NY VEHIVAVY SY NY FAHOTANA
41. ni81
(
19/10/2008 07:03)
hoy tywa68
hoy booboo
hoy rakaroka
Fa rehefa manana ny marina tsy voatery hivatravatra na hikiaka koa satria vao maika tsy mihaino rangahy d zay ilay mampiadyRehefa tsy hihaino izy na miteny mora na mafy dia tsy mihaino e! Arakarak'ilay olona foana io.
hoy booboo
" la bonne communication dans le couple " fa tsy araka io fandraisan'i Naritsimba azy io ...miombon-kevitra aminao koa aho.
hoy rakaroka
'za aloha dia mahatsapa hoe sarotra ho an'ny vady ny "hitaiza" indray izay tsy vitan'ny reny: sarotra ny miteny olon-dehibe indrindra 'reo lhl be "égo" 'sy "macho"-man, 'zany hoe tsy mpihevitra izay momba ny vhv mihitsy.tokony hiezaka izany ny reny tsi11 dieny mbola kely ny ankizy hampianatra azy fa tsy tokony ho tsinitsiniavina ny vehivavy fa mba manana ny sokajy maha izy azy ihany koa. Ary indrindra tsy tokony ho adino ny fifanampiana @ lafiny rehetra ao @ tokantrano. Io moa dia ilay hoe "zaro @ lalana tokony alehany ny zaza..."
Io na miteny mora ianao, na maaafy. Dia "impasse" e, tsy aleoko aza mlresaka @ olon-kafa
42. niryna
(
20/10/2008 00:10)
rijadolly:
I Timoty 2: 10-15 , 10 fa amin'ny asa tsara, araka izay mahamendrika ny vehivavy manaiky ny fivavahana amin'Andriamanitra.11 Aoka ny vehivavy hianatra mangingina ka hanaiky tsara.12 Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.13 Fa Adama no natao voalohany, vao Eva.14 Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.15 Nefa hovonjena ihany izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana mbamin'ny fahononan-tena. OHABOLANA 26: 5 . 5 Valio ny adala araka ny hadalany,Fandrao dia manao azy ho hendry izy
sakaizakely:
alefaso eto fa za kamo hitady
rijadolly:miombon-kevitra aminao koa aho.
Raha tokony ho izy dia tsy nanao copie an'ireo za fa noho ny fangatahanao dia nataoko ihany satria i Naritsimba dia naniraka sy niantso antsika andray Baiboly mihitsy.Nefa moa ny toerana misy antsika 1,1 dia mety tsy ahitana baiboly eny fa na dia ny mpamaky ny serasera ihany koa aza.Voavaliako avihatrany ny teny manarangarana hoe "copie collé".Na izany na tsy izany anefa dia anisan'ireo mampirisika hatrany ny mpiserasera ny tenako mba tsy ho akamoana ny fialana ny tsy famakiana Baiboly.
samy manana ny hevitra tiany tenenina tokoa io,misy fotoana ilaina mangina,misy fotoana ilaina miteny ny tsy zaka ary mila mivavaka aloha sy mila miteny amin'ny fo milamina(tsy entitra na mikiakiaka) ary misy tsy afaka ny ahita valiny isika na inona olana misy satria samy mihevitra ny tenany ho marina avokoa.
Ny lesona azo tsoahina dia ilaina ny fanajana(fahanginana) ny vady ra miziriziry amin'heviny ny lahy mba tsy hisian'tady tapaka(tsy ankasitrahan'Andriamanitra ny fisaoram-bady),Eto eo anatrehan'Andriamanitra ny fahadisoany ary mifona mafy ho azy mba havotan'Andriamanitra ny tokatranonao.Ra manolo-kevitra ianao na manitsy ny lahy na ny vavy dia tokony hiarahamidinika ny vokatr'ilay hevi-diso mba ahatsapany ny adalany.
