NY VEHIVAVY SY NY FAHOTANA

81. ikaretsaka ( 21/10/2008 22:35)
izay le izy.. hihihihihi
rehefa mi defendre an'ilay cas de baiboly ihany de vita... fa rehefa de tsy mi defendre de tsy baiboly ihany de vita tampoka!
82. rakaroka ( 21/10/2008 22:40)
fijo:

ehhhh very ity raha izao.efa hoe baiboly ihany dia vita,vao mial aao dia very



Koa manino koa no manketo 'ndray raha nahavita anareo ny beboly 'zany?...
Ny bebolinareo 'zany karaha basy hitifitifiran'olo=> tsà mamely! :wink:
83. fijo ( 21/10/2008 22:44)
ka fitaovana anie ny baibolinay e.ao izay tiatianay ihany .
84. rakaroka ( 21/10/2008 22:50)
Fa lé izy raha toa izany toa ho lasa basin'arifito hoy ny fitenenana koh. :-P :-D
85. ikaretsaka ( 21/10/2008 23:16)
asondroty ny vidiny fa efa krizy izao e..
ary tsy basy io hoa ry rakaroka fa baiboly yyyy :-D :-D :-D
86. rabilabila ( 21/10/2008 23:20)
hymne à la femme:

http://www.dailymotion.com/relevance/search/brassens/video/x1xlb1_georges-brassens-les-passantes_music
87. rakaroka ( 21/10/2008 23:26)
ikaretsaka:

asondroty ny vidiny fa efa krizy izao e..
ary tsy basy io hoa ry rakaroka fa baiboly yyyy :-D :-D :-D



Koa hita fa fitaovam-piadian-drizareo hiarovany ny tombontsoany koa!
de toute façon na omena ftsn aza tsy mila 'tsony aho!
Misaotra akia Rabilabila!
88. ikaretsaka ( 21/10/2008 23:46)
aoka aloha le any @ faritra aiza ho aiza aloha izany sao mifandiso ny resaka basintsika..mifangaro voraka manko ny lehilahy sy vehivavy, basy sy baiboly ?
ka tsy arako tsotry :-P
89. naritsimba ( 22/10/2008 04:55)
Dia tena variana ny tenako mamaky izay voasoratra ary hahitako hoe hatraiza moa ny fetran'ny olona rehefa tena hiainany ny Baiboly na ny tenin'Andriamanitra!
-Marina ny an'i rijadolly ary mazava ny heviny.Matoa ny mpivady samy mitana ny heviny dia samy mihevitra ny azy ho marina, ary izay no mahatonga azy manao ny ataony na ny lahy na ny vavy. Fa kosa rehefa tonga eo @ fotoana handraisana fanapahan-kevitra dia eo no mampisongadina ny lehilahy, eo koa no mahatonga ny vehivavy hivazavaza rehefa tsy arahina izay lazainy.
ohatra azo raisina @ izany ity omeko ity:
Samy misy fivoriam-pianakaviana any @ dralehilahy sy any @ dravehivavy, ny zava-misy dia samy tsy maintsy andehanana daholo ireo, inona moa ny antony tsy ifampizarana ka ny iray mankany @ ilany ny iray mankany @ ilany, ny mahagaga anefa matetika dia tsy maintsy ilay any amin-dravehivavy no andehanana, any no tsy maintsy aleha fa ny any @ dralehilahy azo ampandeferina, raha tsy manaiky izay ilay lehilahy dia mahazo vava ratsy avy eo. Mety azo atao ny mifandamina hoe maraina any @ iray dia ny hariva any @ iray raha toa ka mifanakaiky ny toerana. Hitako izany na dia @ fotoana hifanaovan'ny namana serasera aty dago aza dia miseho io, ary ny lehilahy foana no milaza fa misy fivoriam-pianakaviana avy any @ madama ka tsy afaka, fa rehefa any @ ilay ramose dia azo leferina.
Marina ny an'i fijo ary mitana ny foto-keviny izy fa rehefa tsy hanaraka izay voalaza ao dia aza ao no hakana lesona.
Ny firesahako momba ny zaza dia fanoharana ihany fa tsy hoe mamadika resaka akory, fijerena ny hoe aiza ho aiza ny fandrosoana sy ny Baiboly.
Raha ny firesaky rakaroka mantsy dia tsy mety miaraka izany ny fandrosoana sy ny Baiboly, tokony ny lehilahy ihany izany no hampiasa Baiboly, nefa dia tena ny vehivavy no tia mampiasa an'io satria lazaina fa lehilahy tsy mivavaka ireo lehilahy mahasahy mikasi-tanana ny vadiny!!!!!!
90. rakaroka ( 22/10/2008 06:33)
[quote=naritsimba]

