Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana

41. ni81 ( 05/11/2008 19:56)
hay mo indry ry ni no nampiditra dinika fa tsy i fahalmarinana, afangaroko foana nareo roa .....
tsy misy olana ka! :-D :-D
42. ssendra ( 05/11/2008 19:59)
K a nareo roa otran'ny kambana izany mifanarakaraka eny foana hihihihi
ita mitsy hoe mifandray ny onde ary tsy misy olona raha minamana :^) :-D
fa tena marina io arangaroko foana :-P
43. ni81 ( 05/11/2008 20:09)
K a nareo roa otran'ny kambana izany mifanarakaraka eny foana hihihihi
ita mitsy hoe mifandray ny onde ary tsy misy olona raha minamana
fa tena marina io arangaroko foana
:lol: :lol: raha toa mifangaro aza izahay @ zavatra tsara, dia tsy olana mihitsy! fa raha afangaro(nareo) @ olona manao zavatra tsy ara-drariny aho dia izay vao mety ho :evil: :evil: :-D
44. ssendra ( 05/11/2008 21:07)
aza mba tratran'ilay olona mpisandoka ho indry am ratsy marina fa ts y mamely...ENGA ANIE mba tsy ho hisy misy mahay an'io mitsy ka! :wink:
45. ssendra ( 05/11/2008 21:11)
18. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 05-11-2008 13:02:39
Lohateny : Re : Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana
ka marina anie,mbo te ahita an'i tess aho,diam's efa hitako,mbo te hanatrika ny fetin'ny sera....aza mba saro-kenatra ihany fa tsy mahita ny hitan'ny olona...
ihomehezanjy fontsiny aho fa ampaherezo moa !!!


ary tsy hitako ity an! mitongava am annif ny sera na 1h fotsiny e! any amiaona miaaraka am diam raha tsy misy ny sampona :°)
hitako eo mou zany raha be vanitika :^)
46. ssendra ( 05/11/2008 21:14)
ni81:

ka marina anie,mbo te ahita an'i tess aho,diam's efa hitako,mbo te hanatrika ny fetin'ny sera....aza mba saro-kenatra ihany fa tsy mahita ny hitan'ny olona...
ihomehezanjy fontsiny aho fa ampaherezo moa !!!
=)) =)) =)) ka samy jamba ve no hifampitantana ary e! izaho aza tsy mahalala na iza na iza afa-tsy t@ sary knou! fa misy namana telo izao mba fantatro hatramin'ny feony ((tamin'ny phone fotsiny). Hatraty io henatra io e! Be resaka eto sady mpivanitika, fa rehefa mihaona mikatona ny vava hihi.



:-D :-D :-D fatako io oul niresaka tam fone io e! hummmmmm asa na efa nandalo tonelina izy izay :-D :-D :-D :-D misy sarokenatra ve otr'ahy e! anefa aho mba mpande fetin'i sera na dago na parisy :°)
i ni nge de neveriko fa i noue mitsy e! :-D :^)
47. vale ( 05/11/2008 21:17)
ssendra:

vale: aleo any am hafatra...FA MISY NY mpananararao-paty sahady io ambony io..... NY resaka sary efa tsy koi fa la farany io ....TENA tssssss
lazaindry fa mpamely tsaho indray i kelly kanefa aiza no nahafantarany ny resakareo mitsamy tany raha tsy nitantara...
ALEO ANY am hafatra hoy aho fa ny mpanararaopaty mandreraka....


xxx: mdrrrr
tess, an3 tsy izany ka fa noeveriko ho nitatra be lay izy. de zao koa na niteny aza aho oe ny lhl misy koa ny tia resak'oul ,de io porofo , te ho bob, sy te hilay ngamba.
48. vale ( 05/11/2008 21:19)
na niteny aza aho oe ny lhl matotra, izay ny tiko tenenina a, fa diso aho, fa fombandreo io an, te hizesta ngamba eee.mdrrr
49. ssendra ( 05/11/2008 21:20)
ka na lay lhl bob aza tsy niresaka tamiko na indrepaakory hoe miseo milay izy...FA LAY ETIKETY napetaka tandamosiko no tsy reviko alors ke je suis loin de ça fa oe aza tohizana eto tsony fa ny mpanararaopaty faly ery ....vao misy otrzao dia iny no mpoitra avy any manapatra ny daniny dkibony, :-D :-D :-D
50. ssendra ( 05/11/2008 21:22)
vale:

na niteny aza aho oe ny lhl matotra, izay ny tiko tenenina a, fa diso aho, fa fombandreo io an, te hizesta ngamba eee.mdrrr
izy mizesita tany amindry tsy ahoako wa! fa indry mitsy lay niresaka tam ankizy anefa tsy marina no tsy reviko no confirmer ndry lay izy....


