NY VEHIVAVY SY NY FAHOTANA
22. niryna
(
18/10/2008 01:11)
rakaroka:
Dia manaova "Annonce du (l) " hoe mitady "sipa moana" hiarahana monina :-D :-D :-D
=))
23. tywa68
(
18/10/2008 07:50)
ikaretsaka:
mitady sipa moana fa misoka bava o! :-D :-D :-D :-D
Tonga d tsory hoe tsy mitady boloky ? :-D :°)
24. rakaroka
(
18/10/2008 09:23)
ikaretsaka:
mitady sipa moana fa misoka bava o! :-D :-D :-D :-D
'Ty misy e :
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
26. ni81
(
18/10/2008 12:04)
Dia manaova "Annonce du(l) " hoe mitady "sipa moana" hiarahana monina=)) =))
27. rijadolly
(
18/10/2008 12:26)
I Timoty 2: 10-15 , 10 fa amin\'ny asa tsara, araka izay mahamendrika ny vehivavy manaiky ny fivavahana amin\'Andriamanitra.11 Aoka ny vehivavy hianatra mangingina ka hanaiky tsara.12 Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.13 Fa Adama no natao voalohany, vao Eva.14 Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.15 Nefa hovonjena ihany izy amin\'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin\'ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana mbamin\'ny fahononan-tena. OHABOLANA 26: 5 . 5 Valio ny adala araka ny hadalany,Fandrao dia manao azy ho hendry izy
Ra ny hevitro indray eo amin\'ilay vehevavy lazaina fa tokony angina.
Somary lavalava; I SAMOELA 25 :1-44, Ataoko copie ra misy mangataka;Anisany vehivy iray nahavonjy olona ao anaty ny Baiboly ny tenin\'Abigaila vadina mpanakarena iray ato heo Nabala.Voavonjiny tsy ho fatin\'Davida ny vadiny,no sady namonjy an\'Davida tsy handatsa-dra an\'vadiny izy.33 Ary hotahiny anie ny fahendrenao, ary hotahiny anie ianao, izay niaro ahy androany tsy hahazo heloka amin\'ny fandatsahan-drà ary tsy hamaly ho an\'ny tenako..Ilaina izany ny vavy raha eo amin\'tokatrano satria ra ny adalan\'Nabala sy ny avonavony(ny azy ihany) dia efa vita ny amin\'izy roa raha tsy nisy ny fijoron\'Abigalia hifanatrika(mifandahatra) sy hitondra ny helon\'vadiny eo anatrehan\' TOMPONY.
Ny lesona azo tsoahina dia ilaina ny fanajana(fahanginana) ny vady ra miziriziry amin\'heviny ny lahy mba tsy hisian\'tady tapaka(tsy ankasitrahan\'Andriamanitra ny fisaoram-bady),Eto eo anatrehan\'Andriamanitra ny fahadisoany ary mifona mafy ho azy mba havotan\'Andriamanitra ny tokatranonao.Ra manolo-kevitra ianao na manitsy ny lahy na ny vavy dia tokony hiarahamidinika ny vokatr\'ilay hevi-diso mba ahatsapany ny adalany.
sakaizakely:Raha tokony ho izy dia tsy nanao copie an\'ireo za fa noho ny fangatahanao dia nataoko ihany satria i Naritsimba dia naniraka sy niantso antsika andray Baiboly mihitsy.Nefa moa ny toerana misy antsika 1,1 dia mety tsy ahitana baiboly eny fa na dia ny mpamaky ny serasera ihany koa aza.Voavaliako avihatrany ny teny manarangarana hoe \"copie collé\".Na izany na tsy izany anefa dia anisan\'ireo mampirisika hatrany ny mpiserasera ny tenako mba tsy ho akamoana ny fialana ny tsy famakiana Baiboly.
alefaso eto fa za kamo hitady
Ra ny hevitro indray eo amin\'ilay vehevavy lazaina fa tokony angina.
Somary lavalava; I SAMOELA 25 :1-44, Ataoko copie ra misy mangataka;Anisany vehivy iray nahavonjy olona ao anaty ny Baiboly ny tenin\'Abigaila vadina mpanakarena iray ato heo Nabala.Voavonjiny tsy ho fatin\'Davida ny vadiny,no sady namonjy an\'Davida tsy handatsa-dra an\'vadiny izy.33 Ary hotahiny anie ny fahendrenao, ary hotahiny anie ianao, izay niaro ahy androany tsy hahazo heloka amin\'ny fandatsahan-drà ary tsy hamaly ho an\'ny tenako..Ilaina izany ny vavy raha eo amin\'tokatrano satria ra ny adalan\'Nabala sy ny avonavony(ny azy ihany) dia efa vita ny amin\'izy roa raha tsy nisy ny fijoron\'Abigalia hifanatrika(mifandahatra) sy hitondra ny helon\'vadiny eo anatrehan\' TOMPONY.