Raha ny firesaky rakaroka mantsy dia tsy mety miaraka izany ny fandrosoana sy ny Baiboly,

Tsy miaraka ilay izy raha tahaka zao hitorianao azu 'zao ka!
Ny vhv Naritsimba efa tsy kitay telo an-dalana 'tsony @ 'zao andro iresahantsika 'zao a! Efa misasaka ny rehetra, ary ombieny ombieny koa
efa hoe "hiarahana mandidy ny tokantrano" fa tsy ny iray ihany. Donk tsy mitombina mihitsy ity foto-kevitrao hoe tokony hangina ny vhv fa fijery
MITANILA!

tokony ny lehilahy ihany izany no hampiasa Baiboly,

Ary ny zanako lahy koa aza tsy bosesefako io satria tsapako tsy miady lé izy raha tahaka anareo 'zao. Ny vhv any ambadika any tsy mampaninona ahy
raha iondana izany fa 'za aloha dia tao no niala!


lazaina fa lehilahy tsy mivavaka ireo lehilahy mahasahy mikasi-tanana ny vadiny!!!!!!
:
Tena tsy mivavaka ,ary tsy mahatotra an'Atra ka.
Jesoa nalaina ohatra aloha tsy namono vhv izany e. Vao mainka aza Izy niandany tamin'ny vhv t@ fanenjehahana mahazatra tahata zay fanaonao izao.
Iza koa ny olon'Atra ao anaty Baiboly ka voalaza hoe namono vady ?...=> tsy misy na iray aza!
Donk 'ty vava e!



91. sakaizakely ( 22/10/2008 07:39)
rakaroka>

miresaka am rindrina ndry miresaka am tony oul mitanisa baiboly itony
jerevondry fa tsy mahay mi communiquer izy, tsy izay fanontaniana apetrandry no valiny fa tsiponiny fotsiny ze tiany ametrahana comment :roll: :roll: :roll: :roll:

tsy mahagaga raha miady lava amin'ny vadiny satria tsy mahay miresaka fa mirintona fotsiny tsy mahay mandamindresaka de mihevitra azy ho masina
fa ny mampmé de ny fiainan'izy mitsam no tsy mety de anaovana generalités hoe an'ny vhv rehetra lé izy

atao inn fotsiny ity fivavahana ity raha tsy ahaizana mandamina ny fiainana e, toa tsy mitondra miakatra akory ilay izy

:-D :-D :-D :-D

nenay klou efa 10 taona zao tsy mbola nisaritaka zany, mises au point no atao rehefa ilàna azy handaminandresaka de tsy mihitatra otran'ny an'ny naritsimba
Tsy mbola nipetraka mihitsy ny ady varotra hoe ny fianakaviany foana na ny ahy foana
Izaho anefa akia tsy mahay tsianjery ny antoko sy andinin'ny baiboly a :-D :-D :-D :-D

Avelao akia izy sy ny fiainany any a
raha hidaroka madama sy ankizy izy @ alalan'ny baiboly de azy ny azy e

ny rindrina tsy azo resahana na manana sofina aza



92. naritsimba ( 22/10/2008 09:33)
hoy rakaroka
Tsy miaraka ilay izy raha tahaka zao hitorianao azu 'zao ka!
Ny vhv Naritsimba efa tsy kitay telo an-dalana 'tsony @ 'zao andro iresahantsika 'zao a! Efa misasaka ny rehetra, ary ombieny ombieny koa
efa hoe "hiarahana mandidy ny tokantrano" fa tsy ny iray ihany. Donk tsy mitombina mihitsy ity foto-kevitrao hoe tokony hangina ny vhv fa fijery
MITANILA!


Ho an'izay nanatrika ny mariazy ka tonga eo @ fotoana hanapahana ilay mofo mariazy no misy ny fitenenana hoe miara-mandidy, sy miara-manapaka, niova noho ny fandrosoana anefa izay dia lasa hoe, "Amin'ny anaran'ny Jesoa Kristy no iarahanay mandidy ny tonkatranonay", io teny io dia safidin'ny mpivady fa tsy baikoina intsony. Koa rehefa izay no teneninao dia tokony hanaraka izay voalaza araka ny filazantsaran'i Jesoa Kristy ilay mpivady.
ny kitay telo an-dalana dia mbola misy fa safidin'ny olona roa hivady io, tsy haiko ny any ivelany fa raha ny eto M/kara dia manontany ny maire na ben'ny tanana hoe ahoana ny fizaram-pananana eo aminareo mivady, misasaka sa teloina. Anjaran'izy roa no mifanaraka @ izay ary iarahana manao sonia. Raha toa moa ka tsy mifanaraka ny mpivady na tsy nisy ny fanontaniana dia kitay telo an-dalana avy hatrany no raisina.

