Fiarahana romantika
21. diamondra27
(
29/09/2008 18:15)
ny ahy zao ny tiako atao de mande manjono tonga de manao barbecue am le trondro azo hahaha
22. nambina
(
29/09/2008 18:22)
mbaliana, diamondra27: misaotra akia fa mitombo ny hevitra ary samy tsara daholo ireo saingy raha ratsy ny andro d tsy maintsy manao plan B, dia eo no mbola hitadiavana hevitra maromaro ange. Tiako ho tena 'parfait' ilay fihaonana ka tsy maintsy manao plan A,B sy C akia.... ,misaotra e! :-*
23. diamondra27
(
29/09/2008 18:27)
de ra avy ny orana de mande any disneyland ndray akia nareo a hahaha misy koa nge le bandy tia ireny zavatra mampitaintaina ireny e.
tena izy koa hono akia de tapenana ny masony de entina mande any am toerana 1 de refa tonga eo am le toerana de prepare-na tsara le zavatra nomanina : lambahoany + vera sy champagne de eny amorona plage nareo mitsam, de refa vita de alana am zay le tapimaso

24. fahamarinana
(
29/09/2008 18:33)
:arrow: diams : ho fatin'ny hatsiaka eo vao hidiran-drivotra dia mivadika zvtr hafa ndray... :) (l)
25. diamondra27
(
29/09/2008 18:36)
fahamarinana :hiiii
nambina: makany am st-michel hono akia de maka moule nareo, manaova bottes
nambina: makany am st-michel hono akia de maka moule nareo, manaova bottes
26. nambina
(
29/09/2008 18:42)
diamondra27: misaotra @ ilay hevitra akia fa maka moules manao boty izany ve akia d ho romantika, masiso trondro indray d tena tsy mlay kou :wink:
fahamarinana: tena ho loza eo tokoa raha tafiditriny rivotra ô!
fahamarinana: tena ho loza eo tokoa raha tafiditriny rivotra ô!
27. ssendra
(
29/09/2008 18:57)
ka io koa miankina amin'ny toerana handraisanao azy..tsy mazava hoe aiza ianao andrenivohitra sa ambanivohitra???
amin'ny tany mafàna sa mangatsika...hevitra globalina be fotsiny no tadiavinao anefa mety tsy mifanaraka amin'ilay footoana akory... :lol:
ny ahy zao manao paris by night no otran'ny hitako hoe romantik de mitazana anlay fiovàn'ny jiro eo am tour eiffel iny isaky ny mikatroka ny adiny iray hummmm milay

28. nambina
(
29/09/2008 19:20)
ssendra:ka izaho somary ambanivohitra no mipetraka fa efa nahita any paris by night refa tonga ao @ ville ao d te hiova kely e!
30. diamondra27
(
29/09/2008 19:24)
ka le miaraka maka moules ange tsy we zay le romantissme fa we zay aloha no atao mba hifanakaikezana e de aveo refa harivariva mano plan hafa ohatra we nahandro le moules azo de aveo amano diner de manao sortie sa tsy mety zany e
31. mbaliana
(
29/09/2008 19:26)
nambina> ny tena izy dia ilay misy zavatra atao miaraka koa akia ... raha avy ny orana dia efa mivatsy tente njy e.. eritrereto hoe avy ny orana dia nareo roa ao ambany tente mialoka ...humm
32. haritianah
(
29/09/2008 19:29)
Orona; ts azoko ny tena ifandraisan'ilay asainao jerena sy ny sujet eto.
Amiko normale bé ny fiangaviany nambina eto, faniriny dé mba zvtra romantika de mba afaka milaza dolo isika izay mba fantany fa mba romantika de anajarany ny maka izay mety aminy.Mlay kosa alou lé idée é.
Dé aza adino ny mba milaza aminay ny realisation ilay fiarahana romantika an

33. ssendra
(
29/09/2008 19:30)
nambina:
ssendra:ka izaho somary ambanivohitra no mipetraka fa efa nahita any paris by night refa tonga ao @ ville ao d te hiova kely e!
ka zà kou tsy pariaizianina ka zay no hankafiziko an'ilay izy, raha balade en amoureux romantik mitsiny
:-D
raha ambany vohitra dia tairo am piknik izany ko! fa saingy izao raha mangatsika ny andro de ahoana no atao???? 8)
34. ssendra
(
29/09/2008 19:33)
mbaliana:
nambina> ny tena izy dia ilay misy zavatra atao miaraka koa akia ... raha avy ny orana dia efa mivatsy tente njy e.. eritrereto hoe avy ny orana dia nareo roa ao ambany tente mialoka ...humm
hummmm! manja koa io avy orana io! taididiko tsara aho tamizany...
nandende fotsiny hijerijery tsena dia avy ny orana fa ianao ilay kotsa ny orana tsy niomana iny mandeha anaty orana dia mifampisakambina be draissss! manja be de refa tonga any antrano mitanitanona eo akaiky ny saufazy manao paignoire mifandona vera
35. ssendra
(
29/09/2008 19:34)
31. Mpandefa : haritianah [ Valio ] 29-09-2008 21:29:06
Lohateny : Re : Fiarahana romantika
Orona; ts azoko ny tena ifandraisan'ilay asainao jerena sy ny sujet eto.
ka ireny ilay tsy normal resahina atsy ambadika atsy =)) :-D
tsy niomehy indray aho raha tsy tamin'iny remark nao iny hihihi
36. mbaliana
(
29/09/2008 19:51)
raha za aloha tsy manao plan be loatra koa satria le improvisation koa anie tsara e... mitady solution miaraka na izy no manoro hevitra :-D
38. nambina
(
30/09/2008 07:18)
mbaliana sy ssendra: ka saika hatao surprise ilay izy kou..... fa misaotra e :-*