Ny lesona azo tsoahina dia ilaina ny fanajana(fahanginana) ny vady ra miziriziry amin\'heviny ny lahy mba tsy hisian\'tady tapaka(tsy ankasitrahan\'Andriamanitra ny fisaoram-bady),Eto eo anatrehan\'Andriamanitra ny fahadisoany ary mifona mafy ho azy mba havotan\'Andriamanitra ny tokatranonao.Ra manolo-kevitra ianao na manitsy ny lahy na ny vavy dia tokony hiarahamidinika ny vokatr\'ilay hevi-diso mba ahatsapany ny adalany.
28. ni81
(
18/10/2008 12:43)
Ny lesona azo tsoahina dia ilaina ny fanajana(fahanginana) ny vady ra miziriziry amin'heviny ny lahy mba tsy hisian'tady tapaka(tsy ankasitrahan'Andriamanitra ny fisaoram-bady),Eto eo anatrehan'Andriamanitra ny fahadisoany ary mifona mafy ho azy mba havotan'Andriamanitra ny tokatranonao.Ra manolo-kevitra ianao na manitsy ny lahy na ny vavy dia tokony hiarahamidinika ny vokatr'ilay hevi-diso mba ahatsapany ny adalany.Ka misy ange tsy mahatsapa mihitsy ny hevi-disony e! Mety ho ny lahy io na koa mety ho ny vavy. Dia izay no mahatonga ny fitabatabana. Ohatra iray fotsiny ity ho lazaiko ity, ary efa nentiko tany @ dinika tany ambadika tany. Misy namako (vavy izy io), manambady, ary rafozany dia mampisy korontana ny tokantranony fa misalovana be loatra @ fiainan'izy mivady ireo...
Nisy fotoana aza dia niady be i rafozana sy ravinanto vavy, ary ny loza dia tsy miditra manelanelana mba mandamina akory rangahy fa mangina fotsiny toy ny sary vongana :roll:. Dia voatery niteny ity vadiny io namako io. Dia diso ve izy izany satria niteny fa tsy nangina?
29. rakaroka
(
18/10/2008 13:38)
Ho ahy aloha tsy i Timoty loatra no inn e, fantany v ny tsy rariny mianjady ny vhv maro?....; raha nisy ny fitenenana hoe rlhl "tiava ny vadinareo" , ce n'est qu'après vao ravhv manaja ny vadinareo. Ka rehefa miharihary toa ny vay an-kandrina ny toetra mitory tsy "fitiavana " du côté lhl=> tsy vozonana tahaka izao akory ny vhv hilefitra hiaritra trèfle mba tsy hisian'ny hoe Atra mitanila sy miangatra no inoanareo.
En "effet" lhl maro tsy tambo isaina aza tsy mahay na ny manaja ny tenany @ fidorohana, fisotroana, fitondra-tena mamohehatra sns...Koa raha ny tenany aza tsy mahay manaja azy,
=> aza 'za no hafarana hanaja azy ka!

30. rakaroka
(
18/10/2008 13:54)
Ny hafatro ho an'ny bandy ftsn dia 'zao e: "mijoroa ho lhl @ fandraisana adidy @ andraikitra" , @ fahavitana Be eo @ izay tokony atao satria manana hery mihoatra noho ny vhv 'nareo.
Amin'ny fananana fahendrena mbô ho bonne directive . ary ho ny voaara Be endriky ny saha hoy ny 'ntaolo: ampy mba iampifian'ny ankohonana , ny fianankaviana, na ny firenena aza.
Fa tsy hoe ny hanaparana ny hery dia ny fanenjehana sy famonoana ny vhv,
tsy ny fibaikona no tokony aha-lohany fa ny fiantsorohana andraikitra: fialangalanana anefa no miseho mazana!

31. ni81
(
18/10/2008 14:10)
Fa tsy hoe ny hanaparana ny hery dia ny fanenjehana sy famonoana ny vhv,=D> =D> =D>
tsy ny fibaikona no tokony aha-lohany fa ny fiantsorohana andraikitra: fialangalanana anefa no miseho mazana!
32. rijadolly
(
18/10/2008 15:14)
Inoako tokoa fa samy tsy misy ol na iray aza maniry ny wawa ao antokatranony,eny fa na dia izay mitarika izany aza,na izay naha tonga ilay wawa ka nihevitra ny tenany ho tsy diso.Mihenjana ny tady hoy aho tery ambony satria samy mihevitena ho marina.Eo ny ilaina ny fahanginana(tsy amin\'avonavona) rehefa avy miteny ny vokatr\'ilay heverinao ho hevi-dison\'vadinao ianao ka manontany ny voka-dratsin\' ilay hevitrao.Akaotra izay an\'Andriamanitra fa ilaina ny fahanginana.