--------------------------------------------
Ny olona manampy ireny mpivady miady ireny dia asiany samy tonga eo izy roa ary dia samy midingindrambo aloha,manakombon-tanana sy miakatra ery ny loha(mbola samy mafana ny fo eo an,samy tsy te ho ampiana fa samy miziriziry). Rehefa manazava ilay olona hoe ahoana no nifankahitanareo roa,ahoana izany fo feno fitiavana izany tamin'ny vao hivady ? dia asiany miverina kely manao rendez-vous indray aloha ary dia misy maro tokoa no miverina indray,misy aza efa vita divorce dia atao marriage indray.( mila mianatra faharetana tokoa fa tsy mora ary tsy ho vetivety fa samy mandalina sy mandinika ny taloha izy ireo/
Ny tiako tenenina dia ny fo ranomafana,tsy ny hoe ny lahy no lohany dia tsy hajaina izy,tsy tokony hanararaotra izany hoe lohany izany koa izy fa ny biby tsy manandoha tsymandeha ary ny biby manandoha kanefa tsy manan-tongotra andeha ho aiza koa? dia voazavan'ny tenin'Atra koa io fa miaraka avokoa ny vatana rehetra ary mifanampy sy mifameno>toy izany koa ny fanambadiana(fo feno fitiavana dia feno fanajana sy tsy misy fitiavan-tena na firehana )
Anjaran'ny tokantrano no miezaka mifanakalo hevitra,mifampizara ny tenin'Atra,mandray ny tenin'Atra ho tena lohan'ny tokan-trano Izy (ATra io )dia mampiantra izany amin'ny fiainana andavan'andro fa ho voavaha ny olona na rahoviana na rahoviana raha mino ny tenin'Atra hoe tsy andaho hanao aho na amela anao ho irery Heb 13:5 .izay no hevitro satria fitsapana avokoa izany ka afaka fanadinana ve isika sa tsy afaka ?Atra irery no mahalala izany ?
43. naritsimba
(
20/10/2008 09:02)
Misaotra izay mamaly!
Ny zavatra izay voamariko dia mizara 2 mazava tsara, ny hevitra mivoaka eto:
1-Raha vehivavy no manome hevitra dia mazava fa mila miaina ny @ izao fotoana izao. Tsy faly hitsimpona ny andin-tsoratra masina izay mahafinaritra aho akory. Tsy hoe nahafinaritra ahy akory ireo, fa naha lasa saina ahy, ary inoako fa tsy lany andro akory ny Baiboly ho an'izay mampiasa azy. Raha tsy mety amin'izao fotoana izao ange ny Baiboly dia tsy tokony ho ampiasaina intsony izany fa dia havaozina hifanaraka @ toetr'andro ny voasoratra ao. Raha efa namaky isika dia mahamarika fa vitsy ny vehivavy no voatonona ao anatin'ny Baiboly noho ny lehilahy. Na ny fomba fanisana ny olona taloha aza dia ny lehilahy no isaina. Tsy milaza koa anefa aho fa tsy ilaina ny vehivavy.
2-Raha lehilahy indray no manome ny heviny eto dia mazava ihany koa fa tsy manaiky io be fahatany, fa manohana ny hevitra omen'ny vehivavy.
Ny voamariko raha vao vehivavy no mamaly an'ilay lohahevitra dia mandà an-kitsirano izy ireo, raha lehilahy kosa dia ekeny ilay voalaza nefa koa dia manaiky ny voalazan'ny vehivavy ihany izy.
Fehin'izany raha ho ahy dia efa ahitako sahady fa marina ny voalaza ao @ Timoty. Matoa nosoratana io dia nisy antony tao, ary antony navesa-danja ho an'ny fiaraha-monina t@ izany andro izany, ary @ izao fotoana matoa tsy novana na nesorina tao anatin'ny Baiboly dia mbola ilaina.
Hoy ny fitenintsika Malagasy: Aza manao toy ny vehivavy mitondra harena!
Izany dia midika fa na tsy namaky Baiboly aza ny Ntaolo Malagasy dia nahalala tsara ny fahendrena nananany ka tsy mifanipaka @ maha kristiana.
