Fiarahana romantika
41. booboo
(
30/09/2008 16:05)
manao week-end any @ hotely 4 étoiles : any no midasika, any no mimotika. Romantika gravy :°) ...
Na any @ ireny châteaux, chambre d'hôtes tsy haiko hoe firy épis ireny... :°)
Na any @ ireny châteaux, chambre d'hôtes tsy haiko hoe firy épis ireny... :°)
43. booboo
(
30/09/2008 16:14)
eka ouz ! zany koa romantika gravy : finaritra ny vatana sy saina ary ny fo fa indrindra² ny vavony :°) :°) ( quand l'appétit va tout va ouz Obélix zay hihihi )
44. ssendra
(
30/09/2008 16:19)
de refa voky de mitsilailay mifampiondakondana amzay aloha mandevokanina hihih hummmm
45. nambina
(
30/09/2008 18:29)
booboo:
manao week-end any @ hotely 4 étoiles : any no midasika, any no mimotika. Romantika gravy :°) ...
Na any @ ireny châteaux, chambre d'hôtes tsy haiko hoe firy épis ireny... :°)
Tena tiko be akia io a, dieny izao aho izany mila manao economie kely satria mbola misy fotona tsara, merci booboo :-*
ssendra: dia mety koa ny anao ilay 'apres' izany e :wink:
46. mbaliana
(
30/09/2008 18:36)
booboo> humm experience vecue ve akia ?? :-D :-D :-D veloma any amin'i beloa e
47. ssendra
(
30/09/2008 18:41)
mbaliana:kopoy aho
booboo> humm experience vecue ve akia ?? :-D :-D :-D veloma any amin'i beloa e
:^)
mbaliana mbola misy fotoana raha hanao economie ka!
de mahaiza mifidy ny hotel :-P
fa lay mandende am lakana any venise ve tsy mety ho romantika kou! :lol:
48. nambina
(
30/09/2008 18:55)
fa lay mandende am lakana any venise ve tsy mety ho romantika kou!
ssendra: tena romantika tokoa akia io fa tena lafobe ihany koa a!!!!!
49. ssendra
(
30/09/2008 18:58)
ah bon! lkanefa dia tena mba tanaty ny plan-ko ny handende any venise ...am lakana kely...de atao aon fa de hanao economie kou zany e! :-D
50. cutie
(
30/09/2008 20:09)
. Mpandefa : nambina [ Valio ] 30-09-2008 16:28:03
Lohateny : Re : Fiarahana romantika
cutie: mba homeo hevitra akia, inona no mety hatao a
camping by the beach akia a lol :-D
51. ratonga
(
30/09/2008 20:40)
camping zany vé ry cutie tsy akarary lamosina klé, sady miady @ moka ko mbola manginy fotsiny :°) :-D :-D :-D
52. cutie
(
30/09/2008 20:53)
aleo alou ry zareo hanandrana e
tsy lazainy eo ihany ve raha narary lamosina izy :-D
tsy lazainy eo ihany ve raha narary lamosina izy :-D