33. ikaretsaka
(
18/10/2008 15:42)
ka izay ange hoa le ilazao foana hoe misy contexte jerena ihany rehefa mijery ny taratasin'i Md paoly fa tsy tsimponina fotsiny e...
jerena ny situation nisy t@ izany fotoana izany sy izao...
de aza adino lalandava fa i Rakaroka tsy i timoty akory ary ny nety t@ andron-dra timoty tsary voatery hiety 100% amin'ny andron-drakaroka! :-D

34. rakaroka
(
18/10/2008 15:52)
rijadolly:
Inoako tokoa fa samy tsy misy ol na iray aza maniry ny wawa ao antokatranony,eny fa na dia izay mitarika izany aza,na izay naha tonga ilay wawa ka nihevitra ny tenany ho tsy diso.Mihenjana ny tady hoy aho tery ambony satria samy mihevitena ho marina.Eo ny ilaina ny fahanginana(tsy amin'avonavona) rehefa avy miteny ny vokatr'ilay heverinao ho hevi-dison'vadinao ianao ka manontany ny voka-dratsin' ilay hevitrao.Akaotra izay an'Andriamanitra fa ilaina ny fahanginana.
Ny véritable "blem" dia ny tsy fijoroana manoloana ny zavatra tsy mety, tahaka ireny vato angeren'ny vorona ireny fa tsy mbô oul ! Ary raha nomena saina mandinika sy vava mbo hivolana hanitsy ny tsy mety , fifanazavana ,
tena ilaina izany!.....Mbola hangina foana aho rahatrizay ary 'ngamba toute une éternité, fa miteny, mitafa aloha, raha mbola afa-manao izany, manala ny adidy e!
:lol: :lol: :lol:
35. cutie
(
18/10/2008 16:03)
mampatsiahy ahy film vo nojereko mitsy ty dinikareo ty :)
"take my eyes "
"take my eyes "
36. rakaroka
(
18/10/2008 18:17)
Ny 'astuce" mampangiana ny vhv tsotra 'ngaha dia ity : "raha mahalala ny tokony ataony , ao an-trano sy any ivelany ny lhl " dia hangina am'izay aho "
=(( =(( =((
=(( =(( =((
37. tsotsoka
(
18/10/2008 18:27)
naritsimba:
I Timoty 2:10-15
Mba vakio hoe io ho anareo dia mba lazao ny hevitrareo!
Dia tohizako ao @ Ohabolana 26:5
Aminareo hadisoana ve raha toa ka mamaly ny vadiny ny lehilahy raha sendra ireny vehivavy minantsanantsana ireny, na ilay vehivavay maivava be ireny. Matetika mantsy dia ny lehilahy no mahazo tsiny raha mifamaly @ vadiny.
Amin'ireo andinin-tsoratra masina ireo anefa indrindra ilay ao @ ITimoty dia milaza mazava fa tokony hangina ny vehivavy.
Sa ve izay no atao hoe fandrosoana sy fitovian-jo.
Misy koa ange lhl minantsanantsana tena maivava be mihintsy :evil:
38. tywa68
(
18/10/2008 18:42)
HS i tsotsoka :lol:
Rakaroka : Fa rehefa manana ny marina tsy voatery hivatravatra na hikiaka koa satria vao maika tsy mihaino rangahy d zay ilay mampiady :°)
Rakaroka : Fa rehefa manana ny marina tsy voatery hivatravatra na hikiaka koa satria vao maika tsy mihaino rangahy d zay ilay mampiady :°)
39. booboo
(
18/10/2008 21:35)
tadidiko t@ ilay bla bla fatao miaraka @ pasitera alohan'ny mariage religieux nisy an'io texte tao @ Timoty io, fa ny fampianarana nampitany t@ io dia resaka " la bonne communication dans le couple " fa tsy araka io fandraisan'i Naritsimba azy io ...
40. rakaroka
(
19/10/2008 06:46)
tywa68:
HS i tsotsoka :lol:
Rakaroka : Fa rehefa manana ny marina tsy voatery hivatravatra na hikiaka koa satria vao maika tsy mihaino rangahy d zay ilay mampiady :°)
'za aloha dia mahatsapa hoe sarotra ho an'ny vady ny "hitaiza" indray izay tsy vitan'ny reny: sarotra ny miteny olon-dehibe indrindra 'reo lhl be "égo" 'sy "macho"-man, 'zany hoe tsy mpihevitra izay momba ny vhv mihitsy.
Io na miteny mora ianao, na maaafy. Dia "impasse" e, tsy aleoko aza mlresaka @ olon-kafa
:wink: :lol: :lol: :lol: