NY VEHIVAVY SY NY FAHOTANA

61. rakaroka ( 20/10/2008 21:05)
Ny "blem" am lhl anie "tsotsoriny" dans son interêt ny resaka. Mba arakareo moa fa "une femme meurt" chaque quatre jour par son mari?....
Ka he aza ny voalazanareo hoe "fitiavana voalohany", anefa ny mby iainana aza efa dilan'ny "fitiavana farany!" . Fa angaha moa azo averina ny calendrier?....
Dia hanantena inn @ Ramosé tsy manjary :roll: :roll: :?: 8O 8O 8O 8O
Fahafatesana :?: :?: 8O 8O 8O
62. naritsimba ( 21/10/2008 05:25)
Marina ilay voalaza fa ilaina ny fiverenana @ FITIAVANA VOALOHANY, ny fiverenana @ izay anefa dia tsy eken'ny sain'ny ankamaroan'ny vehivavy. Efa fiverenana @ fitiavana voalohany ange no voalaza ao @ io Timoty io eh, miresaka an'i Adama sy Eva, ny fiterahana, ny finoana, fitiavana, fahamasinana, fahononan-tena, koa inona indray ary ny ankoatran'ireo.
Miezaka isika ny hanana fahamarinan-toerana eo @ tokantrano nefa ilay tena fitiavana araka an'Andriamanitra sy Kristy Jesoa tsy voahajantsika, ary ny lalàny tsy narahantsika.
63. rakaroka ( 21/10/2008 06:40)
Ary ny lhl amin'ny hoe "aza mamono olona " toa tsy mba voahaza " fa lé heloky ny vhv tsy tena fahotana mahafaty indray no voatsikafokafona e :roll: :?:
64. bobone ( 21/10/2008 08:27)
rakaroka! zaho koa akia gaga fa toa ny vehv foana no mahazo loza eto @ fiainana! kanefa zao an! mitovy ihany na ny lahy na ny vavy e!samy mpanota avokoa ny olon-drehetra! sa karakôry laholo
65. xxx ( 21/10/2008 08:53)
Naritsimba> ny tena mba mampitroatra ahy @ firesakao mantsy dia ilay lohateny VEHIVAVY + FAHOTANA
vehivavy ny tenako ary gaga amin'ny fomba firesakao. Ekenao ve fa ny reninao, ny renibenao, ny anabavinao, ny zanakao vavy, ny zafikelinao vavy no tompon'ny fahotana rehetra eto ambonin'ny tany ?
Heverinao koa fa tokony hangina izy ireo satria avy amin'izy ireo ny fahotana ? Toa tsy asianao resaka mantsy raha sendra mba ianjeran'ny tsy rariny izy ireo. Fampiharana bontolo ny baiboly tsy misy fieritreretana ny fihevitrao

Samy tompon'ny fahotana daholo na ny lehilahy na ny vehivavy, samy misy tsy ampy saina, tokony natao hoe mangina izay mahatsiaro diso, fa tsy atao bango tokana ho an'ny vehivavy fotsiny ny fahanginana. Mampiseho fa mbola iva fisainana ianao na dia vitanao tsianjery maimbo avokoa aza ny atoko sy andininy rehetra ao amin'ny baiboly
66. rakaroka ( 21/10/2008 11:51)
Ka io indrindra lé manahirana, lé fijery mitanila mihitsy ! Ary marina mihitsy fa lé reny , bavy sy zanaka vavy tsy kasihina fa lé "vady" dia "enjehina "mmmmaaaaaafyyyyy" mihitsy an:"HATRATY IO" . Dia mbô ahoana moa no iverenan'ny fitiavana voalohany @ izany :roll: :?: :?: :?:
Ny fitiavana voalohany sahala amin'ny taratasy tsy misy pentina, dia avy eo rarao ranomainty fa sarotra ny hamerina iny ho fotsy botsiaka toa ny voalohany e! Ka aza tia tena wa hoe rehefa metimety aminareo dia tsindriana fahatany any ny hafa!
67. naritsimba ( 21/10/2008 13:47)
mahavariana ahy ny mahita mpivady mifamaly, ary ny tena tsapa dia na resaka efa vita tany aloha aza dia mbola fohazina indray rehefa tonga izay fotoana hifamaliana izay. Izaho manokana aloha dia tsy mahazaka io mifamaly io e, aleoko mandeha mivoaka ny trano dia afaka fotoana ela indray miverina.
tsotra ny ahy ny hevitro:tsy ilaina ny mivazavaza, rehefa misy tsy zaka dia afaka mitaraina eny @ tribonaly. Ny mahavariana mantsy rehefa misy olon-kafa manatrika ny fifamaliana toa hay ihany ny miteny mora².
Ampitoviako @ fitaizana zaza ankehitriny, fa na inona hadalana ataon'ilay zaza dia tsy manana fahefana hikapoka azy ny ray aman-dreniny fa lasa izy indray no mitory eny @ tribonaly, izay ilay fivoaram-piainana tsy mifanaraka @ filazantsara« Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany; Fa izay tia zanaka dia manafay azy, raha mbola kely. » (Ohabolana 13:24)
68. xxx ( 21/10/2008 14:31)
Avadikao resaka zanaka indray ny resaka. Inona no ifandraisany amin'ilay lohahevitra vehivavy = fahotana ?