51. vale ( 05/11/2008 21:38)
i vale en personne no nitantara tam kelly

tess marina io aloha, ary vao niseho le resaka de tonga de azoko oe iza, satria ts fombako ny manaparitaka resaka , ary le resaka :momba ny fiainako ho avy, sy momba le "oul" Tsy nisy endrika fanaratsina mihintsy ..raha toa ka izay no noeritreretin'i tess.
52. vale ( 05/11/2008 21:41)
indry mitsy lay niresaka tam ankizy anefa tsy marina

tess: resaka momba ny fiainana le izy, ary za tsy nahalala izay fahamarinany fa rehako t@ ftsn.
53. vale ( 05/11/2008 21:43)
ssendra:

ka na lay lhl bob aza tsy niresaka tamiko na indrepaakory hoe miseo milay izy...FA LAY ETIKETY napetaka tandamosiko no tsy reviko alors ke je suis loin de ça fa oe aza tohizana eto tsony fa ny mpanararaopaty faly ery ....vao misy otrzao dia iny no mpoitra avy any manapatra ny daniny dkibony, :-D :-D :-D

ok, ok, marina io!

^^
54. ni81 ( 05/11/2008 21:43)
fatako io oul niresaka tam fone io e! hummmmmm asa na efa nandalo tonelina izy izay ,misy sarokenatra ve otr'ahy e! anefa aho mba mpande fetin'i sera na dago na parisy
i ni nge de neveriko fa i noue mitsy e!
:lol:
Soa ihany mba nisy fone azo nifampiresahana fa tena afangaronareo ny akoho sy ny gana a! eto indray dia lazaina fa i NI no i NOUE :-D :roll: angamba hisy hampianatra alfabetizasiô :-D :-D indray ato ho ato eto @ serasera fa toa tsy mahay mamaky teny loatra ka!
55. ssendra ( 05/11/2008 22:07)
Soa ihany mba nisy fone azo nifampiresahana fa tena afangaronareo ny akoho sy ny gana a! eto indray dia lazaina fa i NI no i NOUE angamba hisy hampianatra alfabetizasiô indray ato ho ato eto @ serasera fa toa tsy mahay mamaky teny loatra ka!
tam vlou io ka! fa zao efa miavaka tsara i ni sy noue :-D aza matahatsa :-D

50. Mpandefa : vale [ Valio ] 05-11-2008 22:38:37
Lohateny : Re : Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana
Voalaza teo :
i vale en personne no nitantara tam kelly

tess marina io aloha, ary vao niseho le resaka de tonga de azoko oe iza, satria ts fombako ny manaparitaka resaka , ary le resaka :momba ny fiainako ho avy, sy momba le "oul" Tsy nisy endrika fanaratsina mihintsy ..raha toa ka izay no noeritreretin'i tess.


dia izay zany...kanefa tam lay dinika raika iry lazaindry fa namely tsaho ilay olona nitantara tamiko de vao maika nandreraka be lay izy mais bon!
avelao ho any izany.....Ka tsy fanaratsiana am vale fa mandoto ahy kosa ilay fitantarana zvtr tsy marina am oul hafa mi confirme....
aleo any izany fa efa mazava izany ovao ny resaka.....TSIKY DE AMPY
56. vale ( 05/11/2008 23:08)
tess: ka zaho angah mahalala raha marina izany na tsia, za aza mba nivadik'atidoha tam le izy koa!!! lolll
57. ssendra ( 06/11/2008 00:41)
fa c pas une raison hitantaràna zavatra tsy marina any am oul anie izany e! sadyefa nazavaiko andry tsara hoe tsy marina zany de aty aorina be mbola maheno ihany hoa hoe nanoratany sns...de zay lay izy....BANDY be zesita izany ny andry hihihihi! tsy mimé loza aho.....izany hoe izy no ninoandry teny fa tsy izaho dia nivadika orera ny afera
58. fahamarinana ( 06/11/2008 05:29)
:arrow: :-w :-w bediko eo nareo roa an!! hendre tsara amin'izay fa efa mazava ny resaka... :-* :-* ho an'i vale sy tess...
tess:
hitako eo mou zany raha be vanitika

:arrow: njy ity an...mivanitika sy miresaka fa rehefa resaka serieux dia mba serieuse koa..Fa tsy afaka akia aho amin'ilay fihaonana na dia eo aza ny tsy fitiavako sary. :)
booboo:
zà efa tsy handeha ihany haka ny sary sy hametraka sary ho hitan'ny be sy ny bobaka miaraka @ commentaires bidules, fa andana mandeha ry Fahamarinana a ! kôzy ê ! misy anana ange any ê

:arrow:mbola ho avy kah fa ity indray maka ity tsy afaka fa mbola ho avy ilay andro...misaotra na izany aza..:wink:
tess:
K a nareo roa otran'ny kambana izany mifanarakaraka eny foana hihihihi
ita mitsy hoe mifandray ny onde ary tsy misy olona raha minamana
fa tena marina io arangaroko foana

:arrow:mahafinaritra ahy ny manadala any ni ....ohatran'ny tonga tokoa dia zà foana no mamaly aloha o !Fa samihafa zahay roa fa tsy ps n'olona 1 akory.:D (l)
59. ssendra ( 06/11/2008 05:39)
:? kay ve indry tsy afaka e!.....k'inona zany fa am eritaona ndray raha misy...
raha sendra mandalo paris aho de laizaiko indry de afaka mosotro cafe kely sy gatô klk part izany
:-D pkoi pas e? :-P
60. fahamarinana ( 06/11/2008 05:51)
:arrow: ka zà nge tsy ao paris ry kala sinon mba nitsorika koa...fa rehefa mankany amin'ny diam"s aho dia lazaiko njy...tsy misy olana ! :D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2904