(hotohizana)

44. tywa68
(
20/10/2008 09:16)
Naritsimba : raha vhv miasa sy mampidim-bola ohatran'ny @izao fotoana izao d tsy ho azonao hangiana, fa tsy maintsy mifanazava :°)
Fa raha vhv tsy miasa fa mijanona an-trano, d mila an'ilay vola entin-drangahy zany, d latsak an-katerena izy hangiana satria matahotr ho an'ny zanany sy ny tenany zany e ! :lol:
Ny fahendren'ny Ntaolo d resaka bon sens, ary ny mampandeha ny fiaraha-monina d ilay fandeferana sy fahaizana mipirina fa tsy miziriziry be doika, satria ny marina tsy maintsy hazava miharihary eny ary ny diso d sarotra arovana :lol:

45. naritsimba
(
20/10/2008 09:17)
(tohiny)
mahavariana ahy ihany fa rehefa mety amin'ny tsirairay ny voalazan'ny Baiboly dia ao no lazaina fa marina sy tokony arahana ary ao no hakana ny hevitra hitondrana ny fiainana, fa rehefa manohintohina ny sasany kosa ny voalazany dia ahitantsika hevitra hafa.
Ho ahy rehefa nivonona ho mpanara-dia an'ny Kristy dia tokony hanaraka izay voalaza. Rehefa ENY dia ENY fa rehefa TSIA dia TSIA.

47. rakaroka
(
20/10/2008 12:15)
Ka ny ahy, mbola "averiko" fa tsy i Timoty no ivavahako na ny "baiboly".
Ambonin'izany rehetra izany nomen'Atra saina handinika fo sy fanahy tahaka anareo koa aho. Tsy voatery hindrana an-RaTimoty aho azafady vao afaka haka tsaok'hevitra @ tsy mety ataon'ny vadiko. Ary tsy voatery hangina koa manoloana ny "kiakiaka" aza raha ny marina tokony atao.
Ataovy an-tsaina fa vy tsy mikitrana irery.
Io raha ny marina efa fantatra fa fanaka malemy tsy mahatohatra anareo lhl akory ny ankamaroan'ny vhv. Dia finaritra ny manararaotra sy ny manao mokon-doha ny lhl maro. 'za aloha manoloana ny fitomboan'ny lhl tratran'ny aretin'ny fisotroana taoka: miala tsiny indrindra fa tsy handefa fanampiana intsony aho fa "LATSA" sisa no heveriko fa mendrika sy sahaza azy ireny.

48. prime
(
20/10/2008 12:46)
rakaroka> Mahaontsa ny filazanao satria toa olona efa nahita sy niharan'ny tsy rariny ianao... iraisako alahelo tanteraka...
Ny nambaran'ny Apostoly Paoly ho an'i Timoty sy ho an'ny fiangonana dia fananarana ankapobeny mba isian'ny fiarahamonina tsara sy mirindra fa tsy fanambaniana na fanamaivanana olona amin'ny mahaizy azy feno... tsy ho an'ny vehivavy ihany no nanomezana fananarana mafy fa na ny lehilahy koa aza dia maro dia maro ny azony, ho fitandroana ny fifandraisana tsara sy mendrika sy ny fihavanana amin'Andriamanitra...

49. rakaroka
(
20/10/2008 13:08)
[quote=prime]
-* :-* :-* :-*
Misaotra betsaka , mahafinaritra ahy ny fizaranao ny alahelo . Saino fa "aina" toa anareo lhl koa 'zahay ary raha ny marina aza tsy manana ny ampahafirin'ny tanjakareo akory anefa hitotonan'ny tsy eran'ny aina matetika, ary izany dia de la part de lhl. Izany anie ry Prime no mampitraotra e! Tsy mety tena tsy mety, ary tsy rariny, tena tsy rariny. Ilay ramatoa nolazaiko anao indray mandeha iry. Nisikimponitra nanampy ny vadiny hatrany izy, niasa mafy koa, nitomban-dahy, nihary maaaaafy hananan-drizareo izao fananany izao. Lasa jamba anefa izao io ramatoa io vao telo taona izay, dia narian'ny vadiny noho izany, dia ny fiara aza entiny mitondra sipa hafa anefa fiara novidian'ilay ramatoa, ilay ramatoa @ izany na hamonjy rendez-vous ho any @ dokotera aza sahirana satria tsy misy hitondra. Maaafy izany fa tsy iainanareo moa!