izay ange no anaovako anao hoe na vitanao tsianjery maimbo daholo aza ny baiboly, ny fisainanao tsy mankaiza fa iva dia iva

Ny olona iva fisainana no mihevitra fa ny fanabeazana = fikapohana. Ny dikan'ny hoe manafay dia mananatra isaky ny manao ny tsy mety ilay zanaka fa tsy ho dakana sy karavasina isaky izay mananatra. Mendrika ny ho sazian'ny lalàna tokoa ny Ray amandreny sahy mikasitanana zaza tsy manantsiny. Tsy adika bontolo akory ny voasoratra ao amin'ny baiboly fa ilaina fisainana sy fandinihana, zay mbola tsy anananao

mahavariana ahy ny mahita mpivady mifamaly

olombelona ve tsy hifamaly ? sa dia heverina fa tokony hanaiky tsy ankivolana ny vehivavy fa be fahotana ? :lol: tsy robots akory ny olona ka hanarapoana ny hevitry ny iray foana fa mba misy koa fifanalavirankevitra, fa azo alamina foana izany

ny fifamaliana dia ahafahana koa manao mise au point, satria matoa miverimberina foana ny resaka tany aloha, dia mbola tsy voavaha izy izay fa nilaozanao nitsoaka. Fahotana koa ny fandosirana fanazavandresaka, ka aiza no tsy hivazavazandRamatoa rehefa tsy mahay mandamindresaka fa manao taridositry ny malemy hozatra. Fa moa ve rehefa miziriziry tsy miteny toy ny rindrina dia mihevitra ianao fa mety ny ataonao.

fa raha ilaozanao mandositra foana ny resaka dia tsy hilamina mandrakizay ary ho halahelombadinao mandrakizay ianao. Dia hainao angamba ilay fitenenana hoe "lozan'izay hiavian'ny fanafintohinana". Anao dia anao irery ny fahotana amin'izay fa aza ailika any @] vehivavy

69. rabilabila ( 21/10/2008 14:57)
Tena ankona tanteraka ny tenako mamaky ny zavatra voalaza eto :

-Misy ireo mandray ny baiboly ara-bakiteny ( izany hoe faire fi de toute avancée scientifique:archéologique , paléontologique , biologique , psychanalytique , psychologique ....................., de toute avancée sociale , philosophique .......), tsy iza fa ireo milaza fa ao ny \"fahamarinana\" ary ao ihany .
-Misy ireo notinaiza tao anatin\'io ( na tamin\'ny alàlany) boky io , ka na dia novoatra ara-pianarana sy ara-tsosialy aza dia mbola raiki-tapisaka ao aminy ny tantara notantaraina taminy tamin\'ny mbola kely .

