NY VEHIVAVY SY NY FAHOTANA

1. naritsimba ( 17/10/2008 10:19)
I Timoty 2:10-15
Mba vakio hoe io ho anareo dia mba lazao ny hevitrareo!
Dia tohizako ao @ Ohabolana 26:5
Aminareo hadisoana ve raha toa ka mamaly ny vadiny ny lehilahy raha sendra ireny vehivavy minantsanantsana ireny, na ilay vehivavay maivava be ireny. Matetika mantsy dia ny lehilahy no mahazo tsiny raha mifamaly @ vadiny.
Amin'ireo andinin-tsoratra masina ireo anefa indrindra ilay ao @ ITimoty dia milaza mazava fa tokony hangina ny vehivavy.
Sa ve izay no atao hoe fandrosoana sy fitovian-jo.
répondu par fijo le 06/11/2008 22:14
2. simplex ( 17/10/2008 13:48)

lol
aza mitsipona toko sy andininy wa tsy mety io. :)
tokony mifandefitra, izay ihany.
Mino koa aho fa na minatsanatsana/maivava aza ny vevavy, mety tsy @ vadiny loatra izy no manao izany. Ra tsy hoe efa tena tsy misy fitiavana tsony nga fa dia ady tanteraka
moa koa vy tsy mikitrana irery :)

:arrow: ra tena tsisy fika hicalmer-vana azy moa dia mampiasa scotch :roll: :°) :-P

;-)
3. sakaizakely ( 17/10/2008 14:08)
ra tena tsisy fika hicalmer-vana azy moa dia mampiasa scotch
=)) =)) =)) =)) =)) =))

zadraharaha marina simplex zany =)) =)) =)) =)) =)) =))



Timoty 2:10-15
Mba vakio hoe io ho anareo dia mba lazao ny hevitrareo!
Dia tohizako ao @ Ohabolana 26:5


alefaso eto fa za kamo hitady

Matetika mantsy dia ny lehilahy no mahazo tsiny raha mifamaly @ vadiny



hatram ny oviana kou ?
ny lhl aza no tena faingantanana indrindra le tsy ampy voambolana ireny kou

vehivavy minantsanantsana ireny, na ilay vehivavay maivava be ireny.

vhv manana caractère izy izany fa tsy miforidrambo mora entina am sangany

mazava fa tokony hangina ny vehivavy
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

Mivadiha ho silamo, am reny ny lahy no manjaka na manako aza ny lohany rehefa dondomina
4. ni81 ( 17/10/2008 15:01)
ra tena tsisy fika hicalmer-vana azy moa dia mampiasa scotch
=)) =)) =)) =))
Amin'ireo andinin-tsoratra masina ireo anefa indrindra ilay ao @ ITimoty dia milaza mazava fa tokony hangina ny vehivavy
tokony ahazo miteny hifanazava, fa tsy hoe lehilahy ianareo dia hanana ny rariny foana kosa!


5. rakaroka ( 17/10/2008 15:19)
Voalaza teo
dia milaza mazava fa tokony hangina ny vehivavy.

Tsy hary 'zao teny mampandry adrisa hampionoka ny fiainan'ny sasany teny ho eny anie no natao inoana sy ho arahina, ary tsy hay mihitsy na efa isan'ny mpampianatra na mpaminany sandoka , araka ny voalazan'ilay Jesoa koa hoe tonga sahady na mbola ho avy ireo nanoratra sasany ny "baiboly", fa raha fampianarana toa izao aloha no voizina dia tsy mahagaga raha mandeha ila tahaka ny kiraron'i Bemnà lé fiainana e!
6. ikaretsaka ( 17/10/2008 15:58)
misaotra rakaroka an..miombon-evitra aminao aho amin'izay
7. Noue ( 17/10/2008 16:09)
simplex:

aza mitsipona toko sy andininy wa tsy mety io. :)
ary ny mitsipona akotry ve mety ?????


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Matetika mantsy dia ny lehilahy no mahazo tsiny raha mifamaly @ vadiny.
anky va re eeeeee!
fa tokony hangina ny vehivavy.
en 2008 zao veeeee ????? sa mbola misy ihany ilay hoe izaho no loham-pianakaviana fa marenina ianareo ry vehivavy ?????? :^) :^) :^) :^) :-D :-D
8. Noue ( 17/10/2008 16:11)
nefa ny vehivavy aza zao efa lasa dekona , lasa mpitondra fiangonana ko angiana ahoana eeeee ????
9. tywa68 ( 17/10/2008 19:09)
Naritsimba : tsy ho ato @ forum aloha no hahitàna an'ilay vhv hangiana e :lol: :-D
10. cutie ( 17/10/2008 19:22)
:-D :-D :-D :-D :-D
eisy e
11. rabilabila ( 17/10/2008 19:53)
aleo tsy asiana komantéra klé
12. rakaroka ( 17/10/2008 19:59)
Ny tsy azoko koa 'ngé :roll: :-w "Fahotana angaha moa ilay miteny sy miresaka sy mba milaza ny hevitra :roll: :?: 8O 8O 8O
13. cutie ( 17/10/2008 20:04)
tsy mety zany fa lasa misy resaka patriarchy :twisted:
14. fijo ( 17/10/2008 20:27)
marina kosa ny an'i naritsimba ka,mba mangian aamin'izay ianareo sipa fa tsisy hiainana e.
15. cutie ( 17/10/2008 20:37)
16. rakaroka ( 17/10/2008 20:39)
fijo:

marina kosa ny an'i naritsimba ka,mba mangian aamin'izay ianareo sipa fa tsisy hiainana e.


Dia mamorona rubrique vôvô tsotra izao tsy accessible ho an'ny sipa e!
Na 'ndana mitso-ponenana any@ toerana tsy misy sipa!
:-P :-D :-D
17. fijo ( 17/10/2008 20:44)
an an izahay mila sipa,fa sipa mangina ka.aiza no hiaina any amin'ny tsy misy sipa le.tssss
18. rakaroka ( 17/10/2008 20:48)
Dia manaova "Annonce du (l) " hoe mitady "sipa moana" hiarahana monina :-D :-D :-D
19. fijo ( 17/10/2008 20:52)
ndry wa tssssss ilaina ihany le aaaaaaaaaaahhhhh
20. rakaroka ( 17/10/2008 21:15)
8O 8O 8O :roll: :-w :-$ Fa angaha ilaina miteny indray :roll: :?:
Afaka asianareo "enregistrement" zé resaka titinareo koa anie ao anaty saribakoly mannequin BBbe ireny e. Dia rehefa leo ny lazainy azo pihina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0813