Raha ny fahanginan'ny vhv moa no mampivoatra ny lhl. Ka hivoatra tokoa rizareo tsy zarako aza tsy lany "energie" miteny sy miresaka? Sa ahoana?....
rakaroka> Mahaontsa ny filazanao satria toa olona efa nahita sy niharan'ny tsy rariny ianao... iraisako alahelo tanteraka...:
-* :-* :-* :-*
Misaotra betsaka , mahafinaritra ahy ny fizaranao ny alahelo . Saino fa "aina" toa anareo lhl koa 'zahay ary raha ny marina aza tsy manana ny ampahafirin'ny tanjakareo akory anefa hitotonan'ny tsy eran'ny aina matetika, ary izany dia de la part de lhl. Izany anie ry Prime no mampitraotra e! Tsy mety tena tsy mety, ary tsy rariny, tena tsy rariny. Ilay ramatoa nolazaiko anao indray mandeha iry. Nisikimponitra nanampy ny vadiny hatrany izy, niasa mafy koa, nitomban-dahy, nihary maaaaafy hananan-drizareo izao fananany izao. Lasa jamba anefa izao io ramatoa io vao telo taona izay, dia narian'ny vadiny noho izany, dia ny fiara aza entiny mitondra sipa hafa anefa fiara novidian'ilay ramatoa, ilay ramatoa @ izany na hamonjy rendez-vous ho any @ dokotera aza sahirana satria tsy misy hitondra. Maaafy izany fa tsy iainanareo moa!
Ny nambaran'ny Apostoly Paoly ho an'i Timoty sy ho an'ny fiangonana dia fananarana ankapobeny mba isian'ny fiarahamonina tsara sy mirindra fa tsy fanambaniana na fanamaivanana olona amin'ny mahaizy azy feno... tsy ho an'ny vehivavy ihany no nanomezana fananarana mafy fa na ny lehilahy koa aza dia maro dia maro ny azony, ho fitandroana ny fifandraisana tsara sy mendrika sy ny fihavanana amin'Andriamanitra...8O 8O 8O
Raha ny fahanginan'ny vhv moa no mampivoatra ny lhl. Ka hivoatra tokoa rizareo tsy zarako aza tsy lany "energie" miteny sy miresaka? Sa ahoana?....
50. tywa68
(
20/10/2008 13:27)
Hoy i Naritsimba :
Tsy misy mandà an'izany, fa ilay fandraisana an'ilay voalaza mihitsy no samihafa (arakar'ilay olona nizara sy ny toerana misy, ny taona sns... tsy mora fa atao am-pitiavana d mandeha foana) :lol:
Ho ahy rehefa nivonona ho mpanara-dia an'ny Kristy dia tokony hanaraka izay voalaza. Rehefa ENY dia ENY fa rehefa TSIA dia TSIA.
Tsy misy mandà an'izany, fa ilay fandraisana an'ilay voalaza mihitsy no samihafa (arakar'ilay olona nizara sy ny toerana misy, ny taona sns... tsy mora fa atao am-pitiavana d mandeha foana) :lol:
51. rakaroka
(
20/10/2008 13:36)
Ary ny mety tsy ho takatrareo dia ity :-$ tsy voatery mihitsy hoe résolution
ny olana mianjady eo @ tokan-trano ilay "fahanginan'ny vhv" . Ny tena tsara raha ny marina araka ny voalazan'i Booboo etsy ambony dia fananana "bonne communication" entre "couple" indrindra !
Afaka mangina ny vhv, anefa misy zavatra tsy tantiny ao anaty ao: 'tsy tsara izany'. Ohatra ahy io anie, efa ela 'za no nangina t@ vadiko e, mais je vous respecte même ... :-w :-w :-w :-$ fa soa fa misy olona hafa koa mbo afaka
hi-kopy sy hanome kourazy ny tena eto @ fiaina_mandalo ity. Soa indrindra fa tsy ny vady monja no nisy :lol: :lol: :lol:

52. naritsimba
(
20/10/2008 13:40)
rakaroka>>> tena manaiky aho raha io voalazanao io hoe niasa ilay ramatoa fa saingy rehefa jamba dia narian'ny vadiny.
Ny tiako ho fantatra dia hoe mbola mitombina ve zany io voasoratra io sa tsia.