Maro no tsy mahalàla fa :
-Lehilahy no nanoratra ny boky
-Lehilahy no nitsimpona izay tiatiana tamin\'ireo tahiry rehetra hita ka noravonana natao hoe :baiboly .
==>Mazava ho azy fa rehefa misy revendications ataon\'ireo vehivavy ( pour rappel :un être humain comme un autre) , dia toherinareo hatrany satria mety manozongozona ny pouvoir-nareo
Na koa hoe votre esprit guerrier ne supporte pas les rationnalités ,alors haro sur la rationnalité ( une des qualités des femmes , dûe à la dure tâche de tenir son ménage , d\'éduquer ses enfants et now , de faire bouillir la marmite )

Efa vingtième siècle isika izao , efa misy ny atao hoe recherche archéologique sy historique , ary paléontologique milaza fa efa nisy elabe ny olombelona tahaka antsika fa tsy vao 6000 taona toa ny filazan\'ny mpanara-bakiteny akory .

Efa vingtième siecle isika izao , mbola ny \" fahotan\"-draEva ihany no mbola arentirenty hi-justifier-na ny \"machisme \" isan-karazany .Soa ihany fa efa misy ny péridurale mba mampihena ny hirifiry ho an\'ny vehivavy et tout ça pour la CONTINUITE DE L\'HUMANITE.

Efa vingtième siècle isika izao ,efa maro ireo fikarohana momba ny psychologie de l\'enfance , ny complexe d\'oedipe , ny etude psychanalytique rehetra mba ilazana fa tsyilaina ny mikapoka ny zaza rehefa hay ny mamaky ny hetahetany , izany hoe rehefa attentif amin\'ny fitaizana aminy , fa tsy hoe ilaozanareo mijery baolina sy manao beloty eo am-pisotroana toaka akory dia raha mamaky vera ny zanakareo dia darofana............................... Mametraha aloha fanontaniana hoe : fa maninona ilay zaza no manao hadalàna

Efa vigtième siècle isika izao nefa toa mbola ny \"moeurs\" d\'un autre temps no mbola arahinareo.C\'est vrai ,ho anareo ilay izy , rehefa mitanisa verbe , ianareo dia amin\'ny anaran\'i Jesoa foana , et bien sûr ce qui est dit est dit :lazaiko aminareo marina dia marina tokoa , fa na zovy na zovy ...et blablabla .

Il faut sortir les gens!! il vous faut regarder ce qu\'ont fait les hommes de sciences , de reflexions pour notre survie et notre société .......................Apetraho aminareo aloha ny fanontaniana hoe : mety ny ataoko sa tsy mety , fa tsy isak\'izay mietsika dia hoe : amin\'ny anaran\'i Jesoa dia hoy Timoty , hoy ny Ohabolana , hoy i Paoly ( qui n\'est pas tendre non plus soit dit en passant avec le genre féminin).

Ny vehivavy sy ny fahotana !!!!!!! non mais!!!!!!!!

70. tywa68 ( 21/10/2008 15:17)
naritsimba:

mahavariana ahy ny mahita mpivady mifamaly, ary ny tena tsapa dia na resaka efa vita tany aloha aza dia mbola fohazina indray rehefa tonga izay fotoana hifamaliana izay. Izaho manokana aloha dia tsy mahazaka io mifamaly io e, aleoko mandeha mivoaka ny trano dia afaka fotoana ela indray miverina.
tsotra ny ahy ny hevitro:tsy ilaina ny mivazavaza, rehefa misy tsy zaka dia afaka mitaraina eny @ tribonaly. Ny mahavariana mantsy rehefa misy olon-kafa manatrika ny fifamaliana toa hay ihany ny miteny mora².
Ampitoviako @ fitaizana zaza ankehitriny, fa na inona hadalana ataon'ilay zaza dia tsy manana fahefana hikapoka azy ny ray aman-dreniny fa lasa izy indray no mitory eny @ tribonaly, izay ilay fivoaram-piainana tsy mifanaraka @ filazantsara« Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany; Fa izay tia zanaka dia manafay azy, raha mbola kely. » (Ohabolana 13:24)