Raha mandinika aho izany eto dia misy olona mandray an-tendrony avy hatrany, tsy namorona akory aho raha nanao io lohahevitra io fa nahita izay voasoratra ary dia manontany ny hevitry ny tsirairay, samy manan-tsafidy ny rehetra na hanaraka an'io voalaza io na tsia.

Ny hoe nikapoka zaza dia efa tsy tsaroako intsony izany satria raha betsaka in-1 mandeha isan-taona no mba mibedy ny zanako aho satria notezaiko araka ny Soratra Masina izy ireo, ka tsy hivaona @ izany. Araka ny voalaza hoe: Zaro @ lalana tokony alehany ny zaza.

Ny mahagaga hoy aho dia ny vehivavy no tia mampiasa ny Baiboly mba hanamarinana ny tenany sy ny ataony fa tsy ny lehilahy.

sakaizakely>>> hay ve vao 10taona eh, vao haingana kay izany.

Fiainana @ ankapobeny no resahiko eto fa tsy fiainako na fiainan'olona manokana, fiainan-tokantrano izay iainan'ny ankamaroan'ny tokantrano na aiza na aiza, fa saingy napetrako ity ho an'ny olona izay mahatsapa sy milaza fa Kristiana izy.
Raha ho an'ny olona tsy tia Baiboly ange dia mazava fa tsy misy antony hamaliany an'ity akory eh, fa ho an'ireo mihevi-tena ho Kristiana no iantefan'ny fanontaniana.

93. sakaizakely ( 22/10/2008 10:00)
mbola finoana mihozongozona izany tsy mahatanty adihevitra zany

ahoana no voafetra fotsiny ho an'ny mpanaradrenirano ny dinika ? lohahevitra manindrahindra vhv no apetrakao nefa tadiavinao tsy hamaly ny vhv fa toy ny mahazatra anao hoe tsy maintsy mangina ny vhv na soketaina sy tsy hajaina
:roll: :roll: :roll:

Izaho aloha tsy anisan'ny manamarintena @ alalan'ny Baiboly toa anao e ! Nefa koa tsy matahomijoro @ fihevitro ary tsy manindrahindra lhl

toa ilay miseho mijoro ho Kristiana no tena tsy mahay manaja ny tsy mitovy hevitra aminy

Dia ahoana ianao @ ilay fanontaniako mikasika ireo pretra pédophiles ? Mbola fahotan'ny vhv ihany ve ? Toa ailika am vhv daholo mantsy ny ota de faly ery ry "Kristiana" isany fa tsy izy fa ny vhv...
94. prime ( 22/10/2008 12:02)
Ny fahanginana ry zareo tsy fahambaniana na faharesena... Hoy ny mpahay momba ny serasera malaza izay hoe, "le silence est un pouvoir... nul n'en résiste"...

Raha mijery ireo olo-nalaza rehetra teo amin'ny lafiny fahaizana miteny sy miserasera dia tsapa tokoa fa ny fahaiza-mihaino no voalohany, ny fahaizana mangina no faharoa (ary tena fahefana goavana no tovozina amin'izany) fa any amin'ny farany vao izay fahaiza-miteny...

Mba andramo anie ry zareo e... fa tena mitombina izany... rehefa misy olona miresaka aminao, na iza io na iza, dia aza miteny mihitsy, aza maneho hetsika akory fa mangina fotsiny, ary rehefa misy hevitra hitanao manomboka mivaona dia mody miketrona kely fotsiny fa avelao hiteny foana... ho hitanao ny fahefanao mifehy ny tohin'ny dinika eo fa ilay olona be resaka io hanomboka hanontany tena, hanomboka hisalasala ny amin'ny nambarany ndrao nisy hevitra nifanohitra nambarany, ary tsy ho ela dia hanontany anao hoe : ary ianao toa tsy miteny mihitsy? ary ianao toa tsy mamaly? marary angaha ianao? tsy mahaliana angaha ny lazaiko? azonao ve ny nolazaiko lavabe teo?... sns

Izaho sahy miteny aminao fa izay ambaranao manomboka eo dia hainoany ary hatahorany satria efa tapitra nambarany avokoa ny heviny manontolo, saingy ny anao mbola be dia be azo fehezina tsara mba hanana ny teny famaranana... :)

Anisan'ny teknika goavana ianarana mihitsy aza ny fahanginana rehefa amin'ireny "phase de négociation de haut niveau" ireny... tsy izay mpikapoka latabatra matetika no manana ny teny farany... ary voaporofo amin'ny tranga maro izany...