Betsaka ny zavatra hitako, efa niainako, ka ahatsapako izany, indrindra eo @ fiaraha-monina.
tywa68>> raha ilay mifanazava hampandroso dia ekeko, fa ilay vehivavy tena mihevi-tena fa ambonin'ny lehilahy dia tsy ho ekeko mihitsy.
1-Efa hitako izany hoe lehilahy manaja vehivavy izany, tsy misotro, tsy mifoka, tsy miloka, vady tokana, saingy indrisy fa dia ilay vehivavy no nangataka fisarahana fa tsy mahay mitondra tokantrano ilay lehilahy.
2-Nisotro ilay lehilahy taloha fa efa nijanona, dia lasa ilay vehivavy indray no tsy tia ilay lehilahy, ka dia noroahiny ilay vadiny, asa inona loatra re eh?
Betsaka ny karazan-javatra miseho fa @ ankapobeny raha vao mitana ny maha izy azy ny lehilahy dia ny vava no tonga voalohany ho an'ny vehivavy.

53. prime
(
20/10/2008 13:51)
rakaroka> Marihiko tsara ny nambarako... tsy fanambaniana ny fananarana ny vehivavy ny tokony hahanginany rehefa misy tranga mety hahatonga tsy filaminana satria efa fantatra ny toetry ny vehivavy ny amin'ny resaka sy ny vava izay tsy indray mandeha no ananarana izany ao amin'ny baiboly... fa ny tsy fahatanam-bavan'ny vehivavy dia efa imbetsaka no niteraka olana teo amin'ny fifandraisan'ny olona sy Andriamanitra (izany no nahatonga ny Apostoly nampahatsiaro ny olana fototra teo amin'ny fifandraisan'ny olona sy Andriamanitra, nahakasika an'i Satàna niresaka sy nandresy lahatra an'i Eva fa tsy i Adama ary nahatonga ny ozona tamin'ny olombelona)...
Ny fananarana etoana tsy mitodika loatra amin'ny fifandraisan'ny lehilahy sy vehivavy loatra (na dia izay aza no iaingany) fa mitodika indrindra amin'ny fifandraisan'ny olona sy Andriamanitra...
Fananarana ihany io fa na ianao aza dia efa nanoritra fa maro koa ny lehilahy no tsy mahatam-bava sy be resaka ka mahatonga olana tsy misy ohatra izany eo amin'ny fiarahamonina sy eo amin'ny fifandraisana mihitsy amin'Andriamanitra... nefa ihany koa maro ny vehivavy, noho ny fahasahiany sy fahafahany niteny dia nandresy lahatra teo amin'ny fiarahamonina sy teo amin'Andriamanitra ka nahatonga famonjena teo amin'ny fianakaviany sy ny fireneny mihitsy... tsy vitsy ny toa izany ao amin'ny tantara ao amin'ny baiboly...
Izany no mahatonga ahy manipika tsara hoe, fananarana ankapobeny io ary tena tsara, mahatonga fiarahamonina mirindra sy fihavanana tsara amin'Andriamanitra fa tsy fanambaniana velively... tsy fanakombonam-bava ny vehivavy rehefa te-hiteny fa mananatra kosa ny vehivavy hitandrina ny amin'ny vava sy ny resaka sy ny tsy fifehezana izany izay miteraka olana maro eo anivon'ny ankohonana sy ny fianakaviana, eo anivon'ny fiangonana, eo amin'ny fifandraisana amin'Andriamanitra...
Tsy efa hainonao matetika ve ny tranga, rehefa misy ady eo amin'ny fiangonana ohatra, Diakona samy Diakona na Mpitandrina mihitsy koa aza... rehefa tena zohina ilay olana dia tsy dia tena goavana saingy samy mitazona ny hambopony ny tsirairay ary matetika dia ny vadiny avy no mampirisika izany...

54. rakaroka
(
20/10/2008 14:18)
Raha ny marina, ny olana dia misy foana eny ho eny, fa araka ny tenin'i Ika izay hoe "arosoy ny hevitra iaraha-midinika ny mampety na tsia izany", tsy tokony hisy tapenam-bava.
