Fiarahana romantika
81. JOSIAH
(
01/10/2008 19:13)
merci aloha fa de nahita hevitra mihitsy koa ny tenanay mba hanao romantique koa mantsy merci an :o
82. fijo
(
01/10/2008 19:41)
hoy diams:"fijo: mankafy be ery nareo izany an"
ka mahazo torapasika ve ry diams tsy hankafy an,dry ko.
ssendra an,aza mijery volo lava moa e;nareo wa tssss
ka mahazo torapasika ve ry diams tsy hankafy an,dry ko.
ssendra an,aza mijery volo lava moa e;nareo wa tssss
87. diamondra27
(
02/10/2008 05:56)
fijo: drayyyyyyy otrany hitako ery wa le izy e
nambina: tsy misy fisaorana fa dia bonne chance e :wink: :* :* :* (l)
nambina: tsy misy fisaorana fa dia bonne chance e :wink: :* :* :* (l)
88. tsiambaratelo
(
02/10/2008 10:38)
nambina:
Misy olona tena tiako izay hoavy hamangy avy any lavitra ka mba tiako entina hanao zavatra romantika, ahatsiarovany ahy (ankoatrany RS). Mba homeo torohevitra re!!! Ho raisina an-tanandro daholo izay hevitra homenareo eto fa tena very hevitra. Misaotra bdb tokoa hoan'izay hamaly an :-*
89. tsiambaratelo
(
02/10/2008 11:02)
nambina:raha zah aloha de ,hi hi hi tsy manao surprise zany!Satry raha nisy fahasaponana tampoka de ho lasa adala eo! Tsy arakizay novisavisaina,sy noheritreretina:-P ,refa tafahoana de romantika daholo zay jerena,sy diavina e!Lay mifamihana voalohany iny,lay battement de son coeur contre la mienne,la tienne.... Lay fofon-dranomanitra malefaka mamerovero,t@akanjo nanaovany iny!Ifapitadiavana eny @ parfumierie ka na tsy eo aza izy,de satry foana ny hanimbolo =)) raha amiko aloha de zay ny romantika e,fa ny akoatrizay mbola ??? Satria raha enao aza tsy nofihininy akory,ny fahitany anao tsy de napiraika azy akory! Ny suite tonga de bofff=))=))=))=))
Misy olona tena tiako izay hoavy hamangy avy any lavitra ka mba tiako entina hanao zavatra romantika, ahatsiarovany ahy (ankoatrany RS). Mba homeo torohevitra re!!! Ho raisina an-tanandro daholo izay hevitra homenareo eto fa tena very hevitra. Misaotra bdb tokoa hoan\'izay hamaly an :-*
91. fahamarinana
(
03/10/2008 06:18)
tsiambara:
Satria raha enao aza tsy nofihininy akory,ny fahitany anao tsy de napiraika azy akory! Ny suite tonga de bofff
:arrow:k'efa hoe ho avy ilay tolon-tiana hono koa inona ndray !! mba hs koa tsiambara ndraindray an..sady somary pessimiste kely izay..:roll: (l)
93. tiff
(
04/10/2008 12:30)
ka matetika le RS no ma romantika azy. vazivazy zany kah, anorato tonokalom pitiavana izy na tsy miady rima aza tsy manin ra tsy mahay enao, efa azonao alefa hoazy na mbola tsy tonga aza izy. alaivo @ vam izy na moto refa ivokanareo na manofa aza enao ra sanatri tsy manana. hajao @ fomba feno izy @fietsika sy fiteny @ zay retra ataonareo na mafaly na masosotra io tonga d azonao atao tsy vidim bola, zay alo no itako androany @ manaraka ndray
96. Belami
(
07/10/2008 11:11)
nambina:
Misy olona tena tiako izay hoavy hamangy avy any lavitra ka mba tiako entina hanao zavatra romantika, ahatsiarovany ahy (ankoatrany RS). Mba homeo torohevitra re!!! Ho raisina an-tanandro daholo izay hevitra homenareo eto fa tena very hevitra. Misaotra bdb tokoa hoan'izay hamaly an :-*
Ianao ihany no tena mahita izay zavatra mety tiany, zavatra tsotra nefa mampiseho fitiavana atao ahatsapany fa tsy artificiel ny zavatra ataonao!
97. sytl
(
08/10/2008 12:08)
Misy olona tena tiako izay hoavy hamangy avy any lavitra ka mba tiako entina hanao zavatra romantika, ahatsiarovany ahy (ankoatrany RS). Mba homeo torohevitra re!!! Ho raisina an-tanandro daholo izay hevitra homenareo eto fa tena very hevitra. Misaotra bdb tokoa hoan'izay hamaly anmijery feux de l'amour de jerena tsara ny paikan'i Victor Newman!! :°)