Tsy faharesena sy fahambaniana ny fahanginana fa hery aza no sady fahendrena... tsy ho an'ny vehivavy ihany fa ho an'ny lehilahy koa saingy tamin'ity tenin'Andriamanitra notsongain'i naritsimba ity dia ny vehivavy no tena mila mitandrina satria tonga tsy fahamendrehana indray ilay be resaka eo anivon'ny fiangonana...
95. naritsimba ( 22/10/2008 13:16)
hoy sakaizakely:
Dia ahoana ianao @ ilay fanontaniako mikasika ireo pretra pédophiles ? Mbola fahotan'ny vhv ihany ve ? Toa ailika am vhv daholo mantsy ny ota de faly ery ry "Kristiana" isany fa tsy izy fa ny vhv...


Io dia efa mazava ange ny tenin'ny Soratra Masina eh!ary ekeko tanteraka ny fahamarinany.
Inona moa no nandravana an'i Sodoma? valiny: ny fahavetavetany. Hadalan'izay te hiaro ny lahy manambady lahy, vavy manambady vavy, ary ny lehibe manambady tsy ampy taona na koa ankizy. Raha izay anefa ny fandrosoana tsy ara-baiboly dia mahita fiadanana ho an'ireo maniry hiaina an'izany fanambadiana izany.

Ny hevitro ange efa mazava ry sakaizakely e, na iza hiteny na iza handresy lahatra dia ekeko izay voasoratra, raha nilaza izao ny Baiboly hoe ny vavy no lohan'ny lahy dia mba ahoana ny hevitrao? izaho dia nanaiky satria izay izany no voasoratra ho an'ny Mino. Ny zava-misy mitranga @ izao fotoana dia fanoherana ny zavatra voalaza ara-tsoratra masina ka lasa mitera-doza ho an'ny hafa, efa nomena antsika olombelona ny fahefana rehetra ankoatran'ny AINA izay an'Andriamanitra.
Tsy manery koa aho eto hoe araho ny hevitro, fa milaza fa raha Mpino ianao na isika dia tokony hanaiky izay voasoratra nefa moa na i Petera aza ange efa fantatr'i Jesoa fa handà azy in-telo e! Izay no maha olombelona antsika, nomena fahalalana ka hisafidy malalaka na ny tsara na ny ratsy. Izay ilay fitiavana tany am-boalohany, ka nahatonga na ny Testamenta taloha na ny Testamenta Vaovao dia samy milaza momba ny fahotana nataon'ny Eva.na izany aza dia samy nandray ny anjara asany na ny Lahy na ny Vavy satria samy voaroaka tao @ saha Edena.
96. naritsimba ( 22/10/2008 13:32)
« Aza matoky namana ianareo, Aza mahazo am-po izay sakaiza mahazatra; Fa ambeno ny varavaran'ny vavanao na dia amin'izay andefimandrinao aza. » (Mika 7:5)
97. rijadolly ( 22/10/2008 17:08)
Gazety androany ,Vokatrin' tsy fahanginana Mety le Rangahy ihany koa anefa no diso an! tsy fantatra,ny nahatonga ny kotaba ny tiako lasaina. http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=8610
98. rakaroka ( 22/10/2008 20:16)
[quote=sakaizakely]
rakaroka>

miresaka am rindrina ndry miresaka am tony oul mitanisa baiboly itony
jerevondry fa tsy mahay mi communiquer izy, tsy izay fanontaniana apetrandry no valiny fa tsiponiny fotsiny ze tiany ametrahana comment :roll: :roll: :roll: :roll:

Dia ohatr'izao mihitsy akia lé fanoharan'i Jesoa mikasika ilay Samaritana an:
Hoe misy zavatra mitranga tokony mbô heverina, dia iny ilay Naritsimba sy ny namany, sy ireo lazain-drizareo fa mpino fa mandalo fotsiny ihany dia hoe
mandala ny baiboly hono rizareo izany .Odoy eee. Mitsaoka mandositra daholo wa ny pokona ary h@ Jesoa aza tsy nanome note ny fihetsika toa izany!