Koa raha tsinona ry Naritsimba koa ho eny @ Tribonaly isaky ny misy tsy zaka : ny eny aza tsy vintandreo koa ampiana indray ! Tsy solution mihitsy aloha ilay mivoaka maka rivotra, miritona zany d tsy te-halala ny tsy mety fa midongy sy miziriziry any ambadika any !
Ny momban'ny zaza indray d misy faingan-tanana mihitsy d ny zaza no mahazo @ napa nefa ny vadiny no tiany lakòna :lol:
Tsy voatery ny fitaizana ny zaza ankehitriny no tsy mety fa mila justesse daholo ny rehetra ary eo indrindra no misy tsy mahay mandanjalanja fa misy manapatra @ heriny : d mahita fahotàna manodidina azy satria mamaly rafotsy ! tsy aleo ve mipetraka d miresaka tsara toy zay efa lasa lavitra vao mody mifòna sns... :-w sarotra ny manadino satria rehefa traumatisés dia marqués à vie ! rehefa te hikapoka tonga d mivoaha zany e (fa raha mbola afaka miresaka d mijanona) ! :°)
71. rijadolly ( 21/10/2008 17:45)
Rakaroka a!Marina tokoa fa tena tsy mety le mikasitanana, indrindra hoe tsy misy dikany fa noho ny hoe za loha-mpianakavina de zé tiko io na koa tratra ny marina aminy dia mandeha ny hery anaronana ny marina.Iraisako hevitra amin\'se iny satria tsy izay ny sitrapon\'Andriamanitra hitondrana ny vavy.Ra namaky tsara le tsipona nataon\'Naritsimba izay nataoko copie colé tsika dia nisy nataoko menamena tsara(n°41)dia mahita fa ny zvatra ankasitrahan\'Andriamanitra izay avy any amiNy izay mipetra ao amin\'lahy no hianaran\'vavy.
Etsy andanin\'izany anefa dia misy tokoa ny vavy dia sarotra tenenina moramora eo amin\'tsy mety izay ataony ka mamelona ny lahy ho saro-piharo hikasitanana noho ny tsy fitiavana hisaraka fa hananatra araka io tenin\'Naritsimba eo amin\' fananarana zaza io.Adino hatreo ilay fahotana nataony fa lasa ilay nikasitanana ny olana ka mahatonga ny ady tsy ho tapitra.Ary dia mandeha ny arme ny vehivavy noho ny tsy fananany hery andresy ny lahy.

Ny hevitro zany dia arakaraky ilay antony nahatonga ny daroka no jerena .Araky ilay hira io hoe \"inona moa ilay nampiady teo,toa tsy tsaroako akory izay niseho.\" koa ra ita nyfotony dia hita ny vahaolana ra tena izay ny tanjona.
72. rijadolly ( 21/10/2008 17:46)

73. rijadolly ( 21/10/2008 17:46)

74. ikaretsaka ( 21/10/2008 17:54)
ary toa naverina in 3 mihitsy le
fa marina io hoe tokony alavirina le fisainana hoe l za no lohany ka de ze tiko atao io
75. ni81 ( 21/10/2008 17:59)
mahavariana ahy ny mahita mpivady mifamaly, ary ny tena tsapa dia na resaka efa vita tany aloha aza dia mbola fohazina indray rehefa tonga izay fotoana hifamaliana izay. Izaho manokana aloha dia tsy mahazaka io mifamaly io e, aleoko mandeha mivoaka ny trano dia afaka fotoana ela indray miverina
ka ilay resaka efa nifamelana ange mety mbola natao ihany dia izay no mampitsikafona azy e!
76. sakaizakely ( 21/10/2008 19:43)
rabilabila:
Maro no tsy mahalàla fa :
-Lehilahy no nanoratra ny boky
-Lehilahy no nitsimpona izay tiatiana tamin'ireo tahiry rehetra hita ka noravonana natao hoe :baiboly .