Ny mahatonga ahy maharesaka mihoatra eto dia satria tsy ny fiangonana mihitsy no hanome sehatra hitenenako! Anefa mbô manan-ko ho lazaina koa aho indrindra aza lafiny fampandrosoana!
Ny "blem" am lé vady anie.Atao hoe 'nareo lhl 'zany no loham-pianankaviana.
Ka "justement l'exemple vient du haut" hoy ny fitenenana....Tokony modely tsara no omeny. Ary ny tokantrano izany dia miainga @ vie de "couple" tsy voatery hitovy saina fa tokony ho tsapa hoe olona roa no "arindra" fa tsy hoe
ilay lhl ihany no tokony heverina misimisy !

56. tywa68
(
20/10/2008 15:52)
naritsimba:
rakaroka>>> tena manaiky aho raha io voalazanao io hoe niasa ilay ramatoa fa saingy rehefa jamba dia narian'ny vadiny.
Ny tiako ho fantatra dia hoe mbola mitombina ve zany io voasoratra io sa tsia.
Betsaka ny zavatra hitako, efa niainako, ka ahatsapako izany, indrindra eo @ fiaraha-monina.
tywa68>> raha ilay mifanazava hampandroso dia ekeko, fa ilay vehivavy tena mihevi-tena fa ambonin'ny lehilahy dia tsy ho ekeko mihitsy.
1-Efa hitako izany hoe lehilahy manaja vehivavy izany, tsy misotro, tsy mifoka, tsy miloka, vady tokana, saingy indrisy fa dia ilay vehivavy no nangataka fisarahana fa tsy mahay mitondra tokantrano ilay lehilahy.
2-Nisotro ilay lehilahy taloha fa efa nijanona, dia lasa ilay vehivavy indray no tsy tia ilay lehilahy, ka dia noroahiny ilay vadiny, asa inona loatra re eh?
Betsaka ny karazan-javatra miseho fa @ ankapobeny raha vao mitana ny maha izy azy ny lehilahy dia ny vava no tonga voalohany ho an'ny vehivavy.
Raha hita avy ety ivelany d ohatrany hoe efa nanao ezaka be i ranamana hiala ny toaka, ny sigara, ny sipa sy ny loka fa toa mbola nilaozan'i madama ihany, d mahagaga anao v zany ? amiko aloha d mety efa ela nandeferana i madama, ka nahita solony mahasalama azy kokoa, na tsy te-hierika intsony zany miaraka @ olona zany (maha-be raha2 azy fotsiny). Dia mody mipetraka an-trano rehefa marary ! koa na d ekena aza hoe niova i ramose, tsy hitovy intsony ny fitiavany an'io rangahy io satria efa be loatra ny nataony :°) Dia ilay vava moa zany no mba hanamaivana ny fòny (latsa matetika) fa tsy hahavita ny nataon'i lery izy :lol: Koa raha mba inverser-na ny situation ? misy lhl hatanty ny zakan'i madama ve ? na d ilay nampirafesiny io fotsiny ohatra ? asa re :°)
57. rakaroka
(
20/10/2008 16:40)
Tsssss!!!! raha ny marina, ny fiainana anie tsy hifandritaritana loatra, satria fohy koa ny hananana azy, na ny vavy na ny lahy samy manana droit de vivre ho "sambatra" ary samy mikatsaka izany. 'zaho manokana mahatsapa ny "avantagen'ny lhl mahay mihaino ary indrindra hoe ny vadiny no henoiny"
satria mazava ho azy fa tsy ny anabaviny na ny reniny na ny hafa aza ho afaka ho tanan-kavanana mihoatra noho ny vady izany, 'za aza nahatsikaritra fa be ny lhl lasa lavitra noho ny "fihainoany ny vadiny: "obama iray!" ; Rahateo ho ahy : "hafa mihitsy izany lehilahy manana ny sens d'écoute" . Ilay "blem" misy zavatra marobe tsy nanofanana ny lhl mikasika ny tokantrano, dia lasa any @ lé ramatoa doholo ilay izy no mitotona, anefa ankehitriny tsy dia hoe "femme au foyer tahaka ny taloha intsony anie 'zahay fa tsy mahaefa ny "fiantohana ny fidiram-bola tahaka ny taloha intsony ny ankamaroan'ny lhl
=> Raha samy mitady any ivelany, ifanjarana koa ny asa ao an-tokantrano fa tsy hoe "asam-behivavy" ilay fisainana taloha ny ao an-trano, anefa tsy mahavita ny miahy ny fivelomana irery akory ny lhl.
raha misaina tsy miangatra dia "manao trop ny vhv @ izany satria na ny mitondra vohoka aza, efa 9 volana de plus no entiny.