99. rakaroka ( 22/10/2008 21:05)
Ary "NORMAL BBBBEEEEEeee mihitsy izany vhv izany raha hivazavaza,
koa olona marenina sy tsy mihaino mihitsy fa ny azy ihany ve no asesiny
tahaka izao kosa ve no mbô resahina kléh....Tena tsy ao aminy mihitsy ilay "ésprit dialogue" :wink: :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ Mais bonf!
Misy itovizana @ lé vadiko koa :-D :-D :-D , fa nénà raha vao ampanginina aho, vao miha ataoko mahatsapa ny alaheloko ny "planeta" iray manontolo!
Tena marina anie 'zany! 'dray koa ampirimiko ataoko inn ao anatiko ao aza ny "alahelo fa tsy aposaka dia mba iaraha-mizaka :wink: Dia izay "fitsaran-drizareo aloha, tsy ahoako wa f'izao rehefa ni-s'exprime ny tsy zakako aho ary nisy nihaino dia mba maivana satria raha vady marenina toa izao, tsy izarana ny alahelo sy ny tsiambaratelo e! Daroka sy manambany ve rangahy no misongadina @ mbô fahazoany ny baiboly?...
I Kristy manapaka ny tokan-trano tsy mpanambany sy tsy mpidaroka vhv. Tsy i Timoty akory no Kristy. Raha mihaino ny tenin'Atra mbola nialoha ny resak'i Timoty dia hoe "aza mamono olona"=> Donk mazava ho azy fa tsy araka an(Atra ny lhl mamono vady! :idea:
100. rijadolly ( 22/10/2008 22:40)
rakaroka:

Ary \"NORMAL BBBBEEEEEeee mihitsy izany vhv izany raha hivazavaza,
koa olona marenina sy tsy mihaino mihitsy fa ny azy ihany ve no asesiny
tahaka izao kosa ve no mbô resahina kléh....Tena tsy ao aminy mihitsy ilay \"ésprit dialogue\" :wink: :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ Mais bonf!
Misy itovizana @ lé vadiko koa :-D :-D :-D , fa nénà raha vao ampanginina aho, vao miha ataoko mahatsapa ny alaheloko ny \"planeta\" iray manontolo!
Tena marina anie \'zany! \'dray koa ampirimiko ataoko inn ao anatiko ao aza ny \"alahelo fa tsy aposaka dia mba iaraha-mizaka :wink: Dia izay \"fitsaran-drizareo aloha, tsy ahoako wa f\'izao rehefa ni-s\'exprime ny tsy zakako aho ary nisy nihaino dia mba maivana satria raha vady marenina toa izao, tsy izarana ny alahelo sy ny tsiambaratelo e! Daroka sy manambany ve rangahy no misongadina @ mbô fahazoany ny baiboly?...
I Kristy manapaka ny tokan-trano tsy mpanambany sy tsy mpidaroka vhv. Tsy i Timoty akory no Kristy. Raha mihaino ny tenin\'Atra mbola nialoha ny resak\'i Timoty dia hoe \"aza mamono olona\"=> Donk mazava ho azy fa tsy araka an(Atra ny lhl mamono vady! :idea:
Tsy misy na iray aza rakaroka tato amin\'ity dinika ity milaza fa ankasitrahany ny lehilahy mamono vady,vereno vakiana hatrany amboalohany fa i se no tonga dia tany ny sain\'se sy nampitsidika izany satria zay no nihatra t@ \'se,Efa novakin\'se ve le vaovao t@ midi nalefako eo ambony io? Dia manaoaona ny vokany? Tena zay ve ny tanjon\'le ramatoa? Dia tsy maintsy atsoina vahoaka ve ny fanajana na fandeferana tsy te-hiady fa fahanginana hisitaka kely noho ny fizirizirina ny hevitra heverin\'iray ho tena marina? Aleo ve any amin\'hafa mitady toy izay le ao an-trano no ahitsy satria efa fantatra ny fahalemeny izay inoko fa tsy mbola ho tanteraka ihany ilay vaovao? Tena afa-po tamin\'zavatra niriny ve le ramatoa sa nisy fanenenana be tao anatiny?

Rakaroka ilaina ny FAHANGINANA, inoako fa tsy kisendrasendra io vaovao tamin\'gazety io fa natao ho antsika eto amin\'ity dinika ity ho tena dinihina tokoa hoe aiza ny toerana misy ahy,ary ra izany ny ataoko dia inona ny vokany,ka ra fantatro fa mety voka-ndratsy dia tsy mbola tara aho hanitsy azy.Tapitra ny anjarako amin\'ity dinika iray ity dia misaotra an\'izay nanjay anjara rehetra sy izay mbola hanohy aho ary misaotra an\'Naritsimba nanokatra azy ary indrindra indrindra Rakaroka izay tena nilaza ny tao am-pony tanteraka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0689