Efa ela no nahatsapako fa oul machiste be no nanoratra an'io
Aiza ve ka de ny vhv fona no omena loza, ny vhv hono no niandohan'ny ota satria naka fanahy an'i Adama, de iny no indraindraina mandrakizay doria amen eo
lazaina koa aza fa mendrika ny vhv ny hijaly ampiterahana 8O 8O 8O 8O 8O

rabilabila:
Soa ihany fa efa misy ny péridurale mba mampihena ny hirifiry ho an'ny vehivavy et tout ça pour la CONTINUITE DE L'HUMANITE.

ny oul marary saina no mifaly am fijalian'ny hafa. Raha mihevitra fa zavatra aradalana ny fijalian'ny vhv miteraka ary tsy ilana fanafana fa izay no mendrika azy dia mila mijery mpitsabo saina izy amiko

rabilabila:
Efa vingtième siècle isika izao ,efa maro ireo fikarohana momba ny psychologie de l'enfance , ny complexe d'oedipe , ny etude psychanalytique rehetra mba ilazana fa tsyilaina ny mikapoka ny zaza rehefa hay ny mamaky ny hetahetany , izany hoe rehefa attentif amin'ny fitaizana aminy , fa tsy hoe ilaozanareo mijery baolina sy manao beloty eo am-pisotroana toaka akory dia raha mamaky vera ny zanakareo dia darofana............................... Mametraha aloha fanontaniana hoe : fa maninona ilay zaza no manao hadalàna

tsy misy anampiana tsy misy analana =D> =D> =D> =D>

Ny vehivavy sy ny fahotana !!!!!!! non mais!!!!!!!!

ary ilay vendrana be nanaiky hihinana le voankazo voarara koa ve tsy isany ?

samy mpanota daholo wa :evil:

misy aza amin'ireny mpandala antoko sy andinin'ny soratra masina ireny mahavita manolana zaza mianatra katesizy aminy, lasa miporna le ankizy sady hainy tsara ery ny manipuler azy de tsy sahy miteny le oul raha tsy efa amantaonany maro aty aorina, potika tsisy azo raisina psychologiquement

Nefa mbola sahy mivavabavaka miantso ny anaran'Andriamanitra isanandro ihany

Fahotan'ny vhv ihany koa ve izany ? :evil: :evil: :evil:

ny Andriamanitra inoako, hoy Bessa...
77. rakaroka ( 21/10/2008 20:51)
[quote=rijadolly]

Ny hevitro zany dia arakaraky ilay antony nahatonga ny daroka no jerena
.
Raha ny marina tsy tokony hidaroka vhv izany mihitsy ny lhl n'inn n'inn antony.
Ny tahaka ahy aloha tsy afaky ny hamelamela fahatany ny olona midaroka ahy izany fa tonga dia "plainte" e! koa raha tsy inn koa , dia raha mbola manaraka "agression physique na morale" dia ampiako araka izany koa ny "dossier"-ny => @ izay Be galona tsara!

koa ra ita nyfotony dia hita ny vahaolana ra tena izay ny tanjona.
(l)

Ny fototry ny ady matetika dia noho ny lhl zatra nosekisekena loatra, dia lasa miandry tompoina rizareo rehefa manambady : iandrasany anao ny raharaha ao an-trano anefa ny vhv efa miasa maaafy koa any ivelany . Dia mba hi-souffle tahaka ny ahoana aza ny vhv?....'zareo @ izany tsy manana fo mba mitsetra anao intsony fa "robot" izany angaha no fiheviny anao ! sady ilay toetsaina manambanimbany mihitsy no tsy laaaaasa! tsy mahalala akory hoe nisahiranana tahaka ny inn anie izy vao tonga any am-bava aza ny sakafo haniny iny!

78. fijo ( 21/10/2008 21:43)
an an,ianareo vehivavy wa mangina de mihainona anay fa izay no ahitanareo ny fanjakan'ny lanitra.aza maditra eo fa nybaiboly arahana di amilamina .tsssssss sipa be resaka doly .mamizana mihintsy ireto.very any amin'ny satana daholo tenisany raha izao no mitohy.
79. rakaroka ( 21/10/2008 22:03)
Dia aleo mihitsy rangahy ho very any @ satana jiaby 'zahay raha 'zany no mbô bebolinareo an! tsy natao ho anay mihitsy lé izy ka! ary rariny ihany anie 'zahay raha tsy hamaky ilay izy 'tsony e! :-D :-D :-D
80. fijo ( 21/10/2008 22:06)
ehhhh very ity raha izao.efa hoe baiboly ihany dia vita,vao mial aao dia very
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085