Izany no tokony hitsimbinana azy ireny tsy hanenoany....

58. rijadolly
(
20/10/2008 16:47)
Tsy misy na iray aza ny vehivavy eo amin\'fanekeny ny vadiny ka tsy anaiky fa ny lahy no lohan\'vadiny(eo amin\'fanatrehany ny mariaziny,soratrany,vodiondriny...) satria ananany confiance tanteraka.Izay ny antony nanekeny azy.Ary noho izany dia tokony zay no tazomina hatramin\'farany.Ny ela maharay roa,tonga ny hevitra roa tsy mitovy lalana.Ny lahy za ny lohany ny hevitro ihany ny vavy nanohitra ilay nekena tao anaty teo aloha satria mahatsiharo ho voahitsakitsaka ny zony.
in ny vahaolana? Efa misy hevitra tsara ny an\'namana sasany ao fa hamafisiko fotsiny,avereno ilay FITIAVANA VOALOHANY.
ary amafisiko ny hevitro izay efa nisy nanolotra ihany koa dia hoe miaraha midinika ilay heverinao fa hevi-diso hoe in lay vokatra ratsy noho izay hevitra izay ary asaina teneniny avy eo ny vokan-dratsin\'ilay hevitrao.Ra sanatria tonga ny fizirizirina dia fahanginana sy fanamafisana ny Fivavahana ho azy,eny mitondra ny helony eo amin\'Tomponao ny tsara mba ho afaka izy(oh ny an\'Abigaila).Tsy vahaolana ny fisarahana sy ny fiadiana ho lohany hoe : ra tsy ny ahy dia...Nefa ilay hevitrao dia mbola ianao ihany no mihevitra hoe marina.

59. tywa68
(
20/10/2008 17:10)
ka raha tsy miaina an'ilay izy d mety diso hevitra donc mila mitandrina fa tsy mora ny miara-miaina, ary rehefa miha-antitra d miova toetra sy revy koa, d raha tsy complices na tena tia d eeeeeeeeeeeee ! mahereza daholo ao @ toky nomena tery @ alitara e :-D :°)
60. ni81
(
20/10/2008 17:27)
Hoy rijadolly
Mora ho antsika mpitazana ny mandravondravona, fa ireo izay tena hiharany dia tena marary tahaka ilay nolazaiko tery @ faha27 tery. Izaho aza hitantaran'io namako io fotsiny dia tsy mahaloa-peo eo @ telefaonina :( ka maika fa izy tompony...
Efa misy hevitra tsara ny an'namana sasany ao fa hamafisiko fotsiny,avereno ilay FITIAVANA VOALOHANY.Ka atao ahoana kosa ary no hamerenana ilay FITIAVANA VOALOHANY hoy ianao? Raha mandeha ila dia tsy ho tafavoaka mihitsy, ary ny fitazonana ny alahelo ao anaty ao dia mahatonga aretina mahafaty...eny fa na dia mivavaka aza.
ary amafisiko ny hevitro izay efa nisy nanolotra ihany koa dia hoe miaraha midinika ilay heverinao fa hevi-diso hoe in lay vokatra ratsy noho izay hevitra izay ary asaina teneniny avy eo ny vokan-dratsin'ilay hevitrao.Ra sanatria tonga ny fizirizirina dia fahanginana sy fanamafisana ny Fivavahana ho azy,eny mitondra ny helony eo amin'Tomponao ny tsara mba ho afaka izy(oh ny an'Abigaila).Tsy vahaolana ny fisarahana sy ny fiadiana ho lohany hoe : ra tsy ny ahy dia...Nefa ilay hevitrao dia mbola ianao ihany no mihevitra hoe marina.