Fiarahana romantika
1. nambina
(
29/09/2008 11:51)
Misy olona tena tiako izay hoavy hamangy avy any lavitra ka mba tiako entina hanao zavatra romantika, ahatsiarovany ahy (ankoatrany RS). Mba homeo torohevitra re!!! Ho raisina an-tanandro daholo izay hevitra homenareo eto fa tena very hevitra. Misaotra bdb tokoa hoan'izay hamaly an :-*
novalian'i Belami ny 15/10/2008 21:13
2. nomenjara
(
29/09/2008 11:58)
hihih! ianao mitady hanao zvtr romantika anefa tsy manana hevitra de mampiomé kely!
hanomano sakafo favy be izy dia amboarina tsara ny latabatra
fenoy labozia ny hefitra aza asiana jiro mirehitra fa labozia ny manerana ny hevitra sy manazava azy dia efa romantika, ravahana hira malefaka tsy mafy be ary tsy mora kely dia tena mafinaritra
:P
entre pà inona ilay RS dia lahy ianao sa vavy????

3. ni81
(
29/09/2008 12:01)
hihih! ianao mitady hanao zvtr romantika anefa tsy manana hevitra de mampiomé kely!Tsy mahita ambara fa io efa misy voalaza.
hanomano sakafo favy be izy dia amboarina tsara ny latabatra
fenoy labozia ny hefitra aza asiana jiro mirehitra fa labozia ny manerana ny hevitra sy manazava azy dia efa romantika, ravahana hira malefaka tsy mafy be ary tsy mora kely dia tena mafinaritra
entre pà inona ilay RS dia lahy ianao sa vavy????:lol:
8. ni81
(
29/09/2008 13:31)
vokabolary re izao e! mba azava ry nambina a! sa tsy mbola ao e! :lol: :lol:
9. xxx
(
29/09/2008 13:54)
sasany koa d mody fanina fotsiny, RS tiany ho lazaina d ny Relation Sexuel aleo atao teny gasy sao misy tsy mahalala indray firaisana ara-nofo!
10. ni81
(
29/09/2008 13:55)
sasany koa d mody fanina fotsiny, RS tiany ho lazaina d ny Relation Sexuel aleo atao teny gasy sao misy tsy mahalala indray firaisana ara-nofo!misaotra anao nisolo vava azy ary aloha e! :lol:
11. nambina
(
29/09/2008 14:05)
1. Mpandefa : nomenjara [ Valio ] 29-09-2008 13:58:03
Lohateny : Re : Fiarahana romantika
hihih! ianao mitady hanao zvtr romantika anefa tsy manana hevitra de mampiomé kely!
ka izay indrindra ange no mahatonga ahy nametraka ity dinika ity eto e, tsy manana hevitra izaho re!
xxx: misaotra akia nanazava fa ilay fanampiana @ hevitra no tadiaviko d vazivazy no betsaka
ni81 sy nomenjara: vhv re izaho e, fa misaotra @ ilay resaka jiro bdb fa mety izany :) :)
12. ni81
(
29/09/2008 14:12)
ni81 sy nomenjara: vhv re izaho e, fa misaotra @ ilay resaka jiro bdb fa mety izanyDia inona moa no tso-drano tokony ho lazain-tsika ry nomenjara? :)
13. orona
(
29/09/2008 14:15)
rapport iany no mba takatra --- ny ambiny aleo anontanina oul :twisted:
16. nomenjara
(
29/09/2008 14:50)
nambina:
1. Mpandefa : nomenjara [ Valio ] 29-09-2008 13:58:03
Lohateny : Re : Fiarahana romantika
hihih! ianao mitady hanao zvtr romantika anefa tsy manana hevitra de mampiomé kely!
ka izay indrindra ange no mahatonga ahy nametraka ity dinika ity eto e, tsy manana hevitra izaho re!
xxx: misaotra akia nanazava fa ilay fanampiana @ hevitra no tadiaviko d vazivazy no betsaka
ni81 sy nomenjara: vhv re izaho e, fa misaotra @ ilay resaka jiro bdb fa mety izany :) :)
HAY vehivavy!!!!..;de tairo amin'ny nahandro kaly favy be zany de hummmm sakafo miaraka am labozia de asio hira tena milay be mitsiny ny tonony no tena milay an! de ny feony avy teo
:-D
18. nomenjara
(
29/09/2008 15:28)
ni81:
ni81 sy nomenjara: vhv re izaho e, fa misaotra @ ilay resaka jiro bdb fa mety izanyDia inona moa no tso-drano tokony ho lazain-tsika ry nomenjara? :)
bonne ambiance e!
:-D
19. nambina
(
29/09/2008 17:14)
nomenjara, ni81: merci :-*
ary aiza ny bandy sasany e :wink: , mba mila ny tena tianareo ataony vhv hoanareo re izaho e, mbola mila hevitra maromaro izay vao manao decision. Raha ny tena marina d mbola iray ihany izao ange
halefaso moa zalahy e

20. mbaliana
(
29/09/2008 17:42)
manao picnic e, amoron-drano ohatra mitokana tsara miaraka amin'ny sakafo tsara voatra e... dia bonne ambiance :D