin'izay ataonao, sy mi-assume fa tsy andeha hanaratsy ilay oul oe za ono nanoratra tatsy sy taroa eee, sns, mahatonga ady io. Mialoha ny hanao zavatra dia efa eritreretina ny mety ho conséquence-ny rehetra. Tsy mora ny mitandro fihavanana io, fa mila fitandremana hentitra. Izaho manokana aloha raha vao namana tsy matotra sy tia miresak any hafa dia Via!!
an a na ka! i vale en personne no nitantara tam kelly fa tsy ilay naman'i vale bandy fopla akory no nitantara tetsy sy teroa? AIZA moa no hahalalan'ni kelly ny resaka efa taloha tany raha tsy i vale no nitantara antsanga taminy...
INDRY I hany no mahalala izay noresahandry taminy.....FA IZY tsy handainga amzany aloha ary itokisakon notsy hamorona .Azon'i vale ve????
ny maha mpinamana ahy sy kelly no nahatonga azy hanotany ahy hoe marina ve ky zany, izany no maha mpinamana soa fa nanotany izy .....NISY nahafatarako ny resaka nataon'i vale tany...
DE valio ary amzay....
32. xxx
(
05/11/2008 18:24)
ALEO ANY am hafatra hoy aho
ka izao no tokony natao izay ela izay :lol:
borikeo any tokoa ny resaka mba hilamina
MISY NY mpananararao-paty
misy faty ol angaha moa eeee
kate hiady ampahibemaso eo dia mahagaga ve rehefa miteny ny ol hoe leo ?
------------------------------------------------------
Ni a
miala tsiny aki fa nibirioka kely ah
tsetsatetsa tsy aritra fotsiny ^:^ ^:^
efa vita hono zany ny resak'izy sy vale
34. ssendra
(
05/11/2008 18:29)
xxx: tena nitomany mitsy aho wa! :snif: :snif: :snif: ouinnnnnnnn! :-D :-D :-D de faly izany izao...... :{
36. ni81
(
05/11/2008 18:45)
Ni atsara rehefa milamina ka! :)
miala tsiny aki fa nibirioka kely ah
tsetsatetsa tsy aritra fotsiny
efa vita hono zany ny resak'izy sy vale
37. xxx
(
05/11/2008 19:16)
FA MISY NY mpananararao-paty sahady io ambony io
Fombany io e! mitsitapy indray angamba ny rano mainti-ny dia manararaotra.
Saribmavy. :)
40. ssendra
(
05/11/2008 19:51)
hay mo indry ry ni no nampiditra dinika fa tsy i fahalmarinana, afangaroko foana nareo roa ..... :-P